![Miarahaba antsika rehetra tratra ny taona vaovao..Mirary soa sy fahasalamana be ho antsika..Fihaonana voalohany amin'it...](https://img3.travelagents10.com/603/257/928598626032575.jpg)
01/01/2025
Miarahaba antsika rehetra tratra ny taona vaovao..Mirary soa sy fahasalamana be ho antsika..
Fihaonana voalohany amin'ity taona iti..
Ndao hoeny MANDRAKA eny ny 12 janvier, anala azy sy ifandom-bera amin'iny RN2 iny isika mpanaraka ny pejy sy mpakafy natiora...
Tarifs : 35 000Ar/ olona..
MP ary ny détails rehetra..
Fihaonana voalohany io, sy izarana amin-tsika ny masaka rehetra sy plan voyage vaovao milay be ato.NDAO ARY.
.