24/11/2021
Ndao e!!
🌳🏝🏝🏖Tena efa maresaka sy maro mpahafantatra ny eny antampoketsa, fa mbola betsaka koa ireo izay mbola tsy tany !!!!
Toerana iray miavaka i ANKAFOBE, izay manaraka ny RN4 eo amin’ny 132 Km miala an’Antananarivo
🥾🥾Andao indray ary hiverina hizaha sy hitsidika eee 🥰🏝
🌳🐒🦅Hahita ireo harena voajanahary maro izay mampiavaka azy : ireo karazana zava-maniry, ny biby toy ny gidro sy ny vorona
🏊🏊♀️🩱Hilomano sy hiala voly koa tsy adino aaa!!!
🏝✅DIA MAITSO foana isika ee!!! Hivoaka sy hifoka rivotra madio
👌👌Aza adinoina ary ny daty : 11 decembre
👌✅Efa misokatra ny fisoratana anarana amin'ny MP na Miantso avy hatrany
⚠️🎗Aza tara fa voafetra ny toerana
Vidiny: 45.000 Mga mora be eee!!!!
Fisoratana anarana sy filan-kevitra
0345000483
0326200541
0330213673
👩💻🧑💻Programme :
- 5 :45mise en place Terrain boulevard de l'Europe (Henri Fraise)
- 6 :00 départ pour Ankafobe
- 9 :30 début de la randonnée et visite forêt
- 12 :30 déjeuner piquenique sur la rive de la grande chute d’eau ( EXCLUS)
- 15 :00 retour sur Tana
- 18 :30 Arrivée Terrain boulevard de l'Europe sur Ankorondrano