Taxi-brousse

Taxi-brousse Zone Nationale RN7 Transport routier
(2)

30/01/2024
Tany ho any ๐Ÿ˜ฉ๐Ÿ˜ฅ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ ๐Ÿ˜กNy Etat de route eto Madagascar mila fanamboaroana de maromaro ihany tompokoRhf natambatabatra ireto sa...
07/01/2024

Tany ho any ๐Ÿ˜ฉ๐Ÿ˜ฅ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ ๐Ÿ˜ก

Ny Etat de route eto Madagascar mila fanamboaroana de maromaro ihany tompoko
Rhf natambatabatra ireto sary nindramina ireto de ireto aloha ny sationany
Efa nandalo 5 taona lasa mbola tsy vita izy ity
Miditra 5 taona manaraka isika
Marary ny tena mahita an izao satria mba anisany mandoa hetra koa ny tena ary tena ra mila fandrosoana de ny lalana aloha no amboarina
Fiangaviana ihany no azonay atao hoe amboaro ny lalana fa zahay tsy hafaka nu hiforcer ra azo atao tompoko
Atsipy ny teny sy hevitra
Sary Rn 4 Rn6 Le misy gana milomano de rn7

Tsara ho fantatra
03/01/2024

Tsara ho fantatra

RAHA VERY NY Tร‰Lร‰PHONE.
Ireo tokony ho fantatra :

๐Ÿ”ด ILAINA ny ''CODE IMEI'' indrindra rehefa sanatria very ny tรฉlรฉphone ๐Ÿ“ฑ

1- DIENY IZAO :

- Mila alainao ary tehirizinao ny CODE IMEI (Identification Mobile Equipement International) ny telephone anao.

- Misy an'io avokoa ny tรฉlรฉphone rehetra ๐Ÿ“ฑ

Izao dia ampidiro ny * #06 # afahanao mijery azy (miseho hoazy ny CODE IMEI, izay miisa 15 rehefa vita ny fampidirana an'io bundle voalaza eo ambony io)

- Tehirizo tsara izany fa io no ahafahana mijery sy manaraka ny findainao raha sanatria very..

2- RAHA SANATRIA KOSA VERY NY TELEPHONE:

a- Alefanao amin'ity adiresy mailaka ity ilay numero IMEI : [email protected]

b- Ampiarahanao amin'ireto fampafantarana momba anao ireto

Votre nom:_________________________

Adresse:___________________________

Modรจle de ttรฉlรฉphone ______________

Objet:______________________________

Dernier utilisรฉ No. :_________________

E-mail pour la communication: _____

Date manquรฉe: ____________________

Numรฉro IMEI: _____________________

c- Afaka 24 ora aorian'ny handefasanao ireo dia tonga ao amin'ny adiresy mailaka anao ''ny toerana misy io tรฉlรฉphone io miaraka amin'ny numero n'ny puce mampiasa azy''

d- Io information omena anao io (toerana sy numeron'ny mpampiasa azy) no omenao ny polisy na andehananao mijery ny tรฉlรฉphone nao.

!

A peu prรจs fa misy diso kely ๐Ÿฅฐ
28/12/2023

A peu prรจs fa misy diso kely ๐Ÿฅฐ

Sary indrana
18/12/2023

Sary indrana

๐Ÿšš๐Ÿš˜๐Ÿš—๐Ÿš–๐Ÿš™๐Ÿš•๐Ÿš”๐Ÿš›๐Ÿšœ๐Ÿš“๐Ÿš”๐Ÿš•๐Ÿš–    ๐Ÿ“ŒGare Routiere Fasan'ny Karana               ๐ŸŒAntananarivo       ๐Ÿ‘‹ ๐‘€๐‘–๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘ก๐‘œ๐‘›๐‘”๐‘Ž๐‘ ๐‘œ๐‘Ž.    ๐ด๐‘Ÿ๐‘ฆ...
02/12/2023

๐Ÿšš๐Ÿš˜๐Ÿš—๐Ÿš–๐Ÿš™๐Ÿš•๐Ÿš”๐Ÿš›๐Ÿšœ๐Ÿš“๐Ÿš”๐Ÿš•๐Ÿš–
๐Ÿ“ŒGare Routiere Fasan'ny Karana
๐ŸŒAntananarivo
๐Ÿ‘‹ ๐‘€๐‘–๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘ก๐‘œ๐‘›๐‘”๐‘Ž๐‘ ๐‘œ๐‘Ž.
๐ด๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘š๐‘–๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ ๐‘˜๐‘œ๐‘Ž ๐‘ง๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘ก๐‘œ๐‘›๐‘”๐‘Ž๐‘ฃ๐‘Ž ๐‘ ๐‘œ๐‘Ž.๐Ÿ‘‹
๐Ÿ“ท ๐”—๐–Š๐–™๐–˜๐–ž ๐–˜๐–ž ๐–™๐–Š๐–—๐–”๐–†

Apetrako eto fotsiny!
09/07/2023

Apetrako eto fotsiny!

09/05/2023

๐Ÿ˜โค๐Ÿ’“๐Ÿ’ž
24/02/2023

๐Ÿ˜โค๐Ÿ’“๐Ÿ’ž

   ๐Ÿš™๐Ÿš™๐Ÿš™
03/01/2023

๐Ÿš™๐Ÿš™๐Ÿš™


Mirary taona vaovao feno fahombiazana, fahasambarana, ary indrindra fahasalamana
01/01/2023

Mirary taona vaovao feno fahombiazana, fahasambarana, ary indrindra fahasalamana

.....2022.....Hitomany farany aho hamintinako ny taona,'ndrao hanaraka ahy ny sento tokony efa nofafako,Hitomany farany ...
04/12/2022

.....2022.....
Hitomany farany aho hamintinako ny taona,
'ndrao hanaraka ahy ny sento tokony efa nofafako,
Hitomany farany aho hamaranako ny saona,
Fa efa manantena tsiky amin'ny lanana hombako

Ho an'ny namana nandao tamin'ny andro nampahory,
Tsisy tsiny ireny lahy fa samy manana ny ratrany,
Ny taona koa tena nangidy ka tsy hifanozona tsy akory
Samy niaina jaly isika na tsy nitovy aza ny fatrany.

Ho an'ireo nahatsiaro foana sy nivavaka mangina,
Aza mety ovaovain'ny fiainana mandalo,
Mbola hifanena isika any anaty fifaliana,
F'izaho hivavaka ho anao ato anaty tononkalo.

ho an'izay disadisa mety nisy teny ho eny,
izaho aloha tsy mahatadidy saingy mbola haveriko ihany,
Mety tezitra ny fo dia nasintsiaka ny fiteny,
F'izaho tsy manana alahelo na amin'iza n'iza izany.

ho an'ireo tanora maro izay nisedra ady mafy,
nanana ny vinavina saingy kosa tsy tontosa,
hivadika eto indray ny taona dia ahomby io atsy ho atsy,
f'aza milavo lefona e! f'izany no toetran'ny kanosa

mirarisoa dia mahereza hoy ny foko ngolingoly,
Mivalona eto indray ny taona nahitana zava-maro
izaho akaiky raha ilaina, tsy lavitra akory.
Amin'ora rehetra rehetra, eto foana, mahatsiaro.

Zara Ainga

Santionany t@ sary taloha. Alefaso ze manana any e !
03/12/2022

Santionany t@ sary taloha.
Alefaso ze manana any e !

03/12/2022
๐Ÿ”œToulouseโค
30/11/2022

๐Ÿ”œToulouseโค

๐Ÿ”œRN7
27/11/2022

๐Ÿ”œRN7

Dรฉpart  ๐Ÿ”œRN7
26/11/2022

Dรฉpart ๐Ÿ”œRN7

๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜โคโคโค
19/11/2022

๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜โคโคโค

11/11/2022

Teny @ Rn1 teny

22/10/2022

V-Soukatra
04/09/2022

V-Soukatra

Address

Fasan'ny Karana
Antananarivo
101

Telephone

+261336280525

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Taxi-brousse posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category