Gasik'Art Island Tours

  • Home
  • Gasik'Art Island Tours

Gasik'Art Island Tours Notre objectif
Découvrir Madagascar... Vivre Madagascar... Expérimenter Madagascar....

28/04/2023

🌴🌴Efa atomotra ilay fotoana nandrasana ela !
Koa araraoty araraoty fa indray mandeha tsy miverina sady efa natao mirary dia mirary tokoa ny sarany.🚔🌴🌴

Notre objectif
Découvrir Madagascar... Vivre Madagascar... Expérimenter Madagascar....

🌴🌴Tonga amzay ary ity ilay nadrasanao!!⭐⭐ Voyage organisé Tanà > Manambato                           ny 12-13-14  Mai 20...
24/04/2023

🌴🌴Tonga amzay ary ity ilay nadrasanao!!

⭐⭐ Voyage organisé Tanà > Manambato ny 12-13-14 Mai 2023 🤩🤩🤩
⭐⭐Miaraka amin'ny artiste fanta- daza Ceasar 😍 araraoty fa tsy mbola nisy tahak' ity hatrizay 🤩 pendant 3jours dia hanakaiky ny mpanakanto ny mpankafy🥰

👉tarif: 500000 ar / personne azo aloha in- 3 alohan'ny fiaingana

👉 inclus : ♦️ Transport Aller-retour
♦️ Fiarahana amin' ny artiste Ceasar sy fitafatafana miaraka aminy mandritra ny voyage sy séjour any
♦️ Sakafo : maraina - atoandro - hariva miaraka amin' ny Eau Minérale 1 L par jour/ personne
♦️ Hébergement 2 nuitées 5 personnes/chambre ( Divers activités avec piscine et accès Salle de Jeux / Fitness Extérieur)
♦️Ticket D' entrée rehetra
♦️Fitsidihana ny Akanin'ny Nofy, Parc Palmarium fijerena karazany biby🥰 hampifaly antsika any ny Lémurien 🐒🐒🐒 hanala azy miaraka amin' i Ceasar eny amin' ny plage🏊‍♀️🏊 déjeuner picnic
♦️Ballade en Bateau sur le canal de pangalagne
♦️Baignade sur le lac Rasoabe
🌴 Visite village des pêcheurs
♦️ Randonnée vers Montagne des Amoureux
♦️Cabaret privée hiarahana amin Ceasar🎤🎤
🔥🔥Ataovy haingaina ny famandrihana ny toerana fa voafetra ihany ny mandeha
🔥🔥afaka ataonao MVola ny famandrihana ny toerana na manantona mivantana ihany koa

👉 Non inclus :
🔸sakafo eny andalana
🔸Goûter
🔸Boisson
👉Programme =
☀️Jour 1 :
🔸Départ Tàna am 7ora maraina
🔸Petit déjeuner Ambanitsena
🔸Déjeuner Moramanga
🔸Passage par Brickaville
🔸Cocktail de bienvenue
🔸Fitafatafana miaraka amin'i Ceasar
🔸Dîner

☀️jour 2 :
🔸Petit-déjeuner à l'hôtel
🔸Evasion en Bateau à Ankanin'ny Nofy
Visite Parc Palmarium
🔸Shooting avec Ceasar
🔸Ballade sur le canal de Pangalagne
🔸Visite Village des pêcheurs
🔸Baignade sur le lac Rasoabe
🔸Cabaret privée natokan' i
Ceasar hoanareo clients
mpankafy azy mandeha any
🔸Dîner

☀️ Jour 3 :
🔸Petit-déjeuner 🔸 Randonnée vers Montaigne
Des amoureux. 🔸 Manala azy faraparany miaraka
am Ceasar avant retour Tanà
🔸 Déjeuner
🔸 Retour de Manambato vers Tanà

Mp raha mila fanazavana fanampiny na miantso ny 034 56 803 39🌴🌴🌴♦️🔥

24/04/2023
🚒🚒🚒Ho avy tsy ho ela Voyage organisé Tana-Manambato miaraka amin'ny invité surprise, Araho hatrany ny Pejy🚎🚎🚎
21/04/2023

🚒🚒🚒Ho avy tsy ho ela Voyage organisé Tana-Manambato miaraka amin'ny invité surprise, Araho hatrany ny Pejy🚎🚎🚎

21/04/2023

Address


Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:30

Telephone

+261345680339

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasik'Art Island Tours posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Opening Hours
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Travel Agency?

Share