12/01/2024
Efa nanatrika lanonana mariage ve ianao dia ohatran'izao ny hira efan'ny DJ:
- "fomban'ny lehilahy manambola mampijaly vady";
- sy ilay hira hoe: tiako ilay voalohany fa ilay faharoa mamy kokoa;
- sy ilay hoe: sitran'ny solo sy ilay : so lonely so lonelllllyyyyyy
- folaka lakilé
- Clo Mahajanga: tora-bato miverina
- Rava an'i Samoela
- Par silence an'i Jean aimé
- Medley "fisarahana" an'i Poopy sy Bodo
- tsy misy rohirohy ilay hiran'i Stephanie
- mon amour taloha sy ilay hira hoe: mipolia
- mandrapihaona an'i D-lain, sy ny hiran'ny Rebika hoe: ao mantsy i dada, tototry ny vovon-tany...
- sy ilay hoe: lasan'ny vazah ny vadiko....
Tokony hisy logique daholo tompoko ny zavatra atao rehetra
Sa ve ex- an'ilay DJ ilay mpanambady?
Ry DJ namana, eny, misy hira mampihetsiketsika sy farak'izay tianao... saingy ao anaty vahoaka ao misy rotidrotika fo.
Aza variana amin'ny rythme, jereo ny fond
Ndao identifiena eto amin'ny commentaire izay DJ sy orchestre matotra, mahay ary manana fahendrena.