Malagasy voyageur Tour

  • Home
  • Malagasy voyageur Tour

Malagasy voyageur Tour un organisme qui conçoit,fabrique et organise des voyages ou séjours individuels ou collectifs à Madagascar.

Choississez , reservez, acheter vos billets d avions chez nous.Notre Agence de voyage met a votre disposition son servic...
14/10/2019

Choississez , reservez, acheter vos billets d avions chez nous.Notre Agence de voyage met a votre disposition son service de billeterie avec des prix defiant toute concurrence. LONG COURRIERS: CHINE, USA, CANADA, FRANCE,DUBAI.... REGIONAUX: MAURICE, SEYCHELLE, COMORE....DOMESTIQUES: MORONDAVA,MAHAJANGA, NOSYBE.... N hesitez pas de nous contacter en MP ou appellez le 0348619239

Izy ireto ny EKIPA NATIONALY VEHIVAVY MALAGASY tamin' ny taranja "Basket-Ball" tompon-dakan' i Afrika taona 1970Nalaza e...
30/11/2017

Izy ireto ny EKIPA NATIONALY VEHIVAVY MALAGASY tamin' ny taranja "Basket-Ball" tompon-dakan' i Afrika taona 1970

Nalaza ery ry zareo ireto tamin'izany fotoana satria dia notsenaina manokana mihitsy noho ny tonga teto an-tanindrazana
il y a 3 heures · Public · dans ‎ღღ Fסмьα

hème: MADAGASCAR SUR LES CLASSEMENTS INTERNATIONAUX*5eme pays le plus pauvre du monde, en 2017 (FMI)*154eme sur 187 pays...
28/11/2017

hème: MADAGASCAR SUR LES CLASSEMENTS INTERNATIONAUX

*5eme pays le plus pauvre du monde, en 2017 (FMI)
*154eme sur 187 pays en termes d’Indice de Développement Humain - IDH: (Banque Mondiale)
*32eme sur 54 pays africain en termes de bonne gouvernance
*97eme sur 211 pays sur le football, 2017 (FIFA)
*130eme sur 144 pays sur l’Indice Mondial de la Compétitivité (GCI – Global Competitiveness Index) qui évalue la compétitivité d’un pays en fonction d’une centaine d’indicateurs nationaux regroupé en douze catégories, dont l’environnement macroéconomique, la qualité des institutions et celle des infrastructures, l’éducation, l’efficacité et la taille des marchés, le développement technologique et l’innovation.
*57ème sur 180 pays en termes de liberté de presse, 2017
*103eme sur 167 pays sur l’indice de démocratie, 2017 (The Economist Group)
*145ème sur176 sur l’Indice de Perception de la Corruption, 2017 (Transparency International)
*2e rang au niveau mondial pour sa richesse en biodiversité
*19ème position mondiale en termes de production de riz
*148è rang sur 157 en termes d’Indice du Bonheur
*4ème pays le plus sale du monde
*2eme producteur mondial de vanille (et oui, l’Indonésie tient la tête de la liste)
*167ème sur 190 pays en termes d’attractivité des investissements, 2017 (Doing Business)

Tsingy Mahaloka Site gérer par Communauté KOFAMA, dans la Commune Rurale Antsaravibe District Ambilobe Région DIANA à Ma...
22/11/2017

Tsingy Mahaloka Site gérer par Communauté KOFAMA, dans la Commune Rurale Antsaravibe District Ambilobe Région DIANA à Madagascar. Disponible pour tout les visiteurs touristiques ou chercher nationaux ou internationaux pour l'année 2018. Plus d'informations Contact: 0346752079, 0329272265, 0320248793.

Zaza Malagasy (y) (y) (y)
22/11/2017

Zaza Malagasy (y) (y) (y)

Découverte d'une nouvelle espèce de grenouille à Vohimana !La jeune chercheuse Andolalao Rakotoarison vient de publier a...
21/11/2017

Découverte d'une nouvelle espèce de grenouille à Vohimana !

La jeune chercheuse Andolalao Rakotoarison vient de publier avec l'aide de près d'une vingtaines de chercheurs la r***e des grenouilles du genre Stumpffia dont fait parti certaines des plus petites grenouilles au monde.

Et ils ont découvert qu'une des grenouilles de Vohimana était encore inconnue de la science: Stumpffia obscoena. Son nom lui a été donné par les scientifiques en référence à de la forme de sa patte qui semble faire un doigt d'honneur. Cela montre encore une fois l'importance cruciale de relever le challenge de la conservation de ce site qui abrite aussi, entre autre 12 espèces de primates et 36 espèces de palmiers dont 8 endémiques.

Espérons que le doigt d'honneur de cette nouvelle grenouille en est un pour dire : "🖕vous ne nous ferez pas disparaitre d'ici au moins".

Pour plus d'informations :http://www.markscherz.com/archives/3441

[ENGLISH VERSION]

New specie of Stumpffia frog discovered in Vohimana !

The young researcher Andolalao Rakotoarison has just discovered, with a team of 17 researchers, a new specie of Stumpffia, one of the smallest frogs in the world.

They discovered a specie unknown to science in the forest of Vohimana: Stumpffia obscoena.
It was named in reference to the reduction of its hands to be a single middle finger.
Once again, it shows how important it is for us all to take up the challenge of conservation in this special site that is also home of 12 species of primates and 36 species of palm trees (including 8 endemic species).

Let's hope this one lifting its middle finger is a way of telling us : " F🖕... you won't have me extinct in here !"

For more informations: http://www.markscherz.com/archives/3441

09/11/2017
Madagascar NOSY IRANJA
08/11/2017

Madagascar NOSY IRANJA

08/11/2017

BETSIMISARAKA

Tantara fohy mikasikan’ny foko Betsimisaraka izay mipetraka amin’iny faritra atsinana nosy iny manomboka eo Mananjary ka hatrany Antalaha raha tsy diso aho.

Inona moa no nahatonga azy antsoina hoe « BETSIMISARAKA » ? Ny razamben-drizareo dia tatsambo vahiny na “pirate” izay nitady ely drano sy tany hiafenana tamin’izany fotoana izany. Ny fantatra anarana amin’ny razamben-drizareo voalohany dia ny mpanjaka RATSIMILAHO izay zanakin’ny pirate amerikana THOMAS TEW tamin’ny vehivavy tatsimo teo an-toerana. Ny taranak’ireny tatsambo na pirate izay nanambady sy niteraka tamin’ny olona teo an-toerana ireny no nantsoina hoe “ZANA MALATA” na “MULATRE” taty aoriana.

Ny mponina izay nitoetra mialoha teo amin’ny faritra atsinana iny tamin’izany fotoana izany dia nizara toy izao:
_Ny Tsikoa sy ny Betanimena any Atsimo
_Ny Varimo eo ampovoany
-Ny Anteva any Avaratra
Ratsimilaho, izay zana malata, no niezaka voalohany nanana fikasana hampiray iny faritra iny. Naha resitra lahatra ireo foky avy any avaratra, ny Anteva, izy ka nanampy azy hiady tamin’ireo foko avy any Atsimo. Resin’i Ratsimilaho sy ireo mpomba azy ireo foko avy any atsimo ka azony ny tananan’i Fenoarivo sy Maroantsetra. Tamin’izany no nanaovany “fatidra”. (serment du sang)miaraka amin’ireo foko avy any atsimo ireo fa hanaraka azy “ka tsy isaraka intsony”. Izay no nahatonga an’i Ratsimilaho nanome ny anarana hoe “BETSIMISARAKA” an’ireo foko avy avaratra sy atsimo izay nanaiky anaraka azy sy hanoa azy. Izy dia mpanjakin’i Toamasina sy Foulpointe.

Nanan-janaka vavy izy, BETI no anarany ary ny tantara manambara fa isan’ny tovovavy tena tsara tarehy mihitsy tamin’izany izy io. Nanambady pirate na tatsambo frantsay izay nantsoina hoe La Bigorne izy io. Mba ho fisaorana azy tamin’izany fanambadiany izany dia nomen’ny rainy azy ho fanomezana azy ny nosy Sainte Marie. Izay no mahatonga an’i Beti antsoina hoe mpanjaka vavin’i Sainte Marie.

Ny taona 1750 no niamboho i Ratsimilaho. Nikorontana ary tsy mba nisy olona nisongadina nitantana iny faritra iny tao aoriany. Tsy azo adino fa faritra efa nanomboka nitadiavan’ny Frantsay hifaharana iny faritra iny tamin’izany. Tamin’izany vani-andro izany no nipoiran’ny mpanjaka JEAN RENE.

Teraka tany Tolagnaro izy ny taona 1773. Efa nisy toby efa nanomboka nifaharan’ny Frantsay koa tamin’iny faritra iny tamin’izany. Izy dia zanakin’ny vehivavy teo an-toerana amin’ny lehilahy frantsay mitondra ny anarana hoe Boucher, izay tatsambo miasa amin’ny compagnie de Indes Orientales.
Nandeha nianatra tany Ile de France, morisy amin’izao izy, ka niverina rehefa nahazo 15 taona. Nisy fotoana izy niasa ho mpandika tenin’i Sylvain Roux, izay irakin’ny fanjakana frantsay tany Foulpointe tamin’izany fotoana izany. Noho ny fifanolanana teo amin’ny Anglisy sy Frantsay dia nijanona ny fikasan’i Sylvain Roux saika hanangana orinasa tany amin’io toerana io. Noho izany tsy fisian’ny asa izany dia voatery nitodika hanao zavatra hafa i Jean René.Nanomboka teo no tonga ny faniriany ho "mpanjakan’i Toamasina". Mora fotsiny no nanalany sy nandroaka ireo olona izay niady aminy amin’ny fisalorana izany toeran-boninahitra izany.

Lasa mpanjakan’i Toamasina izy, ny rahalahiny koa izay antsoina hoe Fiche dia lasa mpanjakan’i Foulpointe. Nanana havana koa izy izay antsoina hoe printsy Coroller.
Ny taona 1817 dia nandeha nanjanakan’i Toamasina i Radama I ka niara dia taminy tamin'izay dia ilay anglisy James Hastie. Efa nivonona hiady i Jean René fa noho ny hery tsy mitovy sady nasain’i James hastie hanaiky mora foana ny fahefan’i Radama no tsy nirosoany tamin’izany ady izany. Mba hialana amin’izany ady izany sy hamitranana ny fihavanana dia nifanao “fatidra” na “serment du sang” ny mpanjaka roa tonta. Neken’i Radama tamin’izany koa ny maha mpanjakan’i Tamatave an’i Jean René.
Ny taona 1826 no niamboho i Jean René. Fony fahavelony dia efa nanambara izy fa ny zanany BERORA izay nandranto fianarana tany Morisy no tokony handimby azy. Nefa rehefa niamboha izy dia mbola tsy vita ny fianaran’izy io tany Morisy. I Radama I no nanapa kevitra fa ny printsy “COROLLER”(son neveu) no nasainy nandimby azy. Tsy mpanjakan’i Tamatave ny titre nanendrany azy fa “commandant de Tamatave”. Na i Jean René ary na i printsy COROLLLER dia nampiakarina Andriamasinavalona satria nanaiky ny ho eo ambany fahefan’i Radama sy Ranavalona I taty aoriana.
Mankasitraka.

Gasy ka manja  (y)
31/10/2017

Gasy ka manja (y)

Address


Telephone

+261348619239

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagasy voyageur Tour posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Travel Agency?

Share