01/12/2024
Mbola misy toerana an 🥰
Randonnée🥾🥾 Anjiro
Natao ho anao ity raha toa ka :
- Te hitsidika Anjiro sy ny hakantony ianao.🥰
- Te hiala am fiainana andavanandro sy ny rotoroto ka mba hiova amin'ny mahazavatra.🤷♀️
- Te hiala voly sady hahita fa meva ny nosintsika ary hisitraka izany mihoatra ireo vahiny.🏞☘️
Tonga ary ny fotoana hanomezan'i Tany Meva anao ny daty handehanana sady ahafahanao miomana tsara :
🛑 Ny alahady 08 Desambra 2024 tontolo andro ny fotoanantsika.
🛑 Amin'ny sarany : 39.000Ar ny vola aloha.
Ireto avy no hotsidihana mandritra fotoana :
🆗️ Chute Andriamamovoka 😍 : 120 mètres be izao ny haavony. Madio, natoraly ary azo lalaovina ihany koa.💦
🆗️ Piscine naturelle 🏊♀️: tsy alavitra miala eo @ chute no misy ilay piscine naturelle, tena madio ary azo hanararaotana filomanosana tsara 🏊♂️
🆗️ Lalamby sy tetezana, toerana manan-tantara maromaro🫶 ary indrindra ny tontolo maintso manodidina🌳🌱 sy ny rivotra madio mamelombelona🤗.
🛑 Parcours: randonnée 8 km aller - 8 km retour (total 16 km)
Inclus :
✅️Transport aller-retour
✅️ Ticket d'entrée
✅️ Guidage
✅️Assurances
Exclus :
⚠️ Déjeuner
⚠️ Besoins personnels
⚠️ Voandalana🙈
A prévoir : tenue de randonnée et chaussure confortable, frais bus pour rentrer après le dépôt.
5h30 : Rassemblement Ambohijatovo
Réservation: 15.000 Ar sur Orange Money laharana eo amin'ny pejy et solde Jour-J
Mp📥 avy hatrany na afaka miantso ny 0327217533📞