![📢📢 J-2 ry zareo aa 📣📣📣🌞Andao ho farana ampitoniana ny Volana Février.🌞 Andao hiara hisitaka kely 1 andro fotsiny hifoka ...](https://img5.travelagents10.com/320/843/154102063208438.jpg)
25/02/2021
📢📢 J-2 ry zareo aa 📣📣📣
🌞Andao ho farana ampitoniana ny Volana Février.
🌞 Andao hiara hisitaka kely 1 andro fotsiny hifoka rivotra madio, hiala rotoroto 😍😍
🌞Hiaraka @ Fianakaviana sy ny namana
🌞Hitondra Zavoka, Trondro, Katsaka, indrindra fa trondro atao voandalana izay zaka fa tsisy hoe frais taxi intsony rehefa mody fa aterinay any atrano 😲😲
🌞Andao ho any ee 😍😍😍
Mbola misy toerana ny Asabotsy 27 Février izao pour 30.000Ar
✔Transport Anosy- Ampefy / Ampefy- a votre domicile
✔Visite Chute de la Lily
✔Plage d'Ampefy
✔îlot de la vierge
Réservation : alefa MP na msg ny anarana + isanareo mandeha+ adresse ilay hanaterana mody + avance 50% @ 034 19 449 80 (Zafialisoa)
❤