07/03/2024
🟤 LE FOSA (Cryptoprocta ferox)
Le Fosa, animal presque mythique de Madagascar, est pratiquement invisible. Présent dans toute l’île, l’endroit où l’on peut espérer le voir est le parc de Kirindy.... si on de la chance
Classé VU par l’IUCN, sa population n’est qu’une estimation : 2.500 à 8.000 adultes
La déforestation et la démographie inflationniste de Madagascar perturbe tout l’écosystème : moins de forêts = moins de lémuriens (ses principales proies) = moins de fosa !
Son régime est pour le moins varié : lémuriens, insectes, oiseaux... et quand il a compris qu’il y a de la nourriture près de l’homme, il s’attaque aux poules, chevreaux, porcs...et aux déchets
Bien que considéré comme « fady » , tabou, on sait qu’il est pourchassé à proximité des villages et dans certaines régions, il sert de viande de brousse
L’individu vu à Kirindy a compris qu’il pouvait y avoir de la nourriture dans les poubelles et il visite les abords de l’entrée du parc... de temps en temps, vous pouvez passer plusieurs jours sans le voir, ou si vous avez de la chance, le voir traverser la piste
🟤 NY FOSA (Cryptoprocta ferox)
Ny Fosa, izay biby avy eto Madagasikara, tsy dia fahita matetika . Manerana ny nosy no misy azy, fa ny toerana izay ahafahantsika mahita azy io dia parc de Kirindy .... raha tsara vintana isika
Tsy fantatra tsara ny isany : 2 500 ka hatramin'ny 8000 mahery ary anisan’ny biby izay atahorana tsy ho hisy intsony.
Ny fanapotehana ny ala sy ny demografia dia manimba ny tontolo iainana manontolo: ala mihena = miavitsy kokoa ny varika(anisan’ny ankafizin’ny fosa ) = mihena ny isan’ny fosa!
Ny sakafony dia miovaova : varika , bibikely, vorona ... ary rehefa azony fa misy sakafo akaikin'ny olombelona dia mamely akoho, ankizy, kisoa ... ary ny fako
Na dia heverina ho "fady" aza, dia hazain’ny olona izy eo akaikin'ny tanàna sy amin'ny faritra sasany
Ity fosa ity dia tao amin’ny parc de Kirindy : nahatakatra izy fa mety misy sakafo ao anaty fako ka mihaodihaody manodidina ny fidirana ... indraindray, misy andro maromaro tsy hahitàna azy .... fa raha tsara vintana ianao, dia mety ho hitanao miampita ny làlana
Lahatsoratra: Gabriel Leboff (navadika teny. Malagasy)