Help Travel Lovers

Help Travel Lovers Votre réussite est notre satisfaction
(2)

🌟Ny ekipan'HELP TRAVEL LOVERS dia mirary P***A sambatra ho anao. 🐰🥚🎀
31/03/2024

🚐🚐 LASA Kely Indray Help travel lovers !! Direction : Ampefy  miaraka amin'ireto client mafinaritra b ireto 🥰 🔰"Androany...
31/03/2024

🚐🚐 LASA Kely Indray Help travel lovers !! Direction : Ampefy miaraka amin'ireto client mafinaritra b ireto 🥰 🔰"Androany Alahady 31 Mars 2024( pâque)"
Mankasitra hatrany nisafidy Help travel lovers 🥰

🔰Raha misy Liana amin'ny excursion (famille, mpiara-miasa, mpinamana, société,sns) dia Aza misalasala miresaka amin'ny équipen'ny Help Travel Lovers fa afaka miorganisé Izany izahay.

🔰Ny Help Travel lovers Dia vonona hifampizara ny tsara aminareo hatrany.
R

Bureau Help Travel lovers : 67ha akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha
Contact : 038 58 893 13

Excursion d'une journée : OFFRE LUNDI DE PÂQUE Akaikin'ny Lundi de Pâques oh!!! 'Ndao hiala voly sy hiala kely amin'ny r...
28/03/2024

Excursion d'une journée : OFFRE LUNDI DE PÂQUE Akaikin'ny Lundi de Pâques oh!!! 'Ndao hiala voly sy hiala kely amin'ny rotorotom-piainana andavanandro

👉 Help Travel lovers Dia manolotra LUNDI DE PÂQUES MIAVAKA ho anao

👉Mandraka sy Mantasoa indray no hifampitaomantsika amin'io, 'ndao hiaraka hiala voly, hiaina rivotra vaovao, hifalifaly, hilalao, hanao rencontre namana vaovao sns e!!!

☑️Excursion Mandraka et Mantasoa ny Lundi de Pâques 01 Avril 2024 hoavy izao
Tarif : 37.000Ar (TOUT COMPRIS)
- 👉Frais Aller-retour
- 👉Frais de guidage rehetra
- 👉Vidim-pidirana rehetra
- 👉Déjeuner (vary sy laoka)
- 👉Activités maro isankarazany:
*Mantasoa :
- 👉Découverte du lac sy ny tantarany
- 👉Balade en pirogue
- 👉Jeux et animations divers
* Mandraka :
- 👉Cascade
- 👉Randonnée
- 👉Visite de Lémuriens
- 👉Jeux et animations divers

🔰Hisy ny kilalao samihafa arahina fifaninana kely azahoana loka. Tena hiala voly tokoa isika amin'io. Ho afa-po daholo na ny ankizy na ny tanora na ny lehibe. Ny andro hariva no hampalaelo ehhh sady mety tsy hifankafoy 🙂

💎Fandrio dieny izao Ary ny placenao! Afaka manao réservation de places en ligne na manantona direct eny amin'ny bureau.

🔰Départ : 6h 30 à 67ha devant bureau Help Travel lovers (akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha)
Arrivée : vers 18h à Tana

📞Contact : 0385889313
🔰Bureau : Help Travel lovers 67ha akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha

Date hafa: Offre pâque : Dimanche 31 Mars 2014 : excursion AMPEFY

Akaikin'ny  Pâques oh!!! 'Ndao hiala voly sy hiala kely amin'ny rotorotom-piainana andavanandro👉 Help Travel lovers Dia ...
28/03/2024

Akaikin'ny Pâques oh!!! 'Ndao hiala voly sy hiala kely amin'ny rotorotom-piainana andavanandro

👉 Help Travel lovers Dia manolotra PÂQUES 2024 MIAVAKA ho anao

👉Ampefy indray no hifampitaomantsika amin'io, 'ndao hiaraka hiala voly, hiaina rivotra vaovao, hifalifaly, hilalao, hanao rencontre namana vaovao sns

Excursion Ampefy en une journée amin'ny
👉 Alahady Pâques 31 Mars 2024 👈

👉 Toerana Telo (3) bé izao no hotsidihana 😱
1)🔷Geyser Analavory (Aza adino ny maillot fa hilalao rano sy hilona rano isika a!!!)
2)🔷 Chute de la Lily (Ataovy vonona ny selfie 😉 fa tsara bé ny fond a!!!)
3)🔷 Îlot de la vierge ( Hanarapo hijery ny hakanton'Itasy avy ety ambony isika!!!)

👉 Participation : 32.000Ariary (+5000ar raha izahay no mikarakara Déjeuner ::vary sy laoka" matsiro be 🥰") fotsiny Dia ahafahanao mitsidika ireo toerana 3 ireo.
Efa tafiditra ao anatin'io ny:
👉 Transport Aller - Retour
👉 Frais de guidage rehetra
👉 Frais d'entrée any amin'ny site rehetra
👉 Ny activités rehetra

👉 Ambiance Mahafinaritra bé (amin'ilay tena manafaka stress sy sorisory mihitsy ah!!!)
👉 Manao découverte toerana vaovao hoan'izay mbola tsy tany ary mampatsiahitsiahy ireo fahatsiarovana mamy hoan'ireo efa tany ehhh

Départ : 6h 30 devant Poste 67ha
Arrivée à Tana: vers 18h

Fandrio dieny izao ary ny place o!!! Izay manao réservation aloha misafidy place voalohany oh 😉

Bureau Help Travel lovers : 67ha akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha
Contact : 038 58 893 1

19/03/2024

Hafa ihany ny miaraka amin'ny Help Travel Lovers!!
☺️☺️ Tsikitsiky lalandava, tontolo andronao feno fifaliana! Afaka tsara ny stress
Na any anaty tomobile na any amin'ny destination, ny ambiance 100%

'ndao Ary hiaraka aminay e! Ireto ny date manaraka:
👉Alahady 31 Mars 2024 "pâque mafinaritra io" Excursion Ampefy

Date hafa: Lundi de Pâques" Lundi 1 Avril 2024 ": Excursion Manaraka sy Mantasoa

Akaikin'ny  Pâques oh!!! 'Ndao hiala voly sy hiala kely amin'ny rotorotom-piainana andavanandro👉 Help Travel lovers Dia ...
12/03/2024

Tonga ny sary oh !!! 🥰Sary vitsivitsy tany Ampefy niaraka tamin'ny Help Travel lovers ny Alarobia 14 Février 2024Ambianc...
18/02/2024

Tonga ny sary oh !!! 🥰
Sary vitsivitsy tany Ampefy niaraka tamin'ny Help Travel lovers ny
Alarobia 14 Février 2024
Ambiance nahafinaritra bé😍
Mankasitraka antsika rehetra fa nahafinaritra ny fiarahana 🙏
Azo alaina ao groupe Help Travel lovers Group ny sary fa efa disponible ao ity ny lien groupe
https://www.facebook.com/groups/2039413066264746/?ref=share&mibextid=NSMWBT

Bureau Help Travel lovers : akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha
Contact : 038 58 893 13
Hafa Ihany Help Travel Lovers 🥰

🔰Excursion une journée Mantasoa et Mandraka amin'ny Alahady 18 Février 2024 ho avy Zao'Ndao hiala voly sy hiala kely ami...
15/02/2024

🔰Excursion une journée Mantasoa et Mandraka amin'ny Alahady 18 Février 2024 ho avy Zao

'Ndao hiala voly sy hiala kely amin'ny rotorotom-piainana andavanandro

👉 Help Travel lovers Dia manolotra Excursion Mandraka sy Mantasoa ho anao

👉Mandraka sy Mantasoa indray no hifampitaomantsika amin'io, 'ndao hiaraka hiala voly, hiaina rivotra vaovao, hifalifaly, hilalao, hanao rencontre namana vaovao sns e!!!

☑️Excursion Mandraka et Mantasoa ny Alahady 18 Février 2024 hoavy izao
Tarif : 32.000Ar ( + 5000ar raha miampy Déjeuner )
- 👉Frais Aller-retour
- 👉Frais de guidage rehetra
- 👉Vidim-pidirana rehetra
- 👉Activités maro isankarazany:
*Mantasoa :
- 👉Découverte du lac sy ny tantarany
- 👉Balade en pirogue
- 👉Jeux et animations divers
* Mandraka :
- 👉Cascade
- 👉Randonnée
- 👉Visite de Lémuriens
- 👉Jeux et animations divers

🔰Hisy ny kilalao samihafa arahina fifaninana kely azahoana loka. Tena hiala voly tokoa isika amin'io. Ho afa-po daholo na ny ankizy na ny tanora na ny lehibe. Ny andro hariva no hampalaelo ehhh sady mety tsy hifankafoy 🙂

💎Fandrio dieny izao Ary ny placenao! Afaka manao réservation de places en ligne na manantona direct eny amin'ny bureau.

🔰Départ : 6h 30 à 67ha devant bureau Help Travel lovers (akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha)
Arrivée : vers 18h à Tana
Ireto ny date manaraka tompoko :

👉 Alarobia 14 Février 2024: Excursion Ampefy

Ary fa misokatra fisoratana anarana ,koa aza tara fa voafetra ny toerana 😊😊

📞Contact : 0385889313
🔰Bureau : Help Travel lovers 67ha akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha

🔰Excursion une journée Mantasoa et Mandraka amin'ny Alahady 18 Février 2024 ho avy Zao(Ho anareo couple tsy afaka tamin'...
09/02/2024

🔰Excursion une journée Mantasoa et Mandraka amin'ny Alahady 18 Février 2024 ho avy Zao
(Ho anareo couple tsy afaka tamin'ny 14 febroary Dia 'ndao hiaraka aminay, célibataire sy famille koa tsy adino 😊)

'Ndao hiala voly sy hiala kely amin'ny rotorotom-piainana andavanandro

👉 Help Travel lovers Dia manolotra Excursion Mandraka sy Mantasoa ho anao

👉Mandraka sy Mantasoa indray no hifampitaomantsika amin'io, 'ndao hiaraka hiala voly, hiaina rivotra vaovao, hifalifaly, hilalao, hanao rencontre namana vaovao sns e!!!

☑️Excursion Mandraka et Mantasoa ny Alahady 18 Février 2024 hoavy izao
Tarif : 32.000Ar ( + 5000ar raha miampy Déjeuner )
- 👉Frais Aller-retour
- 👉Frais de guidage rehetra
- 👉Vidim-pidirana rehetra
- 👉Activités maro isankarazany:
*Mantasoa :
- 👉Découverte du lac sy ny tantarany
- 👉Balade en pirogue
- 👉Jeux et animations divers
* Mandraka :
- 👉Cascade
- 👉Randonnée
- 👉Visite de Lémuriens
- 👉Jeux et animations divers

🔰Hisy ny kilalao samihafa arahina fifaninana kely azahoana loka. Tena hiala voly tokoa isika amin'io. Ho afa-po daholo na ny ankizy na ny tanora na ny lehibe. Ny andro hariva no hampalaelo ehhh sady mety tsy hifankafoy 🙂

💎Fandrio dieny izao Ary ny placenao! Afaka manao réservation de places en ligne na manantona direct eny amin'ny bureau.

🔰Départ : 6h 30 à 67ha devant bureau Help Travel lovers (akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha)
Arrivée : vers 18h à Tana
Ireto ny date manaraka tompoko :

👉 Alarobia 14 Février 2024: Excursion Ampefy

Ary fa misokatra fisoratana anarana ,koa aza tara fa voafetra ny toerana 😊😊

📞Contact : 0385889313
🔰Bureau : Help Travel lovers 67ha akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha

Kanto i Madagascar 🔰Saint Valentin AMPEFY miaraka amin'ny HELP Travel lovers ( na en couple na Célibataire na famille Di...
09/02/2024

Kanto i Madagascar
🔰Saint Valentin AMPEFY miaraka amin'ny HELP Travel lovers ( na en couple na Célibataire na famille Dia 'ndao hiaraka aminay 😊)!!!
Excursion Ampefy en une journée amin'ny 👉Alarobia 14 febroary 2024 👈

👉 Toerana Telo (3) bé izao no hotsidihana 😱
1)🔷Geyser Analavory (Aza adino ny maillot fa hilalao rano sy hilona rano isika a!!!)
2)🔷 Chute de la Lily (Ataovy vonona ny selfie 😉 fa tsara bé ny fond a!!!)
3)🔷 Îlot de la vierge ( Hanarapo hijery ny hakanton'Itasy avy ety ambony isika!!!)

👉 Participation : 32.000Ariary (+5000ar raha izahay no mikarakara Déjeuner ::vary sy laoka" matsiro be 🥰") fotsiny Dia ahafahanao mitsidika ireo toerana 3 ireo.
Efa tafiditra ao anatin'io ny:
👉 Transport Aller - Retour
👉 Frais de guidage rehetra
👉 Frais d'entrée any amin'ny site rehetra
👉 Ny activités rehetra

👉 Ambiance Mahafinaritra bé (amin'ilay tena manafaka stress sy sorisory mihitsy ah!!!)
👉 Manao découverte toerana vaovao hoan'izay mbola tsy tany ary mampatsiahitsiahy ireo fahatsiarovana mamy hoan'ireo efa tany ehhh

Départ : 6h 30 devant Poste 67ha
Arrivée à Tana: vers 18h

Fandrio dieny izao ary ny place o!!! Izay manao réservation aloha misafidy place voalohany oh 😉
Date hafa :

👉 Alahady 18 febroary 2024 ho any Mandraka sy Mantasoa isika

Bureau Help Travel lovers : 67ha akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha
Contact : 038 58 893 13

SAINT VALENTIN à AMPEFY avec HELP TRAVEL LOVERS🔰'Ndao indray Ary hiaraka aminay any Ampefy oh!!! Excursion Ampefy en une...
07/02/2024

SAINT VALENTIN à AMPEFY avec HELP TRAVEL LOVERS
🔰'Ndao indray Ary hiaraka aminay any Ampefy oh!!!
Excursion Ampefy en une journée amin'ny
👉 Alarobia 14 Février 2024 👈

01/02/2024

Kanto i Madagascar , 'ndao hitsidika ireto toerana mafinaritra be any ampefy ireto isika , Aza adino maillot de bain fa ...
10/01/2024

Kanto i Madagascar , 'ndao hitsidika ireto toerana mafinaritra be any ampefy ireto isika ,
Aza adino maillot de bain fa hilalao rano isika

🔰 Alahady 14 Janvier 2024, Ndao indray Ary hiaraka aminay any Ampefy oh!!!
Excursion Ampefy en une journée amin'ny

👉 Toerana Telo (3) bé izao no hotsidihana 😱
1)🔷Geyser Analavory (Aza adino ny maillot fa hilalao rano sy hilona rano isika a!!!)
2)🔷 Chute de la Lily (Ataovy vonona ny selfie 😉 fa tsara bé ny fond a!!!)
3)🔷 Îlot de la vierge ( Hanarapo hijery ny hakanton'Itasy avy ety ambony isika!!!)

👉 Participation : 32.000Ariary (+5000ar raha izahay no Dia ahafahanao mitsidika ireo toerana 3 ireo.
Efa tafiditra ao anatin'io ny:
👉 Transport Aller - Retour
👉 Frais de guidage rehetra
👉 Frais d'entrée any amin'ny site rehetra
👉 Ny activités rehetra

👉 Ambiance Mahafinaritra bé (amin'ilay tena manafaka stress sy sorisory mihitsy ah!!!)
👉 Manao découverte toerana vaovao hoan'izay mbola tsy tany ary mampatsiahitsiahy ireo fahatsiarovana mamy hoan'ireo efa tany ehhh

Départ : 6h 30 devant Poste 67ha
Arrivée à Tana: vers 18h

Fandrio dieny izao ary ny place o!!! Izay manao réservation aloha misafidy place voalohany oh

Bureau Help Travel lovers : 67ha akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha
Contact : 038 58 893 13

Teto indray dia ry zareo " Centre Source Multi-Langues" no client anay !!Afa-po tanteraka,🥰📌Hafaliana hatrany miaraka am...
05/01/2024

Teto indray dia ry zareo " Centre Source Multi-Langues" no client anay !!Afa-po tanteraka,🥰

📌Hafaliana hatrany miaraka aminay 👏
📌Fifankatiavana feno firaisankina sy fiaraha-miasa👏👏👏
📌Nahafinaritra loatra ny fiarahana 🥰🥰🥰
📌Nahafinaritra loatra ireo mpianatra sy ireo tompon'andraikitra 🥰🥰
Tena hoe ny masoandro nody no nampalaelo 🥰🥰🥰

Hisaorana hatrany ianareo:
🔰famille
🔰mpiara-miasa,
🔰mpinamana,
🔰société,sns
nisafidy ny Help Travel Lovers🥰

🔰Raha misy Liana amin'ny excursion (famille, mpiara-miasa, mpinamana, société,sns) dia Aza misalasala miresaka amin'ny équipen'ny Help Travel Lovers fa afaka miorganisé Izany izahay.

🔰Ny Help Travel lovers Dia vonona hifampizara ny tsara aminareo hatrany.

Bureau Help Travel lovers : 67ha akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha
Contact : 038 58 893 13

💥𝗕.𝗢.𝗡.𝗡.𝗘 𝗔.𝗡.𝗡.𝗘́.𝗘 🥳 Help Travel Lovers vous adresse ses vœux les plus meilleurs pour cette nouvelle année.Souhaitons...
01/01/2024

💥𝗕.𝗢.𝗡.𝗡.𝗘 𝗔.𝗡.𝗡.𝗘́.𝗘 🥳
Help Travel Lovers vous adresse ses vœux les plus meilleurs pour cette nouvelle année.

Souhaitons qu'en 2024 vous allez pouvoir vous souvenir fièrement du passé, vous réjouir du présent et regarder vers l'avenir avec optimisme.
Que les plus grands rêves se réalisent ! Surtout qu'ensemble, nous sommes en mesure d’effectuer toutes les tâches.
Merci de rester avec nous !
QUE LA PAIX, LE BONHEUR ET LA SANTÉ SOIENT !

🌅Nouvelle année, nouveaux défis à relever à Help Travel Lovers! 💪

Bonne année 2024 à vous et nous 🫱🏿‍🫲🏿

Chers clients, 🙏Nous vous annonçons que l'agence Help Travel Lovers sera fermée pour congés annuels à partir du 23 Décem...
29/12/2023

Chers clients, 🙏
Nous vous annonçons que l'agence Help Travel Lovers sera fermée pour congés annuels à partir du 23 Décembre 2023 jusqu'au 03 Janvier 2024
Réouverture le 04 Janvier 2024

Toute l'équipe Help Travel Lovers vous souhaite de bonnes fêtes de fin d'année 🎉

Kanto i Madagascar 🔰 Alahady 24 Décembre 2023, Ndao indray Ary hiaraka aminay any Ampefy oh!!! Excursion Ampefy en une j...
05/12/2023

Kanto i Madagascar
🔰 Alahady 24 Décembre 2023, Ndao indray Ary hiaraka aminay any Ampefy oh!!!
Excursion Ampefy en une journée amin'ny

👉 Toerana Telo (3) bé izao no hotsidihana 😱
1)🔷Geyser Analavory (Aza adino ny maillot fa hilalao rano sy hilona rano isika a!!!)
2)🔷 Chute de la Lily (Ataovy vonona ny selfie 😉 fa tsara bé ny fond a!!!)
3)🔷 Îlot de la vierge ( Hanarapo hijery ny hakanton'Itasy avy ety ambony isika!!!)

👉 Participation : 32.000Ariary (+5000ar raha izahay no mikarakara Déjeuner ::vary sy laoka" matsiro be 🥰") fotsiny Dia ahafahanao mitsidika ireo toerana 3 ireo.
Efa tafiditra ao anatin'io ny:
👉 Transport Aller - Retour
👉 Frais de guidage rehetra
👉 Frais d'entrée any amin'ny site rehetra
👉 Ny activités rehetra

👉 Ambiance Mahafinaritra bé (amin'ilay tena manafaka stress sy sorisory mihitsy ah!!!)
👉 Manao découverte toerana vaovao hoan'izay mbola tsy tany ary mampatsiahitsiahy ireo fahatsiarovana mamy hoan'ireo efa tany ehhh

Départ : 6h 30 devant Poste 67ha
Arrivée à Tana: vers 18h

Fandrio dieny izao ary ny place o!!! Izay manao réservation aloha misafidy place voalohany oh

Bureau Help Travel lovers : 67ha akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha
Contact : 038 58 893 13

Alahady 10 Décembre 2023 ,Excursion Ampefy en une journée miaraka amin'ny Help Travel Lovers 🔰Ndao indray Ary hiaraka am...
04/12/2023

Alahady 10 Décembre 2023 ,Excursion Ampefy en une journée miaraka amin'ny Help Travel Lovers 🔰Ndao indray Ary hiaraka aminay any Ampefy oh!!!

👉 Toerana Telo (3) bé izao no hotsidihana 😱
1)🔷Geyser Analavory (Aza adino ny maillot fa hilalao rano sy hilona rano isika a!!!)
2)🔷 Chute de la Lily (Ataovy vonona ny selfie 😉 fa tsara bé ny fond a!!!)
3)🔷 Îlot de la vierge ( Hanarapo hijery ny hakanton'Itasy avy ety ambony isika!!!)

👉 Participation : 32.000Ariary (+5000ar raha izahay no mikarakara Déjeuner ::vary sy laoka" matsiro be 🥰") fotsiny Dia ahafahanao mitsidika ireo toerana 3 ireo.
Efa tafiditra ao anatin'io ny:
👉 Transport Aller - Retour
👉 Frais de guidage rehetra
👉 Frais d'entrée any amin'ny site rehetra
👉 Ny activités rehetra

👉 Ambiance Mahafinaritra bé (amin'ilay tena manafaka stress sy sorisory mihitsy ah!!!)
👉 Manao découverte toerana vaovao hoan'izay mbola tsy tany ary mampatsiahitsiahy ireo fahatsiarovana mamy hoan'ireo efa tany ehhh

Départ : 6h 30 devant Poste 67ha
Arrivée à Tana: vers 18h

Fandrio dieny izao ary ny place o!!! Izay manao réservation aloha misafidy place voalohany oh 😉

Bureau Help Travel lovers : 67ha akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha
Contact : 038 58 893 13

Tonga ny sary oh!!! 🥰Sary vitsivitsy tany Ampefy niaraka tamin'ny Help Travel lovers ny Alahady 25 Novembre 2023 Ambianc...
28/11/2023

Tonga ny sary oh!!! 🥰
Sary vitsivitsy tany Ampefy niaraka tamin'ny Help Travel lovers ny
Alahady 25 Novembre 2023
Ambiance nahafinaritra bé😍
Mankasitraka antsika rehetra fa nahafinaritra ny fiarahana 🙏
Azo alaina ao groupe Help Travel lovers Group ny sary fa efa disponible ao ity ny lien groupe
https://www.facebook.com/groups/2039413066264746/?ref=share&mibextid=NSMWBT
Date manaraka:
👉 Samedi 2 Décembre 2023: Excursion Mandraka sy Mantasoa
👉 Alahady 3 Décembre 2023 : Excursion AMPEFY
Efa misokatra ny famandrian-toerana koa aza tara sao feno ny toerana.

Bureau Help Travel lovers : akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha
Contact : 038 58 893 13
Hafa Ihany Help Travel Lovers 🥰

🔰Ndao indray Ary hiaraka aminay any Ampefy na Mandraka sy Mantasoa!!! I))Excursion Ampefy en une journée amin'ny  👉 Alah...
28/11/2023

🔰Ndao indray Ary hiaraka aminay any Ampefy na Mandraka sy Mantasoa
!!!
I))Excursion Ampefy en une journée amin'ny 👉 Alahady 03 Décembre 2023

👉 Toerana Telo (3) bé izao no hotsidihana 😱
1)🔷Geyser Analavory (Aza adino ny maillot fa hilalao rano sy hilona rano isika a!!!)
2)🔷 Chute de la Lily (Ataovy vonona ny selfie 😉 fa tsara bé ny fond a!!!)
3)🔷 Îlot de la vierge ( Hanarapo hijery ny hakanton'Itasy avy ety ambony isika!!!)

👉 Participation : 30.000Ariary (+5000ar raha izahay no mikarakara Déjeuner ::vary sy laoka" matsiro be 🥰") fotsiny Dia ahafahanao mitsidika ireo toerana 3 ireo.
Efa tafiditra ao anatin'io ny:
👉 Transport Aller - Retour
👉 Frais de guidage rehetra
👉 Frais d'entrée any amin'ny site rehetra
👉 Ny activités rehetra

II)). 🔰Excursion une journée Mantasoa et Mandraka amin'ny SABOTSY 02 Décembre 2023 ho avy Zao

'Ndao hiala voly sy hiala kely amin'ny rotorotom-piainana andavanandro

👉 Help Travel lovers Dia manolotra Excursion Mandraka sy Mantasoa ho anao

👉Mandraka sy Mantasoa indray no hifampitaomantsika amin'io, 'ndao hiaraka hiala voly, hiaina rivotra vaovao, hifalifaly, hilalao, hanao rencontre namana vaovao sns e!!!

☑️Excursion Mandraka et Mantasoa ny Sabotsy 02 Décembre 2023 hoavy izao
Tarif : 32.000Ar ( + 5000ar raha miampy Déjeuner )
- 👉Frais Aller-retour
- 👉Frais de guidage rehetra
- 👉Vidim-pidirana rehetra
- 👉Activités maro isankarazany:
*Mantasoa :
- 👉Découverte du lac sy ny tantarany
- 👉Balade en pirogue
- 👉Jeux et animations divers
* Mandraka :
- 👉Cascade
- 👉Randonnée
- 👉Visite de Lémuriens
- 👉Jeux et animations divers

🔰Hisy ny kilalao samihafa arahina fifaninana kely azahoana loka. Tena hiala voly tokoa isika amin'io. Ho afa-po daholo na ny ankizy na ny tanora na ny lehibe. Ny andro hariva no hampalaelo ehhh sady mety tsy hifankafoy 🙂

💎Fandrio dieny izao Ary ny placenao! Afaka manao réservation de places en ligne na manantona direct eny amin'ny bureau.

🔰Départ : 6h 30 à 67ha devant bureau Help Travel lovers (akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha)
Arrivée : vers 18h à Tana

📞Contact : 0385889313
🔰Bureau : Help Travel lovers 67ha akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha

Bureau Help Travel lovers : 67ha akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha
Contact : 038 58 893 13

27/11/2023

Tena Masoandro mody no Mampalaleo,omaly Alahady 26 Novembre 2023 niaraka tamin'ny Help Travel Lovers 😊
Hafa ihany ny miaraka amin'ny Help Travel Lovers!!
☺️☺️ Tsikitsiky lalandava, tontolo andronao feno fifaliana! Afaka tsara ny stress
Na any anaty tomobile na any amin'ny destination, ny ambiance 100%

'ndao Ary hiaraka aminay e! Ireto ny date manaraka:
👉Samedi 2 Décembre 2023 : Excursion Mandraka sy MANTASOA
👉 Dimanche 3 Décembre 2023: Excursion Ampefy

Fandrio dieny izao ary ny place o!!! Izay manao réservation aloha misafidy place voalohany oh 😉

Bureau Help Travel lovers : 67ha akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha
Contact : 038 58 893 13

🔰Ndao indray Ary hiaraka aminay any Ampefy oh!!! Excursion Ampefy en une journée amin'ny  👉Alahady 3 Décembre 2023 👈👉 To...
27/11/2023

🔰Ndao indray Ary hiaraka aminay any Ampefy oh!!!
Excursion Ampefy en une journée amin'ny 👉Alahady 3 Décembre 2023 👈

👉 Toerana Telo (3) bé izao no hotsidihana 😱
1)🔷Geyser Analavory (Aza adino ny maillot fa hilalao rano sy hilona rano isika a!!!)
2)🔷 Chute de la Lily (Ataovy vonona ny selfie 😉 fa tsara bé ny fond a!!!)
3)🔷 Îlot de la vierge ( Hanarapo hijery ny hakanton'Itasy avy ety ambony isika!!!)

👉 Participation : 32.000Ariary (+5000ar raha izahay no mikarakara Déjeuner ::vary sy laoka" matsiro be 🥰") fotsiny Dia ahafahanao mitsidika ireo toerana 3 ireo.
Efa tafiditra ao anatin'io ny:
👉 Transport Aller - Retour
👉 Frais de guidage rehetra
👉 Frais d'entrée any amin'ny site rehetra
👉 Ny activités rehetra

👉 Ambiance Mahafinaritra bé (amin'ilay tena manafaka stress sy sorisory mihitsy ah!!!)
👉 Manao découverte toerana vaovao hoan'izay mbola tsy tany ary mampatsiahitsiahy ireo fahatsiarovana mamy hoan'ireo efa tany ehhh

Départ : 6h 30 devant Poste 67ha
Arrivée à Tana: vers 18h

Fandrio dieny izao ary ny place o!!! Izay manao réservation aloha misafidy place voalohany oh 😉

Bureau Help Travel lovers : 67ha akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha
Contact : 038 58 893 13

🔰Excursion une journée Mantasoa et Mandraka amin'ny SABOTSY 2 Décembre 2023 ho avy Zao'Ndao hiala voly sy hiala kely ami...
27/11/2023

🔰Excursion une journée Mantasoa et Mandraka amin'ny SABOTSY 2 Décembre 2023 ho avy Zao

'Ndao hiala voly sy hiala kely amin'ny rotorotom-piainana andavanandro

👉 Help Travel lovers Dia manolotra Excursion Mandraka sy Mantasoa ho anao

👉Mandraka sy Mantasoa indray no hifampitaomantsika amin'io, 'ndao hiaraka hiala voly, hiaina rivotra vaovao, hifalifaly, hilalao, hanao rencontre namana vaovao sns e!!!

☑️Excursion Mandraka et Mantasoa ny Sabotsy 2 Décembre 2023 hoavy izao
Tarif : 32.000Ar ( + 5000ar raha miampy Déjeuner )
- 👉Frais Aller-retour
- 👉Frais de guidage rehetra
- 👉Vidim-pidirana rehetra
- 👉Activités maro isankarazany:
*Mantasoa :
- 👉Découverte du lac sy ny tantarany
- 👉Balade en pirogue
- 👉Jeux et animations divers
* Mandraka :
- 👉Cascade
- 👉Randonnée
- 👉Visite de Lémuriens
- 👉Jeux et animations divers

🔰Hisy ny kilalao samihafa arahina fifaninana kely azahoana loka. Tena hiala voly tokoa isika amin'io. Ho afa-po daholo na ny ankizy na ny tanora na ny lehibe. Ny andro hariva no hampalaelo ehhh sady mety tsy hifankafoy 🙂

💎Fandrio dieny izao Ary ny placenao! Afaka manao réservation de places en ligne na manantona direct eny amin'ny bureau.

🔰Départ : 6h 30 à 67ha devant bureau Help Travel lovers (akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha)
Arrivée : vers 18h à Tana
Ireto ny date manaraka tompoko :

👉Alahady 2 Décembre 2023: Excursion Ampefy

Ary fa misokatra fisoratana anarana ,koa aza tara fa voafetra ny toerana 😊😊

📞Contact : 0385889313
🔰Bureau : Help Travel lovers 67ha akaikin'ny arrêt bus Poste 67ha

Address

67ha Akaikin'ny Arrêt Bus Poste
Antananarivo

Telephone

+261385889313

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Help Travel Lovers posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Help Travel Lovers:

Videos

Share

Category