06/11/2023
โ
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐'๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ฬ๐ HO ANTSIKA REHETRA any ๐๐๐๐๐
๐ Any ๐ฑ
๐๐๐ฒ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐จ๐ฏ๐๐ฆ๐๐ซ๐ ๐๐๐๐ ho avy izao.
PAF: ๐๐.๐๐๐ ๐๐ ๐๐จ๐ง๐ฃ๐๐ฑ๐
๐ดIncluant:
โ
Fitanterana aller-retour (INSTAT Anosy @ 6 ora sasany)
โ
Vidim-pidirana rehetra.๐
โ
GEYSER D'Andranomandroatra.
โ
CHUTES DE LA LILIE.
โ
Baignade ๐โโ๏ธ
โ
Geysers ๐ฆ
โ
Activitรฉs rehetra
โ
Chute 1 et 2
โ
Cascadeโ๏ธ
โ
Frais de Guidage rehetra.
โ
Randonnรฉe.
โ
Visite
๐ดEXCLUS: Sakafo , ๐๐.000Ar raha miaraka @ sakafo tena mahafa-po๐Afaka mitondra ihany koa anefa.
Izany rehetra izany no ๐๐.๐๐๐ Ar monja๐ Ho anareo mpiara-miasa, fianakaviana, fikambanana, sns.... Afaka mandray anareo mitokana ihany koa izahay๐ฅฐ
Ny tsara indrindra ho anao๐๐ค.
๐๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ฌ๐ฎ๐ซ๐ฉ๐ซ๐ข๐ฌ๐ ๐ก๐จ ๐๐ง'๐ข๐ซ๐๐จ ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐ฆ๐๐ง๐๐จ ๐ซ๐ฬ๐ฌ๐๐ซ๐ฏ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ก๐จ ๐๐ง'๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ ๐ง๐จ ๐ฆ๐ข๐ก๐จ๐๐ญ๐ซ๐ ๐ฅฐ๐
Ataovy dieny izao @ Mp na 034 57 299 99 ary ny Rรฉservation anareo๐ฅฐ
Ny tombontsoa fanampiny miaraka aminay ve?๐ฅฐ Tsy mitsangatsangana fotsiny fa sady mahazo ambiance feno tanteraka, mahalala sy mahafantatra namana vaovao, animations rehetra.๐ ๐คฉNy visite vita๐ฅฐny fahafinaretana azo๐ฅณFa mifampalahelo rehefa mody satria nahazo famille vaovao๐๐.
Mahafaly anay foana ny mahita anareo faly tanteraka miala amin'ny rotoroto lava eto Antananarivo ๐๐คฉ๐ฅณ
Andeha hitsidika an'ITASY hifoka rivotra madio sy hialana @ rotoroto lava eto Antananarivo.
Travelexpress Madagascar
๐ช๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐