22/12/2021
Te hitsidika ireo toerana mahafinaritra sy manan-tantara eto Madagasikara ve ianao indrindra fa ianao mpianatra nefa kely ny eo an-tanana ka zary isan'ny sakana tsy ahafahanao manatanteraka ny nofinofinao hizaha an'i Madagasikara?😊
Izay indrindra no antom-pisian'ny Destination ECOLO: Hanampy sy hampianatra ny Malagasy rehetra indrindra ny Tanora hankafy sy hiaro ny hkaton'ity Gasikara mamitsika ity😍🏞️🌊
Les 12 collines sacrées de l'Imerina, Mantasoa, Manambato Tsinjoarivo, Zafimaniry (Tanala), Mikea, Nosy Be, Ranomafàna, Isalo, Toliara (Mangily, Sarodrano...) ....
Ny Destination ECOLO dia tsy Agence de voyage fa isan'ireo mpikambana ao amin'ny Association OASE hampianatra ny olona hiaro ny tontolo iainana
Ary ny tanjonay dia ny mba hanaovan'ny rehetra RECONNECTION L'HUMAIN À LA NATURE amin'ny alalan'ny voyage
'Ndao ary e manasa anareo handefa hafatra miafina
Fa hifanampy sy hifampitsinjo isika😍
Hiaraka hankafy ny natiora isika ary ahafinaritra ny fiarahantsika
Aiza ary ny toerana tianareo aleha dia hokarakarintsika e😊
Manasa anareo hiditra ao amin'ny hafatra miafina fa misy fanontaniana ho apetrakay aminareo
ECOLO