
06/01/2025
Malagasy 🇲🇬
Arabaina nahatratra ny taona vaovao 2025 ny mpanaraka ny pejy! Ho tahian'Andriamanitra hianareo rehetra amin'ity taona vaovao ity. 🙏✨ Mirary taona feno fahombiazana, fahasalamana ary fahasoavana ho an'ny rehetra! 🎉💖
Français 🇫🇷
Bonne année 2025 à tous les abonnés de la page ! Que Dieu vous bénisse abondamment en cette nouvelle année. 🙏✨ Nous vous souhaitons succès, santé et bonheur tout au long de l'année ! 🎉💖
English 🇬🇧
Happy New Year 2025 to all the followers of this page! May God bless you abundantly this year. 🙏✨ Wishing you success, health, and happiness throughout the year! 🎉💖
🎆 Mirary Taona Vaovao Sambatra! | Bonne Année! | Happy New Year! 🎆