Transport Tsy Tara MORONDAVA

  • Home
  • Transport Tsy Tara MORONDAVA

Transport Tsy Tara MORONDAVA nous sommes une société de transport de voyageur reliant Antananarivo et Morondava. tarif:55 000 Ar

04/04/2023

pour vos reservations:
Tana :0344988957
Morondava:0341408206.

22/02/2023
FilazanaTapaka Rn 34 Andrefan'ny tetezan-dava Mateilona.
22/03/2022

Filazana
Tapaka Rn 34 Andrefan'ny tetezan-dava Mateilona.

Izahay ato @ Transport Tsy Tara Morondava dia miara-miory aminy anareo mpiray tanindrazana niaram-boina noho ny rivo-doz...
06/02/2022

Izahay ato @ Transport Tsy Tara Morondava dia miara-miory aminy anareo mpiray tanindrazana niaram-boina noho ny rivo-doza Batsirai.
😓😓😓

06/02/2022
06/02/2022
06/02/2022
Miato daholo ny famandrian-toerana rehetra tompoko.Miandry ny toromarika isika noho ny rivo-doza Batsirai.
04/02/2022

Miato daholo ny famandrian-toerana rehetra tompoko.
Miandry ny toromarika isika noho ny rivo-doza Batsirai.

23/01/2022
13/01/2022
Tohano ny orinasa Malagasy
12/12/2021

Tohano ny orinasa Malagasy

📢Filazana.🔊Ho antsika mpandefa colis ka tsy mandalo birao ary tsy voaraikitra ao anatin'ny Manifold ny fiara hiainga ka ...
08/12/2021

📢Filazana.
🔊Ho antsika mpandefa colis ka tsy mandalo birao ary tsy voaraikitra ao anatin'ny Manifold ny fiara hiainga ka nisy fahaverezana dia tsy tompon'andraikitra izahay transport Tsy Tara Morondava fa ianao sy ny mpamily nomenao entana antsokosoko no mifampiresaha.
Hialana tsiny indrindra tompoko.

✋Miarahaba oh👉Ho antsika izay mila information mahakasika ny tolotra sy zotra dia tsara miantso ireto laharana ireto fa ...
07/12/2021

✋Miarahaba oh
👉Ho antsika izay mila information mahakasika ny tolotra sy zotra dia tsara miantso ireto laharana ireto fa tsy mbola mandeha ny Mp ny pejy.
📲Tana:0334024367-0341563199
📲Morondava:0341408206.
Mankasitraka tompoko

06/12/2021

🥰☃️❄️

20/11/2021

⚠️⚠️ 𝗔𝗻𝗱𝗮𝗼 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗶𝗮𝗿𝗼𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 #𝗖𝗼𝘃𝗶𝗱-𝟭𝟵 ⚠️⚠️
--------




SCM/DIRCOM-MSANP

Rn35 .
19/11/2021

Rn35 .

Salama oh.Fampahafantarana antsika namana ato mahakasika ny fampiakarana frais.Mankasitraka
10/11/2021

Salama oh.
Fampahafantarana antsika namana ato mahakasika ny fampiakarana frais.
Mankasitraka

📣CIRCULATION – La hausse des frais de transport sur les lignes nationales reportée sine die, une commission spéciale mise en place pour étudier d'éventuels nouveaux tarifs sur certains axes

Antananarivo, 10 Novembre, 15h00 - La hausse des frais de transport sur les lignes nationales annoncée par les transporteurs n'entrera pas encore en vigueur. Suite à une réunion entre Tinoka Roberto Raharoarilala, ministre des Transports et de la météorologie et les représentants des coopératives ce mercredi, il a été décidé qu'aucune hausse de frais n'aura lieu dans l'immédiat. "Une commission spéciale sera cependant mise place pour étudier d'éventuelles hausses des tarifs sur certains axes", précise le ministre.

⭕La commission spéciale qui va être mise en place commencera son travail dès la semaine prochaine, fait savoir le ministère. Elle sera composée des représentants du ministère et des coopératives, mais aussi d'autres entités comme la direction générale de la sécurité routière (DGSR) ou encore les associations de consommateurs. "Toute décision concernant la hausse des prix émanera de cette commission", souligne Tinoka Roberto Raharoarilala. "Aucune décision ne sera prise unilatéralement", poursuit-il.

⭕Pour les transporteurs réunis au ministère ce jour, une hausse des tarifs est inexorable. Ils acceptent cependant cette décision de reporter l'application de l'augmentation des frais de transport. "Nous n'avons touché au tarif depuis des années et cela a crée des lacunes", indique Jerry Razafijames, président de coopérative. Ils affirment ne plus avoir le choix au vu de la situation. « Le tarif des transports doit être touché sur certains axes », poursuivent-ils sans préciser pour le moment lesquels.

Retrouvez l'actualité à Madagascar sur notre site web www.2424.mg

Mbola tsy resy ny virus ry namako isany an.
02/11/2021

Mbola tsy resy ny virus ry namako isany an.

COVID 19.

10 ankehitriny ny olona voamarina fa voan'ny Covid-19 ao Morondava. Miha-miakatra isan'andro io salan'isa io ary nidina ifotony any an-toerana ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka mifandinika @ fanamafisana ny andraikitry ny tsirairay.
Hatreto dia tsy mbola nahitana tranga fahasarotana aloha ireo marary.
(sary fanehoana)

Address


Telephone

+261340925521

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Transport Tsy Tara MORONDAVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Travel Agency?

Share