Taste2wildlife

  • Home
  • Taste2wildlife

Taste2wildlife Taste2wildlife offers high quality tours and tailor-made holidays to this colorful and fascinating de

25/04/2024
24/04/2024

🔴 Madagascar réputée pour sa faune et flore exceptionnelles est nominée aux 𝐖𝐨𝐫𝐥𝐝 𝐓𝐫𝐚𝐯𝐞𝐥 𝐀𝐰𝐚𝐫𝐝𝐬 𝟐𝟎𝟐𝟒 dans huit catégories :

✅ Meilleure destination de tourisme d’aventure de l’océan Indien
✅ Meilleure destination balnéaire de l’océan Indien
✅ Meilleure destination de croisière de l’océan Indien
✅ Meilleure destination de l’océan Indien
✅ Meilleure destination plongée de l’océan Indien
✅ Meilleure destination verte de l’océan Indien
✅ Meilleure destination lune de miel de l’océan Indien
✅ Meilleure destination nature de l’océan Indien

Pour rappel, les 𝐖𝐨𝐫𝐥𝐝 𝐓𝐫𝐚𝐯𝐞𝐥 𝐀𝐰𝐚𝐫𝐝𝐬 récompensent tous les ans l'excellence dans les secteurs clés de l'industrie du tourisme, du voyage et de l'hôtellerie.

𝐍𝐞́𝐚𝐧𝐦𝐨𝐢𝐧𝐬, 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐚𝐭𝐭𝐢𝐫𝐞𝐫 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐝𝐞 𝐭𝐨𝐮𝐫𝐢𝐬𝐭𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐩𝐞𝐫𝐦𝐞𝐭𝐭𝐫𝐞 𝐥𝐞 𝐝𝐞́𝐯𝐞𝐥𝐨𝐩𝐩𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐮𝐫𝐚𝐛𝐥𝐞 𝐝𝐮 𝐭𝐨𝐮𝐫𝐢𝐬𝐦𝐞, 𝐥𝐚 𝐝𝐞𝐬𝐭𝐢𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐨𝐢𝐭 𝐩𝐫𝐢𝐨𝐫𝐢𝐬𝐞𝐫 𝐮𝐫𝐠𝐞𝐦𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐥'𝐚𝐦𝐞́𝐥𝐢𝐨𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐬𝐚 𝐝𝐞𝐬𝐬𝐞𝐫𝐭𝐞 𝐚𝐞́𝐫𝐢𝐞𝐧𝐧𝐞 𝐞𝐭 𝐥𝐚 𝐫𝐞́𝐡𝐚𝐛𝐢𝐥𝐢𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐬𝐞𝐬 𝐚𝐱𝐞𝐬 𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐮𝐱.

23/04/2024

📍 Situé à la pointe nord de Madagascar, Babaomby à Diego-Suarez surnommé "le lagon de la mer d'émeraude" est classé comme le deuxième meilleur spot de kitesurf au monde selon Redbull. Le Varatraza, un vent puissant entre 20 et 40 nœuds, y crée des conditions adéquates pour les amateurs et les professionnels.

Tous les ans, des événements internationaux de kitesurf attirant des stars mondiales comme Youri Zoon, Alexandre Caizergues, Thomas Traversa et Charlotte Consorti, diversifient l'offre touristique sur la grande île.

14/03/2024

Ireo lalam-pirenena eto Madagasikara:

14/03/2024

ISAN-KERINANDRO isika, dia hampahafantara anareo rehetra ny mpikambana ato amin'ny ANG.
Antomboka amin'ireo zokibe, talohan'ny niforonan' i ANG mihitsy aza dia efa nisy tantara sy olona niketriketrika tao, tsy ho adino izy ireny ary omen-danja satria LOHARANO NIPOIRANA tokoaan' ity fikambanana ity.

NY VAHININTSIKA ANIO :
RAKOTONIRINA Michel
Sojaben'ny mpitari-dia i Michel, ary namolavola olona maro teo amin'ny fizahantany ny tenany indrindra fa ireo mpitari-dia zandriny.
Nitondra ny anjara birikiny teo amin'ny sehatra i Michel na teto an-toerana na tany ivelany Nosy ary nitondra avo ny voninahim-pirenena raha ny lafin'ny fizahan-tany no resahana.
Anisan'ny loharano nipoiran'ny ANG ny tenany ary maro ireo vahiny no niaiky ny traikefany ka nahatonga ny anarany voarakitra tao anatin'ireo boky iraisam-pirenenana momba ny Fizahan-tany.
Manana fahaizana manokana momban'ny vorona sy ny zavamaniry izy ary mbola tena misehatra anatin'izany hatramin'izao.
Madagascar Airtours no tena nitondrany ny fahaiza-manaony izay niasany nandritry ny 35 taona mahery.

Andao tohanantsika izy fa izy no an'i Madagasikara 🥰🥰SAVE THE TIGER WITH ANTSALY Miss World Madagascar 🇲🇬
03/03/2024

Andao tohanantsika izy fa izy no an'i Madagasikara 🥰🥰
SAVE THE TIGER WITH ANTSALY Miss World Madagascar 🇲🇬








Arovy ny Aye Aye fa harenan'i Madagasikara
18/02/2024

Arovy ny Aye Aye fa harenan'i Madagasikara

🅰🆈🅴 🅰🆈🅴 - 𝑫𝙖𝒖𝙗𝒆𝙣𝒕𝙤𝒏𝙞𝒂 𝒎𝙖𝒅𝙖𝒈𝙖𝒔𝙘𝒂𝙧𝒊𝙚𝒏𝙨𝒊𝙨

Tena fotoanany izao no amerenana matetika ny fanentanana momba ny aye aye ; ilay varika lehibe indrindra mandeha amin’ny alina sady tena miavaka amin’ny endriny. Izy irery no varika lazain’ny olona fa « f̳a̳m̳b̳a̳r̳a̳ ̳l̳o̳z̳a̳̳», hany ka rehefa mahita aye aye izy ireo dia vonoiny satria mananbara loza . Ny alina no fotoana hitadiavan’ny aye aye ny sakafony sy ny fiainany rehetra. Ala mikitroka no toera-ponenany, ao izy no mitady ireo karazam-bibikely izay sakafony “insectes sy larves” no tena ankafiziny. Mampalahelo anefa fa mirongatra be ny dorontanety sy ny fanimbana ala hany ka miakatra an-tanana ny aye aye mitady sakafo, mirongatra noho izany koa ny famonoana azy ireo indrindra amin’iny faritra avaratr’I Madagasikara iny. Tandremo fa efa mitady ho lany tamingana ny aye aye koa alao hery ary ny fanentanana sy ny fiarovana azy.

Aoka tsy ho lany tamingana ny aye aye! Andao hiaraka hientana, hiaraka hiombon'asa, hoan'ny fiarovana azy ireo.

----------------------------
🗣Aye-aye is often misunderstood, especially the large nocturnal lemur which is also greatly feared. People label it as a 'harbinger of misfortune', but when they spot an aye-aye, they often kill it out of fear. Nighttime is when aye-ayes seek out their food and conduct their lives. They primarily feed on insects and larvae found in tree crevices. However, it's distressing to note that deforestation and excessive hunting pose serious threats to aye-aye populations in this particular region of Madagascar. It's crucial to protect aye-aye and ensure their conservation.

Let's not let them vanish!
Take action and commit to their protection and well-being. Educate yourself on ways to improve their habitat and financially contribute to their conservation efforts in your area!

18/02/2024

🅰🆈🅴 🅰🆈🅴 - 𝑫𝙖𝒖𝙗𝒆𝙣𝒕𝙤𝒏𝙞𝒂 𝒎𝙖𝒅𝙖𝒈𝙖𝒔𝙘𝒂𝙧𝒊𝙚𝒏𝙨𝒊𝙨

Tena fotoanany izao no amerenana matetika ny fanentanana momba ny aye aye ; ilay varika lehibe indrindra mandeha amin’ny alina sady tena miavaka amin’ny endriny. Izy irery no varika lazain’ny olona fa « f̳a̳m̳b̳a̳r̳a̳ ̳l̳o̳z̳a̳̳», hany ka rehefa mahita aye aye izy ireo dia vonoiny satria mananbara loza . Ny alina no fotoana hitadiavan’ny aye aye ny sakafony sy ny fiainany rehetra. Ala mikitroka no toera-ponenany, ao izy no mitady ireo karazam-bibikely izay sakafony “insectes sy larves” no tena ankafiziny. Mampalahelo anefa fa mirongatra be ny dorontanety sy ny fanimbana ala hany ka miakatra an-tanana ny aye aye mitady sakafo, mirongatra noho izany koa ny famonoana azy ireo indrindra amin’iny faritra avaratr’I Madagasikara iny. Tandremo fa efa mitady ho lany tamingana ny aye aye koa alao hery ary ny fanentanana sy ny fiarovana azy.

Aoka tsy ho lany tamingana ny aye aye! Andao hiaraka hientana, hiaraka hiombon'asa, hoan'ny fiarovana azy ireo.

----------------------------
🗣Aye-aye is often misunderstood, especially the large nocturnal lemur which is also greatly feared. People label it as a 'harbinger of misfortune', but when they spot an aye-aye, they often kill it out of fear. Nighttime is when aye-ayes seek out their food and conduct their lives. They primarily feed on insects and larvae found in tree crevices. However, it's distressing to note that deforestation and excessive hunting pose serious threats to aye-aye populations in this particular region of Madagascar. It's crucial to protect aye-aye and ensure their conservation.

Let's not let them vanish!
Take action and commit to their protection and well-being. Educate yourself on ways to improve their habitat and financially contribute to their conservation efforts in your area!

25/01/2024
Tsara loatra ity Nosintsika ity❤️
25/01/2024

Tsara loatra ity Nosintsika ity❤️

25/12/2023
23/11/2023

Madagascar is so beautiful 😍😍

31/10/2023
26/10/2023

Informations, actualités, et opportunités pour vous impliquer dans les activités de la Confédération

05/10/2023
04/09/2023
02/09/2023

Un grand merci à mes nouveaux followers !

Tojo Rakotonirina, Riah Naly, Hannechi Jozepy

Miarahaba ireo zandry rehetra afaka baccalauréat ary mirary soa ho an'ny tohin'ny fianarana 🎓🎓🎊 Mankahery ireo tsy afaka...
20/08/2023

Miarahaba ireo zandry rehetra afaka baccalauréat ary mirary soa ho an'ny tohin'ny fianarana 🎓🎓🎊
Mankahery ireo tsy afaka, courage fa vitanareo foana io fa jereo inona no mety ho tsy ampy na lesoka dia izay no ahitsy 🌈

Manasa anareo rehetra ary hiaraka aminay hisitaka kely any Mantasoa ny 26 Août izao hanovo aina vao fa be izay ezaka nataonareo nandritra ny taona izay 🥰
👉Hifaly isika, hilalao...
👉Hitsidika tanana, hiala voly koa

18/08/2023

🎯 Selon le célèbre magazine anglais Condé Nast Traveler, Madagascar figure parmi les meilleures destinations de vacances à découvrir en décembre.

🔗 Lire l'article intégral : https://urlz.fr/ng0J

20/07/2023

📣 Selon Robb Report, le célèbre magazine américain spécialisé dans le style de vie de luxe, l'écolodge Miavana by Time + Tide implanté sur Nosy Ankao figure parmi les "50 meilleurs hôtels de luxe dans le monde".

L'investissement touristique durable est l'un des chevaux de bataille du secteur privé du tourisme pour développer la destination.

23/05/2023
20/01/2023

🔴 La compagnie aérienne 𝐀𝐢𝐫𝐥𝐢𝐧𝐤 reprendra ses vols commerciaux reliant Johannesbourg et Antananarivo à compter du 30 Janvier 2023 après 3 années de suspension.

Un vol hebdomadaire sera opéré le lundi dans un premier temps, passant à trois vols par semaine à partir du 14 février 2023.

C’est une nouvelle rassurante qui s’inscrit pleinement dans le cadre de la relance du Tourisme à Madagascar.

14/01/2023
Mirary taona vaovao feno fahombiazana ho an'ny tsirairay💖 Andao hiara- hitsidika ity nosintsika tsara loatra ity aminay ...
05/01/2023

Mirary taona vaovao feno fahombiazana ho an'ny tsirairay💖 Andao hiara- hitsidika ity nosintsika tsara loatra ity aminay amin'ity 2023 ity!

03/03/2021

🐢Andro maneran-tany ho an’ny bidibia androany, fotoana hankalazana ny zavamaniry sy ny biby manerana izao tontolo izao ary ny fandraisan'anjaran'izy ireo amin'ny fiainan’ny olombelona. Manankarena amin'io lafiny io i Madagasikara satria ny 90 isan-jaton'ny karazan-javamaniry sy biby eto an-toerana dia tsy hita na aiza na aiza eto ambonin'ny tany. Andao hojerentsika ny sasany amin'ireo biby malaza eto ireto ary:

𝗕𝗜𝗕𝗬 𝗞𝗘𝗟𝗬: Ahitana karazana varika miisa 100 mahery eto Madagasikara izay milanja 25 grama ny kely indrindra ary indraindray mahatratra 9,5 kilao ny babakoto. Vao tsy ela akory izay ireo mpahay siansa no nahita ilay 𝘃𝗮𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗸𝗲𝗹𝘆 𝗯𝗶𝘁𝗶𝗸𝗮 𝗠𝗶𝗰𝗿𝗼𝗰𝗲𝗯𝘂𝘀 𝗝𝗼𝗻𝗮𝗵𝗶, karazana varika voaamarina faha-108 ary milanja 60 grama. Nampitondraina ny anaran’ny mpikaroka Malagasy Dr. Jonah Ratsimbazafy io varika io izay hita any amin’ny faritra avatra atsinanan’i Madagasikara, ao amin’ny Valan-javaboaharin’i Mananara. Jereo ato ny momba azy ity: https://lemur.duke.edu/new-species/

𝗙𝗔𝗛𝗜𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗟𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘: Eto Madagasikara ihany koa no ahitana ny antsasamanilan’ny karazana tanalahy manerantany. Mpikaroka teratany alimana iray no nahita 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗹𝗮𝗵𝘆 vaovao izay mirefy 14 milimetatra, ny volana febroary lasa teo. Io no biby mandady 𝗯𝗶𝘁𝗶𝗸𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 eran-tany hoy ny mpahay siansa. Raha jerena ny famaritana ofisialy io 𝗕𝗿𝗼𝗼𝗸𝗲𝘀𝗶𝗮 io dia any avaratra no ahitana azy, ary tandidomin-doza izy noho ny fandripahana ala. Azonao jerena ato indray ny momba io biby io: https://news.mongabay.com/2021/02/newly-designed-chameleon-from-madagascar-may-be-worlds-smallest-reptile/ .

𝗥𝗘𝗛𝗔𝗥𝗘𝗛𝗔 𝗚𝗢𝗔𝗩𝗔𝗡𝗔: Misy ihany koa ilay hoe “𝘀𝗽𝗶𝗱𝗲𝗿 𝘁𝗼𝗿𝘁𝗼𝗶𝘀𝗲” izay karazan-tsokatra kely indrindra amin’ireo efatra hita eto Madagasikara. Anarana izay niainga tamin’ny sary tsara tarehy miendrika tranonkala eo amin’ny lamosin'ny sokatra, izay mampalahelo fa anisan’ny maha-lasibatra azy ihany koa. Heverina ho tandindomin-doza amin'ny fanondranana tsy ara-dalàna sy ny fahaverezan'ny toeram-ponenana io karazan-tsokatra io. Any amin'ny ala maina manamorona ny morontsiraka atsimo andrefan'i Madagasikara no ahitana azy. Jereo ato indray ny mombamomba ity harem-pirenena ity: https://nationalzoo.si.edu/animals/spider-tortoise.
---
Today is Day, a time to celebrate flora and fauna across the globe and their many contributions to human well-being. Madagascar is especially rich in this regard as 90 percent of the country’s plant and animal species are found nowhere else on Earth. Let’s take a look at some of the Red Island’s more iconic critters.

𝗧𝗜𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗜𝗠𝗔𝗟: Madagascar is home to more than 100 species of lemurs ranging in size from the 25-gram pygmy 𝗺𝗼𝘂𝘀𝗲 𝗹𝗲𝗺𝘂𝗿 to the sometimes 9.5-kg indri lemur. Most recently, scientists discovered Jonah’s mouse lemur, a 60-gram primate recognized as the 108th species of lemur. Named after Malagasy primatologist Dr. Jonah Ratsimbazafy, Jonah’s mouse lemur hangs out in northeastern Madagascar, particularly within Mananara National Park. Learn more about this little guy at: https://lemur.duke.edu/new-species/.

𝗕𝗜𝗚 𝗗𝗜𝗦𝗖𝗢𝗩𝗘𝗥𝗬: Madagascar is also home to about half the world’s species of chameleons. In February, a German herpetologist found a new 𝗰𝗵𝗮𝗺𝗲𝗹𝗲𝗼𝗻 measuring just 14 mm in length. Scientists believe it is the world’s smallest reptile. Given the official label of 𝗕𝗿𝗼𝗼𝗸𝗲𝘀𝗶𝗮 nana, this chameleon lives in the north, and is threatened by habitat degradation and deforestation. Find out more about this big discovery at: https://news.mongabay.com/2021/02/newly-described-chameleon-from-madagascar-may-be-worlds-smallest-reptile/

𝗛𝗨𝗚𝗘 𝗣𝗥𝗜𝗗𝗘: Sticking to the size theme, the 𝘀𝗽𝗶𝗱𝗲𝗿 𝘁𝗼𝗿𝘁𝗼𝗶𝘀𝗲 is the smallest of the four tortoise species native to Madagascar. It gets its name from the beautiful, web-like pattern on its shell. Sadly, that shell makes it a target, too. The spider tortoise is considered critically endangered due to illegal wildlife trafficking and habitat loss. Spider tortoises live mostly in dry forest areas along Madagascar’s southwestern coast. Get more facts on this national treasure at: https://nationalzoo.si.edu/animals/spider-tortoise.

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Taste2wildlife posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Taste2wildlife:

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Videos
  • Want your business to be the top-listed Travel Agency?

Share