🎶SERATA MALAGASY 4 A ROMA🇮🇹🇲🇬🎶
J-2
Aleo anaovany ra Sanda azy ary, tononkalo inona retsaretsa iny😎
Merci ra Sanda a👊, sady ity koa no video mamarana lalaontsika isaorana Ianareo rehetra nandray anjara fa nanampy be tokoa tamin'ny fanaparitahana izao hetsika izao🙏🙏
Dia Ianareo sisa no endrasana izany, mino izahay fa efa milamina ny programme rehetra, ny akanjo efa azo, jejojejo kely daholo na Madamo na Ramose😉🤳
🎶SERATA MALAGASY 4 A ROMA 🇮🇹🇲🇬🎶
J-3
Misaotra an'I Minou isika (zanak'I Lova) mandray anjara tamin'ny kilalao🥰🥰
Aza miandry intsony, Zoma no mifarana ny biellet en ligne, raha eny an-toerana kosa vao hividy ny tapakila dia mila manao reservation aty aminay Ianareo (mamaim-poana io)
Aza adino misy zava-pisotro azonao eo @ fidirana🍹
🎯Via Attilio benigni 7-RM
⌚21h:00
🎶 SERATA MALAGASY 4 A ROMA 🇮🇹🇲🇬🎶
I Anna koa tsy hanaiky🥰
Samy mahazo ny anjarany iaby,
tianao Big MJ , fotoana io hiarahana aminy, tsy afaka ambavanao hirany NAEL ?ho avy aty Izy.
Tianao fiarahana samy Malagasy, misy dj 2 be izao koa ao hanafana ny lanonana Dj Rico de Marseille🇫🇷 & Dj Fani de Roma🇮🇹
Herinandro farany ity mialoha ny fotoana:
@ Zoma ho avy izao @ 12 alina mifarana ny biellet en ligne, ankoatrany izay dia eny an-toerana ianao mividy ny tapakila fa kosa manoratà anarana aty aminay
Arrivederci👋
🎶SERATA MALAGASY 4 A ROMA🇮🇹🇲🇬🎶
I lebaba na ny manampahefana eto Roma no miaraka amintsika, sady avy namemo Carello izy aminio😉
@ Asabotsy heriny anio ilay fotoana💃🕺🥂
📝Manaova Ianareo famandrihan-toerana aty aminay raha maniry ny ho avy
🎶 SERATA MALAGASY 4 A ROMA 🇲🇬🇮🇹🎶
Zaza lahin'ny Roma koa tsy hanaiky, El pistolet miaraka amintsika🔫🔫
Manao akory, mitete sa tsy mitete😎?
Aza adino fotoanantsika ary, Asabotsy 06, Jolay eto Roma iarahana amin'ny NAEL sy Big MJ
Nb: reservation obligatoire
Mbola ao ve nareo e?
Mbola ato ve tsika e?
Ny manaraka ary...
Arrivederci 😉
SERATA MALAGASY-4 A ROMA
Anao fa pare hoy Izy?
Fa Izy koa fa pare😉🔥🔥
I Tantely avy any avaratr'Italia ndray no hitondra antsika andorany
Tairo mba soraty ao ambany ao izay voaraintsika amin'ny hafany e😀
🚨🚨Aza adino tsy maintsy manao reservation mialoha izay handeha ka tsy nividy billet en ligne 🚨🚨