Milay Voyage

Milay Voyage Hiarao aminay ny fankafizanao Natiora!

Mirary herinandro finaritra ho antsika rehetra 😘🌺Aza misalasala hatrany manoratra  ao anaty hafatra miafina na miantso n...
24/04/2023

Mirary herinandro finaritra ho antsika rehetra 😘🌺

Aza misalasala hatrany manoratra ao anaty hafatra miafina na miantso ny laharana 038 55 302 28 raha mila fanazavana fanampiny na te hamandrika ny datinareo ianareo 👈

👋 Elaela izay a! Ndao indray ho any Ampefy e?👉Ny fotoana ve? Ianareo no misafidy azy araka izay mampety anareoRa toa ian...
18/04/2023

👋 Elaela izay a!

Ndao indray ho any Ampefy e?

👉Ny fotoana ve? Ianareo no misafidy azy araka izay mampety anareo
Ra toa ianareo ka Fikambanana na Mpinamana na Mpihavana na vondron'olona maramaro d efa mety

🌺ka fandrio dieny izao ary ny datinareo dia aza misalasala miantso na mandefa MP aminay

☎☎☎contacts: 0385530223

J-3 isika izao 😍👉Koa aza tara ary fa mbola misy ny toerana 🌺 Enao sisa no andrasana ☺
23/03/2023

J-3 isika izao 😍

👉Koa aza tara ary fa mbola misy ny toerana

🌺 Enao sisa no andrasana ☺

Raikitra indray ity a!Andao hiaraka aminay haka rivotra any Ampefy. Ny 26 mars 2023👉sarany 30.000ar isan'olona😍Hitsidian...
15/03/2023

Raikitra indray ity a!

Andao hiaraka aminay haka rivotra any Ampefy. Ny 26 mars 2023

👉sarany 30.000ar isan'olona

😍Hitsidiantsika😍
🌺Geyser
🌺Chute de la Lilly
🌺Ilôt de la vierge

✅Ao anatiny✅
🌸Transport Aller/Retour
🌸Ticket d'entrée
🌸Guidage
🌸Shooting 📷

❌Tsy ao anatiny❌
❎Bouteille d'eau
❎Déoense personnel

Koa aza tara ary mamandrika toerana e!

📡amin'ny 6ora sasany ny fiaingana eo Plaza Analakely

👉Contacts et réservation : 0385530228

Andao aloha iaraka ankafy an'ireo hakanton'i Madagasikara ireto 🌴🍀 mandram-piandry ny fotoana iarahana manaraka indray 👈...
10/03/2023

Andao aloha iaraka ankafy an'ireo hakanton'i Madagasikara ireto 🌴🍀 mandram-piandry ny fotoana iarahana manaraka indray 👈
Izay ho avy tsy ho elaaa! ☺

Eeeeehh!Ity ary ilay niandrasa tsika e!!Andao ary haka rivotra ho any "AMPEFY" isika anombohana azy,ity no daty 05 Mars ...
27/02/2023

Eeeeehh!Ity ary ilay niandrasa tsika e!!

Andao ary haka rivotra ho any "AMPEFY" isika anombohana azy,ity no daty 05 Mars 2023 eee 😋😎💝

👉 Sarany: 30.000 ariary isan'olona

Hitsidihantsika:
🌸 Geyser
🌸 Chute de la Lilly
🌸 Îlot de la vièrge

😍 Efa ao anatiny 😍
🌺Transport Aller/Retour
🌺Ticket d'entrée
🌺 Guidage
🌺 Shooting📷

❎Tsy ao anatiny❎
✅ Bouteille d'eau
✅ Boissons
✅ Dépenses sy Extra personnels

🔊🔊 Koa aza tara ary mamandrika ny toerana fa mafinaritra no miaraka aminay a!!!

⏳ Amin'ny 6 Ora sy sasany (6h30) ny fihaingana eo amin'ny Tana Plaza Analakely

☎ Contacts et Réservation aux:
0385530228

Efa misokatra ny fisoratana anarana ka aza tara ary ooo ?!!






Ny ankanto ny Natiora rehefa ilay mody masoandro iny!!Ianao koa afaka mankafy izany miaraka aminay atohoato!! 🌴☀
21/02/2023

Ny ankanto ny Natiora rehefa ilay mody masoandro iny!!
Ianao koa afaka mankafy izany miaraka aminay atohoato!! 🌴☀

17/02/2023

Hankafizo ny Natiora,miaraka amin'ny "Milay Voyage"Generique kely nay ato!!

Address


Telephone

+261385530228

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Milay Voyage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Travel Agency?

Share