Zahatour Madagascar

Zahatour Madagascar Découvrir ensemble la beauté de Madagascar

Amin'izao 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗿𝗶𝗱𝗶𝗮 izao, ny ministeran’ny Fizahantany dia faly miarahaba ireo mpitarid...
21/02/2023

Amin'izao 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗿𝗶𝗱𝗶𝗮 izao, ny ministeran’ny Fizahantany dia faly miarahaba ireo mpitaridia rehetra manerana ny Nosy.

Ny andro androany izay natokana ho fanamarihana ny maha zava-dehibe ny asan'ny mpitaridia. Asa iray manana ny lanjany manokana eo amin’ny sehatry ny fizahantany. Anisan’ny asa mahafinaritra satria sady ahafahana mahita toerana isankarazany no ahafahana mifanerasera amin'ny vahiny maro maneran-tany sy malagasy ihany koa.

Ny mpitaridia no taratry ny fahombiazan'ny fitsidihana na fitsangatsanganana ataon'ireo mpizahantany,, izy ireo no miaraka amin'ireo vahiny mandritry ny andro maromaro ka mampahafantatra ireo vakoka sy harena mampiavaka ireo faritra tsidihina.

© MT

Fiverenana an-tsary ny dia tany Mandraka, Sahamaintsoanala.Ny 17 Desambra 2022 | SabotsyMankasitraka, mirary fety sambat...
17/12/2022

Fiverenana an-tsary ny dia tany Mandraka, Sahamaintsoanala.

Ny 17 Desambra 2022 | Sabotsy

Mankasitraka, mirary fety sambatra ho antsika tsirairay avy !



© Zahatour Madagascar

✅ Excursion MANDRAKA SAHAMAINTSOANALA"Samedi 17 Décembre 2022"✅ Ny programa :- Miainga amin'ny 6ora30 maraina eo Ampefil...
13/12/2022

✅ Excursion MANDRAKA SAHAMAINTSOANALA

"Samedi 17 Décembre 2022"

✅ Ny programa :
- Miainga amin'ny 6ora30 maraina eo Ampefiloha
- Fitsidihana Lémuriens, Cascade, Lac
- Sakafo atoandro
- Kilalao isan-karazany

✅ Inclus:
- Transport aller et retour (Fiara Hyundai county)
- Fidirana "Parc"
- Frais de guidage
- Sakafo atoandro

✅ Exclus:
- Rano fisotro

Tarif : 35 000 Ariary /personne
Réservation : acompte sur Mvola 20 000ar.

©️Zahatour Madagascar
☎️+261 34 50 604 14

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, MandrakaFitsangatsanganana tsy manam-paharoa.Ny "Sabotsy 17 Desambra 2022"✅Milamina ianao ...
07/12/2022

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, Mandraka
Fitsangatsanganana tsy manam-paharoa.

Ny "Sabotsy 17 Desambra 2022"

✅Milamina ianao miaraka aminay,
Fiara malalaka tsara tsy mampiasa crafter, sprinter
Tonga ara-potoana amin'ny fodiana eto Antananarivo

✅ Programa :
• Miainga amin'ny 6 ora 30 maraina eo Ampefiloha (Parking LTC)
• Fitsidihina ny VARIKA, fizahana ny cascade, ny farihy mahafinaritra
• Sakafo atoandro sy fakàna aina
• Kilalao maro samihafa

✅ Tolotra :
• Fitaterana mandroso sy miverina
• Fidirana rehetra eny an-toerana
• Mpisera dia
• Sakafo atoandro

✅ Tsy ao anatin'ny tolotra tokony entina :
• Rano fisotro
• Tsaingoka isan-karazany

Sarany : 35.000 Ariary/Olona
Famandrihana ny toerana : acompte Mvola 20.000 Ariary.

Mirary soa ho antsika !

©️ Zahatour Madagascar
📱 +261 34 50 604 14

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, MandrakaFitsangatsanganana tsy manam-paharoa.Ny "Sabotsy 17 Desambra 2022"✅Milamina ianao ...
02/12/2022

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, Mandraka
Fitsangatsanganana tsy manam-paharoa.

Ny "Sabotsy 17 Desambra 2022"

✅Milamina ianao miaraka aminay,
Fiara malalaka tsara tsy mampiasa crafter, sprinter
Tonga ara-potoana amin'ny fodiana eto Antananarivo

✅ Programa :
• Miainga amin'ny 6 ora 30 maraina eo Ampefiloha (Parking LTC)
• Fitsidihina ny VARIKA, fizahana ny cascade, ny farihy mahafinaritra
• Sakafo atoandro sy fakàna aina
• Kilalao maro samihafa

✅ Tolotra :
• Fitaterana mandroso sy miverina
• Fidirana rehetra eny an-toerana
• Mpisera dia
• Sakafo atoandro

✅ Tsy ao anatin'ny tolotra tokony entina :
• Rano fisotro
• Tsaingoka isan-karazany

Sarany : 35.000 Ariary/Olona
Famandrihana ny toerana : acompte Mvola 20.000 Ariary.

Mirary soa ho antsika !

©️ Zahatour Madagascar
📱 +261 34 50 604 14

✅ Ireto indray ary ireo fandaharam-potoana antsika amin'ity Desambra ity :• 17 Desambra 2022 : MandrakaSarany : 35.000 A...
01/12/2022

✅ Ireto indray ary ireo fandaharam-potoana antsika amin'ity Desambra ity :

• 17 Desambra 2022 : Mandraka
Sarany : 35.000 Ariary
• 22 - 23 Desambra : Antsirabe
Sarany : 190.000 Ariary
• 29 - 30 Desambra : Andasibe
Sarany : 169.000 Ariary

✅Miala amin'ny mahazatra ny fiara andehanantsika miaraka amin'ny Hyundai County Deluxe, malalaka, madio sy milamina tsara ny tsirairay

Ka inona ary no andrasantsika ?
Andao hiala voly sy haka rivo-baovao amin'izao faraparan'ny taona izao

📱+261 34 50 604 14 no laharana ho an'ny FAMANDRIHAN-TOERANA

©️ Zahatour Madagascar
Mirary ny soa sy ny tsara hatrany !

Fiverenana an-tsary ny dia tany Mandraka, Sahamaintsoanala 27 Novambra 2022 | AlahadyMankasitraka, mirary soa ho antsika...
29/11/2022

Fiverenana an-tsary ny dia tany Mandraka, Sahamaintsoanala
27 Novambra 2022 | Alahady

Mankasitraka, mirary soa ho antsika tsirairay avy !

Isa, Roa, Telo Mananasyyy



© Zahatour Madagascar

✅ Fialan-tsasatry ny Noely Antsirabe "VILLE D'EAUX"🎄  Ny "22 hatramin'ny 23 desambra 2022"fitsidihana an'Antsirabe sy ny...
25/11/2022

✅ Fialan-tsasatry ny Noely Antsirabe "VILLE D'EAUX"🎄
Ny "22 hatramin'ny 23 desambra 2022"
fitsidihana an'Antsirabe sy ny manodidina azy

• Fitsidihana ny farihy malaza TRITRIVA
• Fitsidihana ny farihy ANDRAIKIBA
• Kilalao maro isankarazany
• Fandehanana lakana
• "Tour de ville" Antsirabe
• Dobo filomanosana Andranomafana (Piscine Thermale Andranomafana)
• Fizahàna mandeha irery (quartier libre)

✅ Ao anatin'ny tolotra :
• Fitanterana mandroso sy miverina (Hyundai County Deluxe)
• Efitrano fandraisam-bahiny (Roa na Fianakaviana)
• Fidirana parc, piscine...
• Mpitari-dia
• Sakafo (atoandro, hariva ; maraina, atoandro)

✅ Tsy ao anatiny:
• Zava-pisotro
• Rano fisotro
• Sakafo tsaingoka eny an-dalàna
• Filàna manokana

✅Izany rehetra izany no amin'ny sarany 190.000Ar
Famandrihan-toerana: 100.000Ar

Fiaingana: amin'ny 6 ora eo Ampefiloha (Parking LTC)
NB : Aza adino ny akanjo filomanosana (An-doha)

Mirary soa tompoko !

📱 +261 34 50 604 14
Birao : Analamahitsy bâtiment Perfect pizza rihana voalohany.
©️ Zahatour Madagascar

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, MandrakaFitsangatsanganana tsy manam-paharoa.Nohon'ny fangatahin'ny maro dia ahemotra ny "...
22/11/2022

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, Mandraka
Fitsangatsanganana tsy manam-paharoa.

Nohon'ny fangatahin'ny maro dia ahemotra ny " Alahady 27 Novambra 2022" ny fitsangatsanganana tokony hatao ny "Sabotsy 26 Novambra 2022"

✅Milamina ianao miaraka aminay,
Fiara malalaka tsara tsy mampiasa crafter, sprinter
Tonga ara-potoana amin'ny fodiana eto Antananarivo

✅ Programa :
• Miainga amin'ny 6 ora 30 maraina eo Ampefiloha (Parking LTC)
• Fitsidihina ny VARIKA, fizahana ny cascade, ny farihy mahafinaritra
• Sakafo atoandro sy fakàna aina
• Kilalao maro samihafa

✅ Tolotra :
• Fitaterana mandroso sy miverina
• Fidirana rehetra eny an-toerana
• Mpisera dia
• Sakafo atoandro

✅ Tsy ao anatin'ny tolotra tokony entina :
• Rano fisotro
• Tsaingoka isan-karazany

Sarany : 35.000 Ariary/Olona
Famandrihana ny toerana : acompte Mvola 20.000 Ariary.

Mirary soa ho antsika !

©️ Zahatour Madagascar
📱 +261 34 50 604 14

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, MandrakaFitsangatsanganana tsy manam-paharoa ny " Sabotsy 26 Novambra 2022 "✅Milamina iana...
12/11/2022

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, Mandraka
Fitsangatsanganana tsy manam-paharoa ny

" Sabotsy 26 Novambra 2022 "

✅Milamina ianao miaraka aminay,
Fiara malalaka tsara tsy mampiasa crafter, sprinter
Tonga ara-potoana amin'ny fodiana eto Antananarivo

✅ Programa :
• Miainga amin'ny 6 ora 30 maraina eo Ampefiloha (Parking LTC)
• Fitsidihina ny VARIKA, fizahana ny cascade, ny farihy mahafinaritra
• Sakafo atoandro sy fakàna aina
• Kilalao maro samihafa

✅ Tolotra :
• Fitaterana mandroso sy miverina
• Fidirana rehetra eny an-toerana
• Mpisera dia
• Sakafo atoandro

✅ Tsy ao anatin'ny tolotra tokony entina :
• Rano fisotro
• Tsaingoka isan-karazany

Sarany : 35.000 Ariary/Olona
Famandrihana ny toerana : acompte Mvola 20.000 Ariary.

Mirary soa ho antsika !

©️ Zahatour Madagascar
📱 +261 34 50 604 14

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, MandrakaFitsangatsanganana tsy manam-paharoa ny " Sabotsy 26 Novambra 2022 "" Sabotsy 17 D...
07/11/2022

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, Mandraka
Fitsangatsanganana tsy manam-paharoa ny

" Sabotsy 26 Novambra 2022 "
" Sabotsy 17 Desambra 2022 "

✅Milamina ianao miaraka aminay,
Fiara malalaka tsara tsy mampiasa crafter, sprinter
Tonga ara-potoana amin'ny fodiana eto Antananarivo

✅ Programa :
• Miainga amin'ny 6 ora 30 maraina eo Ampefiloha (Parking LTC)
• Fitsidihina ny VARIKA, fizahana ny cascade, ny farihy mahafinaritra
• Sakafo atoandro sy fakàna aina
• Kilalao maro samihafa

✅ Tolotra :
• Fitaterana mandroso sy miverina
• Fidirana rehetra eny an-toerana
• Mpisera dia
• Sakafo atoandro

✅ Tsy ao anatin'ny tolotra tokony entina :
• Rano fisotro
• Tsaingoka isan-karazany

Sarany : 35.000 Ariary/Olona
Famandrihana | Mvola 20.000 Ariary

Mirary soa ho antsika !

©️ Zahatour Madagascar
📱 +261 34 50 604 14

Ho soaFiverenana an-tsary ny dia tany Mandraka, Sahamaintsoanala 31 Oktobra 2022 | AlatsinainyMankasitraka, mirary soa h...
01/11/2022

Ho soa

Fiverenana an-tsary ny dia tany Mandraka, Sahamaintsoanala
31 Oktobra 2022 | Alatsinainy

Mankasitraka, mirary soa ho antsika tsirairay avy !



© Zahatour Madagascar

Na diaaa... kotro-baratra Fiverenana an-tsary ny dia Mandraka, Sahamaintsoanala 29 Oktobra 2022 | SabotsyMankasitraka, m...
30/10/2022

Na diaaa... kotro-baratra

Fiverenana an-tsary ny dia Mandraka, Sahamaintsoanala
29 Oktobra 2022 | Sabotsy

Mankasitraka, mirary soa ho antsika tsirairay avy !



© Zahatour Madagascar

27/10/2022

Sahamaintsoanala Mandraka

Journée Nationale des lémuriens
Varika | Eulemur fulvus
Zahatour Madagascar

Rendez-vous le 29 octobre 2022
Très prochainement les nouvelles voyages et destinations

MANDRAKA✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA"Samedi 29 Octobre 2022"✅ Ny programme :- Miainga amin'ny 6ora30 maraina eo Ampefilo...
20/10/2022

MANDRAKA

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA

"Samedi 29 Octobre 2022"

✅ Ny programme :
- Miainga amin'ny 6ora30 maraina eo Ampefiloha
- Fitsidihana Lémuriens, Cascade, Lac
- Sakafo atoandro
- Kilalao isan-karazany

✅ Inclus:
- Transport aller et retour
- Fidirana "Parc"
- Frais de guidage
- Sakafo atoandro

✅ Exclus:
- Rano fisotro

Tarif : 35 000 Ariary /personne
Réservation : acompte sur Mvola 20 000ar.

🌐 Zahatour Madagascar
☎️+261 34 50 604 14

[𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒚 2022] Ankalazaina anio 27 septambra 2022 ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny...
27/09/2022

[𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒚 2022]

Ankalazaina anio 27 septambra 2022 ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny Fizahantany. Lohahevitra nofidian’ny fivondronana iraisam-pirenena momba ny fizahantany entina hanamarihana ny andro androany dia ny hoe: « mandinika indray ny momba ny fizahantany ».

Anisan’ireo sehatra voa mafy tamin’ny krizy noho ny aretina Covid 19 ny sehatry ny fizahantany ary betsaka ny zavatra niova noho izany. Ilaina arak’izany ny mandinika indray ny momba ny fizahantany amin’ny alalan’ny fototra sy fijery vaovao.
----



© Minister of tourism

MANDRAKA✅ Ireto indray no date manaraka ho an'ny : Excursion SAHAMAINTSOANALA- Samedi 01 Octobre 2022- Samedi 15 Octobre...
26/09/2022

MANDRAKA

✅ Ireto indray no date manaraka ho an'ny : Excursion SAHAMAINTSOANALA

- Samedi 01 Octobre 2022
- Samedi 15 Octobre 2022
- Samedi 29 Octobre 2022

✅ Ny programme :
- Miainga amin'ny 6ora30 maraina eo Ampefiloha
- Fitsidihana Lémuriens, Cascade, Lac
- Sakafo atoandro
- Kilalao isan-karazany

✅ Inclus:
- Transport aller et retour
- Fidirana "Parc"
- Frais de guidage
- Sakafo atoandro

✅ Exclus:
- Rano fisotro

Tarif : 35 000 Ariary /personne
Réservation : acompte sur Mvola 20 000ar.

🌐 Zahatour Madagascar
☎️+261 34 50 604 14

MANDRAKA✅ Ireto indray no date manaraka ho an'ny : Excursion SAHAMAINTSOANALA- 01 Octobre 2022- 15 Octobre 2022- 29 Octo...
22/09/2022

MANDRAKA

✅ Ireto indray no date manaraka ho an'ny : Excursion SAHAMAINTSOANALA

- 01 Octobre 2022
- 15 Octobre 2022
- 29 Octobre 2022

✅ Ny programme :
- Miainga amin'ny 6ora30 maraina eo Ampefiloha
- Fitsidihana Lémuriens, Cascade, Lac
- Sakafo atoandro
- Kilalao isan-karazany

✅ Inclus:
- Transport aller et retour
- Fidirana "Parc"
- Frais de guidage
- Sakafo atoandro

✅ Exclus:
- Rano fisotro

Tarif : 35 000 Ariary /personne
Réservation : acompte sur Mvola 20 000ar.

🌐 Zahatour Madagascar
☎️+261 34 50 604 14

Mbola misy toerana 8 disponibles ho an'izay andeha Mandraka !Ce samedi 17 Septembre 2022.Réservez en MP !☎️034 50 604 14
15/09/2022

Mbola misy toerana 8 disponibles ho an'izay andeha Mandraka !

Ce samedi 17 Septembre 2022.
Réservez en MP !
☎️034 50 604 14

✅ Choisissez votre date pour une Excursion à Mandraka SAHAMAINTSOANALA :- Samedi 17 Septembre 2022 (Des places disponibl...
13/09/2022

✅ Choisissez votre date pour une Excursion à Mandraka SAHAMAINTSOANALA :
- Samedi 17 Septembre 2022 (Des places disponibles)
- Samedi 01 Octobre 2022
- Samedi 15 Octobre 2022
- Samedi 29 Octobre 2022

✅Au programme :
- Départ Ampefiloha complexe à 6h30 du Matin
- Visite du parc(faune et flore)
- Visite cascade
- Jeux collectifs
- Retour axe Antananarivo

✅Inclus :
- Prix d'entrée parc et visite guidée
- Déjeuner
- Transport

✅Exclus:
- Boisson, eau

Participation : 35.000 Ariary/pax
Réservation : Acompte sur mvola : 20.000ar ou dans nos points de réservation.

🌐 Zahatour Madagascar
☎️ +261 38 05 210 81 - +261 34 50 604 14

Retour en image Nosy be | Treasure island © Zahatour Madagascar | Nosy be
05/09/2022

Retour en image
Nosy be | Treasure island

© Zahatour Madagascar | Nosy be

✅ Choisissez votre date pour une Excursion à Mandraka SAHAMAINTSOANALA :- Samedi 17 Septembre 2022- Samedi 01 Octobre 20...
01/09/2022

✅ Choisissez votre date pour une Excursion à Mandraka SAHAMAINTSOANALA :
- Samedi 17 Septembre 2022
- Samedi 01 Octobre 2022
- Samedi 15 Octobre 2022
- Samedi 29 Octobre 2022

✅Au programme :
- Départ Ampefiloha complexe à 6h30 du Matin
- Visite du parc(faune et flore)
- Visite cascade
- Jeux collectifs
- Retour axe Antananarivo

✅Inclus :
- Prix d'entrée parc et visite guidée
- Déjeuner
- Transport

✅Exclus:
- Boisson, eau

Participation : 35.000 Ariary/pax
Réservation : Acompte sur mvola : 20.000ar ou dans nos points de réservation.

🌐 Zahatour Madagascar
☎️ +261 38 05 210 81 - +261 34 50 604 14

🔴Dans le cadre de la 29ème édition du World Travel Awards, la destination Madagascar figure parmi les nominés aux prix d...
21/08/2022

🔴Dans le cadre de la 29ème édition du World Travel Awards, la destination Madagascar figure parmi les nominés aux prix des meilleures destinations de l’Océan Indien pour l’année 2022.

🔹L'année dernière, Madagascar a reçu, pour la cinquième année consécutive le Prix de la "Meilleure destination verte de l'océan" (Indian Ocean's Leading Green Destination 2021).

L'actualité de Madagascar en continu sur https://actu.orange.mg/
© Orange Actu Mada

M a n d r a k a20 Août 2022 Mankasitraka ary maneho fisaorana ho antsika tsirairay avy, mirary soa indrindra dia mandram...
20/08/2022

M a n d r a k a
20 Août 2022

Mankasitraka ary maneho fisaorana ho antsika tsirairay avy, mirary soa indrindra dia mandram-pihaona daholo

✅Excursion à Mandraka le Samedi 20 Août 2022✅Au programme :- Départ Ampefiloha complexe à 6h30 du Matin- Visite du parc(...
15/08/2022

✅Excursion à Mandraka le Samedi 20 Août 2022

✅Au programme :
- Départ Ampefiloha complexe à 6h30 du Matin
- Visite du parc(faune et flore)
- Visite cascade
- Team building
- Retour axe Antananarivo

✅Inclus :
- Prix d'entrée parc et visite guidée
- Déjeuner
- Transport

✅Exclus:
- Boisson, eau

Participation : 35.000 Ariary/pax
Réservation : Acompte sur mvola : 20.000ar ou dans nos points de réservation.

🌐 Zahatour Madagascar
☎️ +261 38 05 210 81 - +261 34 50 604 14

13/08/2022
✅ Prochaine destination : Nosy Be Zahatour Madagascar vous propose un voyage époustouflant de 8 jours et 7 nuitées sur l...
12/08/2022

✅ Prochaine destination : Nosy Be
Zahatour Madagascar vous propose un voyage époustouflant de 8 jours et 7 nuitées sur l'Île paradisiaque parfumée de Madagascar

Choisissez votre date et réservez dès maintenant :
- 23 Août au 30 Août 2022 (5 places disponibles)
- 23 Sept au 30 Sept 2022

À découvrir :
- Nosy be Hell ville Tour
- Lemuria Land
- Andilana plage
- Mont passot
- Nosy Sakatia
- Nosy Iranja
- Madirokely plage
- Ambatoloaka by night.

À 870.000ar/personne

✅Inclus :
- Transport terrestre, Transport Maritime
- Hébergement (2pax/chambre ou chambre familiale)
- Restauration pendant le séjour.

✅Exclus :
Boissons, eau, repas sur route, dépense personnelle

Réservez vos places!
Adresse : Besarety route vers ex-perception.

🌐Zahatour Madagascar
☎️+261 34 50 604 14

✅ Prochaine destination : Nosy Be Zahatour Madagascar vous propose un voyage époustouflant de 8 jours et 7 nuitées sur l...
08/08/2022

✅ Prochaine destination : Nosy Be
Zahatour Madagascar vous propose un voyage époustouflant de 8 jours et 7 nuitées sur l'Île paradisiaque parfumée de Madagascar

Choisissez votre date et réservez dès maintenant :
- 23 Août au 30 Août 2022
- 23 Sept au 30 Sept 2022

À découvrir :
- Nosy be Hell ville Tour
- Lemuria Land
- Andilana plage
- Mont passot
- Nosy Sakatia
- Nosy Iranja
- Madirokely plage
- Ambatoloaka by night.

À 870.000ar/personne

✅Inclus :
- Transport terrestre, Transport Maritime
- Hébergement (2pax/chambre ou chambre familiale)
- Restauration pendant le séjour.

✅Exclus :
Boissons, eau, repas sur route, dépense personnelle

Réservez vos places!
Adresse : Besarety route vers ex-perception.

🌐Zahatour Madagascar
☎️+261 34 50 604 14

Programme du mois d'Août avec Zahatour Madagascar Découvrir ensemble la beauté de Madagascar Andasibe | Mandraka | Amboh...
04/08/2022

Programme du mois d'Août avec Zahatour Madagascar

Découvrir ensemble la beauté de Madagascar

Andasibe | Mandraka | Ambohimanga Rova | Nosy Be

́

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:00
Tuesday 09:00 - 16:00
Wednesday 09:00 - 16:00
Thursday 09:00 - 16:00
Friday 09:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zahatour Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share