Nosy-Be SIDO TOUR

  • Home
  • Nosy-Be SIDO TOUR

Nosy-Be SIDO TOUR AGENCE DE VOYAGE
(25)

Ny célibat rehefa maka sary 🙈😂
04/04/2024

Ny célibat rehefa maka sary 🙈😂

Ampiteneno ny sary fa tsy hitako zay ambara. 😂
03/04/2024

Ampiteneno ny sary fa tsy hitako zay ambara. 😂

03/04/2024

Safari
# Zèbres 🦓🦓🦓🦓
# Girafes 🦒🦒🦒🦒
Iza koa efa nahita sy efa nitouche ?

02/04/2024

Girafe 🦒 🇲🇺
Je vous presente : Caramel 🦒

Ndao hiaraka aminay fa hahita ny tsy fahita izay tena mahafinaritra 😍

01/04/2024

Hey !
400 Volt à Maurice 🇲🇺
Zay hira magnamia ambiance ee, mankafy koa ny Vazaha 😅 .
Merci Star nay WawaSalegy . 💖🙏
Vacances de paques à Maurice avec SIDO TOUR ✈️🏝️⛵

Lundi de paques miavaka aty @ Ile aux Cerfs avec  Nosy-Be SIDO TOUR . 🏝️⛵Malagasy tia mivoyage 🇲🇬 Mba alefaso ao @ comme...
01/04/2024

Lundi de paques miavaka aty @ Ile aux Cerfs avec Nosy-Be SIDO TOUR . 🏝️⛵
Malagasy tia mivoyage 🇲🇬
Mba alefaso ao @ commetaire ny sarinareo nandritran'ny lundi de paques 💖

01/04/2024

Publication ny Poisson d'avril le tany Maldive teo an 😜 mifona fa tratrako nareo 😂.
Aty Maurice ihany zahay ambiance re zao e , miaraha @ SIDO TOUR fa tsy ho perte mihintsy 🏝️⛵.

Mirary fety sambatra o 🥳

01/04/2024

Tongako aty Maldive🏝️
lay kapa kely🩴🩴 mbola feno fotaka avy tany 67 Ha 😜😂

Tongasoa aty Maldive🏝️
01/04/2024

Tongasoa aty Maldive🏝️

Tsy any Venise na Chine fa eto Maurice ihany 🤩Notre dimanche de paque .Tour de ville &  shopping et ce soir, bain de nui...
31/03/2024

Tsy any Venise na Chine fa eto Maurice ihany 🤩
Notre dimanche de paque .
Tour de ville & shopping et ce soir, bain de nuit et karaoké à l'hotêl .🚄🚎🚶🚶🚶🛍️🛍️🛍️
Vacances continue 🏝️ efa ao ireo daty pour mois de Mai hoan'izay maniry te hiaraka aminay . Destination Dubaï (7 jours ).

31/03/2024

Mahagaga aty Maurice 🇲🇺 tsisy anaran' olona Madagascar nefa any Mada🇲🇬 feno anaran' olona Maurice 🤔😜

Joyeuses paques à toutes et à tous
31/03/2024

Joyeuses paques à toutes et à tous

Tapitra ihany lay 22 h ouufff , gasy jamais tara avion 🇲🇬😂 Rebecaaaa ❤️Masaka be ny paques à Maurice 2024 . Hatombokanay...
30/03/2024

Tapitra ihany lay 22 h ouufff ,
gasy jamais tara avion 🇲🇬😂 Rebecaaaa ❤️
Masaka be ny paques à Maurice 2024 .
Hatombokanay @ soirée Rim- ka androany alina, vonona daholo ny groupe 🥳.
Bienvenue à Maurice zahay 🧳🛬🇲🇺

Moi à l' aéroport , 22 h avant départ . 😜Jamais tara avion 🧳✈️😂
29/03/2024

Moi à l' aéroport , 22 h avant départ . 😜
Jamais tara avion 🧳✈️😂

Tia mi-voyage ny Malagasy🇲🇬  mahafinaritra 🤩Raikitra ny vacances de  paques any Maurice  🇲🇺✈️🏝️Efa samy nahazo billets d...
28/03/2024

Tia mi-voyage ny Malagasy🇲🇬 mahafinaritra 🤩

Raikitra ny vacances de paques any Maurice 🇲🇺✈️🏝️
Efa samy nahazo billets daholo izay nanao inscription rehetra ka miandry départ sisa .

Prochaines dates pour Dubaï 18 au 23 Avril 2024 🇦🇪✈️.

Aza misalasala manantona bureau Nosy-Be SIDO TOUR eto @ Cenam Andavamamba ( 67Ha) hoan'izay hanao réservation .
Contact : 034 84 875 94 Whatsapp
Sidonie Rasoaniaina

Araho tsy tapaka ny page fa ho hisy lalao hazahoanareo fans voandalana avy any Maurice bientôt.😎

Malagasy 🇲🇬  Italienne 🇮🇹 💛❤️💚💙🧡
28/03/2024

Malagasy 🇲🇬 Italienne 🇮🇹 💛❤️💚💙🧡

Mampahery  ny Malagasy mpiray tanindrazana @ fatitra avaratra sy antsinanan'ny Nosy izay very havana sy very fananana no...
28/03/2024

Mampahery ny Malagasy mpiray tanindrazana @ fatitra avaratra sy antsinanan'ny Nosy izay very havana sy very fananana nohon'ny rivo-doza. 😔

Mirevy seule aty 67 Ha , à 5 min à pied de mon bureau 😋. Jiro maty ,  namana jiaby manao Ramadan 😅, sa misy tsy manao Ra...
27/03/2024

Mirevy seule aty 67 Ha , à 5 min à pied de mon bureau 😋.
Jiro maty , namana jiaby manao Ramadan 😅, sa misy tsy manao Ramadan ato inviteko ? 😅

27/03/2024

Maro anareo nangataka parole hirako ty de io ary ny parole , merci t@ partages maro be 🙏,
mino zaho fa tafita ny hafatra grace à vous ♥️

PAROLE

“EFA FAY "
Hey !
Tsy haiko ano io añy na Zoky na Zandriko o
Novonoinao zaho fa mbola tsy androko o
Zañahary tsy andrinao io andriko o
Tsy avy aminao tsy hatodiako tanjoko o

Zaho koa maty tsy afaka ataonao tsaky
Atsika olombelogno ty maro raha saky
Zaho tsy voanao niany
Tsy voanao koa amaraigny.
Namezanao leçon kay zaho zeo ty efa nahay
Fatokisagn’olo zaho zeo ty EFA FAY
Satria nametraka olatra nametraka bay 🥲

Ano tsy Zañahary eeee
Ano tsy Zañahary kay nde handahatra raha momba fiainako o
Ano tsy Zañahary eeee
Niereritreritry hamotiky nefa aa
Zeo ano voty eeee

Tsisy olo maty koa tsy @ lerany
Jalousie nao , anao fo erany
Kila olo @ anjaranazy
Miandrasa fa nihinao mbola ho avy
Na velogno zaho no vonoinao
Chancenaka tsy hifindra aminao

Zaho koa maty tsy afaka ataonao tsaky
Atsika Olombeloño ty maro raha saky
Zaho tsy voanao niany tsy voanao koa amaraigny.
Namezanao leçon kay zaho zeo ty efa nahay
Fahatokisagn’olo zaho zeo ty EFA FAY
Satria nametraka olatra nametraka bay

Ano tsy Zañahary eeee
Ano tsy Zañahary
Kay nde handahatra raha momba fiainako o
Ano tsy Zañahary eeee
Nieritreretry hamotiky nefa a
ze ano voty eee

Hey !
Laoko mavety ts azon’arato
Mbola zaho fo ty ary mbola ato .

Ano tsy Zañahary eeee
Ano tsy Zañahary
Kay nde handahatra raha momba fiainako o
Ano tsy Zañahary eeee
Nieritreritry hamotiky nefa a
Zeo ano voty eeeee…..
SIDO

PARC NATIONAL ANKARANA 🇲🇬La Réserve Spéciale  de l’Ankarana se trouve au nord-ouest de Madagascar, dans la région DIANA....
27/03/2024

PARC NATIONAL ANKARANA 🇲🇬

La Réserve Spéciale de l’Ankarana se trouve au nord-ouest de Madagascar, dans la région DIANA. Elle est située dans le district d’Ambilobe et couvre 18225 Ha. Elle est essentiellement composée de Tsingy, de canyons et de forêts denses sèches qui abritent de nombreuses espèces végétales : 670 dont 108 familles avec 39 espèces strictement endémiques du parc. Les plus visibles sont le palissandre, le baobab, le figuier etc...
La faune est représentée par 50 espèces de mollusques et un grand nombre d'escargots des tsingy
La moitié des espèces de chauves-souris de Madagascar (17), 60 espèces de reptiles, 15 amphibiens, 10 espèces de lémuriens, 113 espèces d’oiseaux.
Plusieurs circuits sont proposés par Madagascar National Parc pour découvrir la faune et flore et notamment les Tsingy et les grottes.

ANKARANA
Ny Reserve Spéciale Ankarana dia any avaratra andrefan'i Madagasikara, any amin'ny faritra DIANA. Ao amin'ny distrikan'i Ambilobe no misy azy ary mandrakotra 18.225 Ha izay ahitàna Tsingy, Canyons ary ala maina matevina izay misy karazan-javamaniry maro : karazana 670, 108 fianakaviana ary ny 39 dia eto ihany no ahitàna azy. Ny tena betsaka dia palissandre, reniala, aviavy, sns...
Ny karazam-biby dia betsaka: 50 mollusques, ary sifotra marobe
Ny antsasaky ny karazana ramanavy eto Madagasikara, (17) karazam-biby mandady 60, amphibiana 15, karazana varika 10, karazam-borona 113.
Misy tsangatsangana izay karakarain’ny Madagascar National Park hahitana zavatra maro : biby, zavamaniry, ary ny Tsingy, sy ireo lava-bato sns...

Madagascar National Park

📸 Nosy-Be SIDO TOUR

Tsara loatra i  Madagascar 🇲🇬♥️Azovy efa teto de aiza lay toerana  ?📸 Sido Tour
26/03/2024

Tsara loatra i Madagascar 🇲🇬♥️
Azovy efa teto de aiza lay toerana ?

📸 Sido Tour

Sur Nosy Be 🏝️
26/03/2024

Sur Nosy Be 🏝️

26/03/2024

VACANCES DE PÂQUES à MAURICE 🇲🇺
avec SIDO TOUR

6 JOURS et 5 Nuitées

30 Mars au 4 avril 2024


✅Tarif: 5.258.000 Ar / Personne adultes

Compris :
* Billets d'avion Tàna - Maurice Aller/Retour
Compagnie = Airmauritus
* Hébergement Hôtel Le Pôle Grandbaie avec Piscine / Wifi...
* ⁠5 nuitées
* 5 Petit-déjeuners Buffets
*Tout les Transport à l'île Maurice en Voiture Privée (Toyota Hiace High Roof )
Transfert Aéroport vers Hotêl aller et retour

*Visite Fort Adélaïde / Vue Panoramique sur Grande Ville > Point de vue
*Visite Marie Reine de la paix (Shooting)
*Marcher de Port Louis shopping

Caudan Waterfront > Allée de Parapluies ☔️ ☔️☔️

✅Visite Aquarium Odysseo avec Ticket d'entrée Déjeuner Compris au Fastfoot de Odysseo 🤩
New: Victoria Mall / Marché de fruits/ Marché Locale
Visite China Town

*Visite Casela Parc avec Ticket D'entrée
+ Ticket Pour Tulawaka Gold Coaster + Ticket Safari Truck Tour
Voir les Lions / Zèbre/ Autruche etc...

✅Ballade en Catamaran vers Île aux Cerfs 🛥️🏝️

Départ Trou d'eau Douce> Visite Casade en vedette rapide(Water Fall)
Divers activités Nautiques en Sus: Parasailing (Parachute) / Bouée - Tractée
Déjeuner Buffet + BBQ avec Boisson offert

✅Journée Plage Mont Choisy, Un des plus Belle plage de L'île Maurice avec 3km de Sable Blanc fine
✅Visite du Sud = Grand Bassin ( Ganga Talao) Statues géant plus de 30 mètre de haut
✅Visite Chamarel:
✅Curious Corner avec Ticket
✅Visite Terre des 7 couleurs New

Petit Tour du sud avec Point de vue
Vue Panoramique 360°
vue sur l'île aux Bénitiers

*Shopping MALL> Bagatelle MALL
Décathlon
*La Croisette Grand Baie
* Mac Do / KFC
*Réservation = Acompte 50%

contact : 034 84 875 94 SIDO TOUR

📸 Sido Tour

26/03/2024

places disponibles pour le vacances de Paques à Maurice 🇲🇺✈️🏝️🏖️
Ao @ commentaire details 😉

26/03/2024

Ambiance tany @ Grand Baie île Maurice 🇲🇺,
Lasa mpinamana daholo rehefa tafiaraka en groupe na de tsy nifankahalala aza t@ voalohany . 💖
bisous les filles 😘😘

30 au 04 Avril datintsika manaraka #
Vacance de paques à Maurice ✈️🏝️🏖️

Nature 💛
25/03/2024

Nature 💛

Dubaï Miracle garden  🌺🌻🌹🌹🥀❇️🏵️🌼
24/03/2024

Dubaï Miracle garden 🌺🌻🌹🌹🥀❇️🏵️🌼

Taloha rehefa misara- bady ny vehivavy de tsy miverina antokatranony raha tsy vidianan'ny vadiny La masinina Singer 😂,  ...
24/03/2024

Taloha rehefa misara- bady ny vehivavy de tsy miverina antokatranony raha tsy vidianan'ny vadiny La masinina Singer 😂, ary mba inona? 🤣

📸SIDO TOUR

Address


Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
14:30 - 18:00
Tuesday 08:00 - 12:00
14:30 - 18:00
Wednesday 08:00 - 12:00
14:30 - 18:00
Thursday 08:00 - 12:00
14:30 - 18:00
Friday 08:00 - 12:00
14:30 - 18:00

Telephone

+261348487594

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nosy-Be SIDO TOUR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Nosy-Be SIDO TOUR:

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Opening Hours
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Travel Agency?

Share