Ambila relax

Ambila relax Bungalow AMBILA LEMAINTSO

07/01/2025

Faly miarahaba atsika namana rehetra nahatratra ny taona vaovao .Hitond.Mira .FaFaMirasoa sy fahombiazana antsika rehetra inty taona vaovao.Ary misaotra betsaka antsika izay nanao vacances taty ambina lemaitso ka niantrano tato ambila relax nametraka fitokisana taminay tami'ny fiarahana rehetra taty.Ary ialantsy ny tsy fampiandrano fa tsy niankina taminay ilay izy fa ny rano mihintsy no tsimaharaka.Mirary soa antsika rehetra t THT daholo

20/08/2024

Bjr daholo isika ande anao vacances aty ambila lemaitso mbola misy malalaka trano ao aminy Ambila RELAX afaka mahandro sakafo efa misy fitaovana fandrahoana sakafo misy jiro sy rano WC et DC ao anatiny amoriny pangalane sady akaiky ranomaisina sady akaiky gara tonga miantso sao tara 0342226620 na 0331151422

Aiza isika le makafia manao vancances aty Ambila lemaitso .Malalaka trano ato Ambila RELAX fandrio de mizao sao tara.Mis...
30/06/2024

Aiza isika le makafia manao vancances aty Ambila lemaitso .Malalaka trano ato Ambila RELAX fandrio de mizao sao tara.Misy afaka mahandro sakafo na sakafo vidiana raha toa tsy mahavita mahandro ianareo .Ny trano dia afaka mahandro sakafo efa misy fitaovana=dakozia misy jiro rano amoriny pangalane sady akaiky ranomaisina sady akaiky gara WC sy DC ato anatiny 0331151422 na 0342226620

Bjr Trano ato Ambila RELAX de afaka mandray vahiny foana na tsy ao anatiny vacances aza fa tongava sady mora hofany afak...
24/05/2024

Bjr Trano ato Ambila RELAX de afaka mandray vahiny foana na tsy ao anatiny vacances aza fa tongava sady mora hofany afaka mahandro sakafo efa misy fitaovana fandrahoana sakafo 0342226620 na 0331151422

16/05/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Safidy Jonahson, Vaniná Tsikimiarimalala, Alfarot Namena

Hoavy ny vacances pantekosta Hoatsika izay akatia Ambila lemaitso amorontsiraka antsinana tongava de fandrio n'y trano f...
06/05/2024

Hoavy ny vacances pantekosta Hoatsika izay akatia Ambila lemaitso amorontsiraka antsinana tongava de fandrio n'y trano fa mbola malaka sady afaka mahandro sakafo no efa misy fitaovana fandrahoana sakafo misy jiro rano amoriny pangalane sady akaiky ranomaisina misy place akaiky gara WC sy DC ao anatiny antsoy ara sao tara 0342226620 n'a 0331151422

Bjr daholo isika manampikasana anao vacances aty Ambila lemaitso fandrio de izao ny trano fa sao tara ao Ambila RELAX af...
28/02/2024

Bjr daholo isika manampikasana anao vacances aty Ambila lemaitso fandrio de izao ny trano fa sao tara ao Ambila RELAX afaka mahandro sakafo efa misy fitaovana misy koa hotely afaka isaka_foanana raha tsy mahavita mahandro ny trano misy jiro sy rano amoriny pangalane sady akaiky ranomaisina sady akaiky gara ny WC sy DC ao anatiny raha liana aleo tonga de miantso fa sao tara 0331151422 na 0342226620

Bjr daholo efa hoavy ity ny vacances P***a sady anomboka ho maina ny andro tandremo ary tara ny famandriana trano aty Am...
22/02/2024

Bjr daholo efa hoavy ity ny vacances P***a sady anomboka ho maina ny andro tandremo ary tara ny famandriana trano aty Ambila lemaitso anaovana vacances aza tara e Ambila RELAX n'. 0342226620 n'a 03311 51422

Bjr daholo hoatsika izay anao vacances aty Ambila lemaitso malalaka ny trano manomboka 2 janvier 2024 fandrio aza trano ...
29/12/2023

Bjr daholo hoatsika izay anao vacances aty Ambila lemaitso malalaka ny trano manomboka 2 janvier 2024 fandrio aza trano raha mety aminareo sao tara sady afaka mahandro sakafo efa misy fitaovana mpihinanana misy fitaovana fandrahoana misy jiro rano amoriny pangalane sady akaiky ranomaisina no akaiky gara WC et DC ao anatiny tonga de aleo miantso 0342226620 n'a 0331151422

29/08/2023

Mbola misy trano malalaka Ambila RELAX afaka mahandro sakafo efa misy fitaovana fandrahoana sakafo misy jiro rano amoriny pangalane akaiky ranomaisina sady akaiky gara WC et ao anatiny 0342226620

10/05/2023

Address

Ambila Lemaintso

Telephone

+261342226620

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ambila relax posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Travel Agency?

Share