Gasikara Be

Gasikara Be Vous assure le trajet Tamatave_Ste-Marie

24/04/2024
EFA MIASA TSIKA SAO VARINAMIANDRY ANAREO ZAHAY.
24/04/2024

EFA MIASA TSIKA SAO VARINA
MIANDRY ANAREO ZAHAY.

Efa mandeha Bateau GASIKARA BE mankasitraka atsika rehetra mpanjifa tsy manadino tongava daholo e ! ♥♥
22/02/2024

Efa mandeha Bateau GASIKARA BE
mankasitraka atsika rehetra mpanjifa tsy manadino tongava daholo e ! ♥♥

11/12/2023

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA
MISY FIOVANA KELY TARIFA TSIKA
TAMATAVE/SAINTE MARIE
65.000ARIARY HO AN'NY MALAGASY
100.000AR HO ANY VAHINY.

MIANDRY ANAREO MPANJIFA HO TONGA AMIZAY O !
06/10/2023

MIANDRY ANAREO MPANJIFA HO TONGA AMIZAY O !

06/10/2023

MIARAHABA ATSIKA MPAJIFA REHETRA TSY ANKANAVAKA FA MANOMBOKA SABOTSY
LE 07-10-2023 MANOMBOKA MIASA NY SAMBO GASIKARA BE
MIALATSINY TSY FAMALINA MP NAREO FA MARO LOATRA TSY VOVALY AZAFADY INDRINDRA
MBOLA MANANTENA ATSIKA AMIN NY REHETRA.

18/07/2023

🎯Zarao amin'ny hafa🎯

07/07/2023

Mahatoky ny fitantananao ny fiainako aho Tompo ô🙏🙏.

20/06/2023

Zaraiko de mba aparitao svp
📌PORTE FEUILLE LATSAKA TENY TSARALALANA

"Porte feuille latsaka tety akaikin'ny Hotel de Police Tsaralalàna.
Misy vola Malagasy sy vahiny, kara-panondro 02, carte bancaire.
Midira MP izay tompony tompoko fa aty amiko io ary tsy misy banga na ariary aza ny vola.
Sarotra ny mitady vola sy mikarakara taratasy amin'izao ary tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy.
📸Cartire Tsilavina Fabien 👈no andefasana mp

Marina lotra
17/06/2023

Marina lotra

Fäzzȧ🇲🇬

🎯Zarao amin'ny hafa🎯

01/04/2023

Misy olona na dia efa tsy eo aza na efa lasa any ankoatra any fa everinao mbola eo ihany otrany hoe nanao vacance fotsiny ndraindray matsiaro de misento kely 😔 indrindra ny olona akaiky anao 😔😭

🎯Zarao amin'ny hafa🎯

01/04/2023

EEEEE ETSY ANGEH EEEEE!!!
Firy ny MALAGASY Manao Facebook dia maninona ianao irery no mahita an'ity:

Tsy kisendrasendra no hahitanao ity publication ity fa mihomana fa hisy FAHASOAVANA be mihitsy hirotsaka eo @ fiainana.
ATAOVY LEHIBE NY FOTOERAMBARINAO , NY FITOERAMBOLANAO.
FA FAHASOAVANDEHIBE NO HIROTSAKA.
MAHEREZA MIVAVAKA DIA MANAOVA SOA REHEFA TANTERAKA ILAY IZY.
TSINDRIO SARY DIA Zarazarao @ groupe Misy anao ity publication ity MBA samy handray FAHASOAVANA isika jiaby.
👉Ataovy Amen
ASIO JAIME page
Aza adino ny fahasoavana irotsaka aminao
Araho finoana izany

26/03/2023

MIOVAOVA NY FIAINANA FA AZA MIREHAREHA.
NY TANORA METY HO ANTITRA.
NY MARAINA METY HO ALINA.
ARY NY VELONA METY HOFATY.
ENY FA NA DIA NY RANO MANGOTRAKA AZA METY HANGATSIAKA IHANY.
AZA MANDANY ANDRO MANKAHALA SY MANARATSY NAMANA FA FANDALOVANA NY ETO.

NINDRAMINA

26/03/2023

Address

Sainte-Marie

Opening Hours

Monday 05:30 - 11:00
Tuesday 05:00 - 11:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261341942596

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasikara Be posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Gasikara Be:

Share

Category