58ème visiteurs

58ème visiteurs Confiez-nous votre voyage de rêve ��

01/02/2024

Samy faly de bonne année ee😂 🎉🎉

Bey bey janvier hello février 😊Ty ary ny masaka e💪Voyage organisé:👉 DUBAÏ 8JOURS✅️22 Février au 29 Février 202420 person...
01/02/2024

Bey bey janvier hello février 😊
Ty ary ny masaka e💪
Voyage organisé:

👉 DUBAÏ 8JOURS
✅️22 Février au 29 Février 2024
20 personnes inscrites (full)

👉MAURICE 6jours
✅️27 Février au 3 Mars 2024
12 personnes inscrites / 3 places libres

DUBAÏ 8jours avec Pack Business
✅️16 Mars au 23 Mars 2024
5 personnes inscrites /5 places libre

👉 SAINTE-MARIE 8 jours
✅️27 Mars au 3 avril 2024
0 personnes inscrites

👉TULÉAR 8 jours
✅️28 Mars au 4 avril 2024
2 personnes inscrites/ 6 places libre
Misy Vehivavy te handeha fa irery izy mitady namana vehivavy ifampizara chambre aminy, Pack Luxe Lit séparé ☺️

MP Pour plus d'info

Hello february😍😍Voyage organisé makany Dubaï no anokafana ny voyage amin’ity taona ity😍 22Fevrier -29 Fevrier✅ ( efa fen...
01/02/2024

Hello february😍😍
Voyage organisé makany Dubaï no anokafana ny voyage amin’ity taona ity😍
22Fevrier -29 Fevrier✅ ( efa feno satria 20personnes no inscrites)😊

Ny voyage eto antoerana kosa dia any Tuléar sy Sainte Marie no manokatra azy,
👉 SAINTE-MARIE 8 jours
✅️27 Mars au 3 avril 2024
0 personnes inscrites

👉TULÉAR 8 jours
✅️28 Mars au 4 avril 2024
2 personnes inscrites/ 6 places libre
Misy Vehivavy te handeha fa irery izy mitady namana vehivavy ifampizara chambre aminy, Pack Luxe Lit séparé ☺️

Mila manao acompte raha toa ka amandrika toerana, izany dia afaka atao mobile money na manantona anay mivantana ety am bureau Ambohimanarina Ambodivonkely,akaikin’ny Iarivo Hotel😉
☎️0349169567/ 0325546861

Androany kosa angamba ny faran’ilay janvier lava be e😅 kony e?😂Tongava amin’izay manao reservation fa vao mipaika anie i...
31/01/2024

Androany kosa angamba ny faran’ilay janvier lava be e😅 kony e?😂
Tongava amin’izay manao reservation fa vao mipaika anie io Fevrier io tonga dia miazakazaka be e😅😝

Ny tolotra akaiky indrindra eto Mada zao dia ny voyage organisé Tuléar sy Sainte-Marie, mifanojo amin’ny vacance de pâque izy io😍😊

Raha mila plus d’informations dia aza misalasala miantso anay
☎️0325546861/ 0349169567

MadioranoTuléar ❤️ Efa anisan'ny Toerana izay tsidihina refa voyage organisé Tàna Tuléar 8jours 👌Prochain Voyage Tàna Tu...
30/01/2024

Madiorano
Tuléar ❤️

Efa anisan'ny Toerana izay tsidihina refa voyage organisé Tàna Tuléar 8jours 👌
Prochain Voyage Tàna Tuléar :
✅️28 Mars au 4 avril 2023
6 places dispo

Bon debut de semaine daholo😊misokatra ny bureau anay ny alatsinainy atramin’ny Sabotsy, @ 8h- 17h hoan’izay hanao reserv...
29/01/2024

Bon debut de semaine daholo😊
misokatra ny bureau anay ny alatsinainy atramin’ny Sabotsy, @ 8h- 17h hoan’izay hanao reservation sy andoha acompte.
Ampatsiahivina fa ny voyage organisé eto antoerana voalohany amin’ity taona ity dia ny :
Tuléar: 28Mars- 04Avril✅
Sainte Marie: 27Mars-03Avril✅

☎️0349149567/ 0325546861
message whatsapp: +261326772509

Misy miteny hoe efa 58 janvier hono androany😂marina tokoa fa otriny ela be zany vao tapitra ny volana janvier😅Efa manomb...
25/01/2024

Misy miteny hoe efa 58 janvier hono androany😂
marina tokoa fa otriny ela be zany vao tapitra ny volana janvier😅
Efa manomboka misy manao reservation ny voyage organisé Tuléar,
28 mars-04avril 2024✅
Ataovy dien’izao ny reservation mba tsy ho tara fa vacances de pâques io😊

☎️0349149567/0325546861

Vacance de Pâque à l'île Maurice 🥰🥰🥰✅️30 Mars au 4 avril 2024 (6 jours)Mp ra hamandrika toerana 👉
24/01/2024

Vacance de Pâque à l'île Maurice 🥰🥰🥰
✅️30 Mars au 4 avril 2024 (6 jours)
Mp ra hamandrika toerana 👉

24/01/2024

Akory e,ny valise ato efa mandea avion ianareo aona? Iandry anay Les 58 ème Visiteurs ve,andao ary eeee

Iza avy no efa nandalo tato amin’ito toerana ito?😊mba teneno anay ao amin’ny commentaire hoe😁Raha mbola tsy tao ianao di...
23/01/2024

Iza avy no efa nandalo tato amin’ito toerana ito?😊
mba teneno anay ao amin’ny commentaire hoe😁

Raha mbola tsy tao ianao dia andao iaraka aminay amin’ny 28Mars-04Avril 2024 ✅
Anisan’ny coup de coeur an’ny clients anay izay mandeha Voyage organisé Tuléar io toerana io👌😉

Raha mila fanazavana fanampiny dia manorata Mp na antsoy ny: 0325546861 / 0349149567

Soàva ny tontolo andro 🥰

Arivariva antanin'olonaSary keli 35 indray no zarainay etoNosy be hell ville sy ny manodidina azyNosy KombaNosy iranjaNo...
21/01/2024

Arivariva antanin'olona
Sary keli 35 indray no zarainay eto
Nosy be hell ville sy ny manodidina azy
Nosy Komba
Nosy iranja
Nosy tanikely
Nosy sakatia sns..

Nisy fanatsarana ny tolotra voyage organisé Tuléar amty taona 2024 ity✅ satria dia afaka mianoka kokoa amin’ireo toerana...
20/01/2024

Nisy fanatsarana ny tolotra voyage organisé Tuléar amty taona 2024 ity✅
satria dia afaka mianoka kokoa amin’ireo toerana izay andalovana, toy izany ohatra ny ao Isalo, manana tapak’andro maraina afahana mi-visiter ny parc ao isalo😊😍

Toy izao ny fizotran’ny Voyage organisé Tàna - Tuléar 8 jours 🥰

✅️ 28 mars au 4 Avril 2024 (Pâque)

Tarif Pack Lite= 1.390.000 ariary / pers
Tarif Pack Luxe= 1.850.000 ariary /pers

🛏 Hôtels:
J1: Ranomafana
Pack Lite: Karibo Hôtel
Pack Luxe: Hôtel Centre-Est

J2: Isalo
Pack Lite :Les Toiles de L'Isalo (Piscine)
Pack Luxe : Relais de la Reine *** (Piscine)

J3/ J4 / J5 : Tuléar
Pack Lite: Hôtel Le Palétuviers
Pack Luxe: Hôtel Saifee ***
J6: Anakao
Pack Lite: Le Prince Anakao (Côté Jardin)
Pack Luxe: Le Prince Anakao (Côté Mer)
J7: Fianarantsoa
Pack Lite: Vanie Hôtel
Pack Luxe: Hôtel Pietra ***

Non inclus: Repas sur route / Boisson / Besoin personnel

Mp Pour plus d'info 👍

Infoline: Mr Tsiky 0325546861
Message WhatsApp: +261 32 67 725 09

Salama tompoko ô📍 fenêtre d'isalo🇲🇬Anisany toerana malaza eto Madagasikara ka atrany ampitandranomasina izy ity ary tena...
20/01/2024

Salama tompoko ô
📍 fenêtre d'isalo🇲🇬
Anisany toerana malaza eto Madagasikara ka atrany ampitandranomasina izy ity ary tena be pistidika iany koa ao Ranohira ao manodidina ny parka isalo.

Planifiez dès maintenant votre aventure pour le vacances de pâque avec Les 58 ème VisiteursDestination disponible :Tuléa...
19/01/2024

Planifiez dès maintenant votre aventure pour le vacances de pâque avec Les 58 ème Visiteurs
Destination disponible :
Tuléar 28Mars -04Avril 2024✅
Sainte-Marie 27Mars-03Avril 2024✅

Pour plus d’informations , contactez-nous sur:
☎️0325546861
0349149567
Message WhatsApp +261326772509

19/01/2024

Aza adino ny manao « J’aime » ny page
Les 58 ème Visiteurs
Efa marobe ny afapo fa anjaranareo indray izao😉

Voyage organisé Sainte Marie 🌴27Mars-03avril 2024Mp si vous êtes intéressés 😊
18/01/2024

Voyage organisé Sainte Marie 🌴
27Mars-03avril 2024

Mp si vous êtes intéressés 😊

18/01/2024

Akory ee
Kanto lotra ilay Madagasikara e, transfert en vedette rapide bimoteur Toliara-Anakao-Nosy ve
Anakao Express

mitady toerana aleha amin’ny vacances de pâques ve? ity ary ny bon plan e😊voyage organisé Tuléar 8jours🌴🏜✅28 mars-03avri...
17/01/2024

mitady toerana aleha amin’ny vacances de pâques ve? ity ary ny bon plan e😊

voyage organisé Tuléar 8jours🌴🏜
✅28 mars-03avril 2024

Efa misokatra ny fandraisana reservation fa dien’izao dia ataovy😉

toy izao ary ny details ny voyage

Tarif Pack Lite= 1.390.000 ariary / pers
Tarif Pack Luxe= 1.850.000 ariary / pers

Compris:
☑️ Transport Privatif en Starex Grx 12 places durant Tout le voyage
☑️ Hébergement 7 nuitées
☑️ 7 Petits-déjeuners
☑️ Déjeuner Ranohira / Mangily Princesse du Lagon /Déjeuner au Bakuba Lodge 👌 / Déjeuner au Prince Anakao
☑️ 7 Dîners
☑️Visites et Excursions: Fenêtre de L'isalo/ La reine de l'Isalo/
Mangily - Ifaty / Madiorano / La grotte Sarodrano / Piscine naturelle Sarodrano / Tropique du Capricorne / Bakuba Lodge / Anakao / Nosy Ve /Relais de la Reine ou Isalo Rocke Lodge / Fianarantsoa/ Ranomafana Eau Thermale/ Piscine Nocturne eau Thermale Ranomafana
☑️Les Tickets D'entrées

🛏 Hôtels:
J1: Ranomafana
Pack Lite: Karibo Hôtel
Pack Luxe: Hôtel Centre-Est

J2: Isalo
Pack Lite :Les Toiles de L'Isalo (Piscine)
Pack Luxe : Relais de la Reine *** (Piscine)

J3/ J4 / J5 : Tuléar
Pack Lite: Hôtel Le Palétuviers
Pack Luxe: Hôtel Saifee ***
J6: Anakao
Pack Lite: Le Prince Anakao (Côté Jardin)
Pack Luxe: Le Prince Anakao (Côté Mer)
J7: Fianarantsoa
Pack Lite: Vanie Hôtel
Pack Luxe: Hôtel Pietra ***

Non inclus: Repas sur route / Boisson / Besoin personnel

Mp Pour plus d’infos
☎️0349149567
0325546861
message whatsapp :+261326772509

Voyage organisé'nay Les 58 ème Visiteurs   Tàna Maurice Tàna 6 jours✅️27 Février au 3 Mars 2024Tarif= 4.958.000 ariary p...
15/01/2024

Voyage organisé'nay Les 58 ème Visiteurs
Tàna Maurice Tàna 6 jours
✅️27 Février au 3 Mars 2024
Tarif= 4.958.000 ariary par personne ☺️

Afaka miaraka mandeha mijery Madmax le 2 Mars soir tsy mody ra tsy Maraina 😁😁😁
Ho an'izay Intéressé fa izay tsy Intéressé moa dia afaka matory fona fa mafana ny Fandrina 🙏

Avec Guide Toud's Andrianasolo 👌

Bonzour efa tady tsy ahay bonjour tsony clavier 😂A gogo ny boisson eny ambony catamaran eny rehefa mandea any île aux ce...
08/01/2024

Bonzour efa tady tsy ahay bonjour tsony clavier 😂
A gogo ny boisson eny ambony catamaran eny rehefa mandea any île aux cerfs
Voyage organisé Tana-Maurice-Tana

Voyage organisé Tàna Tuléar Ivoaka tsy ho ela ny Calendrier 2024Ny voyage Tuléar voalohany amin'ity 2024 ity dia ✅️28 Ma...
07/01/2024

Voyage organisé Tàna Tuléar Ivoaka tsy ho ela ny Calendrier 2024

Ny voyage Tuléar voalohany amin'ity 2024 ity dia
✅️28 Mars au 4 Avril 2024 (Vacance de Pâque)
Tarif à partir de =1.390.000 ariary par personne 👋

Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao taona vaovao izao dia mirary soa sy fanambinana ho antsika rehetraMisaotra bet...
06/01/2024

Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao taona vaovao izao dia mirary soa sy fanambinana ho antsika rehetra
Misaotra betsaka anareo rehetra nandritra izay fotoana rehetra izay🙏
Nb:Ho avy tsy ho ela ny calendrier 2024 antsika

Île Maurice 🥰Prochain Voyage organisé Tàna Maurice 6jours ✅️27 février au 3 Mars 2024Mbola misy 4 places Dispo
05/01/2024

Île Maurice 🥰

Prochain Voyage organisé Tàna Maurice 6jours

✅️27 février au 3 Mars 2024

Mbola misy 4 places Dispo

Kopatanana avy aty am nosy rahavavy eVoyage organisé Tana-Maurice-Tana 3ème et dernière vague ho any volana décembre 202...
27/12/2023

Kopatanana avy aty am nosy rahavavy e
Voyage organisé Tana-Maurice-Tana 3ème et dernière vague ho any volana décembre 2023

Antso farany amin’ilay voyage organisé Tuléar 10jours ary o!😊Fin d’année any Tuléar ity✅28-06Janvier 20242 places dispon...
25/12/2023

Antso farany amin’ilay voyage organisé Tuléar 10jours ary o!😊
Fin d’année any Tuléar ity
✅28-06Janvier 2024
2 places disponible isaky ny fiara, fiara anaky roa no mandeha 🚙

Antsoy aingana ary izahay raha anao reservation
Ao amin’ny commentaire ny details ny voyage sy ny tarifs😉
☎️0344099102 /0325546861

Que la magie de Noël illumine vos jours et apporte joie et bonheur à vous et à vos proches. 😊🥰Joyeux Noël !🎄 🎊🎉
25/12/2023

Que la magie de Noël illumine vos jours et apporte joie et bonheur à vous et à vos proches. 😊🥰
Joyeux Noël !🎄 🎊🎉

17/12/2023
Restaurant Malaza be...Iza no efa tany??? Iza no mbola tsy Tany???
17/12/2023

Restaurant Malaza be...
Iza no efa tany??? Iza no mbola tsy Tany???

16/12/2023

Trou d'eau douce ⛵

Address

Antananarivo

Telephone

+261326772509

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 58ème visiteurs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category