Merveille Travelling

  • Home
  • Merveille Travelling

Merveille Travelling Voyager comme vous l'imaginez!

Happy HALLOWEENMerveille Travelling
01/11/2023

Happy HALLOWEEN
Merveille Travelling

" ❤Voyage Privée❤"👉Isaorana ny  MIFALY 🙏 nametraka  ny fitokisana taminay tato Merveille Travelling, ✊ niaraka nifaly sy...
04/10/2023

" ❤Voyage Privée❤"
👉Isaorana ny MIFALY 🙏 nametraka ny fitokisana taminay tato Merveille Travelling, ✊ niaraka nifaly sy nitsangatsangana tany Mantasoa sy Mandraka!
☝ho antsika ihany koa izay maniry ny hikarakara voyage privée dia aza misalasala mandefa hafatra miafina 📩 na miantso ny laharana
☎032 99 750 18 / ☎038 59 816 89
Merveille Travelling
voyager comme vous l'imaginez 😍

☝ 'ndao ndray hiala voly e 🍻   travelling ❤  dia mikarakara journée d'excursion  miavaka ‼ ho an'ny faran'ny herinandro ...
04/10/2023

☝ 'ndao ndray hiala voly e 🍻 travelling ❤ dia mikarakara journée d'excursion miavaka ‼ ho an'ny faran'ny herinandro 😍 toy zao ny fandaharam-potoana ♨
🔴 Samedi 14 octobre ✔

✋ activités : visite de chute de la lily 🌊
visite de la geyser ✨
piscine naturelle 🏊
🔴 Dimanche : 15 octobre ✔
⛔ double destination ⛔

✋ activités : balade en pirogue 🛥
découvert du lac 🚣
visite de lémuriens 🐒🐵
visite du cascade 💫
⏭ ✔
✋ activités : visite de chute de la lily 🌊
visite de la geyser ✨
piscine naturelle 🏊
⛔ izany rehetra izany anefa dia 32 000ar fotsiny (+5 000ar si avec déjeuné) 😇 efa tafiditra ao avokoa ny transport aller-retour 🚍 ny droits de visite 🎇 any antoerana ‼ koa dia fandrio dieny zao ary ny toeranao 🔴 aza misalasala miditra MP 📩 na koa miantso mivantana ny ☎ 038 59 816 89 na koa ny ☎ 032 99 750 18 aza tara an 💛 dia asao ny namana andeha ❤ aza adino ny partage
Merveille travelling voyager comme vous l'imaginez 💟

☝ho antsika rehetra indray ty an 🍻 Merveille Travelling dia mikarakara excursions d'une journée ❤✊ 🔶 Samedi 07 octobre  ...
27/09/2023

☝ho antsika rehetra indray ty an 🍻 Merveille Travelling dia mikarakara excursions d'une journée ❤✊
🔶 Samedi 07 octobre
➡ ✅
↔ activités : chuter de la lily 🌊
piscine naturel 🏊
visite de geyser 💦
🔶 Dimanche 08 octobre

↔ activités : balade en pirogue 🚢
découverte du lac 🚣 🗺
visite de lémurien 🐒🙉
visite de cascade 🏔
randonné dans le parc 🚶‍♀
✋ sans oublié les animations 🕺💃et divers activités 😉✅ ny Tarif dia natao amin'ilay ho an''ny be sy ny maro ☝ satria #32 000 ar (+5 000ar si avec déjeuner) koa fandrio dieny zao ary ny toeranao ☑ aza misalasala miditra mivantana ao amin'ny MP 📩 na miantso ny ☎ 038 59 816 89 na ny ☎ 032 99 750 18
☝ Merveille Travelling voyager comme vous l'imaginez ❤

☝ Tonga indray ny fotoana e  🍻 'ndao hiaraka amin'ny Merveille Travelling🤞❣ hamarana ny herinandro 😉☑🔴 Samedi 30 septemb...
22/09/2023

☝ Tonga indray ny fotoana e 🍻 'ndao hiaraka amin'ny Merveille Travelling🤞❣ hamarana ny herinandro 😉☑
🔴 Samedi 30 septembre
➡ Ampefy 💛
↔ activités : visite de chute de la lily 🌊
visite de la geyser 💦
piscine naturel 🏊
🔴 Dimanche 01 octobre
➡ Mantasoa et Mandraka 💛
↔ activités : balade en pirogue 🚢
visite des lémuriens 🐒
visite de cascade 🎑
☝sans oublié les animations 💃🕺 et divers activités 😉☑
🔵 seulement à 32 000ar (+5 000ar si avec déjeuné) efa tafiditra ao avokoa ny transport aller-retour 🚍 ny prix d'entrée ☑ ‼ natokana ho antsika rehetra ity an 😇✊ koa fandrio dieny zao ary ny toeranao ☝ aza misalasala miditra mivantana ao amin'ny MP 📝 na koa miantso ny ☎ 038 59 816 89 na ☎ 032 99 750 18
✋ Merveille Travelling voyager comme vous l'imaginez ☑❣

👉 Merci 🙏a l'entreprise AirProd   😇 de nous avoir fait confiance 💛  pour leur journée récréatives 💃🕺☝ Qu'attendez-vous ❣...
20/09/2023

👉 Merci 🙏a l'entreprise AirProd 😇 de nous avoir fait confiance 💛 pour leur journée récréatives 💃🕺
☝ Qu'attendez-vous ❣ que se soit familles 👨‍👩‍👧‍👧 collègues 👭 entreprises💼📝 ou même des amies 👯‍♂ nous sommes là pour vous ✊☑ avec nos offres ‼
🔹Voyage privé 🚍😉
🔹Voyage organisé 🚌 😉
🔴 N'hésitez pas à venir en MP 📝 ou nous contacter ☎ 038 59 816 89 ☎ 032 99 750 18
🤞Merveille Travelling voyager comme vous l'imaginez ! ❤😍

☝Sombin-tsary tamin'ny 💃"Excursion d'une Journée"🕺 tamin'ny👉 Week-End teo tany Ampefy sy Mandraka.😍⚜Date Manaraka :     ...
20/09/2023

☝Sombin-tsary tamin'ny 💃"Excursion d'une Journée"🕺 tamin'ny👉 Week-End teo tany Ampefy sy Mandraka.😍
⚜Date Manaraka :
🔹23 Sept "
🔹 24 Sept " "
🔹30 Sept - O1 Oct " "

🔴Fandrio dieny izao Ary ny Toeranao ao amin'ny MP ✅ n'a koa miantso ny
☎038 59 816 89 na ☎032 99 750 18
☝Merveille Travelling voyager comme vous l'imaginez 😉❣

☝ Ho antsika rehetra zay te hiaraka amin'ny Merveille Travelling ❤ Dia mbola malalaka tsara ny toerana ho an'ny rahampit...
16/09/2023

☝ Ho antsika rehetra zay te hiaraka amin'ny Merveille Travelling ❤ Dia mbola malalaka tsara ny toerana ho an'ny rahampitso ho any mantasoa sy mandraka isika ✅
👉 tarif 32 000ar par personne (+5 000ar si avec déjeuné) efa inclus ao avokoa ny transport aller-retour 🚎 prix d'entrée ✅ aza misalasala miditra mivantana ao amin'ny MP ☑ na koa miantso ny 038 59 816 89
✋ koa inona ndray no andrasana e ndao hialavoly 😊😍
Merveille Travelling voyager comme vous l'imaginez 💃

☝ ndao ndray hiaraka amin'ny Merveille Travelling e ‼ 🍻  ❤ 🍻🎈👉 ireto Indray ny fandaharam-potoana amin'izany ✊🔴 samedi 2...
13/09/2023

☝ ndao ndray hiaraka amin'ny Merveille Travelling e ‼ 🍻 ❤ 🍻🎈
👉 ireto Indray ny fandaharam-potoana amin'izany ✊
🔴 samedi 23 septembre
🔶 Ampefy
✋activités : -visite de la chute de la lily 🌈
-visite de la geyser 🌊
-Piscine naturelle d'analavory 🏊
🔴Dimanche 17 septembre
🔶 Mantasoa et Mandraka
✋activités : - Balade en pirogue 🚢
- visite de lémuriens 🐒
- visite de cascade 🏞
👉 Animations 💃 et divers 😍 team building 🕺
Seulement à 32 000ar ( + 5 000ar si avec déjeuner) natao ho antsika rehetra ity ❣👌 koa fandrio dieny zao ary ny toeranao 😉 Aza misalasala miditra ao amin'ny MP ☑ na koa miantso ny ☎ 038 59 816 89
☎ 032 99 750 18
⚜ Merveille Travelling ❤ 👉 voyager comme vous l'imaginez 💖✅

☝lasa indray ary isika e 🎉🍻🎈👉 ndao hiaraka amin'ny Merveille Travelling✋Samedi 16 septembre 👌👉 Ampefy      ➡ Activités :...
09/09/2023

☝lasa indray ary isika e 🎉🍻🎈
👉 ndao hiaraka amin'ny Merveille Travelling
✋Samedi 16 septembre 👌
👉 Ampefy
➡ Activités : chute de la lily 🌈
Geysers 💦
Piscine naturel🌊
✋Dimanche 17 septembre👌
👉Mantasoa sy Mandraka
➡ Activités : balade en pirogue 🚢
visite de lémuriens 🐒
visite cascade ✊
Seulement à 32 000ar (+5 000ar si avec déjeuner) inclus transport aller-retour 😇 et prix d'entrée 😉 ainsi que le frais de guidage ✅
♣ ambiance assuré 💛 team building 🤞 zumba dance 💃 shooting à go go 📸 sy ny maro hafa ❣
☝ fandrio dieny zao ary ny toeranao e ‼ aza misalasala miditra MP ☑ na miantso mivantana ny ☎ 038 59 816 89
☎ 032 99 750 18
☝ Merveille Travelling ❣ voyager comme vous l'imaginez ☑❤

☝Ho antsika rehetra izay te hikarakaka "voyage privée" ❤🌉👉 Fikambanana 🙏👉 Orinasa🏙👉 sekoly🏣👉 Fianakaviana👩‍👩‍👧‍👧 ☝ dia a...
07/09/2023

☝Ho antsika rehetra izay te hikarakaka "voyage privée" ❤🌉
👉 Fikambanana 🙏
👉 Orinasa🏙
👉 sekoly🏣
👉 Fianakaviana👩‍👩‍👧‍👧
☝ dia aza misalasala miantso ny Merveille Travelling na madefa afatra miafina
038 59 816 89 --- 032 99 750 18

☝ Ireto indray ary ny programme-antsika ny @ volana OCTOBRE...😍 👉Aza adino fa izahay ihany koa dia mikarakara "VOYAGE PR...
06/09/2023

☝ Ireto indray ary ny programme-antsika ny @ volana OCTOBRE...😍
👉Aza adino fa izahay ihany koa dia mikarakara "VOYAGE PRIVEE" 😍👩‍👦‍👦

Infoline : 038 59 816 89
032 99 750 18

⚠⚠⛔Hampafatarina isika mpanjifa sy mpanaraka ny pejy  Merveille Travelling fa misy ireo olona izay misandoka sy mapiasa ...
05/09/2023

⚠⚠⛔Hampafatarina isika mpanjifa sy mpanaraka ny pejy Merveille Travelling fa misy ireo olona izay misandoka sy mapiasa ny publication apesan'ny pejy!
Ka asaina isika mba hanadihady Tsara alohan'ny handefa ny vola fa sao ho very vola fotsiny!⚠⚠⛔❎
Mankasitraka antsika rehetra tompoko!

WEEK-END Mantasoa-Andasibe ( 2jours - 1 nuitée)  miaraka amin'ny@ Merveille Travelling amin'ny Samedi 30 Septembre  au D...
05/09/2023

WEEK-END Mantasoa-Andasibe ( 2jours - 1 nuitée) miaraka amin'ny@ Merveille Travelling amin'ny Samedi 30 Septembre au Dimanche 01 Octobre ho avy izao.
♦️TARIF :
8 par chambres : 160 000ar Par personne
6 par chambres : 180 000ar par personne
4 par chambres : 200 000ar par personne
2 par chambres : 220 000ar par personne
♦️INCLUANT :
-Transport aller-retour🚌🚌
- Hébergement 🏘️🏠
- Dîner, petit - déjeuner, déjeuner🍛
- Prix d'entrée + Frais de guidage
♦️EXCLUANT :
- Déjeuner sur route
- Dépense personnel
♦️ACTIVITÉS/VISITE :
Balade en pirogue à Mantasoa 🏞️
Team building 🕺🧑‍🤝‍🧑
Ambiance feu de camp🔥🔥🌙
Visite Parc Andasibe 🐒🐍
Shooting à Go go 📷
Baby-foot
Ping- pong🎾
Basket-ball 🏀
Piscine🏊
Wifi🛜
Aza misalasala Ary manao réservation dieny izao ao amin'ny mp na miantso mivantana ny laharana :
038 59 816 89 Na 032 99 750 18.
Voafetra ny toerana fa aza tara a‼️

'Ndao ho any AMPEFY sy MANDRAKA ary MANTASOA indray ary e!Date  : 🛑 Samedi  09 Septembre (Ampefy)            🛑 Dimanche ...
04/09/2023

'Ndao ho any AMPEFY sy MANDRAKA ary MANTASOA indray ary e!

Date : 🛑 Samedi 09 Septembre (Ampefy)
🛑 Dimanche 10 Septembre (Mantasoa -Mandraka) na ( Ampefy ihany koa)
TARIF : 32 000 ar une journée (+ 5 000ar si avec déjeuner)👌
↪️Ireto avy ny inclus ao anatin'izany 32 000ar izany
👉 Transport aller-retour (départ Plaza Ampefiloha amin'ny 6ora sy sasany maraina)
👉 Frais de guidage
👉 Droit de visite
ACTIVITÉS/VISITE :
✅AMPEFY:
♦️Chute de la Lily🏞️
♦️Team building🤼/Animation🕺/Dance
♦️Geysers d'Analavory🌄🏊
♦️Piscine naturel d'Analavory
✅MANTASOA sy MANDRAKA :
♦️Balade en pirogue🚣
♦️Découvert du lac Mantasoa,son histoire et ses alentours🏖️
♦️Team building🤼/Animation🕺/Dance
♦️Visite parc Mandraka
♦️Visite lémuriens🐒
♦️Visite Cascade🏞️
👉 Izany rehetra izany no 32 000ar monja an🥰
Tena natao ho an'ny rehetra ny voyage miaraka amin'ny Merveille Travelling satria mirary dia mirary ny sarany
✏️Aza misalasala Ary manao réservation dieny izao ao amin'ny mp na miantso mivantana ny laharana :
038 59 816 89 Na 032 99 750 18

↪️ week-end Andasibe - Mantasoa : Samedi 30 Septembre au Dimanche 01 Octobre.
"Merveille Travelling,Voyager comme vous l'imaginez''🏖️🏞️🌄
Merveille Travelling

Aza adino ny Mamandrika toerana an...Date Manaraka : 🛑 Samedi  09 Septembre (Ampefy)                              🛑 Dima...
03/09/2023

Aza adino ny Mamandrika toerana an...
Date Manaraka : 🛑 Samedi 09 Septembre (Ampefy)
🛑 Dimanche 10 Septembre (Mantasoa -Mandraka) na ( Ampefy ihany koa)
TARIF : 32 000 ar une journée (+ 5 000ar si avec déjeuner)👌
↪️Ireto avy ny inclus ao anatin'izany 32 000ar izany
👉 Transport aller-retour (départ Plaza Ampefiloha amin'ny 6ora sy sasany maraina)
👉 Frais de guidage
👉 Droit de visite
ACTIVITÉS/VISITE :
✅AMPEFY:
♦️Chute de la Lily🏞️
♦️Team building🤼/Animation🕺/Dance
♦️Geysers d'Analavory🌄🏊
♦️Piscine naturel d'Analavory
✅MANTASOA sy MANDRAKA :
♦️Balade en pirogue🚣
♦️Découvert du lac Mantasoa,son histoire et ses alentours🏖️
♦️Team building🤼/Animation🕺/Dance
♦️Visite parc Mandraka
♦️Visite lémuriens🐒
♦️Visite Cascade🏞️
👉 Izany rehetra izany no 32 000ar monja an🥰
Tena natao ho an'ny rehetra ny voyage miaraka amin'ny Merveille Travelling satria mirary dia mirary ny sarany
✏️Aza misalasala Ary manao réservation dieny izao ao amin'ny mp na miantso mivantana ny laharana :
038 59 816 89 Na 032 99 750 18

"Merveille Travelling,Voyager comme vous l'imaginez''🏖️🏞️🌄
Merveille Travelling

02/09/2023

🥰Mbola malalaka ny toerana ho antsika rehetra izay hiaraka amin'ny Merveille Travellinggrahampitso alahady 03 septembre.
32 000ar (+5000ar si avec déjeuner)
Efa inclus daholo ny droits de visite,ny frais de guidage.
Mp na miantso mivantana ny 038 59 816 89 Na 032 99 750 18🥰

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy Merveille Travelling rehetra🥰 Ho asintsika fizarana crédit indray🥰❌️Asao eo amin'ny ...
28/08/2023

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy Merveille Travelling rehetra🥰
Ho asintsika fizarana crédit indray🥰

❌️Asao eo amin'ny commentaire ny namanao hi-suivre ny page.
❌️Ho alatsaka eto amin'ny pejy ny crédit rehefa feno 1000 partage sy feno 100 réactions ity pub inty.
👉partageo max ary dia aza miala lavitra ny pejy🥳

Ireto indray ny date manaraka amin'ny Excursion d'une journée :
✅️Sabotsy 02 septembre : Ampefy
✅️Alahady 03 septembre : Mantasoa/Mandraka
=》Paf: 32 000ar ou 37 000ar( avec dejeuner) , efa inclus daholo ny droit de visite sy frais de guidage ary ny transports 🥰

Ireto indray ny date manaraka  @ Excursion d'une journée AMPEFY sy MANTASOA -MANDRAKA miaraka amin'ny Merveille Travelli...
28/08/2023

Ireto indray ny date manaraka @ Excursion d'une journée AMPEFY sy MANTASOA -MANDRAKA miaraka amin'ny Merveille Travelling

Date: 🛑 Samedi 09 Septembre (Ampefy)
🛑 Samedi 16 Septembre (Ampefy)
🛑 Samedi 23 Septembre (Ampefy)
🛑 Samedi 30 Septembre (Ampefy)
--------------------------------------------------------------------------
🛑 Dimanche 03 Septembre (Mantasoa -Mandraka)
🛑 Dimanche 10 Septembre (Mantasoa -Mandraka)
🛑 Dimanche 17 Septembre (Mantasoa -Mandraka)
🛑 Dimanche 24 Septembre (Mantasoa -Mandraka)

TARIF : 32 000 ar une journée (+ 5 000ar si avec déjeuner)👌
↪️Ireto avy ny inclus ao anatin'izany 32 000ar izany
👉 Transport aller-retour (départ Plaza Ampefiloha amin'ny 6ora sy sasany maraina)
👉 Frais de guidage
👉 Droit de visite
ACTIVITÉS/VISITE :
✅AMPEFY:
♦️Chute de la Lily🏞️
♦️Team building🤼/Animation🕺/Dance
♦️Geysers d'Analavory🌄🏊
♦️Piscine naturel d'Analavory
✅MANTASOA sy MANDRAKA :
♦️Balade en pirogue🚣
♦️Découvert du lac Mantasoa,son histoire et ses alentours🏖️
♦️Team building🤼/Animation🕺/Dance
♦️Visite parc Mandraka
♦️Visite lémuriens🐒
♦️Visite Cascade🏞️
👉 Izany rehetra izany no 32 000ar monja an🥰
Tena natao ho an'ny rehetra ny voyage miaraka amin'ny Merveille Travelling satria mirary dia mirary ny sarany
✏️Aza misalasala Ary manao réservation dieny izao ao amin'ny mp na miantso mivantana ny laharana :
038 59 816 89 Na 032 99 750 18

↪️ week-end Andasibe - Mantasoa : Samedi 30 Septembre au Dimanche 01 Octobre.
"MerveillMerveille Travelling commMerveille Travelling?️🏞️🌄
Merveille Travelling

Sary sary tany Ampefy sy Mantasoa - MandrakaExcursion d'une journée 26-27 aout niaraka tamin'ny Merveille TravellingDate...
27/08/2023

Sary sary tany Ampefy sy Mantasoa - Mandraka
Excursion d'une journée 26-27 aout niaraka tamin'ny
Merveille Travelling
Date: 🛑 Samedi 02 Septembre (Ampefy)
🛑 Dimanche 03 Septembre (Mantasoa -Mandraka)
TARIF : 32 000 ar une journée (+ 5 000ar si avec déjeuner)👌

25/08/2023

‼️Mbola tena malalaka tsara ny toerana ho an'ny voyage Mantasoa sy Mandraka ny alahady 27 août izao.
Paf:32 000ar ( sans déjeuner)
37 000ar (avec déjeuner)
Efa ao anatin'izay ihany koa ny transport aller-retour, droit de visite, frais de guidage.
Réservation: mp ou 038 59 816 89/032 99 750 18

Excursion d'une journée AMPEFY sy MANTASOA -MANDRAKA miaraka amin'ny Merveille TravellingDate: 🛑 Samedi 02 Septembre (Am...
25/08/2023

Excursion d'une journée AMPEFY sy MANTASOA -MANDRAKA miaraka amin'ny Merveille Travelling
Date: 🛑 Samedi 02 Septembre (Ampefy)
🛑 Dimanche 03 Septembre (Mantasoa -Mandraka)
TARIF : 32 000 ar une journée (+ 5 000ar si avec déjeuner)👌
↪️Ireto avy ny inclus ao anatin'izany 32 000ar izany
👉 Transport aller-retour (départ Plaza Ampefiloha amin'ny 6ora sy sasany maraina)
👉 Frais de guidage
👉 Droit de visite
ACTIVITÉS/VISITE :
✅AMPEFY:
♦️Chute de la Lily🏞️
♦️Team building🤼/Animation🕺/Dance
♦️Geysers d'Analavory🌄🏊
♦️Piscine naturel d'Analavory
✅MANTASOA sy MANDRAKA :
♦️Balade en pirogue🚣
♦️Découvert du lac Mantasoa,son histoire et ses alentours🏖️
♦️Team building🤼/Animation🕺/Dance
♦️Visite parc Mandraka
♦️Visite lémuriens🐒
♦️Visite Cascade🏞️
👉 Izany rehetra izany no 32 000ar monja an🥰
Tena natao ho an'ny rehetra ny voyage miaraka amin'ny Merveille Travelling satria mirary dia mirary ny sarany
✏️Aza misalasala Ary manao réservation dieny izao ao amin'ny mp na miantso mivantana ny laharana :
038 59 816 89 Na 032 99 750 18
DATE HAFA:
Samedi 09 ou10 ou16 ou 23 ou 30 Septembre : (Ampefy)
Dimanche10 ou 17 ou 24 septembre :(Mantasoa -Mandraka)
↪️ week-end Andasibe - Mantasoa : Samedi 30 Septembre au Dimanche 01 Octobre.
"Merveille Travelling,Voyager comme vous l'imaginez''🏖️🏞️🌄
Merveille Travelling

Ireto ary ilay crédit ho an'ireo izay tsy mbola nahazo😍 Aza adino manao commentaire ho an'ireo izay nahazo dia partageo ...
23/08/2023

Ireto ary ilay crédit ho an'ireo izay tsy mbola nahazo😍
Aza adino manao commentaire ho an'ireo izay nahazo dia partageo harao hatrany ny page🥰

Salama daholo oh🥰 Hanao fizarana crédit indray izahay. Rehefa feno 300 partage ity pub inty dia ho alefantsika ny crédit...
23/08/2023

Salama daholo oh🥰
Hanao fizarana crédit indray izahay.
Rehefa feno 300 partage ity pub inty dia ho alefantsika ny crédit. Montionéo ny namana dia abonneo ny page Merveille Travelling 🥰

22/08/2023

Salama daholo oh!! 🥰
Ho asintsika fizarana crédit indray ato ho ato fa harao hatrany ny page,
Aza adino ny mi-partage ny pub antsika foana. 😍😍

Excursion d'une journée AMPEFY sy MANTASOA -MANDRAKA miaraka amin'ny Merveille Travelling.Date: 🛑 Samedi 26 Août (Ampefy...
22/08/2023

Excursion d'une journée AMPEFY sy MANTASOA -MANDRAKA miaraka amin'ny Merveille Travelling.
Date: 🛑 Samedi 26 Août (Ampefy)
🛑 Dimanche 27 Août (Mantasoa -Mandraka)
TARIF : 32 000 ar une journée (+ 5 000ar si avec déjeuner)👌
↪️Ireto avy ny inclus ao anatin'izany 32 000ar izany
👉 Transport aller-retour (départ Plaza Ampefiloha amin'ny 6ora sy sasany maraina)
👉 Frais de guidage
👉 Droit de visite
ACTIVITÉS/VISITE :
✅AMPEFY:
♦️Chute de la Lily🏞️
♦️Team building🤼/Animation🕺/Dance
♦️Geysers d'Analavory🌄🏊
♦️Piscine naturel d'Analavory
✅MANTASOA sy MANDRAKA :
♦️Balade en pirogue🚣
♦️Découvert du lac Mantasoa,son histoire et ses alentours🏖️
♦️Team building🤼/Animation🕺/Dance
♦️Visite parc Mandraka
♦️Visite lémuriens🐒
♦️Visite Cascade🏞️
👉 Izany rehetra izany no 32 000ar monja an🥰
Tena natao ho an'ny rehetra ny voyage miaraka amin'ny Merveille Travelling satria mirary dia mirary ny sarany
✏️Aza misalasala Ary manao réservation dieny izao ao amin'ny mp na miantso mivantana ny laharana :
038 59 816 89 Na 032 99 750 18
DATE HAFA:
Samedi 02 Septembre : (Ampefy)
Dimanche 03 septembre :(Mantasoa -Mandraka)
Dimanche 10 septembre : ( Ampefy - Mandraka sy Mantasoa)
↪️ week-end Andasibe - Mantasoa : Samedi 30 Septembre au Dimanche 01 Octobre
"Merveille Travelling,Voyager comme vous l'imaginez''🏖️🏞️🌄
Merveille Travelling

Excursion d'une journée AMPEFY sy MANTASOA -MANDRAKA miaraka amin'ny Merveille Travelling.Date: 🛑 Samedi 26 Août (Ampefy...
22/08/2023

Excursion d'une journée AMPEFY sy MANTASOA -MANDRAKA miaraka amin'ny Merveille Travelling.
Date: 🛑 Samedi 26 Août (Ampefy)
🛑 Dimanche 27 Août (Mantasoa -Mandraka)
TARIF : 32 000 ar une journée (+ 5 000ar si avec déjeuner)👌
↪️Ireto avy ny inclus ao anatin'izany 32 000ar izany
👉 Transport aller-retour (départ Plaza Ampefiloha amin'ny 6ora sy sasany maraina)
👉 Frais de guidage
👉 Droit de visite
ACTIVITÉS/VISITE :
✅AMPEFY:
♦️Chute de la Lily🏞️
♦️Team building🤼/Animation🕺/Dance
♦️Geysers d'Analavory🌄🏊
♦️Piscine naturel d'Analavory
✅MANTASOA sy MANDRAKA :
♦️Balade en pirogue🚣
♦️Découvert du lac Mantasoa,son histoire et ses alentours🏖️
♦️Team building🤼/Animation🕺/Dance
♦️Visite parc Mandraka
♦️Visite lémuriens🐒
♦️Visite Cascade🏞️
👉 Izany rehetra izany no 32 000ar monja an🥰
Tena natao ho an'ny rehetra ny voyage miaraka amin'ny Merveille Travelling satria mirary dia mirary ny sarany
✏️Aza misalasala Ary manao réservation dieny izao ao amin'ny mp na miantso mivantana ny laharana :
038 59 816 89 Na 032 99 750 18
DATE HAFA:
Samedi 02 Septembre : (Ampefy)
Dimanche 03 septembre :(Mantasoa -Mandraka)
↪️ week-end Andasibe - Mantasoa : Samedi 30 Septembre au Dimanche 01 Octobre.

"Merveille Travelling,Voyager comme vous l'imaginez''🏖️🏞️🌄
Merveille Travelling

21/08/2023

🎊Miarahaba manokana anireo afaka Bacc rehetra izahay ato amin'ny Merveille Travelling
Mankahery ihany koa ho anireo izay tsy afaka.Aza kivy!
Ndao hi-voyage iaraka amin'ny Merveille Travelling foana na afaka na afaka‼️
Ireto ny programmes ary dia fandrio dieny izao ny toeranao:
↪️ jeudi 24 au 28: Majunga
↪️ Samedi 26 août : Ampefy
↪️ Dimanche 27 août : Mantasoa/Mandraka
Aza adino manaraka ny page.
Contact direct: 038 59 816 89/032 99 750 18.

Mitohy hatrany ny fisoratana anarana amin'ny :👉Vacance MAJUNGA miaraka amin'ny  Merveille Travelling 🧳🏝️🏖️🌅👈  ☑Date : Je...
18/08/2023

Mitohy hatrany ny fisoratana anarana amin'ny :
👉Vacance MAJUNGA miaraka amin'ny Merveille Travelling 🧳🏝️🏖️🌅👈

☑Date : Jeudi 24 Août au Lundi 28 Août.

🔥ACTIVITES:
♦️ Balade en vedette à Katsepy + visite de lieu⛵
♦️ Petit plage🏊
♦️ Grand pavois 🏊🏖️
♦️ Cirque rouge 🏜️
♦️ Bord de la mer
♦️ Village touristique 🌅
♦️ Visite Lac sacré Mangatsa
♦️ Quartier libre

🔥INCLUS:
✅ Transport aller-retour (départ Plaza Ampefiloha @6 ora sy sasany maraina).
✅ Repas (petit déjeuner - déjeuner - dîner)
✅ Hébergement
✅ Déplacement sur place pendant toutes les activités
✅ Billet d'entrée à toutes les activités
✅ Assurance voyage

🔥NON-INCLUS:
👉 Repas sur route
👉 Besoin personnel

✏️Aza misalasala ary manao ny réservation dieny izao ao am mp na miantso ny laharana:
038 59 816 89 na 032 99 750 18.

🏖DATE HAFA:
🎉Samedi: 26Août Ampefy
🎉Dimanche: 27 Août Mantasoa -Mandraka
🎉Weekend ANDASIBE: samedi 30au Dimanche 01 Octobre
🎉Samedi 02 septembre: Ampefy
🎉Dimanche 03: Mantasoa -Mandraka


"Merveille Travelling,Voyager comme vous l'imaginez!" 🏖️🌅🏞️

18/08/2023

‼️Araraoty fa mbola tena malalaka ny toerana ho anareo izay mbola hiaraka amin'ny Merveille Travelling hanao voyage d'une journée rampitso sabotsy 19 sy ny Alahady 20 izao.
Tarif: ⚡32 000ar déjeuner exclus
⚡37 000ar déjeuner inclus
💦Sady Inclus avokoa ny activité rehetra an!!!!
👉Transport aller-retour
👉Frais de guidage rehetra
👉Ny droit de visite et toute activité

🌈Koa fandrio ary ny toerana sao tara. 🏝

📞Infoline :038 59 816 89
032 89 750 18

🎉"Voyager comme vous l'imaginer"🎉🎉

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Merveille Travelling posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Travel Agency?

Share