11/06/2020
Carnets Madagascar
FCE - FIANARANTSOA -CÔTE EST
La FCE relie Fianarantsoa , la capitale du pays Betsileo à Manakara , ville située dans le sud-est de l’île.
Cette ligne ferroviaire longue de 163 km fut construite de 1926 à 1936 avec comme objectif de faciliter l’acheminement des produits et marchandises entre ces deux régions. La FCE permet aussi de désenclaver certaines localités non accessibles par la route.
Elle dessert 17 gares, 75 ponts et 48 tunnels dont le plus long (Ankarampotsy) mesure 1074 m.
Ce patrimoine national retient l’attention internationale et bénéfice de dons notamment des Chemins de fer suisses.
Voyager avec ce train vous fait découvrir des paysages grandioses : Forêts , montagnes, cascades, rizières, rivières.... et avec son dénivelé de plus de 1000 m les sensations sont parfois fortes.
Dans les gares, des femmes et enfants surgissent d'un peu partout munis de paniers ou cuvettes remplis de victuailles.
Bien sûr, tout ne se passait pas toujours comme on l’aurait souhaité.... Certains doivent se remémorer quelques incidents de parcours, des voyages de deux jours.... Mais une chose est sûre, c'est une expérience à tenter pendant votre séjour !
FCE - FIANARANTSOA - CÔTE EST
Ny FCE dia mampifandray an'i Fianarantsoa, renivohitr'i Betsileo, sy Manakara, tanàna any atsimoatsinanan'ny Nosy.
Ity lalana lalamby 163 km ity dia naorina nanomboka tamin'ny 1926 ka hatramin'ny 1936. Ny tanjona dia ny hanamorana ny fitanterana ny vokatra sy ny entana eo amin'ireo faritra roa ireo. Ny FCE koa dia ahafahana manokatra ny faritra sasany tsy azon'ny arabe.
Miisa 17 ny gara, tetezana 75 ary tunnels 48, ny lava indrindra (Ankarampotsy) dia 1,074 m.
Ity lova nasionaly ity dia manintona ny saina iraisam-pirenena ary mahazo tombony amin'ny fanomezana, indrindra avy amin'ny Firenena Soisa.
Mahafinaritra tokoa ny mandeha lamasinina : ahitanao ny toerana samihafa manantona ny maso : Ala, tendrombohitra, riandrano, tanimbary, renirano .... ary miaraka amin'ny haavony mihoatra ny 1000 m indraindray dia mihetsika ihany ny fo...
Rehefa tonga amin’ny gara moa dia iny fa avy daholo ny vehivavy sy ny ankizy miaraka amin’ny harona na koveta feno sakafo.
Mazava ho azy fa tsy nandeha araka izay irina foana ny zava-drehetra .... Mety misy mahatsiaro ny tranga vitsivitsy tamin'ny làlana, ny dia naharitra roa andro .... Fa ny zavatra iray dia azo antoka dia tsara raha mba indray andro any, mba handramo kely ange !