Reniranon'i Mania

Reniranon'i Mania Organisateur d'événements

https://www.facebook.com/share/p/Dw2byyNjFsy8Ci4V/?mibextid=xfxF2i
20/04/2024

https://www.facebook.com/share/p/Dw2byyNjFsy8Ci4V/?mibextid=xfxF2i

Le tapia de Madagascar
Le tapia, arbre vénéré et crucial pour Madagascar, tisse un lien profond entre la nature, la culture et l'économie de l'île. En tant que habitat essentiel pour le vers à soie sauvage, le tapia est un pilier de la production de soie sauvage, une ressource précieuse qui incarne l'élégance et la tradition malgache.
Les feuilles du tapia sont le berceau des cocons de soie sauvage, où les vers à soie tissent leurs fibres précieuses, créant ainsi un élixir de beauté naturelle. Cette soie marron, récoltée dans le respect de la nature, est l'essence même de l'exclusivité et de l'authenticité, capturant la magie des paysages malgaches dans chaque filament.
Au-delà de son rôle dans la production de soie sauvage, le tapia est un pilier de la biodiversité de Madagascar. Ses forêts denses abritent une multitude d'espèces végétales et animales endémiques, préservant ainsi l'équilibre délicat de l'écosystème insulaire. De plus, le tapia est un symbole culturel profondément enraciné dans la vie quotidienne des Malgaches, utilisé pour la construction, la médecine traditionnelle et les rituels ancestraux.
Cependant, malgré son importance capitale, le tapia est confronté à des menaces croissantes, notamment la déforestation et le changement climatique. La disparition des forêts de tapia met en péril non seulement la production de soie sauvage, mais aussi la biodiversité de Madagascar et les moyens de subsistance des communautés locales.
Afin de préserver cet héritage naturel et culturel précieux, des efforts de conservation et de développement durable sont essentiels. Il est impératif de protéger les forêts de tapia, de promouvoir des pratiques agricoles respectueuses de l'environnement et de sensibiliser à l'importance de la préservation de cet arbre emblématique.
En investissant dans la protection du tapia, nous investissons dans l'avenir de Madagascar, préservant ainsi la beauté naturelle et la richesse culturelle de cette île extraordinaire pour les générations futures. https://presentslointains-madagascar.com/pages/le-tapia-de-madagascar

ANDREVARONINA : Chutes d’eau avo indrindra eto Madagascar 🇲🇬 - 320m à 350m ary faha-3 aty Afrika.1- Andrevaronina : Chut...
03/01/2024

ANDREVARONINA : Chutes d’eau avo indrindra eto Madagascar 🇲🇬 - 320m à 350m ary faha-3 aty Afrika.

1- Andrevaronina : Chute d'eau avo indrindra eto Madagasikara,
(320 - 350 metatra ny refy niseho tamin'ny drone tamin'ny naka sary)

2 - Ao Lavaleona Ankaimavo ny toerana misy azy anatin'ny Fokontany Marovato, Kaominina Ambanivohitra Angodongodona, Distrikan'i Nosy Varika, Faritra Vatovavy Fitovinany, Faritrany Fianarantsoa teo aloha, Firenena - Madagasikara.
Coordonnées GPS: 20° 31′ 38″ S, 47° 59′ 47″ E

3 - Voafaritra ao anatin'ny Parc National Marolambo tantanin'i Madagascar National Parks i Andrevaronina.
Parc National Marolambo izay mamondrona distrika 6 (Antanifotsy, Marolambo, Fandriana, Nosy Varika, Ifanadiana ary Ambositra), Faritra 4 (Vakinankaratra, Atsinanana, Vatovavy Fitovinany, Amoron'i Mania), Kaominina 21 (MAROLAMBO: Amboasary, Ambohimilanja, Ambodivoangy, Ambatofisaka II, Ambalapaiso II, Sahakevo, Anosiarivo, Ambodinonoka. FANDRIANA: Miarinavaratra, Betsimisotra, Ankarinoro, Sandrandahy-Ambony. AMBOSITRA: Vohidahy. ANTANIFOTSY: Belanitra, Ambohitompoina, Antsampandrano. IFANADINA: Fasintsara, Maroharatra, Ampasinambo. NOSY VARIKA: Antanambao, Angodongodona) ary Fokontany miisa 84.

Ny kaominina 08 amin'ireo Kaomina 21 ireo dia ao amin'ny Distrikan'i Marolambo, izany no antony nitondran'ny Parc ny anarana hoe Parc National MAROLAMBO

4 - Raha ny lalana dia miainga ao Fandriana mamonjy an'Ankarinoro no lalana haingana indrindra ahatongavana any.
Mandeha fiara hatreo Ankarinoro, eo no manao dian-tongotra roa andro hatrany, roa andro miverina.

5 - Tsy tonga any na bicyclette aza, fa tsy maintsy dian-tongotra rehefa avy eo Ankarinoro lazaina eo ambony io 🇲🇬

(NINDRAMINA)

22/12/2023
Agny antànana 🍃
14/07/2023

Agny antànana 🍃

Ho atsika rehetra aza adino ny daty
10/07/2023

Ho atsika rehetra aza adino ny daty

AIRE PROTÉGÉE D'ITANJONA A  AMPITAMBE , dans la commune rurale de sandrandahy se trouve  l' aire  Protégée d’ ITANJONA ....
23/06/2023

AIRE PROTÉGÉE D'ITANJONA

A AMPITAMBE , dans la commune rurale de sandrandahy se trouve l' aire Protégée d’ ITANJONA .
Elle a comme superficie de 46 ha et est entourée par la fleuve MANIA , portant le nom de la Région AMORON IMANIA
ce sites est gérée par des Organisations Communautaire de Base, ou Vondron’Olona Ifotony ( VOI)
Dans cette aire protégée d’ITANJONA existe des espèces floristiques et faunistiques endémiques de la région comme le LANONA (arbres durs), des ANGAVO
(Chauve-souris)
On y trouve des espèces menacées et vulnérables, de certains refuges d’oiseaux migrateurs et des plantes médicinales .

De son histoire ses chauves souris quittent le lieu tôt le matin et y retourne vers la fin de l'après midi , cette déplacement servaient à la population de repère temporel pour aller travailler et s arreter la fin de la journée

Tetezan-dranavalonaAnisany vakoka ao Sandrandahy ihany koa izy ityMba tantarao kely hoe ny lovan-tsofina henonao mahakas...
11/05/2023

Tetezan-dranavalona

Anisany vakoka ao Sandrandahy ihany koa izy ity

Mba tantarao kely hoe ny lovan-tsofina henonao mahakasika azy

Araho hatrany ny pejy

🇲🇬 Avy aiza ny teny hoe « Lambahoany »Araka ny nambaran’ny mpikaroka vakoka Bako Rasoarifetra, ny hoe « Lambahoany » dia...
05/05/2023

🇲🇬 Avy aiza ny teny hoe « Lambahoany »

Araka ny nambaran’ny mpikaroka vakoka Bako Rasoarifetra, ny hoe « Lambahoany » dia avy amin’ny teny malagasy « lamba » sy ny teny anglisy hoe « one » (hanambarana ny hoe « number one » na « voalohany »).
Tany afovoan’ny taonjato faha-XIX, nafarana teto Madagasikara ny lamba vita min’ny hasy na coton izay nolazaina fa mitana ny laharana voahany raha ny kalitao.
Maro ny ampiasaina ny lambahoany, mapiavaka azy ireo sary sy loko marevaka misoratra eny aminy.
Matetika no ahita hafatra mampitra fahendrena na firarian-tsoa ny lambahoany.
Raha te ahazo fanampim-panazavana ianao dia henoy amin’ity rohy ity ny resadresaka niarahana tamin’i Bako Rasoarifetra.

Araho tsy tapaka ny pejy



https://youtu.be/YKdO7GMYuyE

Toy izao rehefa tsena ny ao Sandrandahy. Isakin'ny Alarobia ny tsena ao. Ireto misy sary indrana vitsitsy entina hampise...
03/05/2023

Toy izao rehefa tsena ny ao Sandrandahy. Isakin'ny Alarobia ny tsena ao. Ireto misy sary indrana vitsitsy entina hampisehoana anao ny tsenan'ny Sandrandahy ary

Araho hatrany ny pejy e

RaryNy rary dia asa-tanana anisan'ny mbola mampiavaka ny faritry Sandrandahy iny ihany koa. Ary maro ireo mivelona amin'...
28/04/2023

Rary

Ny rary dia asa-tanana anisan'ny mbola mampiavaka ny faritry Sandrandahy iny ihany koa. Ary maro ireo mivelona amin'ny fandrariana. Ny ravin-dahasa no akora fototra ampiasana amin'izany.

Mahavita harona roa na tsisy kely iray isanandro
zareo rehefa mandrary

Ireto misy sary vitsivitsy hampisehoana anao ny asa vitany

Araho hatrany ny Pejy e

28/04/2023

Aiza ny toerana tianao ao Amoron'i Mania raha hanaovana Vakansy ?

Fantantrao ve?Fa anisan'ny faritra mamokatra legioma sy vonankazo be dia be ihany koa iny faritry ny Sandrandahy iny? To...
25/04/2023

Fantantrao ve?

Fa anisan'ny faritra mamokatra legioma sy vonankazo be dia be ihany koa iny faritry ny Sandrandahy iny? Toy ny mananasy, kaki, voatabia sy ny maro hafa tsy voatanisa.

Anisany vokatra azo trandrahana tsara ireo hampandrosoana ny tantsaha sy faritra ary mba hampihenana ny fahasimban'ireo voankazo ireo ho lo fotsiny.
Ho anao mpamboly midira hafatra miafina mampahafantatra ny vokatra misy any aminao
Manasa anao hametraka ny mombamomba anao ao amin' ny TSENA VITA MALAGASY
📷Sary indrana

Araho hatrany ny pejy e

'Ndao re hilagnonaaa 😃😃Ny famadihana dia fomban-drazana efa miorim-paka any amin'ny faritra avo malagasy.Izy io dia hets...
24/04/2023

'Ndao re hilagnonaaa 😃😃

Ny famadihana dia fomban-drazana efa miorim-paka any amin'ny faritra avo malagasy.
Izy io dia hetsika ataon'ny fianakaviana sy fiaraha-monina izay ahitana ny famonosana lamba vaovao ny sisa tavela amin'ny fianakaviana izay efa maty milevina ao am-pasana.

Fanehoana ny fanajana; ny fitiavana sy ny fatorana tsy mety vaky eo amin’ny velona sy ny maty izany.

Ny famadihana dia singa ara-kolontsaina malagasy mahasarika mpizahantany sy mpikaroka maro eran-tany isan-taona

📸📸sary indrana

Araho tsy tapaka ny pejy

23/04/2023

Salama aby eee 👋👋

'Ndao mba samy hilaza izay kolotsaina , na fomba , na sakafo mampiavaka iny faritry Sandrandahy iny indray isika e!!

Hita eo izay zava-baovao mbola tsy faheno

Sao misy mbola tsy nahita Landibe 🐛 🙂Toy ireto amin'ny sary eto ambany ireto ary ny landibe! Amin'ny ala Tapia no tena m...
22/04/2023

Sao misy mbola tsy nahita Landibe 🐛 🙂

Toy ireto amin'ny sary eto ambany ireto ary ny landibe! Amin'ny ala Tapia no tena mivelona ny Landy ary ohatr'ireo ny fikarakarana azy zay vao mahazo ilay lamba landy sy fitafiana Landy tsara kalitao izay mampiavaka ny faritry Sandrandahy iny.
Tena mahay asa tanana ny ahatagny an-tanàna 👏

Sary indrana

Araho hatrany ny pejy

Fantatrao ve fa anisan'ny vokatra mampiavaka iny faritra Sandrandahy/ Fandriana iny ihany koa ny Voanjo?Maro ny tokatran...
20/04/2023

Fantatrao ve fa anisan'ny vokatra mampiavaka iny faritra Sandrandahy/ Fandriana iny ihany koa ny Voanjo?

Maro ny tokatrano mivelona amin'ny fambolena voanjo ao an-toerana ary anisany manana Voanjo tsara kalitao ihany koa

Maro ny fomba fikarakarana ny voanjo raha tsy hiteny afatsin'ny voanjo lena (andrahoina miaraka amin'ny korany , asina sira 😋), ao ny atono miaraka amin'ny korana, misy kosa ny endasina...asina sira sy menaka...matsiirooo 😋

Mba hitondrao voandalana re sefa ahatagny an-tanàna iny de ataovy voanjo eee 😊😄

📸📸 sary hindrana

araho tsy tapaka ny pejy ooo

Fantatrao ve ? Fa 150 km miainga ao FANDRIANA , mandalo an' i Marolambo ary tonga ao MAHANORO  dia afaka misitraka  RANO...
08/04/2023

Fantatrao ve ?
Fa 150 km miainga ao FANDRIANA , mandalo an' i Marolambo ary tonga ao MAHANORO dia afaka misitraka RANOMASINA ny mponina avy any .
Izany dia hita eo anelanelan ' TSANGAMBATO sy MASOMELOKA
Azo tanterahana izany anefa raha misy fanatsarana ny lalana mba ihitaran'ny fizahan-tany ary tsy tokony hande alavitra i tsony .
Sary: association TAHALAKA, trip advisor

Misy Hadivory koa anie ao Fisakana ao e Ao amin'ny faritra atsimon'i Madagasikara no misy an'Ambanivato.Ao Fisakana Atsi...
05/04/2023

Misy Hadivory koa anie ao Fisakana ao e

Ao amin'ny faritra atsimon'i Madagasikara no misy an'Ambanivato.Ao Fisakana Atsimondrano no misy azy. Ao amin'ny kaominina Sandrandahy, fonkontany Fisaka tsa avadika.
Ahitana lavabato ao sy toerana ambany vato, vokatrin'ny fahavakisan'ny tendrimbohitra harambatomigmatita. Ny fikarohana savaranonando nijerena ireo vakoka tavela tao sy ny fandinihana arkeolojika ny taty ivelany sy ny rindrim-bato ary ny hadivory fiarovana dia ahafahana milaza fa nonenan'olona izy io teo anelanelan'ny taonjato faha-15 sy ny faha-20.
Ireo olona ireo dia misy Betsileo avy any antsimo,ary ny sasany kosa Sakalava avy any andrefana nanaraka ny lohasaha ny ranon'i Mania, hatrany Tsiribihana.
Nataon'ny mponina teny amin'ny manodidina fierena taty aoriana Ambanivato

Entinay ianao hijery ny endrik'io lavabato ao Fisakana io amin'ny alalan'ireto sary vitsivitsy ireto. Ankafizo ary eee

Source: RAKOTOZAFY Lucien Marie Aimé avec la collaboration de RAMISAHARISON Albert
Jeannot

Sary indrana

Araho tsy tapaka ny pejy e

Tena manankarena Kolontsaina raha  i Sandrandahy, ao amin'ny Distrikan'i Fandriana Mbola anisan'ny tafiditra ao anaty ko...
04/04/2023

Tena manankarena Kolontsaina raha i Sandrandahy, ao amin'ny Distrikan'i Fandriana

Mbola anisan'ny tafiditra ao anaty kolontsaina ny "Landibe" na ny "Soie sauvage" ary anisan ireo "Soie de qualité" na Landy tsara kalitao ny Landibe avy ao , satria tokoa dia isan'ny mpanjifa azy ny any USA . (source: Jacaranda de Madagascar "soie de Sandrandahy très recherchée aux USA")
Ankehitriny anefa noho ny fahasimban'ny toetr'andro dia mihena ny akora fototra misy any an-toerana .
Manoloana izany dia niroso tamin'ny fanatevenana ny ala tapia ny mponina
Fikambanam-behivavy maro no miasa sy mivelona amin'ny fanenomana ny landibe raha ny ao amin io faritra io manokana
Afaka hatao ankanjo fitafy na ho an'ny lehilahy na hoan'ny vehivavy, ary afaka hatao lamba fitafy ihany koa...ary dia tena mihaja aok'izany ny fitafy vita avy aminy.

Jereo anie ireto hatsaràny e

📷Sary indrana

Araho tsy tapaka ny pejin-tsika e

"Tsa ny betsileo ro mora mamo fa ny toaka ro mahery"Toaka, galeoka, tégé, tototagnana, barisa, mafànafàna, mafidaka, gas...
03/04/2023

"Tsa ny betsileo ro mora mamo fa ny toaka ro mahery"

Toaka, galeoka, tégé, tototagnana, barisa, mafànafàna, mafidaka, gasigasy...quelques exemples de petits noms sympathiques que l'on donne à ce rhum de fabrication artisanale qu'est le toakagasy.

Le toakagasy fait partie de la culture betsileo, on l'utilise dans presque toutes les cérémonies et rituels.

La région Amoron'i Mania produit beaucoup du toakagasy, ses habitants en on même fait le principal pilier de son économie. Le toakagasy constitue ainsi une entrée régulière d'argent,pour ne pas dire un pilier de l'économie locale,vu le nombre constant d'acheteurs et revendeurs qui fréquentent les marchés

Voici une bref explication du processus de la fabrication du toakagasy
photo 1: la canne à sucre, la matière première cruciale pour la fabrication du toakagasy

photo 2: La fermantation, l'etape la plus importante (enterrer pendant environ une semaine les morceaux de canne à sucre )

photo 3: L'ajout du Laro, mélanger la canne fermentée avec le Haronga (Harunga Madagascariensis ,c'est le plus utilisé) elle donne un goût léger au rhum

photo 4: le produit fini

📷sary nalaina tao amin'ny google

Araho tsy tapaka ny pejy

Ho anao tia natiora, mety hahaliana anao ve ny hitsidika an'ny Tratrambolo?Ao amin'ny distrika ny Fandriana no misy azy,...
03/04/2023

Ho anao tia natiora, mety hahaliana anao ve ny hitsidika an'ny Tratrambolo?

Ao amin'ny distrika ny Fandriana no misy azy, 92km miala avy eo amin'ny sampanan'ny Ikelikapona izy

Maro ny toerana afaka tsidihana sy hanaovana fitsangatsanganana ao toy ny chutes de Tratrambolo, ao ihany koa ireo ala maintso mavana midadasika

Ndao oentinay sahady ianao hankafy ny chutes de Tratrambolo an-tsary

Manasa anao hanaraka tsy tapaka ny pejy

📷 Association Tahalaka

Efa tany amin'ny faritra Amoron' i Mania ve ianao?Raha ho  any ianao dia inona no  mahaliana anao ?         du lieu   et...
03/04/2023

Efa tany amin'ny faritra Amoron' i Mania ve ianao?
Raha ho any ianao dia inona no mahaliana anao ?




du lieu
et flore

03/04/2023

Hira:Geba Geba
Mpihira: Terak'i Fisakana
Nivoaka tamin'ny 1967
Nohavaozin'ny tarika 'i Mania

Mise en ligne par: Claude Erick RAKOTOARISOA
Postée le : 30 octobre 2021

Mbola hiran'izy ireo ihany koa ilay mitondra ny lohanteny hoe "ia izao nanaitra

Manasa anao hanaraka tsy tapaka ny pejy

Amoromania Toerana azo tsidihana tsara sy hialana sasatra iny moron-dranon i Mania iny amin izao paka izao . Identifier ...
02/04/2023

Amoromania
Toerana azo tsidihana tsara sy hialana sasatra iny moron-dranon i Mania iny amin izao paka izao .
Identifier o ireo namana sy fianakaviana hiara hiala sasatra

an-tsary


Fantatrao ve ?Manana ny fitafy mampiavaka azy ny betsileo toy ny foko hafa rehetra eto Madagascar  indrindra eo amin'ny ...
02/04/2023

Fantatrao ve ?
Manana ny fitafy mampiavaka azy ny betsileo toy ny foko hafa rehetra eto Madagascar indrindra eo amin'ny fitafiana ho an'ny lehilahy sy vehivavy satria tia mampiady loko maro izay antsoina ihany koa hoe
《MARAKELY 》 na COULEUR CONTRAST hoy isika

Misalotra lamba avokoa na ny lahy na ny vavy ary samy misatroka

Raha ny fitafy nentim-paharazana hoan'ny lehilahy dia salaka na pataloha fohy tsy atao mihoatra ny lohalika. . Raha misy lanonana kosa, ny lehilahy manao malabary ary miaraka amin'ny satroka misy sofiny.
Ny tehina dia manana ny anjara toerana eo amin ny fisehoana ivelany teo amin'ny Betsileo .
Manamarika ny fahefana ny tehina ary midika fa efa mandray adidy eo amin'ny fianakaviana ilay lehilahy. Miteraka fahefana ho azy ao antokatrano sy eo amin'ny fiarahamonina izany
Na izany aza, arakaraka ny taonan'ny lehilahy ny fitafy entiny, izany hoe hafa ny an'ny tanora ary hafa ihany koa ny an'ny olondehibe.
Ny vehivavy kosa manao akanjo tohitena manarona ny lohalika, misikina lambahoany, manao satro-bory, misarondoha ary mirandrana.

Tafiditra ao anatin'ny kolontsaina mampiavaka ny Betsileo io fomba fitafy io.

source: araky ny fitantaran'ireo Zokiolona

Sary indrana

Fantatrao ve ?? Ala itanjona Ala arovana ao amin'ny faritra Amoron'i Mania . Mirefy 46ha izy io, ary ahitana zavamaniry ...
29/03/2023

Fantatrao ve ??
Ala itanjona
Ala arovana ao amin'ny faritra Amoron'i Mania .
Mirefy 46ha izy io, ary ahitana zavamaniry endemika mampiavaka ny faritra toy ny LANONA .
Azo atao tsara ny mitsidika ny toerana ,ary Vondron'Olona Ifotony miisa 98 no miaro sy mikarakara ny toerana .
Anisan ny mampiavaka azy ihany koa dia izy nohodidinin' reniranon imania . Izay nampitondrana ny anaran 'ny faritra iray manontolo .
Raha ny tantarany indray araka ny lovan-tsofina dia ala nikitroka izy ary fitobian'ny vorona karazany maro .
Fa ny tena nampiavaka azy dia ny chauve souris .
Ao no matory ireo vorona ireo rehefa hariva ny andro ary mifindra toeran -kafa refefa maraina . Hany ka nataon 'ny olona ho famantaran'ora izany rehefa hamoaka omby sy hampody omby ny mponina
Tsy aiza no ahitana azy fa eo AMPITAMBE SANDRANDAHY

Lambahoany Tsy misaraka amin'ny andavan'andron'ny mponina  ny lambahoany . Ireto hita ireto dia maneho ny mampiavaka ny ...
14/08/2022

Lambahoany
Tsy misaraka amin'ny andavan'andron'ny mponina ny lambahoany .
Ireto hita ireto dia maneho ny mampiavaka ny faritra

Address

Ambositra

Telephone

+261348043262

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Reniranon'i Mania posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Reniranon'i Mania:

Share