Visite 'Gasikara

  • Home
  • Visite 'Gasikara

Visite 'Gasikara Organisateur de voyage et circuits pour découvrir Madagascar

Plus beaucoup de places... profitez de notre offre Last Minute...reservez avant le 29/10
25/10/2023

Plus beaucoup de places... profitez de notre offre Last Minute...reservez avant le 29/10

NDAO AMZAY HIALA SASATRA !19 au 26 AOÛT De TANA a IFATY (Tuléar)Découvrez la RN7..Plages et piscines naturellesParcs nat...
30/07/2021

NDAO AMZAY HIALA SASATRA !
19 au 26 AOÛT De TANA a IFATY (Tuléar)
Découvrez la RN7..
Plages et piscines naturelles
Parcs nationaux et réserves
Ballades en pirogue
Feux de camp et animations diverses
Etc...

16/07/2021
01/07/2021

Raha kapahinao izahay androany dia hoavy tsy hoela ry zareo hikapa anao sy izay rehetra aminao

15/05/2021

L’Hôtel de Ville de Tananarive est l’un des plus majestueux édifices des années 1930 et 1940 à Analakely. Ce bâtiment, inauguré le 7 mai 1936, est le chef d'œuvre de l’architecte Joseph Collet de Cantelou (1894-1964). Dans les années 1930, le pouvoir colonial souhaite parer la capitale malgache des attributs d’une « ville moderne ». C’est à cette période que l’Avenue Fallières (aujourd’hui Avenue de l’Indépendance) est aménagée.
Vu comme un héritage de la colonisation, quatre décennies après sa construction, le 13 mai 1972, l’Hôtel de Ville est victime d’un terrible incendie au cours d’une manifestation contre le régime de Philibert Tsiranana, accusé de néo-colonialisme.
Sur une banderole est écrit: « rendez en cendres, tel l’Hôtel de Ville, l’accord de coopération [franco-malgache (du 2 avril 1960)], pacte de l’esclavage ». Dès lors, le parvis de l’Hôtel de Ville est rebaptisé « Kianjan’ny demokrasia/ place de la démocratie ». Ce mouvement a entraîné la chute de la Première République.
L’Hôtel de Ville renaît de ses cendres 36 ans plus t**d.
Fonds anonyme

04/05/2021

Le saviez-vous?

Le parc de Ranomafana est situé aux alentours de la ville de Fianarantsoa et couvre près de 41.600 hectares de forêt tropicale humide. 🌳🌳🌳
Vous y découvrirez une faune que vous ne trouverez nulle part ailleurs sur l’île, notamment des espèces en voie de disparition.

21/04/2021

🌍

Ripaka ny ala ao amin’ny faritra arovana ao Menabe Antimena, any andrefan’i Madagasikara. Tamin'ny taona 2020 fotsiny dia ala mirefy 13.000 hekitara (mitovy amin'ny kianja filalaovam-baolina 18.000) no potika.

Raha mitohy izao fandripahana ny ala izao dia ho ringana io afaka 4 taona. 🌿

Tsy fointsika anefa io ala io, satria ity faritra arovana ity izay misy ny Allee des Baobabs dia fonenan'ny karazan-javamaniry sy biby miavaka maro, manintona ny mpizaha tany, ary loharanon-karena ho an'ny mponina ao an-toerana .

Mila mandray andraikitra isika. Ny USAID Madagascar dia manao antso avo amin’ny fanjakana malagasy, ny mpamatsy vola hafa eo amin’ny sehatry ny tontolo iainana, ny fikambanana tsy miankina, ny mpitandro filaminana ao an-toerana, ny firaisamonim-pirenena ary ny olom-pirenena tsirairay hanatevin-daharana ny tolona .

Araho eto ny andiany momba ny asa ataon'ny tetikasan’ny USAID misahana ny tontolo iainana mikasika ny famerenana ny ala amin’ny laoniny ( ) sy ny famonjena ny faritra arovana Menabe Antimena.



Sarin-tany nomen’ny Durrell Madagascar

WWF Madagascar PNUD Madagascar Fanamby
DRAEP Menabe Madagascar National Parks MATP Dcom Matp
Baomiavotse Vahinala Raharinirina, MEDD
Ministère de l'Environnement et du Développement Durable
AllianceVoahary Gasy Présidence de la République de Madagascar
Madagascar Fauna & Flora Group Ministère de l'Agriculture, de l'Elevage et de la Pêche Tetra Tech International Development Services Lemur Love Pact

18/04/2021

Fantatrao ve i MAMA SANA ?

Mama Sana : teraka tany ho any amin'ny taona 1900 izy . Antandroy izy fa nanaraka fomba sy fiainana sakalava . SANA dia anarana malaza avy any androy , midika hoe ampela .

Avy ao Antanimora Atsimo , Avaratr' Androy no toerana fiaviany . Nandeha tongotra maherin'ny 500km niaraka tamin'ny Ray aman-dreniny sy fianakaviany hafa nifindra monina tany Morondava .
Tany Mahabo izy no nihaona tamin'ny mpitendry valiha malaza sakalava , TOTOZO ka lasa mpianany . Nanao fato-dra izy roa satria izay no noheveran'i Totozo fa marika hampitany ny fahaizany amin'i Mama Sana , i Totozo dia nitendry valiha fa tsy nihira ka i Mama Sana no nanampy azy tamin'ny fihirana .
Rehefa vita ny fampianarany dia nitety ny faritra maro i Mama SANA nanafana lanonana ka nitendry sy nihira . Ny fampiarahana ny vakodrazana sakalava sy antandroy amin'ny alalan'ny hira sy fitendrena valiha no tena nampiavaka azy .
Voafidy ho mpitendry VALIHA manokana ny Mpanjaka vavy sakalava manabe COLETTE KAMAMY rehefa nifindra tany Belo sur Tsiribihina ka nitendry tamin'ireo FITAMPOHA nifandimby .

Niamboho ny taona 1997 i Mama Sana .

Mpanakanto malagasy niavaka tokoa ny fitendry sy ny feon'i Mama Sana ary nalaza na teto Madagasikara na tany ivelany tokoa izy . Ny taona 1983 izy no nanao fampisehoana tany Europa niaraka an'i Rakotofrah . Nisy an'i Mama Germaine avy any Belo Tsiribihina , mpitendry sy mpihira niaraka taminy teny foana ( io itantsika amin'ny sary ) .
Niara-niasa tamin'ny mpanakanto maro toa an'i Olombelona Ricky , Dama , Rakotofrah , Doc Holliday , Rossy ... i Mama Sana .

Loharano : journals.openedition.org/ethnomusicologie/704

Malagasy tsara ho fantatry ny tanora sy ankizy ankehitriny ka zarao raha sitrakao e
Mankasitraka

22/03/2021
02/02/2021
06/08/2020

🗣 La Ministre de l’Environnement et du Développement Durable a déclaré au mois de mai que les manques de revenus engendrés par l’état d’urgence sanitaire favorisent « des activités illégales qui auraient des conséquences graves pour la diversité biologique … ❌ Les menaces seront potentiellement exacerbées par l’exode urbain déclenché par la pandémie du -19 ». Nous savons déjà les impacts de la crise sanitaire sur les Malagasy et les ressources naturelles. Les gestionnaires d’aires protégées terrestres de Madagascar font difficilement face aux restrictions de déplacement, ce qui favorise aussi les pratiques illicites. 🐢 Entre avril et juillet, des braconniers ont été arrêtés par les autorités avec des tortues radiées dans le sud-ouest de la grande île. 🚫 Prévenons les futures pandémies en mettant fin aux trafics des animaux sauvages ! Faites passez le mot et parlez-en autour de vous.


🗣 Ny Ministry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy dia nanambara tamin’ny volana may fa ny tsy fisian’ny fidiram-bola manoloana ny fahamehana ara-pahasalamana dia mampitombo ny « fitrandrahana tsy ara-dalana izay misy voka-dratsy lehibe amin’ny karazan-java-manan’aina … ❌ Izany loza izany dia mety hitombo nohon’ny fifandra-monina nohon’ny valan’aretina -19 ». Efa fantatsika ny fiantraikan’ny krizy ara-pahasalamana amin’ny Malagasy sy amin’ny harena voajanahary. Ireo mpitantana ny valan-java-boahary eto Madagasikara dia mijaly nohon’ny tsy fahafahana mivezivezy malalaka, izay manome vahana ny fitrandrahana tsy ara-dalana. 🐢 Teo anelanelan’ny aprily sy jolay teo, nisy ireo mpihaza izay voasambotr’ireo manam-pahefana ka nahitana sokake tany atsimo andrefan’ny nosy. 🚫 Ndao hisoroka ireo valan’aretina ho avy amin’ny alalan’ny fampiatoana ny fitrandrahana biby dia! Zarazarao amin’ny manodidina anao ity hafatra ity.

04/08/2020

🌷 Endrika sy fitafy BETSIMISARAKA fahiny (1930 tany)

Zarazarao e!

26/07/2020

🌷 ANALAKELY, tsena Zoma
Taona 1950 tany

Zarazarao e!

22/07/2020
15/07/2020

🌷Endrika sy fitafy ary randrana BETSILEO tany amin'ny taona 1940 tany

Zarazarao e!

Tena Malagasy ...Misaotra nizara e...Merci pour le partage 😀
27/06/2020

Tena Malagasy ...
Misaotra nizara e...
Merci pour le partage 😀

L’occasion de lui offrir un beau cadeau...
24/01/2020

L’occasion de lui offrir un beau cadeau...

L’occasion de lui offrir un beau cadeau....
24/01/2020

L’occasion de lui offrir un beau cadeau....

18/09/2019
Le Parc National de Mantadia ANDASIBE est le repère des lémuriens appelés Indri-Indri. Ces lémuriens sont Différents par...
11/09/2019

Le Parc National de Mantadia ANDASIBE est le repère des lémuriens appelés Indri-Indri. Ces lémuriens sont Différents par leurs cris puissants et leur grande taille.
Découvrez le avec notre CIRCUIT GRAND EST de 8 à 12 jours (Tanà, ANDASIBE, Manambato, Toamasina, Mahambo, Ste Marie). Un départ par mois.
Places VIP ou simple.
Tarif tout compris (t/port, hôtel, repas, soirées animées et feux de camp,..) 830.000Ar/pers. 1.640.000Ar pour 2 pers.
Un chauffeur et un guide à votre disposition.

Depart Tanà, J2 Antsirabe, J3 Ranomafana visite Parc, J4 Manakara, J5 Train vers Fianar, J6 Isalo visite Parc, J7-8 Ifat...
10/09/2019

Depart Tanà, J2 Antsirabe, J3 Ranomafana visite Parc, J4 Manakara, J5 Train vers Fianar, J6 Isalo visite Parc, J7-8 Ifaty baignade et découverte, Retour Tanà. Réservez des maintenant.

Prochain départ 19 SEPTEMBRE...RÉSERVEZ DES MAINTENANT. Départ Tanà - retour Tanà
29/08/2019

Prochain départ 19 SEPTEMBRE...RÉSERVEZ DES MAINTENANT. Départ Tanà - retour Tanà

Encore appelée la ville blanche, Tulear est une escale importante pendant votre voyage. Occasion pour découvrir Ifaty un...
29/08/2019

Encore appelée la ville blanche, Tulear est une escale importante pendant votre voyage. Occasion pour découvrir Ifaty une des stations balnéaires Malagasy à découvrir absolument.
Choisissez notre circuit GRAND SUD de 08 à 12 jours (Tanà, Fianar, Manakara, ISALO, TULEAR, Ifaty) Un départ par mois.
Places VIP ou simple.
Tarif tout compris (t/port, hôtel, repas, soirées animées et feux de camp,..) à partir de 800.000ar.
Un chauffeur et un guide à votre disposition.

Immense massif de grès érodés datant du jurassique il y a 135 a 205 millions d’années. S’étend sur 82.000ha. Piscine nat...
28/08/2019

Immense massif de grès érodés datant du jurassique il y a 135 a 205 millions d’années. S’étend sur 82.000ha. Piscine naturelle, grottes, rivières, lémuriens etc.. sont les principales raisons de votre visite.
Découvrez LE PARC NATIONAL D’ISALO AVEC NOUS De 8 jours a 12 jours (Tanà, Fianar, Manakara, ISALO, TULEAR, Ifaty)à votre convenance, Un départ par mois.
Places VIP ou simple. A partir de 800.000ar/pers 1.750.000ar pour 2pers
Tarif tout compris (t/port, hôtel, repas, soirées animées et feux de camp,..)
Un chauffeur et un guide à votre disposition.

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Visite 'Gasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Visite 'Gasikara:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Travel Agency?

Share