
10/05/2025
☕🔥🚀💜💕🤠💯🔥Miditra @ 2 ème phase n'y projet MAHASAKY, tohanan'ny PNUD vola ary tanterahin'ny association avy eto Vatomandry izay hatao any @ District 7 mandrafitra n'y Région Atsinanana. Mamporisika n'y tanora feno taona handeha hisoratra anarana ao @ lisi-pifidianana eny anivon'ny fokontany. Ary ireo efa ao hanamarina n'y voasoratra ao sao misy diso💕🔥🎶🤠💯🚀💕🔥🤠💜