โผ๏ธ๐ฒ๐ฌ MIZARA fiarahana indray i Trip to Madagascar Island
๐ฃ Anisan'ny diatongotra lava ihany koa ity vitanay teny Alakamisy ity, 14 kilometatra teo. Sabotsy ankatoky ny fetim-pirenena.
๐๐ป Mankasitraka ireo tonga foana, ary manentana izay liana
Efa hivoaka ny toerana manaraka fa araho foana ny pejy ๐๐โฐโ
๐ Soava ny andro ooo ๐
@TourismeAutement ๐ด
#NdaoiTrip
#triptomada #ecotourisme #durable #randonnรฉe #igersmada #echange #population #personne #follow
AO MIZARA fiarahana kely indray rehefa tafiaraka amin'i Trip to Madagascar Island ๐๐ฒ๐ฌ๐ฃ๐๐ฑ๐
Manan-tantara be ho an'izay olona tonga tamin'ity fotoana ity ity toerana ity. ๐
โ
Anisan'ny Lalana lavitra indrindra vita tamin'ny taona 2023 โฐ๐๐ป Mba atao "souvenir"
๐๐ฝ Tendrombohitra TELO
๐๐ฝ Halavirana 15km teo
Mankasitraka anareo foana tonga dia manentana ireo hafa tehiaraka hitety aminay o..
๐๐ฝ Efa ao ny toerana manaraka alehantsika. Amin'ny SABOTSY ho avy izao
@TourismeAutrement ๐ด
#NdaoiTrip
#ecotourisme #tourismelocal #tourismerural #tourismeurbain #randonnee #lovehike #hike #nature #population #Madagascar #triptomada #simply #echange #partage #life #goodvibe #lovetravel #lovetrip
Zaraintsika foana ny hatsarana e ๐ฒ๐ฌ๐ฅฐ๐๐ฑ
Samy mitady sy mahazo ny mahasoa azy daholo ny tsirairay ao anaty fiarahana. ๐๐
#NdaoiTrip
#Ecotourisme #tourismelocal #tourismerural #tourismeurbain #Madagascar #decouvrir #randonnรฉe #trekk #lovetrip #lovetravel #follow
โค๏ธ SOAVA ny Alahady tompoko !๐
Dia efa hivoaka ny fotoana manaraka fa aza miala. ๐ฅฐ๐๐ฑ๐ฃ๐ฒ๐ฌ
#NdaoiTrip hiaraka aminay e !
#Agence #Ecoutours #Exotourisme #Madagasikara #Madagascar #Jeunesse #echange #simply #travel #peoplegood #follow
โ๏ธ๐ A A A, Zarainay foana aloha ny FIARAHANA mamikely rehefa tafiaraka amin'ny Agence Ecotours Trip to Madagascar Island. ๐ฒ๐ฌ๐ฃ
๐ฅฐ๐ Mila mahita, mizaha, miresadresaka amin'ny olombelona hafa isika rehetra.
โ
Tanora ianareo no maro an'isa manontany mombamomba ny TOLOTRA anay. Mahafinaritra ery ๐
๐๐ผ Ndao ary hiaraka aminay e, efa misy daty maro ao.
๐ฃโจ Efa maro koa ny lamina efa vita ary mbola vitaina.
๐น Ity izao diantongotra nataonay teny "Anjeva Gare", RN2, miezaka tsy alavitra ny tanan-dehibe foana.
โฃ๏ธ Ankafizo o ! Dia amin'ny 01 JONA mifankahita ๐
------------
๐ดโซ๏ธ MISOKATRA amin'ny FIARAHA-MIASA ihany koa izahay ho an'izay mila, ireto ny laharana :
Mail : [email protected]
๐ 032 87 993 86 / 034 84 360 58
@TourismeAutrement ๐ด
#NdaoiTrip
#randonnรฉe #partage #joie #ecotourisme #tourismedomestique #tourismerural #tourismelocal #diatongotra #decouverte #ndaoitrip #triptomada #jeunesse #tanora #zaha #zahatany #zahaambanivohitra #follow
IZA ilay miandry horonantsary kelin'ny "CAMPING WEEK" moa? ๐
Ity ary ny famintinana kely azy. ๐ฃ๐ฒ๐ฌโบ๏ธ๐ฅ๐
SOAVA ANDRO daholo ooo ๐
Un peu de Fraรฎcheur. ๐ฑ๐ฒ๐ฌ๐ป
Bonne semaine. โจMirary soa antsika rehetra.
Efa ao ny mombamomba ny randonnรฉe antsika an ! ๐๐๐ฅฐ
๐ฃ Ilay amin'ny 27 janoary efa mivoaka ao ny andinindininy !๐ค๐ Sady fiarahana voalohany ho an'izay vaovao sy ireo taloha.
๐ Fa ity aloha vidรฉo mahafinaritra kely hanentanana anareo izay mbola misalasala hiaraka aminay. Zarazarao raha sitrakao. ๐
โ
Ndao i Trip miaraka aminay, ๐๐ฒ๐ฌ๐ฃ
๐ด Efa ao daholo ny daty rehetra, entano ny namana dia araho ny pejy an. ๐
RAIKITRA โจ
#ndaoitrip #triptomada #saison2024 #ecotours #jeunesse #decouverte #couleurs #arahonypejy
๐ฒ๐ฌ Amin'ny Asabotsy 18 NOVAMBRA indray izany no fotoanantsika.
AMBOHIMALEMY rn2 ihany. Tsy miova koa ilay mombamomba rehetra๐
Fa ity aloha horonantsary kelin'ny diatongotray. ๐ฃ
Fiakarana be moa ny nitranga tamin'ity, fa faly be rehefa nahita ny hakelin'ny manodidina teny ambony teny. Oatran'ny ๐ . ๐
Ankafizo aza dia manentana ireo manontany maro ao amin'ny hafatra miafina ao ho tonga ๐โจ
@TourismeAutrement
#Ndaoitrip #madagascar #hike #randonnรฉe #follow
๐ฃ๐ฑ๐พ๐ณ Ao ary, manomakomana ilay diatongotra amin'ny 04 Novambra izahay io..
Fa ity aloha horonantsary fiarahanay rehefa mi Trip.. ๐๐๐ฒ๐ฌ
Soava andro daholo ianareo โฃ๏ธโจ
โ ๏ธ Apetaho tsara ny "รฉcouteurs" na "casque" amin'ity video ity ๐
๐ฅ Hey !๐ฅ Ndao iTrip ๐ฒ๐ฌ๐ฃ
Tena tianay rangaha ianareo ๐๐ป Tianay hahita zava-baovao foana rehefa tafiaraka isika na dia kely sy bitika aza. ๐ฅฐ๐ณ๐ป๐บ๐๐
Jerenareo anie ny ambiansa tany amin'ny camping e ๐โญ๏ธ๐ซ Faly e!
Mirary soa dia amin'ny Asabotsy 07 Oktobra indray mihaona amin'ny randonnรฉe manaraka. ๐
Ho lazaina eto ny mombamomba izany.
@TourismeAutrement ๐ด
#NdaoiTrip
#ecotourisme #tourismedomestique #tourismeRuraletUrbain #tourismelocal #triptomada #aventure #camping #echange #goodvibe #positive #videotrip #travel #madagascar #follow
โผ๏ธ Oay, efa milamina hono ! ๐
Ataontsika milay be io TRIP io, atao TRIP sauce be ๐๐
๐คโจ๐ฒ๐ฌ๐ฃ EH NDAO iTRIP
Izany aloha ny "vidรฉo" kely mahakasika ny dianay teto Andrenivohitra ihany. Tsy lavitra fa nahita toerana โจ
๐ Rehefa tapakevitra tsara ianao hiaraka aminay dia aza misalasala manantona ao amin'ny hafatra miafina na miantso. ๐
Efa maromaro namandrika fahatongavana amin'ilay "CAMPING WEEK" izay atao ny 23 sy 24 Septambra izao a! Asabotsy sy Alahady be izao.
Efa misy andinindininy ao ๐
Ka anao ny Safidy aza
โ (Tsy propagandy ity) โ๐
@TourismeAutrement ๐ด
#NdaoiTrip
#ecotousime #tourismelocal #madagascar #randonnรฉe #bienรชtre #dรฉcouverte #tourismedomestique #consommerlocal #camping #campingweek #follow #foryou #aventure #like #triptomada
โ๏ธ ๐ฒ๐ฌ MBA FANTATRAREO moa fa ao ambadik'ireny sary tsara be alefanay ireny ka misy hoe :
- Toa ho vizaka izahay an ๐
- Noana sahady izahay
- Sarotra be izany lalana izany
- Mbola alavitra ve? ๐ฉ๐คฃ
Misy ihany koa ny:
- Sangisangy๐
- Fivanitihna sy fimehezana ๐
- Fizarana sy firesahana zavatra rehetra
Fa "revena" manja foana rehefa miaraka e, efa izay no tanjon'ny FISIANAY ho anareo ๐ค๐ฑ๐ฒ๐ฌ๐๐ป๐
๐๐ฝ Ianao koa, na fikambanana na fianakaviana na olon-droa, aza misalasala miantso anay fa hiaraka isika. ๐
โ๏ธJEREO ANIE ITY E! Horonantsary kely nandritra ny diantongitra lavitra indrindra vitanay hatreto. ๐ฃ
๐โ๏ธ 034 84 360 58
---------------
๐ซ๐ท Une petite vidรฉo lors de notre randonnรฉe pour vous ๐๐๐ฃ๐ฑ
๐บ๐ธ See how our hiking vibe is, in this video ๐๐ฃ
@TourismeAutrement ๐ด
#Madagascar #ecotourisme #tourismelocal #tourismedomestique #vibe #randonnรฉe #hike #goodday #partage #echange #simple #decouverte #triptomada #lovetrip #follow #araho #arahovoyage #like #lovetravel
๐ฃ EFA HO AVY ny mombamomban'ny diatongotra manaraka.
Aza misaraka aminay an ๐
Jereo anie ny revy kelinay anatin'ity horonan-tsary ity e ๐ณ๐ป๐ฑ๐ฒ๐ฌ
-----------
๐ซ๐ท Une petite vidรฉo en attendant la prochaine organisation les gens ๐
๐บ๐ธ Our feeling, our vibe ๐
@TourismeAutrement ๐ด
#videos #madagascarVoyage #feeling #hike #aventure #Ambatobe #follow #colors
๐ป NY MASOANDRONAY ๐ฃ
Andeha indray ianareo entinay miaraka aminay anatin'ity horonantsary kely ity. ๐
Ataontsika mahafinaritra kely foana ny fiarahana
--------------
๐ซ๐ท Notre SOLEIL ร nous ๐ป
๐บ๐ธ Our enjoying life
@TouismeAutrment ๐ด
#Madagascar #voyage #tourisme #local #ecotourime #trip #travel #simply #fun #friendship #amitie #follow #partage
๐ฒ๐ฌ Ny tapak'andronay rehefa mandeha diatongotra, #MILAMINA kely erรฝ๐ฃ
๐ Horonan-tsary kely entina hanentanana antsika rehetra foana, efa ao ny "affiche" manaraka. ๐
------------
๐ซ๐ท Et une petite vidรฉo dรฉdiรฉe ร ceux ou celles qui sont "Naturophiles" et qui aiment la #PAIX ๐ฑ๐ผ๐ป๐ฃ๐ฒ๐ฌ..
๐ Conseils :
1- Regardez d'abord ๐
2- Aprรจs, fermez les yeux et รฉcoutez la musique. ๐ถ๐
------------
๐บ๐ธ Just, enjoy the #PEACE moment
๐ถ๐ฃ๐ผ๐ฑ๐๐๐ฒ๐ฌ
@TourismeAutrement ๐ด
#randonnee #naturelover #madagascar #friends #partage #communautรฉ #ecotourisme #voyage #travel #trip #vlog #tripvlog #follow #simply #peace
๐ Maro toerana tsara na dia eto Antananarivo ary re olona a ๐ฒ๐ฌ
Tsara ny andro :)
Nahafinaritra ny fiarahana...
Araho ao amin'ny Youtube ihany koa izahay / Suivez-nous sur YOUTUBE ๐ :
https://www.youtube.com/channel/UCKWbyTnEchbfskC-RVnV2zA
Hira : Mily Clรฉment ๐ฒ๐ฌ
#video #Malagasy #songs #tourisme #tourismelocal #ecotourisme #Madagascar #followus #hike #randonnรฉe #randonneurs
" TENY AMBOVO IZAHAY O !! " ๐ฃ ๐ ๐ฒ๐ฌ
Nahafinaritra ny dian-tongotra farany entina namaranana ity taona 2022 ity. Nahita voary maintso maro, biby ihany koa ary tsy adino ny resadresaka, fifanakalozana sy hanihany nanalร na ny lalana iny ๐ฑ๐ณ๐ฆ๐๐ฆ๐ฆ๐ชฑ , tena saika tamana tany AMBOVO ๐
Anatin'ity horonan-tsary tsara kely ity no hirarianay sahady anareo tsirairay avy hiatrika Noely sambatra ary samy hahatratra ny taona 2023 daholo ka ho salama sy feno hery hiatrika ny taona vaovao.
๐ฃ Ankafizo eee
#diantongotra #hitety #hizaha#Antananarivo #Madagasikara #Misaotra
---------------------------
๐ On a vu AMBOVO - MADAGASCAR ๐ฃ ๐๐ฒ๐ฌ
En guise de clรดture pour les organisations de cette annรฉe, notre balade ร AMBOVO nous a bien remontรฉ le moral ร bloc ๐
C'est toujours motivant de voir la verdure que la grande รฎle peut offrir dans les campagnes surtout ๐ณ๐ฑ๐บ๐ป
En tout cas, on vous souhaite de passer un trรจs bon Noรซl et une bonne annรฉe.
๐ฃ Rester branchรฉ avec nous pour l'annรฉe 2023
#tours #trekking #viralpost #decouverte #discussion #Echange #nature #verdure #randonnรฉe #merci #tripplanning #triptomadagascar #followsharelike #followformore