Ampefy Bon Plan-La Page

Ampefy Bon Plan-La Page La page dédiée aux bons plans à Ampefy, région Itasy, Antananarivo, Madagascar

Tratry ny taona isika mpanaraka ny pejy. Mirary soa hatrany ❤
01/01/2025

Tratry ny taona isika mpanaraka ny pejy. Mirary soa hatrany ❤

Mirary krisimasy sambatra ho antsika rehetra
25/12/2024

Mirary krisimasy sambatra ho antsika rehetra

Salama e!! Ho anareo izay mitady toerana hipetrahana aty Ampefy amin'ity vacances mois de décembre 2024 ity dia ireto mi...
05/12/2024

Salama e!!

Ho anareo izay mitady toerana hipetrahana aty Ampefy amin'ity vacances mois de décembre 2024 ity dia ireto misy bungalow anankiroa :

🏡 Bungalow double (ho an'olona roa) : 30.000 Ar/nuitée
Inclus : 1 grand lit + do**he sy wc anatiny (manondraka rano)
🏡.Bungalow familial : 60.000 Ar/nuitée
Inclus : 1 grands lits + do**he sy wc anatiny (manondraka rano) + toerana anaovana sakafo eo ivelany.
🛌🏻 Afaka manampy matelas supplémentaire : 5.000.Ar/matelas/nuitée

Exclus : eau chaude, charbon, botofotsy raha manampy matelas

Lieu : 7 km après Ampefy, amoron-dalana

Mp pour réservation 📩

Un petit tour du lac ? Une activité à effectuer durant vos vacances à Ampefy.
01/08/2024

Un petit tour du lac ?
Une activité à effectuer durant vos vacances à Ampefy.

Salama e!!Misokatra ho an'ny rehetra ny bungalow aty Moratsiazo Ampefy.Aza misalasala mandefa mp ho an'ny réservation. T...
21/07/2024

Salama e!!

Misokatra ho an'ny rehetra ny bungalow aty Moratsiazo Ampefy.
Aza misalasala mandefa mp ho an'ny réservation.

Tarif : 60.000 Ar/nuitée ny bungalow familial
30.000 Ar/nuitée ny bungalow ho an'olona roa.

Conditions : 30 % pour confirmation.

📩📩📩

Tsisy hidiran'ny fizarana bon plan fa mendrika tohanana kosa ity "Miss Itasy" ity 😊
21/05/2024

Tsisy hidiran'ny fizarana bon plan fa mendrika tohanana kosa ity "Miss Itasy" ity 😊

iny lalana iny 🚙🛣
25/04/2024

iny lalana iny 🚙🛣

Ho an'ireo izay manontany hoe ahoana sy aiza ny fangalàna tomobilina makaty Ampefy dia io ny valiny 👇🏼👇🏼👇🏼Tsy misy "excu...
09/04/2024

Ho an'ireo izay manontany hoe ahoana sy aiza ny fangalàna tomobilina makaty Ampefy dia io ny valiny 👇🏼👇🏼👇🏼

Tsy misy "excuse" intsony tsy andehanana aty 😁

Une petite virée à l'îlot de la Vierge.
17/03/2024

Une petite virée à l'îlot de la Vierge.

Pour vos vacances de Pâques à Ampefy, passez un séjour agréable à l'Auberge La Verdure 🏡Vous y trouverez : - 1 bungalow ...
12/03/2024

Pour vos vacances de Pâques à Ampefy, passez un séjour agréable à l'Auberge La Verdure 🏡

Vous y trouverez :

- 1 bungalow familial avec une capacité de 7 personnes (avec matelas), + coin cuisine externe, à 60.000 Ar/nuitée

- 1 bungalow pour 2 personnes à 30.000 Ar/nuitée

- un grand jardin pouvant accueillir des tentes (matériels non fournis) 🏕

- un parking sécurisé 🚙

📌 L'Auberge se situe à 7 km après le village d'Ampefy, 10 minutes à pied du lac Itasy 🌊

📅 Réservez dès maintenant vos dates :

📩 par mp

A bientôt 😊

Happy international tourist guide day 🎉Toy ny isan-taona dia ankalazaina anio ny andro iraisam-pirenena natokana ho an'i...
21/02/2024

Happy international tourist guide day 🎉

Toy ny isan-taona dia ankalazaina anio ny andro iraisam-pirenena natokana ho an'ireo mpitari-dia na "guide touristique" 🚶‍♀️🗺

Tena ilaina tokoa izy ireo rehefa mitsidika toerana na tanàna iray. Manana traik'efa sy fahalalana momba ny tantara, ny zavaboahary, ny zava-manan'aina rehetra, ny lalana, ny fomba amam-panao mikasika ireo toeram-pizahantany izy ireo.

Anio dia omentsika voninahitra sy fankasitrahana ireo mpitari-dia ireo, indrindra izay manao ny asany eto amin'ny faritra Itasy sy faritra Bongolava.

📸 UNWTO

Salama daholo o!! 👋🏻Hizara anareo bon plan piscine 🏊🏻‍♀ indray ary izahay.Ho an'ireo tsy dia tia rano lalina dia mety ts...
28/01/2024

Salama daholo o!! 👋🏻

Hizara anareo bon plan piscine 🏊🏻‍♀ indray ary izahay.

Ho an'ireo tsy dia tia rano lalina dia mety tsara izy ity.

Tao amin'ny PaulPaulownia Ampefyy toerana. Ny misy azy dia eo amin'ny 6 km afakan'Ampefy eo. Manaraka ny rn43.

Ity sary ity zao côté montagne ny vue fa afaka mipetraka eo ampita dia mahita vue lac Itasy tsara be ❤

Misy hébergement sy service restauration ary activités maro isan-karazany ao an-toerana... Akaiky anay ity toerana ity ka vita dia-tongotra dia rehefa misy fotoana dia mandeha milomano ao.

Zay ary fa aza adino ny maillot 👙 rehefa makaty 😉

Miarahaba antsika rehetra! 👋🏻Mbola fotoanan'ny fampiarahabana tratry ny taona izao. Ka ity misy jardin afaka anaovanareo...
22/01/2024

Miarahaba antsika rehetra! 👋🏻

Mbola fotoanan'ny fampiarahabana tratry ny taona izao. Ka ity misy jardin afaka anaovanareo izany.

Afaka manao :
🍖 barbecue (kitonotono)
⚽🏐 milalao baolina
🏕 manao camping ihany koa

Misy bungalow 🏡 ihany koa raha mila toerana hatorina.

Ka aza misalasala mandefa mp 📩 raha mahaliana anao izany.

Jerenareo ny spot post-wedding afaka atao aty faritra Itasy 😍 tsara loatra!! ❤
16/01/2024

Jerenareo ny spot post-wedding afaka atao aty faritra Itasy 😍 tsara loatra!! ❤

Akaiky ny tontolo maitso 🌳
06/01/2024

Akaiky ny tontolo maitso 🌳

Mirary taona feno fifaliana sy fahombiazana ho antsika rehetra 🥂
01/01/2024

Mirary taona feno fifaliana sy fahombiazana ho antsika rehetra 🥂

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 18:00
Tuesday 06:00 - 18:00
Wednesday 06:00 - 18:00
Thursday 06:00 - 18:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 19:00
Sunday 10:00 - 17:00

Telephone

+261349177214

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ampefy Bon Plan-La Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share