ID Tours

ID Tours Let's travel together
Your dream ... Our Mission

🍀𝐄𝐗𝐂𝐔𝐑𝐒𝐈𝐎𝐍 𝐚̀ 𝐀𝐌𝐏𝐄𝐅𝐘🍀                  𝐒𝐚𝐦𝐞𝐝𝐢 𝟎𝟔 𝐉𝐮𝐢𝐥𝐥𝐞𝐭 𝟐𝟎𝟐𝟒               💵💰𝟑𝟓.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲💵💰Ireo toerana ho tsidihina: ...
17/06/2024

🍀𝐄𝐗𝐂𝐔𝐑𝐒𝐈𝐎𝐍 𝐚̀ 𝐀𝐌𝐏𝐄𝐅𝐘🍀
𝐒𝐚𝐦𝐞𝐝𝐢 𝟎𝟔 𝐉𝐮𝐢𝐥𝐥𝐞𝐭 𝟐𝟎𝟐𝟒
💵💰𝟑𝟓.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲💵💰

Ireo toerana ho tsidihina:
✨𝐆𝐞𝐲𝐬𝐞𝐫𝐬 𝐝'𝐀𝐦𝐩𝐚𝐫𝐚𝐤𝐲
✨𝐂𝐡𝐮𝐭𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐋𝐢𝐥𝐲
✨𝐈𝐥𝐨̂𝐭 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐯𝐢𝐞𝐫𝐠𝐞

‼️Inclus dans le tarif :
👉Saran-dalana mandroso sy miverina
👉 Fidirana sy guide
👉 Rano fisotro madio

➕ 𝟱 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 dia entinay ihany koa ny sakafo atoandronao ( amin'ilay mahavoky tsara sady ataonay matsiro 😋)🤗

🔔 Fiaingana amin'ny 𝟬𝟲 𝗼𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝘀𝗮𝘀𝗮𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗖𝗘𝗚 𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗜𝗠𝗕𝗔𝗥𝗜𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗡𝗔
🔔🔔 Miala any isika amin'ny 𝟬𝟯 𝗼𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝘀𝗮𝘀𝗮𝗻𝘆

👉👉 Fandriho dieny izao ny toeranao ao amin'ny MP na Whatsapp: +261 32 30 820 76 😊😊

🎁👏 Bonne fête à tous les PAPAS , les super-héros de la famille 💪
16/06/2024

🎁👏 Bonne fête à tous les PAPAS , les super-héros de la famille 💪

15/06/2024

🇲🇺🇲🇺 Port Louis Mauritius. 🇲🇺🇲🇺

14/06/2024

🏝️🏖️ Tena tsara oa ilay LE MORNE BEACH 🇲🇺🏝️

Voyage Maurice :2️⃣4️⃣- 3️⃣0️⃣ Juin
Tarif :5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary

🇲🇺🇲🇺 Rehefa hoe vacances, indrindra moa hoe any an-dafy dia tsy maintsy misy kely an'ilay hoe manao shopping foana 🛍️Dia...
14/06/2024

🇲🇺🇲🇺 Rehefa hoe vacances, indrindra moa hoe any an-dafy dia tsy maintsy misy kely an'ilay hoe manao shopping foana 🛍️

Dia rehefa miaraka aminay any Maurice ianareo dia ataonay tena afa-po be mihitsy mitsidika an'ireo karazana centre commercial lehibe any an-toerana ireo : 𝐏𝐡𝐨𝐞𝐧𝐢𝐱 𝐌𝐚𝐥𝐥, 𝐁𝐚𝐠𝐚𝐭𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐌𝐚𝐥𝐥, 𝐓𝐫𝐢𝐛𝐞𝐜𝐚 𝐦𝐚𝐥𝐥, 𝐂𝐚𝐬𝐜𝐚𝐯𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐌𝐚𝐥𝐥 🇲🇺🇲🇺

Date: 2️⃣4️⃣- 3️⃣0️⃣ Juin
Tarif : 5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary

❌❌ PROCHAINE DATE POUR L'ÎLE MAURICE❌❌🛫 𝗚𝗥𝗔𝗡𝗗𝗘𝗦 𝗩𝗔𝗖𝗔𝗡𝗖𝗘𝗦 𝗔 𝗟'𝗜𝗟𝗘 𝗠𝗔𝗨𝗥𝗜𝗖𝗘🇲🇺   ✨ 𝟭𝟱 𝗮𝘂 𝟮𝟭 𝗝𝗨𝗜𝗟𝗟𝗘𝗧 ✨𝟳 𝗝𝗢𝗨𝗥𝗦 - 𝟲 𝗡𝗨𝗜𝗧𝗘́𝗘𝗦 ✨ ...
13/06/2024

❌❌ PROCHAINE DATE POUR L'ÎLE MAURICE❌❌

🛫 𝗚𝗥𝗔𝗡𝗗𝗘𝗦 𝗩𝗔𝗖𝗔𝗡𝗖𝗘𝗦 𝗔 𝗟'𝗜𝗟𝗘 𝗠𝗔𝗨𝗥𝗜𝗖𝗘🇲🇺
✨ 𝟭𝟱 𝗮𝘂 𝟮𝟭 𝗝𝗨𝗜𝗟𝗟𝗘𝗧 ✨𝟳 𝗝𝗢𝗨𝗥𝗦 - 𝟲 𝗡𝗨𝗜𝗧𝗘́𝗘𝗦 ✨
💰💸 𝟱 𝟱𝟬𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆 💸💰

‼️‼️🅸🅽🅲🅻🆄🆂: 👇👇👇

👉 Billet d'avion Tanà - Maurice - Tanà
👉 Hébergement à C-view Apartments FLIC en FLAC
👉𝐓𝐨𝐮𝐬 𝐥𝐞𝐬 𝐩𝐞𝐭𝐢𝐭𝐬 𝐝𝐞́𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞𝐫𝐬 𝐞𝐭 𝐭𝐨𝐮𝐬 𝐥𝐞𝐬 𝐝𝐢̂𝐧𝐞𝐫𝐬
👉 Transport pendant le séjour

👉 Toutes les activités et visites dans toute l'île :
🍀 𝐏𝐨𝐫𝐭 𝐋𝐨𝐮𝐢𝐬 𝐞𝐭 𝐦𝐚𝐫𝐜𝐡𝐞́ - 𝐂𝐚𝐮𝐝𝐚𝐧 𝐖𝐚𝐭𝐞𝐫𝐟𝐫𝐨𝐧𝐭 𝐞𝐭 𝐚𝐥𝐥𝐞́𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐩𝐚𝐫𝐚𝐩𝐥𝐮𝐢𝐞𝐬 - 𝐂𝐢𝐭𝐚𝐝𝐞𝐥𝐥𝐞 - 𝐌𝐚𝐫𝐢𝐞 𝐫𝐞𝐢𝐧𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐩𝐚𝐢𝐱
🍀 𝐏𝐞𝐭𝐢𝐭𝐞 𝐞𝐠𝐥𝐢𝐬𝐞 𝐫𝐨𝐮𝐠𝐞 𝐂𝐚𝐩 𝐌𝐚𝐥𝐡𝐞𝐮𝐫𝐞𝐮𝐱 - 𝐆𝐫𝐚𝐧𝐝 𝐁𝐚𝐢𝐞 𝐥𝐚 𝐂𝐫𝐨𝐢𝐬𝐞𝐭𝐭𝐞 💒
🍀 𝐌𝐚𝐡𝐞𝐬𝐰𝐚𝐫𝐧𝐚𝐭𝐡 𝐌𝐚𝐧𝐝𝐢𝐫 (Le plus grand temple Hindu)
🍀𝐏𝐡𝐚𝐫𝐞 𝐝'𝐀𝐥𝐛𝐢𝐨𝐧 + 𝐒𝐮𝐧𝐬𝐞𝐭 𝐚𝐭 𝐅𝐥𝐢𝐜 𝐞𝐧 𝐅𝐥𝐚𝐜 𝐁𝐞𝐚𝐜𝐡
🍀𝐌𝐚𝐮𝐫𝐢𝐭𝐢𝐮𝐬 𝐛𝐲 𝐧𝐢𝐠𝐡𝐭
🍀 𝐂𝐚𝐬𝐞𝐥𝐚 + 𝐓𝐢𝐜𝐤𝐞𝐭 𝐓𝐮𝐥𝐚𝐰𝐚𝐤𝐚 𝐠𝐨𝐥𝐝 𝐜𝐨𝐚𝐬𝐭𝐞𝐫 + 𝐭𝐢𝐜𝐤𝐞𝐭 𝐒𝐚𝐟𝐚𝐫𝐢 𝐭𝐫𝐮𝐜𝐤 𝐭𝐨𝐮𝐫🐅🦓🐯
🍀 𝐑𝐚𝐧𝐝𝐨𝐧𝐞́𝐞 𝐆𝐫𝐢𝐬 𝐆𝐫𝐢𝐬 + 𝐩𝐢𝐬𝐜𝐢𝐧𝐞 𝐧𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐬𝐮𝐫 𝐥𝐚 𝐦𝐞𝐫 + 𝐜𝐚𝐬𝐜𝐚𝐝𝐞 - 𝐏𝐨𝐧𝐭 𝐧𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞𝐥 - 𝐋𝐚 𝐫𝐨𝐜𝐡𝐞 𝐪𝐮𝐢 𝐩𝐥𝐞𝐮𝐫𝐞
🍀 𝐁𝐚𝐥𝐚𝐝𝐞 𝐞𝐧 𝐜𝐚𝐭𝐚𝐦𝐚𝐫𝐚𝐧 𝐬𝐮𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐭𝐫𝐨𝐢𝐬 𝐢̂𝐥𝐞𝐬 𝐝𝐮 𝐍𝐨𝐫𝐝 (𝐈𝐥𝐞 𝐚𝐮𝐱 𝐆𝐚𝐛𝐫𝐢𝐞𝐥, 𝐂𝐨𝐢𝐧 𝐝𝐞 𝐦𝐢𝐫𝐞, 𝐢̂𝐥𝐞𝐬 𝐩𝐥𝐚𝐭𝐞) (𝐃𝐞́𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞𝐫 𝐢𝐧𝐜𝐥𝐮𝐬 & 𝐛𝐨𝐢𝐬𝐬𝐨𝐧𝐬 𝐢𝐧𝐜𝐥𝐮𝐬 )
🍀 𝐋𝐀 𝐕𝐀𝐋𝐋𝐄́𝐄 𝐃𝐄𝐒 𝐂𝐎𝐔𝐋𝐄𝐔𝐑𝐒 + 𝐒𝐀𝐅𝐀𝐑𝐈 + 𝐓𝐘𝐑𝐎𝐋𝐈𝐄𝐍𝐍𝐄 (𝟓𝟎𝟎𝐦) 🌞
🍀 𝐆𝐫𝐚𝐧𝐝 𝐛𝐚𝐬𝐬𝐢𝐧 - 𝐏𝐨𝐢𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐯𝐮𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐆𝐨𝐫𝐠𝐞𝐬 - 𝐏𝐨𝐢𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐯𝐮𝐞 𝐌𝐚𝐜𝐨𝐧𝐝𝐞́
🍀𝐑𝐨𝐜𝐡𝐞𝐬𝐭𝐞𝐫 𝐟𝐚𝐥𝐥𝐬
🍀 𝐏𝐥𝐚𝐠𝐞 𝐥𝐞 𝐌𝐨𝐫𝐧𝐞 : 𝐥𝐚 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐛𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐩𝐥𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞 𝐥'𝐢̂𝐥𝐞 𝐌𝐚𝐮𝐫𝐢𝐜𝐞 🏖️🏝️👙
🍀 𝐌𝐚𝐫𝐜𝐡𝐞́ 𝐝𝐞 𝐌𝐚𝐡𝐞𝐛𝐨𝐮𝐫𝐠 + 𝐌𝐚𝐡𝐞𝐛𝐨𝐮𝐫𝐠 𝐝𝐞 𝐖𝐚𝐭𝐞𝐫𝐟𝐫𝐨𝐧𝐭

🛍️🛒 𝐒𝐇𝐎𝐏𝐏𝐈𝐍𝐆 𝐌𝐀𝐋𝐋 : 𝐁𝐚𝐠𝐚𝐭𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐦𝐚𝐥𝐥, 𝐏𝐡𝐨𝐞𝐧𝐢𝐱 𝐦𝐚𝐥𝐥, 𝐓𝐫𝐢𝐛𝐞𝐜𝐜𝐚 𝐦𝐚𝐥𝐥 ,𝐂𝐚𝐬𝐜𝐚𝐯𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐌𝐚𝐥𝐥

🧳🧳𝐍𝐲 𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐲 :
👉𝐁𝐞𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐜𝐭𝐢𝐯𝐢𝐭𝐞́𝐬 𝐚𝐭𝐚𝐨: 𝐃𝐔 𝐍𝐎𝐑𝐃 𝐀𝐔 𝐒𝐔𝐃 ... 𝐃𝐄 𝐋'𝐄𝐒𝐓 𝐀̀ 𝐋'𝐎𝐔𝐄𝐒𝐓 🧳🛫
👉𝐍𝐲 𝐬𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐡𝐚𝐫𝐢𝐯𝐚 𝐞𝐟𝐚 𝐭𝐚𝐟𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐯𝐨𝐤𝐨𝐚
👉 𝐀𝐦𝐛𝐢𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐡𝐚𝐟𝐚 𝐦𝐢𝐡𝐢𝐭𝐬𝐲. 🤗
Tena hoe mahazo fafiny amin'ny vola miala 🤗

👉 🅟🅛🅤🅢 🅓'🅘🅝🅕🅞🅢
Whatsapp ID Tours : +𝟮𝟲𝟭 𝟯𝟮 𝟯𝟬 𝟴𝟮𝟬 𝟳𝟲
Mail : [email protected]

‼️Date manaraka : 12 au 18 Août
02 au 08 Septembre

🇲🇺🇲🇺 POINT DE VUE MACONDÉ 🇲🇺🇲🇺Fa tena tsara anie ny vue eto amin'ity toerana ity e 😍Mahita an'ilay ranomasina manga be ....
13/06/2024

🇲🇺🇲🇺 POINT DE VUE MACONDÉ 🇲🇺🇲🇺

Fa tena tsara anie ny vue eto amin'ity toerana ity e 😍
Mahita an'ilay ranomasina manga be ...🤗🤗
Tsy mety raha tsy mandalo maka sary eto rehefa mandeha aty Maurice an 😍🇲🇺

👉Aza tara fa manana voyage mandeha Maurice isika amin'ny 2️⃣4️⃣- 3️⃣0️⃣ Juin ✈️🇲🇺🧳

💰💵Tarif : 5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary ( Ny Sakafo atoandro sy besoins personnels ihany sisa no tsy tafiditra ao anatiny )

Réservation: 0️⃣3️⃣2️⃣ 3️⃣0️⃣ 8️⃣2️⃣0️⃣ 7️⃣6️⃣

🇲🇬🇲🇬 𝗔𝗥𝗘𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗗𝗔𝗦𝗜𝗕𝗘 🇲🇬🇲🇬                                𝟮𝟱 - 𝟮𝟲 𝗝𝗨𝗜𝗡                               𝟮𝟱𝟬.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆'Nd...
13/06/2024

🇲🇬🇲🇬 𝗔𝗥𝗘𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗗𝗔𝗦𝗜𝗕𝗘 🇲🇬🇲🇬
𝟮𝟱 - 𝟮𝟲 𝗝𝗨𝗜𝗡
𝟮𝟱𝟬.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆

'Ndao hiara -hankalaza ny fetim-pirenena malagasy sady hankafy ny hakanton'ny natiora any Andasibe 🤗

🍀 PARC VOIMMA
🍀 BALADE EN PIROGUE
🍀 𝗥𝗘𝗦𝗘𝗥𝗩𝗘 𝗩𝗔𝗞𝗢𝗡𝗔 𝗙𝗢𝗥𝗘𝗦𝗧 𝗟𝗢𝗗𝗚𝗘
🍀 ARENDRINA ANDASIBE VILLE
🍀 BARBECUE PARTY

🅘🅝🅒🅛🅤🅢:
👉 Transport Tanà - Andasibe - Tanà
👉Hébergement chez INDRI LODGE (2 pax/chambre)
👉 Tous les repas sur place
👉Une bouteille d'eau / jour
👉Toutes les activités et frais de guidage

🅔🅧🅒🅛🅤🅢:
Tous les repas sur Route
Besoins personnels

Plus d'information:
Whatsapp :+𝟮𝟲𝟭 𝟯𝟮 𝟯𝟬 𝟴𝟮𝟬 𝟳𝟲

13/06/2024

⛔Tsy mikarakara ASA
⛔Tsy mandefa olona hiasa
⛔Tsy mahafantatra agence mandefa olona hiasa
Any ivelany izahay tompoko

VACANCES IHANY NO ATAONAY 🧳✈️

Rehefa miaraka aminay any Maurice amin'ny 2️⃣4️⃣ au 3️⃣0️⃣ Juin izao ianareo, dia entinay mitsidika ity toerana mahafina...
13/06/2024

Rehefa miaraka aminay any Maurice amin'ny 2️⃣4️⃣ au 3️⃣0️⃣ Juin izao ianareo, dia entinay mitsidika ity toerana mahafinaritra be ity .. ✈️🧳🇲🇺

Ity no toerana ity no JARDIN DE PAMPLEMOUSSE aminy 🍀🪷

👉Tarif : 5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary ( Ny Sakafo atoandro sy besoins personnels ihany sisa no tsy tafiditra ao anatiny )

Réservation: 0️⃣3️⃣2️⃣ 3️⃣0️⃣ 8️⃣2️⃣0️⃣ 7️⃣6️⃣

12/06/2024

🇲🇺🇲🇺 Tafiditra ao anatin'ny activité amin'ny voyage Maurice 2️⃣4️⃣ au 3️⃣0️⃣Juin ny LA VALLÉE DES COULEURS 🇲🇺🇲🇺

🦓Sady mijery karazana biby maro be ao amin'ny SAFARI isika,
🎨dia mahita ilay TERRE DE 2️⃣3️⃣ COULEURS ihany koa ,
♠️dia mbola manao TYROLIENNE

Izay ny tombony miaraka aminay...
Betsaka ny activités, tena hoe mizaha tany e 🤗🤗

💵💵 Tarif : 5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary

🛫 𝗚𝗥𝗔𝗡𝗗𝗘𝗦 𝗩𝗔𝗖𝗔𝗡𝗖𝗘𝗦 𝗔 𝗟'𝗜𝗟𝗘 𝗠𝗔𝗨𝗥𝗜𝗖𝗘🇲🇺   🍀✨ 𝟮𝟰 𝗮𝘂 𝟯𝟬 𝗝𝗨𝗜𝗡 ✨𝟳 𝗝𝗢𝗨𝗥𝗦 - 𝟲 𝗡𝗨𝗜𝗧𝗘́𝗘𝗦 ✨              💰💸 𝟱 𝟱𝟬𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆 💸💰 ‼️‼️...
11/06/2024

🛫 𝗚𝗥𝗔𝗡𝗗𝗘𝗦 𝗩𝗔𝗖𝗔𝗡𝗖𝗘𝗦 𝗔 𝗟'𝗜𝗟𝗘 𝗠𝗔𝗨𝗥𝗜𝗖𝗘🇲🇺
🍀✨ 𝟮𝟰 𝗮𝘂 𝟯𝟬 𝗝𝗨𝗜𝗡 ✨𝟳 𝗝𝗢𝗨𝗥𝗦 - 𝟲 𝗡𝗨𝗜𝗧𝗘́𝗘𝗦 ✨
💰💸 𝟱 𝟱𝟬𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆 💸💰

‼️‼️🅸🅽🅲🅻🆄🆂: 👇👇👇

👉 Billet d'avion Tanà - Maurice - Tanà
👉 Hébergement à FLIC en FLAC
👉𝐓𝐨𝐮𝐬 𝐥𝐞𝐬 𝐩𝐞𝐭𝐢𝐭𝐬 𝐝𝐞́𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞𝐫𝐬 𝐞𝐭 𝐭𝐨𝐮𝐬 𝐥𝐞𝐬 𝐝𝐢̂𝐧𝐞𝐫𝐬
👉 Transport pendant le séjour

👉 Toutes les activités et visites dans toute l'île :
🍀 𝐏𝐨𝐫𝐭 𝐋𝐨𝐮𝐢𝐬 𝐞𝐭 𝐦𝐚𝐫𝐜𝐡𝐞́ - 𝐂𝐚𝐮𝐝𝐚𝐧 𝐖𝐚𝐭𝐞𝐫𝐟𝐫𝐨𝐧𝐭 𝐞𝐭 𝐚𝐥𝐥𝐞́𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐩𝐚𝐫𝐚𝐩𝐥𝐮𝐢𝐞𝐬 - 𝐂𝐢𝐭𝐚𝐝𝐞𝐥𝐥𝐞 - 𝐌𝐚𝐫𝐢𝐞 𝐫𝐞𝐢𝐧𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐩𝐚𝐢𝐱
🍀 𝐏𝐞𝐭𝐢𝐭𝐞 𝐞𝐠𝐥𝐢𝐬𝐞 𝐫𝐨𝐮𝐠𝐞 𝐂𝐚𝐩 𝐌𝐚𝐥𝐡𝐞𝐮𝐫𝐞𝐮𝐱 - 𝐆𝐫𝐚𝐧𝐝 𝐁𝐚𝐢𝐞 𝐥𝐚 𝐂𝐫𝐨𝐢𝐬𝐞𝐭𝐭𝐞 💒
🍀 𝐌𝐚𝐡𝐞𝐬𝐰𝐚𝐫𝐧𝐚𝐭𝐡 𝐌𝐚𝐧𝐝𝐢𝐫 (Le plus grand temple Hindu)
🍀 𝐂𝐚𝐬𝐞𝐥𝐚 + 𝐓𝐢𝐜𝐤𝐞𝐭 𝐓𝐮𝐥𝐚𝐰𝐚𝐤𝐚 𝐠𝐨𝐥𝐝 𝐜𝐨𝐚𝐬𝐭𝐞𝐫 + 𝐭𝐢𝐜𝐤𝐞𝐭 𝐒𝐚𝐟𝐚𝐫𝐢 𝐭𝐫𝐮𝐜𝐤 𝐭𝐨𝐮𝐫🐅🦓🐯
🍀 𝐑𝐚𝐧𝐝𝐨𝐧𝐞́𝐞 𝐆𝐫𝐢𝐬 𝐆𝐫𝐢𝐬 + 𝐩𝐢𝐬𝐜𝐢𝐧𝐞 𝐧𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐬𝐮𝐫 𝐥𝐚 𝐦𝐞𝐫 + 𝐜𝐚𝐬𝐜𝐚𝐝𝐞 - 𝐏𝐨𝐧𝐭 𝐧𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞𝐥 - 𝐋𝐚 𝐫𝐨𝐜𝐡𝐞 𝐪𝐮𝐢 𝐩𝐥𝐞𝐮𝐫𝐞
🍀 𝐁𝐚𝐥𝐚𝐝𝐞 𝐞𝐧 𝐜𝐚𝐭𝐚𝐦𝐚𝐫𝐚𝐧 𝐚̀ 𝐥'𝐢̂𝐥𝐞 𝐚𝐮𝐱 𝐜𝐞𝐫𝐟𝐬 + 𝐯𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞 𝐰𝐚𝐭𝐞𝐫𝐟𝐚𝐥𝐥 𝐆𝐑𝐒𝐄 ( 𝐃𝐞́𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞𝐫 𝐢𝐧𝐜𝐥𝐮𝐬 )
🍀 𝗟𝗔 𝗩𝗔𝗟𝗟𝗘𝗘 𝗗𝗘𝗦 𝗖𝗢𝗨𝗟𝗘𝗨𝗥𝗦 𝗡𝗔𝗧𝗨𝗥𝗘 𝗣𝗔𝗥𝗞 + 𝗦𝗔𝗙𝗔𝗥𝗜 + 𝗧𝗬𝗥𝗢𝗟𝗜𝗘𝗡𝗡𝗘 🌞
🍀 𝐆𝐫𝐚𝐧𝐝 𝐛𝐚𝐬𝐬𝐢𝐧 - 𝐏𝐨𝐢𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐯𝐮𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐆𝐨𝐫𝐠𝐞𝐬 - 𝐏𝐨𝐢𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐯𝐮𝐞 𝐌𝐚𝐜𝐨𝐧𝐝𝐞́
🍀 𝐏𝐥𝐚𝐠𝐞 𝐥𝐞 𝐌𝐨𝐫𝐧𝐞 : 𝐥𝐚 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐛𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐩𝐥𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞 𝐥'𝐢̂𝐥𝐞 𝐌𝐚𝐮𝐫𝐢𝐜𝐞 🏖️🏝️👙
🍀 𝐌𝐚𝐫𝐜𝐡𝐞́ 𝐝𝐞 𝐌𝐚𝐡𝐞𝐛𝐨𝐮𝐫𝐠 + 𝐌𝐚𝐡𝐞𝐛𝐨𝐮𝐫𝐠 𝐝𝐞 𝐖𝐚𝐭𝐞𝐫𝐟𝐫𝐨𝐧𝐭

🛍️🛒 𝐒𝐇𝐎𝐏𝐏𝐈𝐍𝐆 𝐌𝐀𝐋𝐋 : 𝐁𝐚𝐠𝐚𝐭𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐦𝐚𝐥𝐥, 𝐏𝐡𝐨𝐞𝐧𝐢𝐱 𝐦𝐚𝐥𝐥, 𝐓𝐫𝐢𝐛𝐞𝐜𝐜𝐚 𝐦𝐚𝐥𝐥 ,𝐂𝐚𝐬𝐜𝐚𝐯𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐌𝐚𝐥𝐥

🧳🧳𝐍𝐲 𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐲 :
👉𝐁𝐞𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐜𝐭𝐢𝐯𝐢𝐭𝐞́𝐬 𝐚𝐭𝐚𝐨: 𝐃𝐔 𝐍𝐎𝐑𝐃 𝐀𝐔 𝐒𝐔𝐃 ... 𝐃𝐄 𝐋'𝐄𝐒𝐓 𝐀̀ 𝐋'𝐎𝐔𝐄𝐒𝐓 🧳🛫
👉𝐍𝐲 𝐬𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐡𝐚𝐫𝐢𝐯𝐚 𝐞𝐟𝐚 𝐭𝐚𝐟𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐯𝐨𝐤𝐨𝐚
👉 𝐀𝐦𝐛𝐢𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐡𝐚𝐟𝐚 𝐦𝐢𝐡𝐢𝐭𝐬𝐲. 🤗
Tena hoe mahazo fafiny amin'ny vola miala 🤗

👉 🅟🅛🅤🅢 🅓'🅘🅝🅕🅞🅢
Whatsapp ID Tours : +𝟮𝟲𝟭 𝟯𝟮 𝟯𝟬 𝟴𝟮𝟬 𝟳𝟲
Mail : [email protected]

‼️Date manaraka : 14- 20 Juillet
25-31 AoĂťt
05-12 Septembre

🇲🇬 𝗚𝗥𝗔𝗡𝗗𝗘𝗦 𝗩𝗔𝗖𝗔𝗡𝗖𝗘𝗦 𝗔̀ 𝗧𝗨𝗟𝗘́𝗔𝗥 🇲🇬🧳                    𝟮𝟬 𝗮𝘂 𝟮𝟴 𝗝𝘂𝗶𝗹𝗹𝗲𝘁💰💵𝐏𝐀𝐂𝐊 𝐆𝐎𝐋𝐃 : 𝐓𝐮𝐥𝐞́𝐚𝐫 - 𝐀𝐧𝐚𝐤𝐚𝐨 - 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐌𝐈𝐋𝐎 - 𝐑𝐚𝐧𝐨...
11/06/2024

🇲🇬 𝗚𝗥𝗔𝗡𝗗𝗘𝗦 𝗩𝗔𝗖𝗔𝗡𝗖𝗘𝗦 𝗔̀ 𝗧𝗨𝗟𝗘́𝗔𝗥 🇲🇬🧳
𝟮𝟬 𝗮𝘂 𝟮𝟴 𝗝𝘂𝗶𝗹𝗹𝗲𝘁

💰💵𝐏𝐀𝐂𝐊 𝐆𝐎𝐋𝐃 : 𝐓𝐮𝐥𝐞́𝐚𝐫 - 𝐀𝐧𝐚𝐤𝐚𝐨 - 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐌𝐈𝐋𝐎 - 𝐑𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 : 𝟭.𝟵𝟵𝟱.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆

👉 Une nuitée à Fianarantsoa ( Victoria Hotel)
👉 Une nuitée à Anakao ( Prince Anakao)
👉 Une nuitée à Ambatomilo ( Savanah beach ou Shangri La Lodge)
👉 Une nuitée à Ranohira ( Les toiles de l'Isalo ou Orchidée de l'Isalo)
👉 Une nuitée à Ranomafana ( Ihary Hotel ou Karibo Hotel)
👉Trois nuitées à Tuléar ( Soavadia Hotel)

💰💵 𝗣𝗔𝗖𝗞 𝗦𝗜𝗟𝗩𝗘𝗥 : 𝗧𝗨𝗟𝗘́𝗔𝗥 - 𝗡𝗢𝗦𝗬 𝗩𝗘- 𝗥𝗔𝗡𝗢𝗠𝗔𝗙𝗔𝗡𝗔 : 𝟭.𝟱𝟬𝟬.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆
👉 Une nuitée à Fianarantsoa ( Victoria Hotel)
👉 Une nuitée à Anakao ( Prince Anakao)
👉 Une nuitée à Ranohira ( Les toiles de l'Isalo ou Orchidée de l'Isalo)
👉 Une nuitée à Ranomafana ( Ihary Hotel ou Karibo Hotel)
👉Quatres nuitées à Tuléar ( Soavadia Hotel)

Inclus dans le tarif :
♦️ Transport terrestre Tanà - Tuléar en STAREX
♦️ Transfert à Ambatomilo en 4*4
♦️Transport maritime vers Anakao et Nosy Ve
♦️Tous les repas sur place
♦️Une bouteille d'eau par jour
♦️Tous les hébergements
♦️ Toutes les activités et frais de guidage

En Sus:
⛔Boissons
⛔Repas sur route
⛔Besoins personnels

RĂŠservation et plus d'infos :
0️⃣3️⃣2️⃣ 3️⃣0️⃣ 8️⃣2️⃣0️⃣ 7️⃣6️⃣

11/06/2024

🇲🇺🇲🇺 Iza koa no te hanandrana an'ity activité ity 🤗

'ndao hiaraka aminay fa efa tafiditra ao anatin'ny tolotra omenay amin'ilay voyage mankany Maurice amin'ny 2️⃣4️⃣- 3️⃣0️⃣ Juin izy io 🇲🇺✈️🧳

👉Tarif : 5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary ( Ny Sakafo atoandro sy besoins personnels ihany sisa no tsy tafiditra ao anatiny )

Réservation: 0️⃣3️⃣2️⃣ 3️⃣0️⃣ 8️⃣2️⃣0️⃣ 7️⃣6️⃣

Eh oh... Efa miandry antsika sisa ireto elo maro loko aty Port Louis Maurice ireto..🇲🇺✈️🧳👉Aza tara fa manana voyage mand...
11/06/2024

Eh oh... Efa miandry antsika sisa ireto elo maro loko aty Port Louis Maurice ireto..🇲🇺✈️🧳

👉Aza tara fa manana voyage mandeha Maurice isika amin'ny 2️⃣4️⃣- 3️⃣0️⃣ Juin ✈️🇲🇺🧳

💰💵Tarif : 5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary ( Ny Sakafo atoandro sy besoins personnels ihany sisa no tsy tafiditra ao anatiny )

Réservation: 0️⃣3️⃣2️⃣ 3️⃣0️⃣ 8️⃣2️⃣0️⃣ 7️⃣6️⃣

Tic tac... 🔋🧳✈️Betsaka ianareo no niandry an'ity ✈️Dubaï ... Soon
10/06/2024

Tic tac... 🔋🧳✈️
Betsaka ianareo no niandry an'ity

✈️Dubaï ... Soon

🇲🇺🇲🇺 Tafiditra ao anatin'ny tolotra amin'ilay voyage Maurice 2️⃣4️⃣- 3️⃣0️⃣ Juin ny fitsangantsanganana mankany amin'ny ...
10/06/2024

🇲🇺🇲🇺 Tafiditra ao anatin'ny tolotra amin'ilay voyage Maurice 2️⃣4️⃣- 3️⃣0️⃣ Juin ny fitsangantsanganana mankany amin'ny Île aux Cerfs mandeha CATAMARAN ⛵

Any isika no hankalaza ny fetin'ny 2️⃣6️⃣ Jona 🇲🇬

Efa tafiditra ao ny Sakafo atoandro matsiro be 🍲🍛 miaraka amin'ny boissons izay laninao mihitsy 🍾🧃🥂🍻 amin'io andro io

👉Tarif : 5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary

❌Ataovy haingana ny réservation fa mbola tsy tara: 0️⃣3️⃣2️⃣ 3️⃣0️⃣ 8️⃣2️⃣0️⃣ 7️⃣6️⃣

ID Tours o, fa inona oa ilay hoe pont naturel e❓👉🌉Io ilay izy io... Tena hoe PONT NATUREL araka ny anarany, harambato na...
10/06/2024

ID Tours o, fa inona oa ilay hoe pont naturel e❓

👉🌉Io ilay izy io... Tena hoe PONT NATUREL araka ny anarany, harambato natoraly lasa tetezana kely eo ambony ranomasina manga sy manonja mahafinaritra.

🛫 Entinay eny ianareo rehefa miaraka aminay any Maurice amin'ilay voyage 2️⃣4️⃣- 3️⃣0️⃣ Juin 🇲🇺

🍀 Ataonay mahita toerana kanto betsaka anie oa rehefa miaraka aminay e 🤗🇲🇺

👉Tarif : 5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary ( Ny Sakafo atoandro sy besoins personnels ihany sisa no tsy tafiditra ao anatiny )

Réservation: 0️⃣3️⃣2️⃣ 3️⃣0️⃣ 8️⃣2️⃣0️⃣ 7️⃣6️⃣

09/06/2024

🇲🇺☀️Masoandro mody aty Flic en Flac Beach 🇲🇺☀️
Kanto sy mahafinaritra aok'izany 🤗😍

Rehefa miaraka aminay amin'ilay voyage Maurice amin'ny 2️⃣4️⃣-3️⃣0️⃣ Juin dia miara-mankafy aminay an'izao "Sunset at Flic en Flac Beach" izao 🇲🇺☀️

👉Tarif : 5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary ( Ny Sakafo atoandro sy besoins personnels ihany sisa no tsy tafiditra ao anatiny )

Réservation: 0️⃣3️⃣2️⃣ 3️⃣0️⃣ 8️⃣2️⃣0️⃣ 7️⃣6️⃣

🛕Isan'ny mampiavaka an'i Maurice 🇲🇺 ireto toerana fivavahana " TEMPLE HINDOU" ireto.🏕️ Izay tena manana endrika miavaka ...
09/06/2024

🛕Isan'ny mampiavaka an'i Maurice 🇲🇺 ireto toerana fivavahana " TEMPLE HINDOU" ireto.🏕️ Izay tena manana endrika miavaka sy mahavariana. 😍

🛫Mandritra ny voyage hiarahantsika amin'ny 2️⃣4️⃣-3️⃣0️⃣ Juin 🇲🇺 dia entinay mitsidika sasantsany amin'ireo " Temple Hindou" ireo ianareo,

- "𝐌𝐚𝐡𝐞𝐬𝐰𝐚𝐫𝐧𝐚𝐭𝐡 𝐌𝐚𝐧𝐝𝐢𝐫" 𝐥𝐞 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐠𝐫𝐚𝐧𝐝 𝐓𝐞𝐦𝐩𝐥𝐞 𝐇𝐢𝐧𝐝𝐨𝐮 𝐝𝐞 𝐥'𝐢̂𝐥𝐞 𝐌𝐚𝐮𝐫𝐢𝐜𝐞 𝐚𝐨 𝐓𝐫𝐢𝐨𝐥𝐞𝐭
- 𝐆𝐫𝐚𝐧𝐝 𝐁𝐚𝐬𝐬𝐢𝐧 𝐆𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐓𝐚𝐥𝐚𝐨

👉Tarif : 5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary ( Ny Sakafo atoandro sy besoins personnels ihany sisa no tsy tafiditra ao anatiny )

Réservation: 0️⃣3️⃣2️⃣ 3️⃣0️⃣ 8️⃣2️⃣0️⃣ 7️⃣6️⃣

09/06/2024

Ohatran'ny hoe tsy taty Maurice ianao raha tsy nandalo sy naka sary eto amin'ny Fiangonana aty Cap Malheureux ity 🇲🇺⛪

'ndao hiaraka aminay amin'ny 2️⃣4️⃣ - 3️⃣0️⃣ Juin dia miaraka maka sary eto isika 🇲🇺

👉Tarif : 5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary ( Ny Sakafo atoandro sy besoins personnels ihany sisa no tsy tafiditra ao anatiny )

Réservation: 0️⃣3️⃣2️⃣ 3️⃣0️⃣ 8️⃣2️⃣0️⃣ 7️⃣6️⃣

Le Morne... Plage isan'ny tsara indrindra aty Maurice 🇲🇺'ndao hiaraka aminay hilalao ranomasina eto amin'ity torapasika ...
08/06/2024

Le Morne...
Plage isan'ny tsara indrindra aty Maurice 🇲🇺

'ndao hiaraka aminay hilalao ranomasina eto amin'ity torapasika tena kanto ity amin'ny 2️⃣4️⃣- 3️⃣0️⃣ Juin

🇲🇬🍀𝐀𝐑𝐄𝐍𝐃𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐚𝐧𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐎𝐌𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 🇲🇬🍀                              🇲🇬 𝟐𝟒 - 𝟐𝟕 𝐉𝐔𝐈𝐍 🇲🇬                     💲💰 𝟱𝟴𝟬.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆 💲💰...
08/06/2024

🇲🇬🍀𝐀𝐑𝐄𝐍𝐃𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐚𝐧𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐎𝐌𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 🇲🇬🍀
🇲🇬 𝟐𝟒 - 𝟐𝟕 𝐉𝐔𝐈𝐍 🇲🇬
💲💰 𝟱𝟴𝟬.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆 💲💰

Hankafy ny hakanton'ny Natiora izay mampiavaka an'i Madagasikara isika:
🍀𝐏𝐚𝐫𝐜 𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥 𝐑𝐀𝐍𝐎𝐌𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀
🍀𝐀𝐫𝐛𝐨𝐫𝐞𝐭𝐮𝐦 𝐑𝐀𝐍𝐎𝐌𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀
🍀𝐏𝐢𝐬𝐜𝐢𝐧𝐞 𝐓𝐡𝐞𝐫𝐦𝐚𝐥 𝐑𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 : 𝐣𝐨𝐮𝐫&𝐧𝐮𝐢𝐭
🍀𝐂𝐚𝐬𝐜𝐚𝐝𝐞 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐦𝐨𝐯𝐨𝐤𝐚

Efa tafiditra ao anatin'ny sarany :
🚙𝙏𝙧𝙖𝙣𝙨𝙥𝙤𝙧𝙩 𝙏𝙖𝙣𝙖̀ - 𝙍𝙖𝙣𝙤𝙢𝙖𝙛𝙖𝙣𝙖 - 𝙏𝙖𝙣𝙖̀ 𝙚𝙣 𝙎𝙩𝙖𝙧𝙚𝙭
🛖𝙃𝙚́𝙗𝙚𝙧𝙜𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩 𝙘𝙝𝙚𝙯 𝙄𝙃𝘼𝙍𝙔 𝙃𝙤𝙩𝙚𝙡 (02 𝙋𝙖𝙭/𝙘𝙝𝙖𝙢𝙗𝙧𝙚)
🍜𝙏𝙤𝙪𝙨 𝙡𝙚𝙨 𝙧𝙚𝙥𝙖𝙨 𝙨𝙪𝙧 𝙥𝙡𝙖𝙘𝙚
🥤1 𝙗𝙤𝙪𝙩𝙚𝙞𝙡𝙡𝙚 𝙙'𝙚𝙖𝙪/𝙟𝙤𝙪𝙧
💰𝙏𝙤𝙪𝙨 𝙡𝙚𝙨 𝙛𝙧𝙖𝙞𝙨 𝙥𝙤𝙪𝙧 𝙡𝙚𝙨 𝙖𝙘𝙩𝙞𝙫𝙞𝙩𝙚́𝙨 𝙚𝙩 𝙫𝙞𝙨𝙞𝙩𝙚𝙨

Ireo sisa hiantohanao:
🍛𝙍𝙚𝙥𝙖𝙨 𝙨𝙪𝙧 𝙧𝙤𝙪𝙩𝙚
🧃𝙑𝙤𝙨 𝙗𝙤𝙞𝙨𝙨𝙤𝙣𝙨
🍭𝘽𝙚𝙨𝙤𝙞𝙣𝙨 𝙥𝙚𝙧𝙨𝙤𝙣𝙣𝙚𝙡𝙨

Réservation: 𝟬𝟯𝟮 𝟯𝟬 𝟴𝟮𝟬 𝟳𝟲

Manasa hisakafo o 🤗Isan'ny mampiavaka ny nosy Maurice ny sakafon-dry zareo 🍲🍛👉Aza tara fa manana voyage mandeha Maurice ...
06/06/2024

Manasa hisakafo o 🤗
Isan'ny mampiavaka ny nosy Maurice ny sakafon-dry zareo 🍲🍛

👉Aza tara fa manana voyage mandeha Maurice isika amin'ny 2️⃣4️⃣- 3️⃣0️⃣ Juin 🇲🇺
👉Tarif : 5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary ( Ny Sakafo atoandro sy besoins personnels ihany sisa no tsy tafiditra ao anatiny )

Réservation: 0️⃣3️⃣2️⃣ 3️⃣0️⃣ 8️⃣2️⃣0️⃣ 7️⃣6️⃣

03/06/2024

Hariva mena masoandro ety amin'ny caudan waterfront Maurice 🇲🇺🧳🛫

Ianareo sisa no andrasana o
👉2️⃣4️⃣- 3️⃣0️⃣Juin ny datentsika
👉Tarif : 5️⃣5️⃣0️⃣0️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary (Sakafo atoandro sy besoins personnels sisa tsy ao anatiny )

🛫🧳Réservation et plus d'informations :
0️⃣3️⃣2️⃣ 3️⃣0️⃣ 8️⃣2️⃣0️⃣ 7️⃣6️⃣

03/06/2024

Andafy Maurice sa tsy andafy ❓ 🇲🇺
👉Efa mankany andafy foana rehefa mivoaka ny sisintanin'i Madagasikara ka 🤗

🛫🧳 'ndao hiaraka aminay ho any andafy , atsy Maurice 🇲🇺 amin'ny 2️⃣4️⃣- 3️⃣0️⃣Juin izao

👉Sarany : 5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary ( sakafo atoandro sy besoins personnels ihany sisa no tsy tafiditra ao anatiny)

Réservation: 0️⃣3️⃣2️⃣ 3️⃣0️⃣ 8️⃣2️⃣0️⃣ 7️⃣6️⃣

Ankafizo an-tsary ny ety amin'ny "Caudan Waterfront " sy ny "Umbrella square ☂️" eto Port Louis Maurice 🇲🇺🇲🇺👉Aza tara fa...
02/06/2024

Ankafizo an-tsary ny ety amin'ny "Caudan Waterfront " sy ny "Umbrella square ☂️" eto Port Louis Maurice 🇲🇺🇲🇺

👉Aza tara fa manana voyage mandeha Maurice isika amin'ny 2️⃣4️⃣- 3️⃣0️⃣ Juin 🇲🇺
👉Tarif : 5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary ( Ny Sakafo atoandro sy besoins personnels ihany sisa no tsy tafiditra ao anatiny )

Réservation: 0️⃣3️⃣2️⃣ 3️⃣0️⃣ 8️⃣2️⃣0️⃣ 7️⃣6️⃣

02/06/2024

Mandrapahavitan'ilay Train Urbain aty amintsika dia 'Ndao aloha ho any Maurice 🇲🇺 dia miara- mandeha Métro kely isika e 🚊

Grandes VACANCES à l'île Maurice 🇲🇺
Date : 2️⃣4️⃣ - 3️⃣0️⃣ Juin
Tarif: 5️⃣ 5️⃣0️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣Ariary

02/06/2024

'ndao hankafy ny hakanton'ny renivohitry ny Nosy Maurice miaraka amin'ny ID Tours 🇲🇺

Manana voyage mankaty MAURICE isika amin'ny 24 -30 Juin 🛫🧳

Hankalazaintsika miavaka eny ambony CATAMARAN mankeny amin'ny ILE AUX CERFS ny fetim-pirenena malagasy 🇲🇬

Address


Telephone

+261323082076

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ID Tours posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ID Tours:

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Travel Agency?

Share