Dubai funtain izao hariva izao 🥰
Misy Publication nataon'ny agence namana mampitandrina ny olona @ agences tsy aradalana.
Iombonanay @ ankapobeny mihitsy io satria lasa izahay nahazo fahazoan-dalana avy @ Ministera, manakarama mpiasa, mandoa hetra indray no mihafihafy. Angaha moa vitan'ny miafiafy fa ny olona tena efa voa tatsy sy tarÿ dia miahiahy foana.
Izahay manokana dia tsy maintsy mitondra liste des passagers, agrement, NIF et STAT isaka ny manatitra olona eny Ivato ary tsy mbola nisy Clients nay nanana olana teny na iray aza.
Ny tsy iraisanay hevitra kosa dia ilay endrika fampihorohoroana hoe migadra any Dubai sns. Ny visa Dubai tompoko dia an'ny isam-batan'olona fa tsy tahaka ny visa hafa hoe @ anaran'ilay tour operateur no angatahana azy.
Misy aza anie olon-tsotra maka visa Dubai e. Tsy hisy hanotany anao mihitsy any hoe tour operateur inona no nandefa anao fa lois universelles no itondrany ny visa.
Isika Malagasy efa tena latsaka ka aleo izay mba te hivelatra tsy hopempoina fa mifanampy sy mifanoro hevitra aza no tokony hatao. Ny anjara omen'Andriamanitra ny tsirairay dia eo hatrany fa tsy iadivana, tsy rombahana eny an-tanan'ny hafa. Ampiasao ny fianarana rehetra natao sy ny fahaiza-mivarotra ary ny fahalalana ny ilain'ny olona.
Izany aloha eo ihany fa jereo ny ambiances t@ diner en bateau t@ fin Novembre e
Chantons la louange du Seigneur, Dieu d’Israël. Il vient au secours de son peuple, il le rend libre
Luc 1. 68
❤️❤️JOYEUX NOEL A TOUTES ET A TOUS ❤️❤️
Desert Safari
Alain'ny 4x4 eo @ hotel ny clients @ 15h30 dia ateriny eo ihany @ 21h30
Mandeha autoroute adiny 1 latsaka vao tonga any.
Rehefa any @ desert, tsy misy mampitahotra akory io fa fiara lafo vidy be io ve dia hosimbany eo?
Ny rano (tsotra, thé, café) sy ny snack ary ny dinner BBQ ny hariva dia efa ao anatiny daholo
Diner BBQ en Bateau Dubai
Teto no nahatsapako indray fa anisan'ny zavatra sarobidy indrindra nomen'Andriamanitra antsika ny maso.
Itantsika eto fa misy fitaratra matevina ilay sambo ka segondra vitsivitsy mihitsy ny camera vao mi-capturer ireo zavatra mahafinaritra eny ivelany. Ny maso anefa vao mitodika dia mahita avy hatrany en couleur exacte ny zavatra rehetra.
Tsaroana ny tenin'ilay manam-pahaizana ambony hoe: "Na ny camera raitra sy lafo vidy indrindra aza dia tahaka ny kilalaon-jaza raha ampitahaina @ mason'olombelona"