Bandro Company: Alaotra-Mangoro/ Madagasikara

Bandro Company: Alaotra-Mangoro/ Madagasikara Lac Alaotra, Parc Bandro, Camp Bandro, Arts Malagasy, Produits Sihanaka: ce sont des sites Γ©cotouri
(5)

  Bandro  AlaotraFambolena bararata ireo toerana malalaka hita ao amin'ny Parc Bandro Andreba-gara ALEFA AGBA sy VOI ARO...
17/09/2024

Bandro
Alaotra

Fambolena bararata ireo toerana malalaka hita ao amin'ny Parc Bandro Andreba-gara
ALEFA AGBA sy VOI ARO AINA NY ZETRA πŸ’ͺ

Fitokanana ny Centre d'Education Environnemetale et de Loisirs Bandro Camp Bandro Andreba-gara30 aogositra 2024Isaorana ...
31/08/2024

Fitokanana ny Centre d'Education Environnemetale et de Loisirs Bandro
Camp Bandro Andreba-gara
30 aogositra 2024

Isaorana ireo rehetra tonga nanontrona sy nanome voninahitra nandritra ny lanonana izay natao.

Mandroso fogna tsika gaogna a🫢Anglais americain vita Sihanaka🀩🀩
14/07/2024

Mandroso fogna tsika gaogna a🫢
Anglais americain vita Sihanaka🀩🀩

10/07/2024
08/07/2024

Our annual Madagascar Conservation Forum just wrapped up for the year of 2024! Our Conservation Allies President and Executive Director met in Madagascar with many members of our Malagasy conservation partner organizations, as well as several additional key players in the conservation of Madagascar's biodiversity. It was a week of educational sessions and making decisions on how to proceed into the next year to best protect the wildlife, biodiversity, forests, and local people of Madagascar. We are thrilled to announce that this year's forum was a great success and the conservation plans made during the forum are strong and inspiring. We will be sharing more information soon. Be sure to subscribe to our email newsletter for updates!

Mahafinaritra ahy ireto androany dia zaraiko: Sekoly nanovozana fahalala teto Ambatondrazaka: 1-Ecole St Thérèse 2-La Sa...
26/06/2024

Mahafinaritra ahy ireto androany dia zaraiko:

Sekoly nanovozana fahalala teto Ambatondrazaka:
1-Ecole St Thérèse
2-La Salle, LycΓ©e St Joseph

Mpiaramiasa:
1-DREED Alman
2-Guides Bandro
Ny Akama rehetraπŸ’šπŸ€β€οΈ

11/06/2024
27/04/2024

😍Video tena anisany ankafiziko πŸ₯°

FILAZANA MANJONarindraniaina Ravelonarivo (Narindra) Namana, mpiaramiasa, Camp Manager ny Camp Bandro nandritra ny 12 ta...
21/04/2024

FILAZANA MANJO

Narindraniaina Ravelonarivo (Narindra)
Namana, mpiaramiasa, Camp Manager ny Camp Bandro nandritra ny 12 taona
Dia nandao atsika teo amin'ny faha 39 taonany ny 19 avril 2024 lasa teo
Izahay ato amin'ny Bandro Company dia miara miombona alahelo amin'ny fianakavina iray manontolo

Mandria ampiadanana Narindra πŸ’”

Ireto iany no ho eo ambony latabatra ato amin'ny Camp Bandro anπŸ˜‹πŸ˜‹πŸ˜‹πŸ˜‹E-BIO Camp😍
12/04/2024

Ireto iany no ho eo ambony latabatra ato amin'ny Camp Bandro anπŸ˜‹πŸ˜‹πŸ˜‹πŸ˜‹
E-BIO Camp😍

12/04/2024
Eductour des tours opΓ©rateurs au Parc et Camp BandroMankasitraka hatrany ny amin'ny fiarahamiasa πŸ™Office RΓ©gional du Tou...
05/04/2024

Eductour des tours opΓ©rateurs au Parc et Camp Bandro
Mankasitraka hatrany ny amin'ny fiarahamiasa πŸ™
Office RΓ©gional du Tourisme Alaotra Mangoro

21/03/2024
Afaka asina ambiansy koa an!!
11/03/2024

Afaka asina ambiansy koa an!!

Tsy misy fotoanany fa mety foana refa vonona isika, na olon-tsotra na fikambana raha te andray anjara amin'ny fiarovana ...
20/02/2024

Tsy misy fotoanany fa mety foana refa vonona isika, na olon-tsotra na fikambana raha te andray anjara amin'ny fiarovana ny zetra sy ny zava-manan'aina ao Alaotra!
_TANAMBE

Marsh restoration in Parc Bandro Andreba-gara.
Thank you so much for helping BandroπŸ₯°

07/02/2024

[πŸŒ±πŸ‘€ π€π«πšπ‘π¨ 𝐦𝐚𝐬𝐨 𝐑𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐑𝐚𝐳𝐨 𝐒𝐳𝐚𝐲 π§πšπ¦π›π¨π₯𝐞𝐧𝐚𝐨 πŸŒ±πŸ‘€]

πŸ’šIsan’ny efa namboly hazo ve ianao nandritra ity vanim-potoanan’ny fahavaratra ity ? Raha eny dia aza adinoina fa tsy mijanona hatreo amin’ny fambolena ihany ny adidinao ho an’ny tontolo iainana. Mila azonao antoka fa maniry tsara araka ny tokony ho izy ny zana-kazo fa tsy sanatria may, na tapaka na maty mihitsy aza.

π‘Ήπ’‚π’Šπ’”π’ π’‚π’“π’š π’π’š π’‚π’π’…π’“π’‚π’Šπ’Œπ’Šπ’•π’“π’‚π’, π’Žπ’Šπ’…π’Šπ’π’‚ π’‰π’Šπ’‡π’π’•π’π’π’š 𝒓𝒂𝒉𝒂 𝒂𝒛𝒐 𝒂𝒕𝒂𝒐 π’Žπ’Šπ’‹π’†π’“π’š π’π’š π’‡π’Šπ’—π’π’‚π’“π’‚π’'π’π’š π’‡π’Šπ’•π’π’Žπ’ƒπ’π’β€™π’Šπ’“π’†π’ π’›π’‚π’π’‚π’Œπ’‚ 𝒉𝒂𝒛𝒐 π’Šπ’›π’‚π’š π’π’‚π’Žπ’ƒπ’π’π’†π’π’‚π’.

➑️Raha mbola tsy namboly kosa ianao dia mbola foatoany tsara mihitsy ^^ Ento ny anjara birikinao ho an’ny fanamaitsoana an’ny Madagasikara.🌱

Address

Lac ALaotra, Ambatondrazaka
Toamasina
503

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bandro Company: Alaotra-Mangoro/ Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bandro Company: Alaotra-Mangoro/ Madagasikara:

Videos

Share

Category


Other Tour Agencies in Toamasina

Show All