Bon Plan Nosy Be Vakansy

  • Home
  • Bon Plan Nosy Be Vakansy

Bon Plan Nosy Be Vakansy Voyages organisés à petit prix

Fisaorana sy fankasitrahana feno no atolotra anareo rehetra izay niaraka taminay fa nahafinaritra be daholo❤️Misaotra ih...
24/01/2024

Fisaorana sy fankasitrahana feno no atolotra anareo rehetra izay niaraka taminay fa nahafinaritra be daholo❤️
Misaotra ihany koa tamin' ny retour rehetra fa voaray tompoko na positif na ny négatif
Misaotra tompoko🙏🙏
Hiezaka hatrany hanatsara sy hanome fahafam_ po anareo amin' ity taona ity

❌Ireto ary ny calendrier antsika 2024❌
🏝️VOYAGE ORGANISÉ ANY NOSY BE amin' ny SARANY 800.000 ar / pax 🏝️
📍29 Mars au 05 Avril 2024
📍17 au 24 Mai 2024
📍26 juin au 03 juillet 2024
📍06 au 13 juillet 2024
📍13 au 20 juillet 2024
📍20 au 27 juillet 2024
📍37 juillet au 03 Août 2024
📍03 au 10 Août 2024
📍10 au 17 Août 2024
📍17 au 24 Août 2024
📍24 au 31 Août 2024
📍31 août au 07 septembre 2024
📍21 au 28 décembre 2024
📍28 déc au 04 janvier 2025

TAFIDITRA ANATIN' NY TOLOTRA
☑️ Transport terrestre et maritime,aller _ retour ( Starex )
☑️ Hébergement avec piscine et wifi ( 05 nuitées )
☑️ Repas : matin, midi et soir
☑️1 bouteille d'eau/ jour mandritra ny activités
☑️ Activités ( visites et excursions )
🏝️Nosy Iranja
🏝️Nosy Tanikely
🐒Nosy Komba
🐢Nosy Sakatia
🏖️ Plage Ampasindava
🏖️ Andilana Beach
🌅 Mont Passot
🐒 Lemuria Land
👣 Ambatoloaka by Night

Efa mandray réservation izahay
Bureau 🏠: Résidence tournesol Andoharanofotsy
Contact 📞📞: 0347793911

Mirary taom_ baovao sambatra ho antsika rehetraSamia ho Tahin' Andriamanitra tompoko 🙏🙏
01/01/2024

Mirary taom_ baovao sambatra ho antsika rehetra
Samia ho Tahin' Andriamanitra tompoko 🙏🙏

Voyage organisé à Nosy Be 🎀🎀Noël à Nosy Be 🌲🌲Tonga soa    😊😊‼️‼️28 /12/23 au 04/01/24 ny date manarakaMbola misy place d...
24/12/2023

Voyage organisé à Nosy Be 🎀🎀
Noël à Nosy Be 🌲🌲
Tonga soa 😊😊
‼️‼️28 /12/23 au 04/01/24 ny date manaraka
Mbola misy place disponible ao ho an' izay anao fin d' année aty Nosy Be
Contact et réservation : 0347793911
Bureau : Résidence tournesol Andoharanofotsy

🎀🎀 VOYAGE ORGANISÉ  NOSY BE 🎀🎀     🌲🌲 Noël sy Fin d' année 2023 any NOSY BE, mbola misy toerana vitsivitsy amin' ireto d...
16/12/2023

🎀🎀 VOYAGE ORGANISÉ NOSY BE 🎀🎀

🌲🌲 Noël sy Fin d' année 2023 any NOSY BE, mbola misy toerana vitsivitsy amin' ireto daty ireto 🌲🌲

👉23 au 30 décembre 2023
👉28 déc au 04 janvier 2024
❌❌ Amin'ny sarany 800.000 ar/ pax❌❌
📍 Transport terrestre et maritime ( aller & retour )
📍 Hébergement ( 2 pers/ chambre )
📍 Repas ( matin, midi et soir )
📍 1 bouteille d'eau par jour
📍 Visites et excursions
🏝️🌴Nosy Iranja
🌴🏖️Nosy Tanikely
🐢🐒Nosy Komba
🏝️🌴Nosy Sakatia
🏖️🏖️Andilana Beach
🏝️🏖️ Plage Ampasindava
🌅🌅 Mont Passot
🐒🐢 Lemuria Land
👣👣 Visite Ambatoloaka by Night
Aza tara ary fa voafetra ny toerana

Contact et réservation : 034 77 939 11📞
Bureau : Résidence Tournesol Andoharanofotsy 🏠

10/12/2023

Miarahaba antsika rehetra o😊😊
❌Mbola misy toerana vitsivitsy amin' ilay vacances de Noël sy fin d'année any Nosy Be ❌
‼️23 au 30 décembre 2023
‼️28 déc au 04 janvier 2024
Contact et réservation : 0347793911📞📞
Mirary tontolo andro mahafinaritra tompoko 🙏🏻

Andao ary isiaka anao vacances de Noël sy fin d'année any NOSY BE miaraka @   amin' ireto daty ireto 😊😊👉23 au 30 décembr...
24/11/2023

Andao ary isiaka anao vacances de Noël sy fin d'année any NOSY BE miaraka @ amin' ireto daty ireto 😊😊
👉23 au 30 décembre 2023
👉28 déc au 04 janvier 2024
❌❌ Amin'ny sarany 800.000 ar/ pax❌❌
📍 Transport terrestre et maritime ( aller & retour ) STAREX
📍 Hébergement ( 2 pers/ chambre )
📍 Repas ( matin, midi et soir )
📍 1 bouteille d'eau par jour
📍 Visites et excursions
🏝️🌴Nosy Iranja
🌴🏖️Nosy Tanikely
🐢🐒Nosy Komba
🏝️🌴Nosy Sakatia
🏖️🏖️Andilana Beach
🏝️🏖️ Plage Ampasindava
🌅🌅 Mont Passot
🐒🐢 Lemuria Land
👣👣 Ambatoloaka by Night
Aza tara ary fa voafetra ny toerana

Contact et réservation : 0347793911📞
Bureau : Résidence tournesol Andoharanofotsy 🏠

30/10/2023
VOYAGE ORGANISÉ NOSY BE ‼️800.000 Ar/ pax ‼️Miezaka manatsara sy manome fahafam_ po ho anareo hatrany  izahay , aza tara...
30/10/2023

VOYAGE ORGANISÉ NOSY BE
‼️800.000 Ar/ pax ‼️
Miezaka manatsara sy manome fahafam_ po ho anareo hatrany izahay , aza tara ary fa efa akaiky ny départ manaraka😊
👉👉Date : 14 au 21 novembre

Afaka manao réservation ihany koa ny datin' ny décembre
&
👉👉23 au 30 décembre 2023
👉👉28 au 04 janvier 2024 ( plus 30.000 ar /pax buffet réveillon )

☎️Contact et réservation : 034 77 939 11
🏠Bureau : Résidence tournesol Andoharanofotsy

❌TOLOTRA MIAVAKA MIARAKA AMINAY❌🚐 FITATERANA fotsiny "Première Classe"  satria STAREX daholo ny fiara 🚐 ✓SARANYTàna _ No...
20/10/2023

❌TOLOTRA MIAVAKA MIARAKA AMINAY❌

🚐 FITATERANA fotsiny "Première Classe" satria STAREX daholo ny fiara 🚐
✓SARANY
Tàna _ Nosy Be : 150.000 ar
Tana _ Ambanja : 130.000 ar
Nosy Be _ Tàna : 150.000 ar
Ambanja _ Tàna : 130.000 ar
✓IRETO NY DATY
21/10/23 👉 Nosy Be _ Tàna
23/10/23 👉 Tàna _ Nosy Be
26/10/23 👉Nosy Be _ Tàna
27/10/23 👉Tàna _ Nosy Be
30/10/23 👉Nosy Be _ Tàna
31/10/23 👉 Tàna _ Nosy Be

🌴VOYAGE ORGANISÉ NOSY BE🌴
🟥AMIN' NY SARANY 800.000 AR / pax 🟥
✓Fitaterana mandroso sy miverina
✓Trano hivantanana any Nosy Be
✓ Sakafo maraina, atoandro, hariva any
Nosy Be
✓Rano fisotro iray isan'andro isan'olona
any Nosy Be
✓Visites et excursions:
🏖️ Nosy Iranja
🏝️ Nosy Tanikely
🐍 Nosy Komba
🐢 Nosy Sakatia
🏖️Andilana Beach
🏝️ Plage Ampasindava
🐒Lemuria Land
🌅Mont Passot
👣 Ambatoloaka by Night
IRETO NY DATINTSIKA
👉14 au 21 novembre 2023
👉23 au 30 décembre 2023
👉28 déc au 04 janvier 2024

Contact et réservation 📞📞0347793911 / 0341863852
Siège : Résidence tournesol Andoharanofotsy

Miarahaba tompokoMbola misy toerana malalaka amin' Ireto daty Ireto @ Fitaterana ( STAREX plus Vedette rapide )🚐NOSY BE ...
19/10/2023

Miarahaba tompoko
Mbola misy toerana malalaka amin' Ireto daty Ireto @ Fitaterana ( STAREX plus Vedette rapide )
🚐NOSY BE _ TANA ny 21/10/23
🚐TANA_ NOSY BE ny 23 /10/23
🟥Frais : 150.000 ar/personne🟥
☎️:0347793911

🌴VOYAGE ORGANISÉ NOSY BE🌴❌Amin' ny sarany 800.000 ar / pax❌ Ireto ny daty manaraka koa aza tara ary 👉 14 au 21 novembre ...
16/10/2023

🌴VOYAGE ORGANISÉ NOSY BE🌴
❌Amin' ny sarany 800.000 ar / pax❌
Ireto ny daty manaraka koa aza tara ary
👉 14 au 21 novembre 2023
👉 23 au 30 décembre 2023
👉 28 au 04 janvier 2024 ( plus Buffet Réveillon 31 décembre ,30.000 ar/ pax )

Ny tafiditra ao anatin'ny tolotra
✓Fitaterana mandroso sy miverina
✓Trano hipetrahana any Nosy Be
✓Sakafo maraina, atoandro, hariva any Nosy Be
✓Rano fisotro iray isan' andro any Nosy Be
✓Visites sy ny Excursions
🏝️🏖️Nosy Iranja
🏝️🏖️Nosy Tanikely
🐢🏖️Nosy Sakatia
🐒🐍Nosy Komba
🏖️🏝️Andilana Beach
🏖️🏝️Plage Ampasindava
🌅🌅Mont Passot
🐒🐢Lemuria Land
👣👣Ambatoloaka by Night
🟥🟥🟥🟥🟥🟥🟥🟥🟥🟥
🚐FITATERANA FOTSINY 🚐
Tana _ Nosy Be : 150.000 ar / personne
Tana _ Ambanja : 130.000 ar / personne

☎️ & réservation : 0347793911

Ny départ antsika anio 15/10/23Tana _ Nosy BeSoava Dia daholo oooo😊😊🙏🙏Mbola misy toerana malalaka ny miala rahampitso an...
15/10/2023

Ny départ antsika anio 15/10/23
Tana _ Nosy Be
Soava Dia daholo oooo😊😊🙏🙏

Mbola misy toerana malalaka ny miala rahampitso an🚐🚤
Ireto ny programme antsika :
👉16/ 10/23 : 3 places disponibles
👉18/10/23 : malalaka
👉20/10/23: malalaka

☎️& Réservation : 0347793911
Bureau: Résidence tournesol Andoharanofotsy

VAOVAO TSARA HO ANTSIKA MPANDEHATANA => NOSY BEna koaNOSY BE => TANAFIARA STAREX sy VEDETTE RAPIDE miainga isan'androSAR...
10/10/2023

VAOVAO TSARA HO ANTSIKA MPANDEHA

TANA => NOSY BE
na koa
NOSY BE => TANA

FIARA STAREX sy VEDETTE RAPIDE miainga isan'andro

SARAN-DALANA :
TANA AMBANJA 130 000 Ar
TANA NOSY BE 150 000 Ar

Réservation : 034 18 638 52 / 032 72 825 78

Siège Social Résidence Tournesol Andoharanofotsy

Misaotra an' Andriamanitra Lehibe  ny amin' ny Zavatra rehetra 🙏🙏Misaotra antsika rehetra ihany koa🚐🚐🚐VAOVAO BE 🚐🚐🚐🟥 Efa...
05/10/2023

Misaotra an' Andriamanitra Lehibe ny amin' ny Zavatra rehetra 🙏🙏
Misaotra antsika rehetra ihany koa
🚐🚐🚐VAOVAO BE 🚐🚐🚐
🟥 Efa hisokatra ny ZOTRA mampitohy ny Tàna _ Nosy Be 🟥
( Fiara STAREX plus Vedette rapide )
👉Tàna _ Nosy Be : 150.000 ar
👉Tàna _ Ambanja : 130.000 ar

🏝️Voyage organisé 🏝️
❌❌Mbola misy toerana ny date 15 au 22 octobre 2023 amin' ny sarany 770.000 ar / pax❌❌
Ireto ny daty manaraka koa aza tara ary
👉23 au 30 décembre 2023 : 800.000 ar / pax
👉 28 au 04 janvier 2024: 830.000 ar / pax ( plus Buffet Réveillon 31 décembre )

Mankasitraka sy mirary soa hatrany tompoko
☎️Contact et réservation : 034 77 939 11
Bureau : Résidence tournesol Andoharanofotsy


VAOVAO BE HO ANTSIKA🏖️ VAKANSY NOSY BE MIAINGA ISAN'ANDRO SARANY 770 000 Ar isan'olona, 5 ANDRO any Nosy Be (groupe de 8...
26/09/2023

VAOVAO BE HO ANTSIKA

🏖️ VAKANSY NOSY BE MIAINGA ISAN'ANDRO

SARANY 770 000 Ar isan'olona, 5 ANDRO any Nosy Be (groupe de 8 Pax, 2 Pax/chambre)

🚐 FIARA MITONDRA : S T A R E X

🚐 🛥️ FITATERANA FOTSINY (Fiara Starex sy Vedette Rapide ) :
TANA => NOSY BE : 150 000 Ar isan'olona
NOSY BE => TANA. : 150 000 Ar isan'olona

🏝️ EXCURSIONS any Nosy Be Fotsiny miaraka SAKAFO ATOANDRO : 320 000 Ar isan'olona
Ireto avy ny Excursions atao 5 Andro (groupe de 6 Pax) :
✓ Nosy Iranja
✓ Nosy Komba
✓ Nosy Tanikely
✓ Nosy Sakatia
✓ Mont Passot
✓ Andilana Beach
✓ Plage d'Ampasindava
✓ Parc Lemuria Land
✓ Maison Hantée Marodoka
✓ Visite Ambatoloaka by Night

✓ 🚐 🛥️ FITATERANA FOTSINY (Fiara Starex sy Vedette Rapide ) :
TANA => NOSY BE : 150 000 Ar isan'olona
NOSY BE => TANA. : 150 000 Ar isan'olona

Siège Tanà : Résidence Tournesol Andoharanofotsy (034 77 939 11 - 032 72 825 78 - 034 18 638 52)

Contact Nosy Be : 032 19 654 41 - 034 96 022 77 - 032 - 034 70 954 25

AZA MISALASALA MIANTSO ANAY
RAHA MILA FANAZAVANA FANAMPINY

🏝️Ireto indray ny clients tamin' ny 14 au 21 septembre🏝️Sary maromaro  nandritra  ny visites sy ny excursions an' izy ir...
20/09/2023

🏝️Ireto indray ny clients tamin' ny 14 au 21 septembre🏝️
Sary maromaro nandritra ny visites sy ny excursions an' izy ireo tany Nosy Be niaraka taminay
Misaotra sy mankasitraka anareo ❤️🙏🏻

Mbola misy toerana ny 15 au 22 octobre 2023 koa aza tara ary


🏝️Voyage organisé du 03 au 10 septembre 🏝️ Ankafizo an_ tsary ary ny visites sy ny excursions an' ireo clients tany Nosy...
20/09/2023

🏝️Voyage organisé du 03 au 10 septembre 🏝️ Ankafizo an_ tsary ary ny visites sy ny excursions an' ireo clients tany Nosy Be niaraka tamin' ny
Misaotra sy mankasitraka anareo ❤️❤️🙏🙏

Mbola misy toerana ny 15 au 22 octobre 2023 an

🏝️🏝️  VOYAGES  ORGANISÉS  NOSY  BE              AFA-PO HATRANY IREO NIARAKA             TAMINAY FA ARARAOTY🏝️🏝️🟥 SARANY ...
17/09/2023

🏝️🏝️ VOYAGES ORGANISÉS NOSY BE
AFA-PO HATRANY IREO NIARAKA
TAMINAY FA ARARAOTY🏝️🏝️

🟥 SARANY MIRARY
MANOMBOKA 770 000 Ar isan' olona🟥 ( STAREX ny fiara )
Tafiditra ao anatin' ny tolotra :
✓ Fitaterana mandroso sy miverina Tanà - Nosy Be - Tanà
( Fiara STAREX - VEDETTE Rapide)
✓ Trano hipetrahana ( 5 andro any Nosy Be )
✓ Sakafo 5 andro any Nosy Be : Maraina, Atoandro , Hariva
✓ Rano fisotro: iray isan' olona isan' andro any Nosy Be
✓ Excursions :
🏖️🏝️ NOSY IRANJA
🐒🐍 NOSY KOMBA
🏝️🌴 NOSY TANIKELY
🐢🌴 NOSY SAKATIA
🏖️🌴. PLAGE AMPASINDAVA
🏖️🏝️ ANDILANA BEACH
🌅🌅 MONT PASSOT
🐢🐍🐒 PARC LEMURIA LAND
👣👣 VISITE AMBATOLOAKA by night

Ireto avy ary ny datintsika manaraka:

👉 15 au 22 Octobre 2023 : 770.000 ar / pax

👉 23 au 30 Décembre 2023 : 800.000 ar /pax

👉 28 Décembre 2023 au 04 Janvier 2024 :
830.000 ar / pax ( plus Buffet Réveillon 31 décembre )

☎️: 034 77 939 11
Siège : Résidence Tournesol Andoharanofotsy
Mirary tontolo andro mahafinaritra tompoko 🙏🏻

Lasa izao 😊😊Soava dia  ianareo   ( 14/09/23 ) TANA _ NOSY BE👉 15 au 22 octobre 2023 ny daty manaraka an
14/09/2023

Lasa izao 😊😊
Soava dia ianareo
( 14/09/23 )
TANA _ NOSY BE

👉 15 au 22 octobre 2023 ny daty manaraka an

Izahay eto amin' ny Nosy Be Vankasy dia misaotra sy mankasitraka anareo rehetra tsy ankanavaka tompoko niaraka taminay M...
28/08/2023

Izahay eto amin' ny Nosy Be Vankasy dia misaotra sy mankasitraka anareo rehetra tsy ankanavaka tompoko niaraka taminay
Misaotra sahady ireo izay mbola andeha ihany koa😊😊
Vonona hanome fahafam_ po anareo hatrany izahay tompoko 🙏🙏🙏

❌❌Mbola misy toerana vitsivitsy amin' ireto daty manaraka ireto koa aza tara ary ❌❌
👉 03 au 10 septembre 2023
👉14 au 21 septembre 2023
🟥 Manomboka amin'ny sarany 770.000 ar 🟥
☎️ : 034 77 939 11
Bureau : Résidence tournesol Andoharanofotsy

Misaotra sy mankasitraka anareo rehetra 🙏🙏🙏❌Feno tanteraka tompoko ny toerana ny datin' ny 19 au 26 août 2023❌Ireto ny d...
11/08/2023

Misaotra sy mankasitraka anareo rehetra 🙏🙏🙏
❌Feno tanteraka tompoko ny toerana ny datin' ny 19 au 26 août 2023❌

Ireto ny datintsika manaraka koa aza tara ary 😊😊
👉 03 au 10 septembre 2023
👉 14 au 21 septembre 2023

☎️ 034 77 939 11

07/08/2023

Salama daholo tompoko
🏝️🏝️ Voyage organisé any Nosy Be 🏝️🏝️
feno tanteraka ny toerana ny 19 au 26 août 2023 ho avy izao @ ilay mandeha STAREX
ilay @ sarany 770.000 ar/ pax kosa mbola misy ny toerana 😊

Ireto indray ny datin_ tsika manaraka
👉 03 au 10 septembre 2023
👉14 au 21 septembre 2023

Manomboka amin'ny sarany 🟥 680.000 ar isan' olona 🟥

Mankasitraka antsika rehetra hatrany tompoko🙏

Ny visites  tany Nosy Komba niaraka t@ ireo clients ny   🐢🐍🐒🏝️Mankasitraka anareo hatrany 🙏🙏🙏Ny datintsika manaraka ny👉 ...
03/08/2023

Ny visites tany Nosy Komba niaraka t@ ireo clients ny 🐢🐍🐒🏝️
Mankasitraka anareo hatrany 🙏🙏🙏

Ny datintsika manaraka ny👉 19 au 26 août 2023 an
Aza tara ary fa efa vitsivitsy sisa ny toerana tavela ao😊😊
☎️: 0347793911

Ny tontolo andronay tany Nosy Iranja 🏝️🏝️🏝️🏝️🏝️
31/07/2023

Ny tontolo andronay tany Nosy Iranja 🏝️🏝️🏝️🏝️🏝️

31/07/2023

Tsara loatra🏝️⛱️🏖️

Ambiance kosa aloha  aty Nosy Be miaraka amin' ireto groupes mahafinaritra be  ireto e 😊😊😊 misaotra betsaka anareo🙏🙏Mbol...
30/07/2023

Ambiance kosa aloha aty Nosy Be miaraka amin' ireto groupes mahafinaritra be ireto e 😊😊😊 misaotra betsaka anareo🙏🙏

Mbola misy toerana vitsivitsy ny 19 au 26 août 2023
Aza tara ary 😊😊
☎️ 0347793911
Mankasitraka tompoko 🙏🏻🙏🏻

Tongasoa eto @ Port Ankify ny
29/07/2023

Tongasoa eto @ Port Ankify ny

Sary vitsivitsy teny an_ dalana , ilay départ 27 juillet 2023 Voyage Nosy Be foana  aloha😊😊 Mbola misy toerana vitsivits...
28/07/2023

Sary vitsivitsy teny an_ dalana , ilay départ 27 juillet 2023
Voyage Nosy Be foana aloha😊😊

Mbola misy toerana vitsivitsy ny départ 19 au 26 août 2023 koa aza tara ary an😊
👉👉 Manomboka amin'ny sarany 680.000 ar
Mankasitraka antsika hatrany tompoko 🙏🏻🙏🏻🙏🏻

Efa feno tanteraka ny toerana  ny 27 juillet au 03 Août ho avy izao an😊😊😊 Fa ny datin_tsika manaraka dia ny👉👉 19 au 26 a...
25/07/2023

Efa feno tanteraka ny toerana ny 27 juillet au 03 Août ho avy izao an😊😊😊

Fa ny datin_tsika manaraka dia ny
👉👉 19 au 26 août 2023
Koa aza tara ary
🟥 Manomboka amin'ny sarany 770.000 Ar isan' olona 🟥

Mankasitraka tompoko 🙏🏻🙏🏻

Address


Telephone

+261347793911

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bon Plan Nosy Be Vakansy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bon Plan Nosy Be Vakansy:

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Travel Agency?

Share