Quand tu passes au sud de Madagascar n'oubliez pas d'essayer cette expérience ❤️
#lavatongotra #LoveChallenge #travel
Nouvelle semaine les randonneurs
Tokiky partie rehefa ialahy valaka avy mananika vohitra iny🤣🥰
Mankasitraka any AiAina MaharavoaAina Maharavo️
Ho an'ireo mbola tsy nanandrana an'izany hoe RANDO HUMOURISTIQUE homany ny matériel de rando sy ny nify fa efa hoavy indray isika.
#lavatongotra#randonneepedestre
Toute l'équipe de Lavatongotra vous souhaite une bonne année 2023 ♥️
Arahabaina manokana ianao Razanamalala Zoé Marie Mireille fa ianao no azoo tamin'ny fisarihana hahazo toerana roa amilay randonée eny Angavokely ny Sabotsy 05 Novambra izao 🥰🥰
Misafidy olona iray izay tianao hiaraka aminao amin'io enao dia lasa izao eeee 🎉🎉🎉🎉
Ho antsika rehetra kosa, mbola tsy tara raha izao vao hisoratra anarana an, taomy ny havana sy namana e
#lavatongotra
Hey !!!!!!!!!!!
Il y a encore de place disponible pour ceux qui veullent participer à la randonnée pédestre à Talata Angavo.
On vous donne rendez vous ce samedi.
#lavatongotra #randonnée
Goma Tsimihety
Salanitra e!
Ho entinay ndray ianareo hianoka anizany "Goma" Tsimihety zany.🥰
Mba tantarao ao commentaires ary oe ny kilalao na gadon-kira afatarana ny faritra na ny foko misy anao. ❤️
#Goma #lavatongotra
lavatongotra
En route 🚐
#sud_de_madagascar
#Antsahadinta
Next destination (Alahady 05 Septambra izao)
Aza miala lavitra fa havoaka tsy ho ela eto ny détails 😍😍👊👊
Salanitra e!🤩
Eny Atongona indray ny fotoatsika manaraka 👊👊
Halefa eto ny détails afaka fotoana vitsy, araho hatrany ny pejy
#lavatongotra
🚣🚣
#Belo_sur_Tsiribihina
#Akirondro
#Lavatongotra
salanitra e!
Ito ary ny randonnée ifampizarana @ tsika e!
tonga de #lavatongotra tanteraka mihintsy.
Manasanao hatrany hanaraka ny pejy sy hanentana ireo akama.