27/09/2024
𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗜𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟰 - « 𝗙𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝘀𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗮𝗹𝗲𝗺𝗮𝗻𝗮 » 🌎🏞️
Anio, 27 septambra, ny andro fankalazana Iraisam-pirenena ho an'ny Fizahantany. Amin'ity taona ity dia atao any Antsirabe ny fankalazana, miaraka amin'ny lohahevitra hoe « Fizahantany sy Fandriampahalemana ».
Manana fahefana hampivondrona ny olona ny fizahan-tany, hamorona fifanakalozana ara-kolontsaina ary hanamafy ny fifamatorana eo amin'ny firenena. Eto Madagasikara, io fahafahana io dia tsy vitan'ny hoe mamela antsika hankafy ny tontolony sy ny vakoka ara-kolotsaina misy antsika, fa koa mampivelatra ny fifankahazoana sy fifanajana eo amin'ny mpitsidika sy ny mponina eo an-toerana.
TOP Madagascar dia manasa anareo hiaraka aminay amin'ity fankalazana ity ary handray anjara miaraka amin'ny tanjona hananganana hoavy izay ahafahan'ny fizahantany ho toy ny mpitari-dalana amin'ny fandriampahalemana sy ny firaisankina.
𝗝𝗼𝘂𝗿𝗻𝗲́𝗲 𝗺𝗼𝗻𝗱𝗶𝗮𝗹𝗲 𝗱𝘂 𝘁𝗼𝘂𝗿𝗶𝘀𝗺𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟰 - « 𝗧𝗼𝘂𝗿𝗶𝘀𝗺𝗲 𝗲𝘁 𝗣𝗮𝗶𝘅 » 🌎🏞️
Aujourd'hui, 27 septembre, nous célébrons la Journée mondiale du tourisme. Cette année, l'événement se tient à Antsirabe, avec le thème « Tourisme et Paix ». Le tourisme a le pouvoir de rassembler les gens, de créer des échanges culturels et de renforcer les liens entre les nations. À Madagascar, cette opportunité nous permet non seulement d'apprécier nos paysages uniques et notre patrimoine culturel, mais aussi de favoriser la compréhension et le respect entre les visiteurs et les populations locales.
En choisissant un tourisme responsable, nous jouons un rôle clé dans la promotion de la paix et de l'harmonie.
TOP Madagascar vous encourage à vous unir à nous pour cette célébration et à contribuer ensemble à un avenir où le tourisme sera un vecteur de paix et de solidarité.
TOP Madagascar
Membres TOP Madagascar