Mikarakara sy manampy ireo olona hangataka VISA France eto Madagasikara

Mikarakara sy manampy ireo olona hangataka VISA  France eto Madagasikara Mikarakara sy manampy ireo olona eto Madagascar hangataka VISA ho any: FRANCE-ESPACE SCHENGEN-CANADA-BELGIQUE-KENYA
service d'assistance visa

Mikarakara sy manampy ireo olona hangataka VISA France eto Madagasikara

08/05/2024

๐Ÿ“Œ FILAZANA
Ry mpanjifa hajaina,

Tsy misokatra izahay rahampitso alakamisy 9 may nohon'ny "ASCENSION".

Miverina misokatra toy ny mahazatra indray kosa ny zoma 10 may, manomboka amin'ny 08 ora sy sasany ๐Ÿ™‚

Misaotra tompoko.

FIZARANA NY MAHASOA ๐Ÿ ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ฆNy Fanjakana Canadien  dia mitady olona betsaka hiasa any amin'zareo fa tsy ampy ny olona hiasa....
08/05/2024

FIZARANA NY MAHASOA ๐Ÿ ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ฆ

Ny Fanjakana Canadien dia mitady olona betsaka hiasa any amin'zareo fa tsy ampy ny olona hiasa.

Azo atao ny manao visa tsotra visiteur/tourisme, dia rehefa tonga any mitady asa ianao ho anao dia afaka mijanona miasa any.

Tsy mifidy taona ity farany ity, ary mbola valable hatramin'ny fรฉvrier 2025 ๐Ÿ

Tongava aminay ianareo izay vonona fa vonona hanampy anareo ikarakara visa izahay tompoko ๐Ÿ™‚ Aza tara fa 6 volana vao mivaly ny visa ka tsara raha dieny izao dia mikarakara isika tompoko ๐Ÿ™‚
โŒ Tsy misahana ny fanomezana asa na fitadiavana asa izahay tompoko.

Raha mila fanazavana fanampiny:
๐Ÿ“ฉ MP
๐Ÿ“ž+261344977366
๐Ÿ“ž+261333197660
๐Ÿ“ฉWhatsapp: +33619297398
๐Ÿ“ฉWhatsapp Canada: +261330482219
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿ“Œ67ha ambadikin'ny immeuble Cenam

Miarahaba antsika rehetra indray amin'ity herinandro vaovao ity!!!๐Ÿ™‚ Betsaka isika malagasy manana havana, namana, zanaka...
06/05/2024

Miarahaba antsika rehetra indray amin'ity herinandro vaovao ity!!!๐Ÿ™‚

Betsaka isika malagasy manana havana, namana, zanaka, ray aman-dreny monina any Europe ary mba samy maniry ny ande itsidika azy ireo sady mba manararaotra manao vacances๐Ÿ™‚. Noho izany dia tsy maintsy angataka visa schengen isika.

๐ŸŸขToy ny zavatra rehetra ihany moa rehefa tsara fanomanana ianao dia ahazo vokatsoa foana. Izay indray no antony antom-pisiany service iray ato aminay atao hoe "๐ ๐ฎ๐ข๐๐ž, ๐œ๐จ๐ง๐ฌ๐ž๐ข๐ฅ๐ฌ, ๐จ๐ซ๐ข๐ž๐ง๐ญ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐š๐ฏ๐š๐ง๐ญ ๐Ÿ๐จ๐ซ๐ฆ๐š๐ฅ๐ข๐ฌ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ž ๐๐จ๐ฌ๐ฌ๐ข๐ž๐ซ" anomezanay toro-lalana de Aร  Z ny ireo zavatra rehetra tokony atao sy tokony omanina rehefa angataka visa isika eto Madagascar. Indrindra ireo olona vao voalohany angataka visa schengen.
๐Ÿ‘‰03 volana mialoha ny daty eritreretina andehanana farafatarany no manantona anay.
โœ…Izay daholo no niatombohany ireo olona rehetra nahazo visa teto aminay, satria tsara fanomanana.
Tarif: 30 000 ar

โ›”Fanamarihina: ny cabinet ID'ALL SERVICES dia tsy mandefa mpiasa any ivelany, tsy TLS Contact, tsy Consulat de France.

๐Ÿ“ž+๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ’ ๐Ÿ’๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ”๐Ÿ”
๐Ÿ“ž +๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ‘๐Ÿ ๐Ÿ—๐Ÿ•๐Ÿ” ๐Ÿ”๐ŸŽ
๐–๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐€๐ฉ๐ฉ : +๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ” ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ—๐Ÿ–
๐Ÿ“ง ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€๐—ฎ@๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—น-๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€.๐—ฐ๐—ผ๐—บ
๐Ÿฆ ๐Ÿ”๐Ÿ• ๐ก๐š ๐๐ž๐ซ๐ซ๐ข๐žฬ€๐ซ๐ž ๐‚๐ž๐ง๐š๐ฆ

Salama daholo e, โ˜บElaela kely izahay no tsy nandefa Retour teto amin'ny page noho ilay rendez-vous TLS efa lasa alavitra...
04/05/2024

Salama daholo e, โ˜บ
Elaela kely izahay no tsy nandefa Retour teto amin'ny page noho ilay rendez-vous TLS efa lasa alavitra be izay efa noteneninay teto ihany ( manomboka 17 juin indray amin'izao) ary lasa 15 ร  20 jours indray ny traitement any amin'ny consulat.
๐Ÿ“Izy telo mianaka ireto dia ande amonjy mariage religieux an'i zanany sy rahavaviny any France mรฉtropolitaine; avy any Sambava ry zareo reto.
โ–ช๏ธ30 novembre 2023 izy no niantso anay voalohany ary nanao guide conseils en ligne, dia tena afaka nanomana tsara;
โ–ช๏ธ10 mars 2024 izahay no nanomboka ny procรฉdure satria efa vonona ny dossie-ny rehetra;
โ–ช๏ธ13 avril izy tonga naka ny dossier complet ny tao aminay;
โ–ช๏ธ16 avril 2024, dรฉpot de dossier tany amin'ny TLS contact;
โ–ช๏ธ03 mai 2024, tonga soamantsara tany sambava ny passeport ny zareo.
๐ŸŸข๐“๐ž๐ง๐š ๐ฌ๐ž๐ซ๐ฏ๐ข๐œ๐ž ๐ž๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐ž ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ซ๐š๐ง๐ฒ ๐ง๐จ ๐ง๐จ๐ฌ๐š๐Ÿ๐ข๐๐ข๐š๐ง๐ฒ ๐ณ๐š๐ซ๐ž๐จ ๐ง๐จ๐ก๐จ ๐ง๐ฒ ๐š๐ฅ๐š๐ฏ๐ข๐ซ๐š๐ง๐ฒ ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š, ๐š๐ซ๐ฒ ๐ญ๐ž๐ง๐š ๐ข๐ฌ๐š๐จ๐ซ๐š๐ง๐š ๐š๐ณ๐ฒ ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ญ๐จ๐ค๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐š ๐ญ๐ž๐ง๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ข๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ฌ๐š๐ฅ๐š ๐ฆ๐ข๐ก๐ข๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ง๐š๐ง๐š๐จ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ.
๐ŸŸข๐•๐ˆ๐’๐€ ๐จ๐›๐ญ๐ž๐ง๐ฎ, ๐ฉ๐ซ๐ž๐ฆ๐ข๐žฬ€๐ซ๐ž ๐๐ž๐ฆ๐š๐ง๐๐ž;

๐Ÿ‘‰Fampitsahivana: ireo olona manana fikasana ande France ( DOM TOM) sy espace schengen mois de juillet, aout, septembre, octobre d'efa dieny zao dia mila manomboka mba tsy ho taraiky an.

Mirary farany herinandro sambatra ho antsika rehetra izahay eto amn'iny ID'ALL SERVICES.

๐Ÿ“ž+๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ’ ๐Ÿ’๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ”๐Ÿ”
๐Ÿ“ž +๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ‘๐Ÿ ๐Ÿ—๐Ÿ•๐Ÿ” ๐Ÿ”๐ŸŽ
๐–๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐€๐ฉ๐ฉ : +๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ” ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ—๐Ÿ–
๐Ÿ“ง ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€๐—ฎ@๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—น-๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€.๐—ฐ๐—ผ๐—บ
๐Ÿฆ ๐Ÿ”๐Ÿ• ๐ก๐š ๐๐ž๐ซ๐ซ๐ข๐žฬ€๐ซ๐ž ๐‚๐ž๐ง๐š๐ฆ

02/05/2024

BON JEUDI LES GENS ๐Ÿ™‚

Nous vous suggรฉrons une offre d'assistance, d'accompagnement et de conseil selon votre besoin ๐Ÿ˜Š :
- Visa FRANCE
- Visa BELGIQUE
- Visa CANADA
- et Visa KENYA
Simplifiez vous la vie et gagner du temps pour vous en laissant votre dossier en bonne main โœ”

๐Ÿ˜ Le bureau est ouvert du lundi au vendredi de 08h30 ร  16h30, en heure continue

Pour des amples informations:
๐Ÿ“ฉ รฉcrivez nous sur DM
๐Ÿ“ž+261344977366
๐Ÿ“ž+261333197660
๐Ÿ“ฉWhatsapp: +33619297398
๐Ÿ“ฉWhatsapp Canada: +261330482219
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿ“Œ67ha derriรจre l'immeuble Cenam

30/04/2024

๐ŸšจFERMETURE EXCEPTIONNELLE ๐Ÿšจ
FรŠTE DU TRAVAIL ๐Ÿฅณ

Nous informons notre aimable clientรจle que notre bureau ID'ALL SERVICES sera fermรฉe demain mercredi 1er MAI TOUTE LA JOURNEE.

Nous reprendrons nos activitรฉs ce Jeudi 2 mai ร  partir de 08:30, comme toujours ๐Ÿ•ฃ๐Ÿ—‚๏ธ

Merci pour votre comprรฉhension ๐Ÿ™

IRESAKA ๐—–๐—”๐—ก๐—”๐——๐—” INDRAY ISIKA ๐Ÿ™‚๐ŸŒ™๐ŸCanada๐Ÿ dia firenena miteny roa. Izany hoe manana ny teny frantsay sy anglisy ho tenim-pi...
29/04/2024

IRESAKA ๐—–๐—”๐—ก๐—”๐——๐—” INDRAY ISIKA ๐Ÿ™‚๐ŸŒ™๐Ÿ

Canada๐Ÿ dia firenena miteny roa. Izany hoe manana ny teny frantsay sy anglisy ho tenim-pirenena.

Ny zavatra voalohany tokony ho fantatra raha ho any dia ny fahafahana maneho hevitra amin'ny tenim-pirenena iray na roa raha azo atao. Izany dia ahafahanao miditra mora kokoa rehefa tonga any Canada๐Ÿ.
Tena ilaina ny fanaovana fanadinana frantsay na anglisy. Any Canada๐Ÿ, maherin'ny 30%-n'ny mponina no miteny frantsay ary maherin'ny antsasany amin'ity mponina ity no mampiasa ny teny hafa ho fitenin-drazany.

Raha resaka fahafahana miasa indray ho an'ireo mpila ravinahitra ๐Ÿ’ผ . Canada dia tsy isalasalana fa firenena ahafahanao mamorona toerana ho anao๐Ÿ’ผ , saingy anjaranao ny manana fahaizana amin'ny sehatra iray manokana ๐ŸŒ™.
Aminโ€™ny sehatra maro toy ny: ara-bola, fahasalamana, fifandraisan-davitra, mekanika fiara sy ny maro hafa dia mora ny mahita toerana. Noho ny tsy fahampianโ€™ny mpiasa mahafeno fepetra aminโ€™ireo sehatra ireo. Ankoatr'izay, ny fahalalana tsara ny teny anglisy sy frantsay dia mampitombo ny mety ho fampiharana anao eo imason'ny mpampiasa, mihoatra ny hafa.

MARIHINA tompoko fa "TSY AGENCE DE RECRUTEMENT" izahay , TSY MANOME ASA ho any CANADA izahay fa manampy amin'ny fikarakarana ireo antonta-taratasy ho fangatahana visa ihany ๐Ÿ™‚

Raha mila fanazavana fanampiny:
๐Ÿ“ž+261344977366
๐Ÿ“ž+261333197660
๐Ÿ“ฉWhatsapp: +33619297398
๐Ÿ“ฉWhatsapp Canada: +261330482219
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿ“Œ67ha ambadikin'ny immeuble Cenam

Miarahaba o,๐Ÿšซ๐“๐€๐๐ƒ๐‘๐„๐Œ๐Ž! Ny fangatahana visa Schengen dia tsy ny famenoana Formulaire France visa sy fakana rdv TLS fotsin...
27/04/2024

Miarahaba o,
๐Ÿšซ๐“๐€๐๐ƒ๐‘๐„๐Œ๐Ž!
Ny fangatahana visa Schengen dia tsy ny famenoana Formulaire France visa sy fakana rdv TLS fotsiny ihany. Tena antana-tohatra maro izy io miainga amin'ny fahafantarana ny mombamomba ilay mpangataka visa sy ny tanjony mba afantarana ny "type de visa" mifanaraka aminy satria tsy mitovy ny olona rehetra fa samy manana ny mampiavaka azy tsirairay.

โœ…Aleo foana manantona anay alohany anombohana fikarakarana dossier zareo an!

โ›”๏ธTandremo fa ny fahadisoana amin'ny dossier fangatahana visa schengen voalohany dia mety hitaraka amin'ny tsy fahafahana mande Europe intsony.
Betsaka be ireo olona miantso anay tratran'izay olana izay nefa misy rano raraka tsy azo rofina intsony dia tena mampalaelo anefa iasa itady vola no aleha any.
๐ŸšซManiry toy ny anana ireo olona milaza azy mahay visa anefa tena manimba fiainan'olona maro an, ka tandremo tompoko o.

๐Ÿ“Atsipy ny anaratra any am-pony hendry.

๐Ÿ“ž+๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ’ ๐Ÿ’๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ”๐Ÿ”
๐Ÿ“ž +๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ‘๐Ÿ ๐Ÿ—๐Ÿ•๐Ÿ” ๐Ÿ”๐ŸŽ
๐–๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐€๐ฉ๐ฉ : +๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ” ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ—๐Ÿ–
๐Ÿ“ง ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€๐—ฎ@๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—น-๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€.๐—ฐ๐—ผ๐—บ
๐Ÿฆ ๐Ÿ”๐Ÿ• ๐ก๐š ๐๐ž๐ซ๐ซ๐ข๐žฬ€๐ซ๐ž ๐‚๐ž๐ง๐š๐ฆ

AVIS POUR LES PERSONNES ACCREDITEES OU INVITEES PAR LE COMITE D'ORGANISATION DES JEUX OLYMPIQUES (COJO) pour les Jeux Ol...
26/04/2024

AVIS POUR LES PERSONNES ACCREDITEES OU INVITEES PAR LE COMITE D'ORGANISATION DES JEUX OLYMPIQUES (COJO) pour les Jeux Olympiques et Paralympiques de PARIS ร  savoir du 26 juin 2024 au 8 octobre 2024, les autoritรฉs franรงaises ont mis en place une procรฉdure particuliรจre โŒ›

๐Ÿ”–Pour les PERSONNES ACCREDITEES par le Comitรฉ dโ€™Organisation des Jeux Olympiques:
- Vous ne payez ni les frais de service TLS contact ni les frais de dossier (frais de visa).
- Vous conservez votre passeport durant toute la procรฉdure.
- Vous devez crรฉer un compte personnel sur le site internet du centre TLS contact oรน vous souhaitez dรฉposer votre demande de visa.
- Vous pouvez dรฉposer votre dossier dans nโ€™importe quel pays, indรฉpendamment de votre nationalitรฉ ou de votre lieu de rรฉsidence.
- Sur le formulaire TLS contact de demande de rendez-vous en ligne, vous devez choisir comme type de visa ยซ Membres accrรฉditรฉs de la famille olympique ยป.
- Vous aurez accรจs ร  un calendrier de prise de rendez-vous dรฉdiรฉ, qui vous garantira le dรฉpรดt de votre dossier sous 24 heures.

Le jour de votre rendez-vous au centre TLS contact :
TLS contact prendra une photocopie de la page principale de votre passeport et une photocopie de lโ€™attestation de biomรฉtrie (lettre dโ€™accrรฉditation) transmise au membre de la famille des Jeux par le comitรฉ dโ€™organisation des Jeux olympiques (COJO).
TLS contact rรฉalisera une prise de vos donnรฉes biomรฉtriques (empreintes et photo).

๐Ÿ”–Les PERSONNES INVITEES doivent disposer dโ€™une lettre dโ€™invitation du comitรฉ organisateur COJO 2024. Si vous รชtes dans ce cas de figure :
- Vous ne payez ni les frais de service TLS contact ni les frais de dossier (frais de visa).
- Vous devez remplir une demande de visa sur le site France-Visas.
- Sur le formulaire TLS contact de demande de rendez-vous en ligne, vous devez choisir comme type de visa ยซ Invitรฉs du Comitรฉ dโ€™Organisation des JOP 2024 ยป.
- Vous aurez accรจs ร  un calendrier de prise de rendez-vous dรฉdiรฉ qui vous garantira le dรฉpรดt de votre dossier sous 24 heures.

Le jour de votre rendez-vous au centre TLS contact :
Vous devrez vous prรฉsenter avec lโ€™ensemble des documents indiquรฉs sur votre rรฉcรฉpissรฉ France-Visas et votre lettre dโ€™invitation du COJO.
Votre passeport sera transmis au Consulat avec le reste de votre dossier de demande de visa.

๐Ÿ”– Veuillez noter que les SUPPORTERS qui veulent assister aux Jeux Olympiques et Paralympiques ร  titre privรฉ devront suivre la PROCEDURE CLASSIQUE pour soumettre leur demande de visa, prรฉsentรฉe dans la rubrique Procรฉdure de demande ๐Ÿ™‚

Source: Site TLS Contact
DEMANDE DE VISA POUR LES JEUX OLYMPIQUES DE PARIS 2024 ๐Ÿ”Š

RENDEZ VOUS A PARIS LES GENS โŒ›โœ”

Nous sommes joignables pour toute assistance:
๐Ÿ“ž+261344977366
๐Ÿ“ž+261333197660
๐Ÿ“ฉWhatsapp: +33619297398
๐Ÿ“ฉWhatsapp: +261330482219
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿ“Œ67ha derriรจre l'immeuble Cenam

๐Ÿ“Vous avez besoin d'aide pour le processus d'obtention de visa vers vers la France, les zones Schengen, le Canada, le Be...
25/04/2024

๐Ÿ“Vous avez besoin d'aide pour le processus d'obtention de visa vers vers la France, les zones Schengen, le Canada, le Belgique, et la Kenya ?
๐ŸŸข ID'ALL SERVICES est votre interlocuteur privilรฉgiรฉ ร  Madagascar. Notre cabinet de conseils et d'assistance en matiรจre de visa, basรฉ ร  Antananarivo, vous accompagne dans toutes vos dรฉmarches, pour une expรฉrience simple, rapide et efficace.

๐ŸŸข๐’๐ข ๐ฏ๐จ๐ฎ๐ฌ ๐ง๐ž ๐ฉ๐จ๐ฎ๐ฏ๐ž๐ณ ๐ฉ๐š๐ฌ ๐ฉ๐š๐ฌ๐ฌ๐ž๐ณ ๐šฬ€ ๐ง๐จ๐ญ๐ซ๐ž ๐›๐ฎ๐ซ๐ž๐š๐ฎ, ๐ž๐ญ ๐ช๐ฎ๐ž ๐ฅ๐ž ๐ฌ๐ž๐ซ๐ฏ๐ข๐œ๐ž ๐ž๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐ž ๐ง๐ž ๐ฏ๐จ๐ฎ๐ฌ ๐œ๐จ๐ง๐ฏ๐ข๐ž๐ง๐ญ ๐ฉ๐š๐ฌ, ๐ง๐จ๐ญ๐ซ๐ž ๐š๐ ๐ž๐ง๐ญ ๐ฉ๐ž๐ฎ๐ญ ๐ฌ๐ž ๐๐žฬ๐ฉ๐ฅ๐š๐œ๐ž๐ซ ๐œ๐ก๐ž๐ณ ๐ฏ๐จ๐ฎ๐ฌ, ร  ๐ฏ๐จ๐ญ๐ซ๐ž ๐›๐ฎ๐ซ๐ž๐š๐ฎ ๐ฉ๐จ๐ฎ๐ซ ๐ฏ๐จ๐ฎ๐ฌ ๐ ๐š๐ซ๐š๐ง๐ญ๐ข๐ซ ๐ฎ๐ง๐ž ๐ž๐ฑ๐ฉ๐žฬ๐ซ๐ข๐ž๐ง๐œ๐ž ๐ฌ๐š๐ง๐ฌ ๐ฌ๐ญ๐ซ๐ž๐ฌ๐ฌ ๐ž๐ญ ๐ฎ๐ง๐ž ๐ซ๐žฬ๐ฉ๐จ๐ง๐ฌ๐ž ๐Ÿ๐š๐ฏ๐จ๐ซ๐š๐›๐ฅ๐ž.

โœ…Contactez nous en privรฉ pour plus d'informations.

๐–๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐€๐ฉ๐ฉ: +๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ” ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ—๐Ÿ–
๐Ÿ“ง ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ ๐ž๐ซ@๐ข๐๐š๐ฅ๐ฅ-๐ฌ๐ž๐ซ๐ฏ๐ข๐œ๐ž๐ฌ.๐œ๐จ๐ฆ

POURQUOI FAIRE LE SERVICE EN LIGNE CHEZ NOUS ๐Ÿ™‚๐Ÿ“žPour tous nos destinations : FRANCE, CANADA, KENYA et BELGIQUE, nous pouv...
23/04/2024

POURQUOI FAIRE LE SERVICE EN LIGNE CHEZ NOUS ๐Ÿ™‚๐Ÿ“ž

Pour tous nos destinations : FRANCE, CANADA, KENYA et BELGIQUE, nous pouvons effectuer de tรฉlรฉ conseils et guide avant formalisation de dossier pour les personnes habitant en province ou pour ceux qui ne peuvent pas aller directement dans notre bureau, par appel vidรฉo ou audio via WhatsApp.

Aprรจs avoir reรงu le guide de notre part, vous connaรฎtrez les procรฉdures et les dรฉmarches ร  suivre concernant la demande de visa. Vous pouvez commencer ร  rassembler tous les documents nรฉcessaires avant de venir ร  Tana. Vous pouvez vous mรชme effectuer votre demande de visa si vous รชtes capable suivant les normes en vigueur exigรฉs par le Consulat de France. Nombreux de nos clients/clientes ont rรฉussi grรขce ร  ce service seulement.

Le tarif est ร  envoyer en avance par mobile money.

Nous tenons ร  remercier ร  nos clients qui nous a fait confiance depuis ses quelques annรฉes.

Pour toute information, veuillez nous contacter par message privรฉ ๐Ÿ“ฉ
๐Ÿ“ž+261 34 49 773 66
๐Ÿ“ž +261 33 31 976 60
๐Ÿ“ฉ WhatsApp: +33 6 19 29 73 98
๐Ÿ“ฉ WhatsApp Canada: +261 33 04 822 19
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿฆ 67 ha ambadikinโ€™ny Cenam

Miarahaba tratra soa daholo aminโ€™ity Alatsinainy ity ๐Ÿ™‚Ho anโ€™ireo olona rehetra manana faniriana handeha France aminโ€™ny v...
22/04/2024

Miarahaba tratra soa daholo aminโ€™ity Alatsinainy ity ๐Ÿ™‚

Ho anโ€™ireo olona rehetra manana faniriana handeha France aminโ€™ny volana :
โ€ข Jona
โ€ข Jolay
โ€ข Aogositra
โ€ข Septambra
โ€ข Oktobra
โ€ข Novambra
dia afaka miomana aminโ€™ny dossier manontolo, satria ny date rendez-vous TLS izao dia efa 27 MAI.. mba tsy ho taraiky azafady tompoko โŒ›

๏ถ Ny fivalianโ€™ny visa ยซ court sรฉjour ยป dia manodidina ny herinandro eo ho eo aminโ€™izao fotoana izao.

Raha mila fanazavana fanampiny ianao :
๐Ÿ“ž+261 34 49 773 66
๐Ÿ“ž +261 33 31 976 60
๐Ÿ“ฉ WhatsApp: +33 6 19 29 73 98
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿฆ 67 ha ambadikinโ€™ny Cenam

Kopa-tanana eโ˜บ๏ธ๐ŸŸขNdao isika hiaraka kely ho any ๐…๐ข๐ง๐ฅ๐š๐ง๐๐ž๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ฎ vetivety amin'ny alalany ireto sary mafinaritra be ireto e. ...
19/04/2024

Kopa-tanana eโ˜บ๏ธ

๐ŸŸขNdao isika hiaraka kely ho any ๐…๐ข๐ง๐ฅ๐š๐ง๐๐ž๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ฎ vetivety amin'ny alalany ireto sary mafinaritra be ireto e.
I ๐…๐ข๐ง๐ฅ๐š๐ง๐๐ž๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ฎ moa dia firenena iray any amin'ny nord de l'Europe, Helsinki ny renivohitra, finnois sy suรฉdois no fiteny ampiasaina any.
Ireto avy kosa no tena mampiavaka azy amin'ny firenena hafa any Europe:
- 3/4 ny superficie ny Finlande dia rakotra ala avokoa;
- ny systรจme รฉducatif-ny no anisany tsara indrindra manera-tany;
- izy dia anisany ilay 5 pays nordiques miaraka amin'ny le Danemark,l'Islande, la Norvรจge et la Suรจde fa izy irery ihany no mampiasa euro comme monnaie nationale.

๐Ÿ“๐—ง๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ถ ๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐˜€๐˜‚๐—น๐—ฎ๐˜ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—™๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฎ ๐—ง๐—Ÿ๐—ฆ ๐—–๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฐ๐˜ ๐—ป๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฒ ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ.

Nareo ihany koa ve mba be nofinofy ohatra anay hitsidika an'ny Finlande any arina any ? ๐Ÿ˜

Dia mirary zoma mafinaritra be ho antsika izahay ekipany ID'ALL SERVICES e.

๐Ÿ“ž+๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ’ ๐Ÿ’๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ”๐Ÿ”
๐Ÿ“ž +๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ‘๐Ÿ ๐Ÿ—๐Ÿ•๐Ÿ” ๐Ÿ”๐ŸŽ
๐–๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐€๐ฉ๐ฉ : +๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ” ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ—๐Ÿ–
๐Ÿ“ง ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€๐—ฎ@๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—น-๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€.๐—ฐ๐—ผ๐—บ

๐Ÿฆ ๐Ÿ”๐Ÿ• ๐ก๐š ๐๐ž๐ซ๐ซ๐ข๐žฬ€๐ซ๐ž ๐‚๐ž๐ง๐š๐ฆ

๐„๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž ๐ž๐ญ ๐ž๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž๐Ÿ˜[๐—ฉ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—”๐—ฐ๐—ฐ๐—ผ๐—ฟ๐—ฑ๐—ฒฬ ๐Ÿ†—] [๐—ง๐—ข๐—จ๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐— ๐—˜ ๐—˜๐—ก ๐—™๐—ฅ๐—”๐—ก๐—–๐—˜] ๐Ÿ’ŽUne cliente de Dieu-Suarez qui nous a donnรฉ son entiรจre confian...
18/04/2024

๐„๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž ๐ž๐ญ ๐ž๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž๐Ÿ˜
[๐—ฉ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—”๐—ฐ๐—ฐ๐—ผ๐—ฟ๐—ฑ๐—ฒฬ ๐Ÿ†—] [๐—ง๐—ข๐—จ๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐— ๐—˜ ๐—˜๐—ก ๐—™๐—ฅ๐—”๐—ก๐—–๐—˜]
๐Ÿ’ŽUne cliente de Dieu-Suarez qui nous a donnรฉ son entiรจre confiance pour la 2e fois.

๐ŸŸขIty madame kely ity dia nisafidy ny service en ligne hatrany noho ny alavirana sy ny asany izay tsy ahafahany mivezivezy. Mbola tsy nihaona nivantana taminay mihitsy moa izy ity fa dia nahatoky anay hatrany izy. Midika izany fa azo antoka hatrany ny service izay atolotray.

๐Ÿ“Œ๐€๐ง๐ญ๐จ๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ง๐š๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐š๐ฆ๐จ๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ฌ๐จ๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฌ๐š๐ซ๐จ๐ญ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฉ๐ซ๐จ๐œ๐žฬ๐๐ฎ๐ซ๐ž ๐Ÿ๐š๐ง๐ ๐š๐ญ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ฏ๐ข๐ฌ๐š ๐ค๐จ๐š ๐š๐ณ๐š ๐ฆ๐ข๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ฌ๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ญ๐จ๐ง๐š ๐š๐ง๐š๐ฒ ๐Ÿ๐š ๐ฏ๐จ๐ง๐จ๐ง๐š ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ง๐ฒ ๐ข๐ณ๐š๐ก๐š๐ฒ ๐ž๐ค๐ข๐ฉ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ˆ๐ƒ'๐€๐‹๐‹ ๐’๐„๐‘๐•๐ˆ๐‚๐„๐’ ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐ž ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š ๐ข๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ซ๐š ๐š๐ฏ๐ฒ ๐š๐ญ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง๐š๐ฒ ๐š๐ก๐š๐ญ๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฌ๐š ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฒ๐š๐ ๐ž ๐ง๐š๐จ.

๐Ÿ“ž+๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ’ ๐Ÿ’๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ”๐Ÿ”
๐Ÿ“ž +๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ‘๐Ÿ ๐Ÿ—๐Ÿ•๐Ÿ” ๐Ÿ”๐ŸŽ
๐–๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐€๐ฉ๐ฉ : +๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ” ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ—๐Ÿ–
๐Ÿ“ง ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€๐—ฎ@๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—น-๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€.๐—ฐ๐—ผ๐—บ
๐Ÿฆ ๐Ÿ”๐Ÿ• ๐ก๐š ๐๐ž๐ซ๐ซ๐ข๐žฬ€๐ซ๐ž ๐‚๐ž๐ง๐š๐ฆ

Mettez le cap sur de nouveaux horizons. DIRECTION LE CANADA ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ โžก ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ฆLE CANADA, Cโ€™EST PLUS QUโ€™UN VOYAGE  ๐Ÿ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ฆLe Canada est ...
16/04/2024

Mettez le cap sur de nouveaux horizons. DIRECTION LE CANADA ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ โžก ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ฆ
LE CANADA, Cโ€™EST PLUS QUโ€™UN VOYAGE ๐Ÿ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ฆ

Le Canada est un pays du continent nord-amรฉricain situรฉ juste au-dessus des Etats-Unis et est connu comme un pays hautement dรฉveloppรฉ. Les grands espaces vous accueillent ร  bras ouvert.
Vous voulez chercher de nouvelle opportunitรฉ pour รฉtudier, travailler, ou investir .. y rรฉsider de faรงon permanente ou temporaire. Choisissez Canada : la destination par excellence.
Et choisissez NOUS pour vous aider durant la procรฉdure de la demande de visa.

Prenons exemple du visa visiteur : aprรจs obtention dโ€™un contrat de travail avant le mois de fรฉvrier 2025, vous aurez automatiquement un visa long sรฉjour sans revenir ร  Madagascar. En arrivant au Canada, il est conseillรฉ de nouer des liens avec les rรฉsidents pour trouver plus vite si vous nโ€™avez pas encore une idรฉe. (Nous ne sommes pas une agence de recrutement).

Nous nโ€™avons aucune influence sur les dรฉcisions du gouvernement canadien de vous octroyer ou refuser le visa. Cela relรจve entiรจrement de lโ€™Ambassade. Notre aide se limite ร  vous accompagner dans le processus dโ€™envoi de la demande de visa.

Pour plus dโ€™information, nโ€™hรฉsitez pas ร  nous contactez :
๐Ÿ“ฉ WhatsApp Canada : +261 33 04 822 19
๐Ÿ“ž+261 34 49 773 66
๐Ÿ“ž +261 33 31 976 60
๐Ÿ“ฉ WhatsApp: +33 6 19 29 73 98
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿฆ 67 ha derriรจre immeuble Cenam

โŒ›๏ธVALIDITE PASSEPORT Torohevitra tsy azo tsinotsinohavina ho an'ny mpangataka visa indray ary ๐Ÿ™‚ โœ”Rehefa MANOLO PASSEPORT...
12/04/2024

โŒ›๏ธVALIDITE PASSEPORT

Torohevitra tsy azo tsinotsinohavina ho an'ny mpangataka visa indray ary ๐Ÿ™‚

โœ”Rehefa MANOLO PASSEPORT LANY DATY dia angataho foana ilay passeport lany daty iny fa aza ajanona any amin'ny fanaovana passeport raha toa ka efa misy visa, cachet d'entrรฉe et sortie des territoires satria tena ilaina be ireo amin'ny fangatahana visa manaraka;

โœ”Alohan'ny anombohana ny procรฉdure fangatahana visa dia verifieo tsara ny validitรฉ ny passeport. Raha France ohatra :
โœ… angataka visa court sรฉjour ( sรฉjour moins de 3 mois): passeport tokony manana validitรฉ au moins 3 mois amin'ny daty iverenenana.
โœ… angataka long court sรฉjour ( sรฉjour plus de 3 mois): passeport tokony manana validitรฉ au moins 3 mois amin'ny date d'expiration du visa sollicitรฉ.

Mirary zoma mahafinaritra ho antsika rehetra indray izahay ekipan'ny ID'All Services ๐Ÿฅฐ

Raha mila fanotaniana na mitady fanazavana fanampiny
๐Ÿ“ž+261 34 49 773 66
๐Ÿ“ž +261 33 31 976 60
๐Ÿ“ฉ WhatsApp: +33 6 19 29 73 98
๐Ÿ“ฉ WhatsApp Canada : +261 33 04 822 19
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿฆ 67 ha ambadikin'ny immeuble Cenam

09/04/2024

Iresaka mikasika ny BILLET Dโ€™AVION indray isika aminโ€™ity andro Talata mahafinaritra ity ๐ŸŒž

Raha mikasa hividy billet dโ€™avion dia ny tena tsara indrindra manatona compagnie aรฉrienne na agence de voyage ianao.
Azo atao tsara ihany koa anefa ny manao ยซ achat de billet dโ€™avion en ligne ยป. Site officiel idirana tompoko hialana aminโ€™ny arnaque โš”๏ธ

Indreto tanisainay ireto ary no afaka hanatonana eto Antananarivo raha hividy billet dโ€™avion ianao:
- AIR FRANCE : Tour Zital - 5e รฉtage - Ankorondrano
- KENYA AIRLINES : Rogers Aviation Madagascar - Lalana Solombavambahoaka Frantsay - Antsahavola
- ETHIOPIAN AIRLINES : Immeuble Ex-Sicam, en face Cosmos, Analakely
- AIR AUSTRAL : 1er รฉtage Immeuble Compagnie Madecasse - Route des Hydrocarbures - Ankorondrano
- AIR MAURITIUS : Tana Water Front - Ambodivona

Raha misy ny tsy fahaizana dia tsara foana ny manantona agence na olona zatra miasa eo aminโ€™ilay sehatra tompoko. Andao fa hampianay mikarakara visa ianao dia mividy billet am pilaminana arinanโ€™izay ๐Ÿ™‚

Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka manontany ianareo.
๐Ÿ“ž+261 34 49 773 66
๐Ÿ“ž +261 33 31 976 60
๐Ÿ“ฉ WhatsApp: +33 6 19 29 73 98
๐Ÿ“ฉ WhatsApp Canada : +261 33 04 822 19
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿฆ 67 ha ambadikin'ny immeuble Cenam

๐„๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž ๐ž๐ญ ๐ž๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž๐Ÿ˜[๐—ฉ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—”๐—ฐ๐—ฐ๐—ผ๐—ฟ๐—ฑ๐—ฒฬ ๐Ÿ†—] ๐ŸŸขMonsieur X est un ressortissant bangladais expatriรฉ ร  Madagascar. Il a fait appel ร  ...
05/04/2024

๐„๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž ๐ž๐ญ ๐ž๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž๐Ÿ˜
[๐—ฉ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—”๐—ฐ๐—ฐ๐—ผ๐—ฟ๐—ฑ๐—ฒฬ ๐Ÿ†—]
๐ŸŸขMonsieur X est un ressortissant bangladais expatriรฉ ร  Madagascar. Il a fait appel ร  notre service en 2023 pour son premier voyage d'affaires ร  Paris. Grรขce ร  notre accompagnement, il a obtenu un visa de 30 jours en toute sรฉrรฉnitรฉ.

Entiรจrement satisfait de service, il a renouvelรฉ sa confiance en nous pour sa deuxiรจme demande de visa. Cette fois, il s'agissait d'un visa de circulation de 6 mois, qu'il a obtenu en seulement 2 demandes !

๐ŸŸขCe succรจs illustre parfaitement nos professionnalisme et efficacitรฉ. Nous mettons tout en ล“uvre pour vous accompagner dans vos dรฉmarches et vous permettre de maximiser la chance d'obtenir un visa.

โš ๏ธ๐๐จ๐ฎ๐ซ ๐ข๐ง๐Ÿ๐จ๐ซ๐ฆ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง, ๐ญ๐จ๐ฎ๐ญ๐ž ๐ฉ๐ž๐ซ๐ฌ๐จ๐ง๐ง๐ž ๐๐ž ๐ง๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ๐ข๐ญ๐žฬ ๐žฬ๐ญ๐ซ๐š๐ง๐ ๐žฬ€๐ซ๐ž ๐ž๐ง ๐ซ๐žฬ๐ฌ๐ข๐๐ž๐ง๐œ๐ž ๐ฉ๐ž๐ซ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ง๐ญ๐ž ๐šฬ€ ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐œ๐š๐ซ ๐ž๐Ÿ๐Ÿ๐ž๐œ๐ญ๐ฎ๐ž ๐ฅ๐š ๐๐žฬ๐ฆ๐š๐ซ๐œ๐ก๐ž ๐๐ž ๐๐ž๐ฆ๐š๐ง๐๐ž ๐๐ž ๐ฏ๐ข๐ฌ๐š ๐ข๐œ๐ข ๐ฆ๐žฬ‚๐ฆ๐ž, ๐ง๐จ๐ง ๐ฉ๐š๐ฌ ๐๐š๐ง๐ฌ ๐ฅ๐ž๐ฎ๐ซ ๐ฉ๐š๐ฒ๐ฌ ๐'๐จ๐ซ๐ข๐ ๐ข๐ง๐ž.

Si vous voulez nous contacter:
๐Ÿ“ž+๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ’ ๐Ÿ’๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ”๐Ÿ”
๐Ÿ“ž +๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ‘๐Ÿ ๐Ÿ—๐Ÿ•๐Ÿ” ๐Ÿ”๐ŸŽ
๐–๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐€๐ฉ๐ฉ : +๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ” ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ—๐Ÿ–
๐Ÿ“ง ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€๐—ฎ@๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—น๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€.๐—ฐ๐—ผ๐—บ
๐Ÿฆ ๐Ÿ”๐Ÿ• ๐ก๐š ๐๐ž๐ซ๐ซ๐ข๐žฬ€๐ซ๐ž ๐‚๐ž๐ง๐š๐ฆ

๐„๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž ๐ž๐ญ ๐ž๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž๐Ÿ˜[๐—ฉ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—”๐—ฐ๐—ฐ๐—ผ๐—ฟ๐—ฑ๐—ฒฬ ๐Ÿ†—] [๐•๐ข๐ฌ๐š ๐ฅ๐จ๐ง๐  ๐ฌ๐žฬ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ: ๐€๐’๐‚๐„๐๐ƒ๐€๐๐“ ๐€ ๐‚๐‡๐€๐‘๐†๐„ ๐ƒ๐„ ๐…๐‘๐€๐๐‚๐€๐ˆ๐’] โœ…Hafaliana tsy omby tratra ny an'...
04/04/2024

๐„๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž ๐ž๐ญ ๐ž๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž๐Ÿ˜
[๐—ฉ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—”๐—ฐ๐—ฐ๐—ผ๐—ฟ๐—ฑ๐—ฒฬ ๐Ÿ†—] [๐•๐ข๐ฌ๐š ๐ฅ๐จ๐ง๐  ๐ฌ๐žฬ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ: ๐€๐’๐‚๐„๐๐ƒ๐€๐๐“ ๐€ ๐‚๐‡๐€๐‘๐†๐„ ๐ƒ๐„ ๐…๐‘๐€๐๐‚๐€๐ˆ๐’]
โœ…Hafaliana tsy omby tratra ny an'ireo fianakaviana ireo nandray ny mamany tonga soamantsara any France omaly.
๐Ÿ“2018, 2019, 2020 izy ireo nangataka visa ho an'ny mamany fa refusรฉ foana dia kivy tanetrajka ary dia tsy nanao intsony. Dรฉcembre 2023, 04 taona taty arina sendra nahita ny page-nay dia ni contact anay. 04 mois de prรฉparation, Visa OK. Azonareo an-tsaina ve ny hafalian'izy ireo?

๐ŸŸข๐Ÿ”ต๐•๐จ๐ง๐จ๐ง๐š ๐Ÿ๐จ๐š๐ง๐š ๐ข๐ณ๐š๐ก๐š๐ฒ ๐š๐ง๐š๐ง๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฌ๐ข๐จ๐ง ๐ง๐š๐ง๐ข๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐š๐ง๐š๐จ ๐ž๐ญ๐ฒ ๐š๐ฆ๐›๐จ๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฒ ๐š๐ง ๐Ÿ˜€๐— ๐—œ๐—ฆ๐—ฆ๐—œ๐—ข๐—ก ๐—”๐—–๐—–๐—ข๐— ๐—ฃ๐—Ÿ๐—œ๐—˜, ๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ญ๐ข๐š๐ฏ๐š๐ง๐š ๐›๐ž ๐Ÿ’

๐Ÿ“ž+๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ’ ๐Ÿ’๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ”๐Ÿ”
๐Ÿ“ž +๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ‘๐Ÿ ๐Ÿ—๐Ÿ•๐Ÿ” ๐Ÿ”๐ŸŽ
๐–๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐€๐ฉ๐ฉ : +๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ” ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ—๐Ÿ–
๐Ÿ“ง ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€๐—ฎ@๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—น๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€.๐—ฐ๐—ผ๐—บ
๐Ÿฆ ๐Ÿ”๐Ÿ• ๐ก๐š ๐๐ž๐ซ๐ซ๐ข๐žฬ€๐ซ๐ž ๐‚๐ž๐ง๐š๐ฆ

Alefa Madagascar ๐Ÿฅฐ๐Ÿ™
04/04/2024

Alefa Madagascar ๐Ÿฅฐ๐Ÿ™

Succรจs pour Madagascar au Salon du Chocolat Vertueux ร  Hรฉrisson, France, les 30 et 31 mars 2024. L'ร‰cole de la Chocolaterie Edenia a brillamment reprรฉsentรฉ le pays avec ses crรฉations, dont des tablettes de chocolat aux saveurs exquises et des ingrรฉdients authentiques comme la vanille, la cannelle et le poivre sauvage. Les visiteurs franรงais ont รฉtรฉ conquis par la qualitรฉ et le goรปt exceptionnel du chocolat malgache, tรฉmoignant ainsi de leur fidรฉlitรฉ et de leur satisfaction. Cette victoire au Salon du Chocolat Vertueux tรฉmoigne de l'engagement et de l'excellence des artisans malgaches dans l'industrie du chocolat.
-
๐Ÿ”— Retrouvez l'intรฉgralitรฉ de l'article via le lien en commentaire

Miarahaba e! Ndao iresaka kely mahakasika ny ๐—™๐—ข๐—œ๐—ฅ๐—˜ ๐——๐—˜ ๐—ฃ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ฆ isika anio e!โœ…Anisany รฉvรจnement ngeza be mampahalaza an'ny P...
03/04/2024

Miarahaba e!
Ndao iresaka kely mahakasika ny ๐—™๐—ข๐—œ๐—ฅ๐—˜ ๐——๐—˜ ๐—ฃ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ฆ isika anio e!
โœ…Anisany รฉvรจnement ngeza be mampahalaza an'ny Paris France ihany koa ny ๐—™๐—ผ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฃ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜€ izay misy isan-taona misarika mpitsidika maro be maneran-tany. Ny foire de Paris moa dia hetsika ara-barotra anisany tena goavana maneran-tany ( l'un des plus grands salons professionnels au monde) amin'ny sehatra "Maison & Habitat, Vins & Gastronomie, Artisanat & Cultures du monde, Shopping"
โœ…Amin'ity taona ity dia ny 1-12 mai 2024 ao Paris Expo Porte de Versailles no anatanterahana azy izay ahitana 1250 exposants sy + 400 000 visiteurs.

๐Ÿ“Mahafaly antsika ny mahita malagasy ande ho any hanatrika io hetsika io, kopa-tanana manokana ho azy ireo izay anatiny fanomanana tanteraka, sady ankasitrahina noho ny fahatokisany ny ID'ALL SERVICES hatrany amin'ny lafiny fikarakarana visa.

โœ…Raha maniry ny hifandray aminay dia ireto avy ny contact e:

๐Ÿ“ž+๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ’ ๐Ÿ’๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ”๐Ÿ”
๐Ÿ“ž +๐Ÿ๐Ÿ”๐Ÿ ๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ‘๐Ÿ ๐Ÿ—๐Ÿ•๐Ÿ” ๐Ÿ”๐ŸŽ
๐–๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐€๐ฉ๐ฉ : +๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ” ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ๐Ÿ— ๐Ÿ•๐Ÿ‘ ๐Ÿ—๐Ÿ–
๐Ÿ“ง ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€๐—ฎ@๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—น๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€.๐—ฐ๐—ผ๐—บ
๐Ÿฆ ๐Ÿ”๐Ÿ• ๐ก๐š ๐๐ž๐ซ๐ซ๐ข๐žฬ€๐ซ๐ž ๐‚๐ž๐ง๐š๐ฆ

Finaritra e๐Ÿ˜€!โœ…Nde atombontsika amin'ny vaovao tsara miisy roa (02) indray ity volana vaovao ity e:1๏ธโƒฃ[๐—ฒ-๐—ฉ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—ผ๐—ฏ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜‚๐Ÿ†—] [ ...
02/04/2024

Finaritra e๐Ÿ˜€!
โœ…Nde atombontsika amin'ny vaovao tsara miisy roa (02) indray ity volana vaovao ity e:
1๏ธโƒฃ[๐—ฒ-๐—ฉ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—ผ๐—ฏ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜‚๐Ÿ†—] [ ๐—ž๐—˜๐—ก๐—ฌ๐—”] par un client;
2๏ธโƒฃfaly koa zay mampahafantatra ny adresse e-mail vaovao ny cabinet ID'ALL SERVICES: ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€๐—ฎ@๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—น๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€.๐—ฐ๐—ผ๐—บ

โœ…Vonona hatrany izahay hanatsara ny tolotra misy eto aminay mba hanomezanay services tsara indrindra mendrika anareo client๐Ÿ˜€

๐Ÿ“Misokatra ny birao androany dia aza misalasa fa tongava raha mila fanampiana fa ho raisinay am-pifaliana ianareo an.

๐Ÿ“ž+261 34 49 773 66
๐Ÿ“ž +261 33 31 976 60
WhatsApp: +33 6 19 29 73 98
๐Ÿ“ง ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€๐—ฎ@๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—น๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€.๐—ฐ๐—ผ๐—บ
๐Ÿฆ 67 ha derriรจre Cenam

31/03/2024
Pour aujourd'hui les followers, nous allons vous lister LES DOCUMENTS A PRESENTER A L'ARRIVEE EN FRANCE โœ…Les piรจces just...
29/03/2024

Pour aujourd'hui les followers, nous allons vous lister LES DOCUMENTS A PRESENTER A L'ARRIVEE EN FRANCE

โœ…Les piรจces justificatives suivantes devront รชtre prรฉsentรฉes ร  la demande de la police aux frontiรจres ร  votre arrivรฉe en France:
๐Ÿ”น๐”๐ง ๐ฉ๐š๐ฌ๐ฌ๐ž๐ฉ๐จ๐ซ๐ญ ๐ž๐ง ๐œ๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐๐ž ๐ฏ๐š๐ฅ๐ข๐๐ข๐ญ๐žฬ, dรฉlivrรฉ depuis moins de 10 ans et valable 3 mois au moins aprรจs la date de sortie envisagรฉe;
๐Ÿ”น๐”๐ง ๐ฏ๐ข๐ฌ๐š ๐ž๐ง ๐œ๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐๐ž ๐ฏ๐š๐ฅ๐ข๐๐ข๐ญ๐žฬ s'il est requis;
๐Ÿ”น๐”๐ง ๐ฃ๐ฎ๐ฌ๐ญ๐ข๐Ÿ๐ข๐œ๐š๐ญ๐ข๐Ÿ ๐'๐ก๐žฬ๐›๐ž๐ซ๐ ๐ž๐ฆ๐ž๐ง๐ญ couvrant toute la durรฉe du sรฉjour (rรฉservation d'hรดtel et /ou attestation d'accueil chez un proche prรฉalablement validรฉe en mairie);
๐Ÿ”น๐ƒ๐ž๐ฌ ๐ซ๐ž๐ฌ๐ฌ๐จ๐ฎ๐ซ๐œ๐ž๐ฌ ๐Ÿ๐ข๐ง๐š๐ง๐œ๐ข๐žฬ€๐ซ๐ž๐ฌ ๐ฌ๐ฎ๐Ÿ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ฌ. L'apprรฉciation des moyens de subsistance se fait en fonction de la durรฉe et de l'objet du sรฉjour et par rรฉfรฉrence aux prix moyens en matiรจre d'hรฉbergement et de nourriture selon les Etats membres;
๐Ÿ”น๐•๐จ๐ญ๐ซ๐ž ๐›๐ข๐ฅ๐ฅ๐ž๐ญ ๐๐ž ๐ซ๐ž๐ญ๐จ๐ฎ๐ซ s'il s'agit d'un voyage en court sรฉjour;
๐Ÿ”น๐“๐จ๐ฎ๐ญ ๐๐จ๐œ๐ฎ๐ฆ๐ž๐ง๐ญ ๐š๐ฉ๐ฉ๐จ๐ซ๐ญ๐š๐ง๐ญ ๐๐ž๐ฌ ๐ฉ๐ซ๐žฬ๐œ๐ข๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐ฌ ๐ฌ๐ฎ๐ซ ๐ฅ๐š ๐ฉ๐ซ๐จ๐Ÿ๐ž๐ฌ๐ฌ๐ข๐จ๐ง ๐จ๐ฎ ๐ฌ๐ฎ๐ซ ๐ฅ๐š ๐ช๐ฎ๐š๐ฅ๐ข๐ญ๐žฬ ๐๐ฎ ๐ฏ๐จ๐ฒ๐š๐ ๐ž๐ฎ๐ซ ainsi que sur les รฉtablissements ou organismes situรฉs sur le territoire franรงais par lesquels vous รชtes attendu , si vous รชtes en voyage professionnel;
๐Ÿ”น๐”๐ง๐ž ๐š๐ญ๐ญ๐ž๐ฌ๐ญ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐'๐š๐ฌ๐ฌ๐ฎ๐ซ๐š๐ง๐œ๐ž couvrant l'ensemble des dรฉpenses mรฉdicales, hospitaliรจres et de dรฉcรจs, susceptibles d'รชtre engagรฉes pendant toute la durรฉe du sรฉjour en France, y compris les frais de rapatriement pour raison mรฉdicale.
๐Ÿ”น๐๐จ๐ฎ๐ซ ๐ฅ๐ž๐ฌ ๐ฏ๐จ๐ฒ๐š๐ ๐ž๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐ž๐ง ๐ญ๐ซ๐š๐ง๐ฌ๐ข๐ญ, ๐ฏ๐จ๐ฎ๐ฌ ๐๐ž๐ฏ๐ž๐ณ ๐ฉ๐จ๐ฎ๐ฏ๐จ๐ข๐ซ ๐ฉ๐ซ๐žฬ๐ฌ๐ž๐ง๐ญ๐ž๐ซ ๐๐ž๐ฌ ๐ฃ๐ฎ๐ฌ๐ญ๐ข๐Ÿ๐ข๐œ๐š๐ญ๐ข๐Ÿ๐ฌ ๐๐ž ๐œ๐จ๐ง๐๐ข๐ญ๐ข๐จ๐ง๐ฌ ๐'๐ž๐ง๐ญ๐ซ๐žฬ๐ž ๐๐š๐ง๐ฌ ๐ฅ๐ž ๐ฉ๐š๐ฒ๐ฌ ๐๐ž ๐๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ง๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Ÿ๐ข๐ง๐š๐ฅ๐ž (conditions de sรฉjour et d'hรฉbergement pendant le transit, billet de continuation et visa pour le pays de destination).

๐Ÿ“Pour tout information complรฉmentaire, contactez nous ๐Ÿ™‚

๐Ÿ“ž+261 34 49 773 66
๐Ÿ“ž +261 33 31 976 60
WhatsApp: +33 6 19 29 73 98
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿฆ 67 ha derriรจre Cenam

FINARITRA O! ๐Ÿ˜Tsapanareo ve ireto zavatra mahafinaritra be ireto?๐Ÿ”น๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐Ÿฌ๐Ÿฐ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ฏ๐—ฒ ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜„๐—ฒ๐—ฒ๐—ธ-๐—ฒ๐—ป๐—ฑ ๐˜๐˜†;๐Ÿ”น๐—บ๐—ฎ...
29/03/2024

FINARITRA O! ๐Ÿ˜

Tsapanareo ve ireto zavatra mahafinaritra be ireto?
๐Ÿ”น๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐Ÿฌ๐Ÿฐ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ฏ๐—ฒ ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜„๐—ฒ๐—ฒ๐—ธ-๐—ฒ๐—ป๐—ฑ ๐˜๐˜†;
๐Ÿ”น๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ฝ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ
๐Ÿ”น๐—บ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐˜€๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐Ÿฌ๐Ÿฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟo.

โœ…๐—ก๐—ฑ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ, ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐Ÿฌ๐Ÿฎ ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฟ๐—ถ๐—น ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฏ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ.
๐Ÿ“๐‘๐š๐ก๐š ๐ฌ๐ž๐ง๐๐ซ๐š ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ "๐ฎ๐ซ๐ ๐ž๐ง๐œ๐ž" ๐๐ข๐š ๐ฃ๐จ๐ข๐ ๐ง๐š๐›๐ฅ๐ž ๐ฌ๐ฎ๐ซ ๐ฐ๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ฉ๐ฉ ๐ข๐ณ๐š๐ก๐š๐ฒ ๐š๐ง: ๐Ÿ“ž๐ŸŽ๐Ÿ‘๐Ÿ‘ ๐Ÿ‘๐Ÿ ๐Ÿ—๐Ÿ•๐Ÿ” ๐Ÿ”๐ŸŽ.

๐Ÿ“ž+261 34 49 773 66
๐Ÿ“ž +261 33 31 976 60
WhatsApp: +33 6 19 29 73 98
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿฆ 67 ha derriรจre Cenam

28/03/2024

Pour aujourd'hui les followers, nous allons vous lister LES DOCUMENTS A PRESENTER A L'ARRIVEE EN FRANCE pour vous prรฉparer ร  l'avance, en attendant votre demande de visa acceptรฉ ๐Ÿ™‚
Les piรจces justificatives suivantes devront รชtre prรฉsentรฉes ร  la demande de la police aux frontiรจres ร  votre arrivรฉe en France:
- Un passeport en cours de validitรฉ, dรฉlivrรฉ depuis moins de 10 ans et valable 3 mois au moins aprรจs la date de sortie envisagรฉe;
- Un visa en cours de validitรฉ, s'il est requis;
- Un justificatif d'hรฉbergement couvrant toute la durรฉe du sรฉjour (rรฉservation d'hรดtel et /ou attestation d'accueil chez un proche prรฉalablement validรฉe en mairie);
- Des ressources financiรจres suffisantes. L'apprรฉciation des moyens de subsistance se fait en fonction de la durรฉe et de l'objet du sรฉjour et par rรฉfรฉrence aux prix moyens en matiรจre d'hรฉbergement et de nourriture selon les Etats membres;
- Votre billet de retour ou la preuve de moyens financiers suffisants pour en acquรฉrir un ร  la date du retour envisagรฉ;
- Tout document apportant des prรฉcisions sur la profession ou sur la qualitรฉ du voyageur ainsi que sur les รฉtablissements ou organismes situรฉs sur le territoire franรงais par lesquels vous รชtes attendu , si vous รชtes en voyage professionnel;
- Vous devez รชtre muni d'une attestation d'assurance couvrant l'ensemble des dรฉpenses mรฉdicales, hospitaliรจres et de dรฉcรจs, susceptibles d'รชtre engagรฉes pendant toute la durรฉe du sรฉjour en France, y compris les frais de rapatriement pour raison mรฉdicale.
Pour les voyageurs en transit, vous devez pouvoir prรฉsenter des justificatifs de conditions d'entrรฉe dans le pays de destination finale (conditions de sรฉjour et d'hรฉbergement pendant le transit, billet de continuation et visa pour le pays de destination).
๐Ÿ“Pour tout information complรฉmentaire, contactez nous ๐Ÿ™‚
๐Ÿ“ž+261 34 49 773 66
๐Ÿ“ž +261 33 31 976 60
WhatsApp: +33 6 19 29 73 98
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿฆ 67 ha derriรจre Cenam

๐“๐ž ๐ก๐ข๐š๐ฌ๐š ๐š๐ง๐ฒ ๐‚๐š๐ง๐š๐๐š ๐€๐กo๐“๐ž ๐ก๐จ ๐š๐ง๐ฒ ๐‚๐š๐ง๐š๐๐š ๐€๐ก๐จ๐€๐ก๐จ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ค๐จ ๐ฆ๐š๐ง๐š๐จ ๐š๐ง'๐ข๐ณ๐š๐ฒ? ๐€๐ก๐จ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐š๐ญ๐š๐จ๐ค๐จ ๐ก๐š๐ง๐จ๐ฆ๐›๐จ๐ก๐š๐ค๐จ ๐š๐ณ๐ฒ? ๐ˆ๐ง๐จ...
27/03/2024

๐“๐ž ๐ก๐ข๐š๐ฌ๐š ๐š๐ง๐ฒ ๐‚๐š๐ง๐š๐๐š ๐€๐กo
๐“๐ž ๐ก๐จ ๐š๐ง๐ฒ ๐‚๐š๐ง๐š๐๐š ๐€๐ก๐จ
๐€๐ก๐จ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ค๐จ ๐ฆ๐š๐ง๐š๐จ ๐š๐ง'๐ข๐ณ๐š๐ฒ?
๐€๐ก๐จ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐š๐ญ๐š๐จ๐ค๐จ ๐ก๐š๐ง๐จ๐ฆ๐›๐จ๐ก๐š๐ค๐จ ๐š๐ณ๐ฒ?
๐ˆ๐ง๐จ๐ง๐š ๐š๐ฏ๐ฒ ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐ก๐จ๐ฆ๐š๐ง๐ข๐ค๐จ?
๐€๐ก๐จ๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐š๐ณ๐ฒ?
๐“๐จ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ก๐จ๐š๐ง๐š ๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐ฒ ๐‚๐š๐ง๐š๐๐š?

Bรฉ Dia bรฉ ny fanontaniana tsara ho fantatra sy valina mahakasika ny fandehanana any Canada, hanampy anao amin'ny fihomanana sy fandinihina sahady.

Tsara foana mihomana dieny mialoha mba tsy ho tampohin'ny loza.

๐—œ๐—— ๐—”๐—น๐—น ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€, dia afaka manampy anao dieny ety am-boalohany amin'ny alalan'ny ๐—ด๐˜‚๐—ถ๐—ฑ๐—ฒ, ๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐˜€๐—ฒ๐—ถ๐—น ๐—ฒ๐˜ ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป. Mamaly anao ireo fanontaniana maro mahakasika ny Canada.

๐Ÿ“Œ Manasa anao tompoko hanatona aty amin'ny bureau hahafahanay manazava sy manampy anao raha manana faniriana ho an'i Canada ianao/ianareo : visa visiteur , super visa , AVE, permis de travail ouver et permis d'รฉtude.

Raha mila fanazavana fanampiny:
๐Ÿ“ž+261 34 49 773 66
๐Ÿ“ž +261 33 04 822 19
WhatsApp: +261 33 04 822 19 ( Canada )
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿฆ 67 ha derriรจre Cenam

๐„๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž ๐ž๐ญ ๐ž๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž๐Ÿ˜ [๐—ฉ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—”๐—ฐ๐—ฐ๐—ผ๐—ฟ๐—ฑ๐—ฒฬ ๐Ÿ†—] [ ๐•๐ข๐ฌ๐š ๐๐ž ๐œ๐ข๐ซ๐œ๐ฎ๐ฅ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ŸŽ๐Ÿ ๐€๐ ] โœ…Miarahaba an'i Madame D izahay ary mankasitraka foana...
26/03/2024

๐„๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž ๐ž๐ญ ๐ž๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž๐Ÿ˜
[๐—ฉ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—”๐—ฐ๐—ฐ๐—ผ๐—ฟ๐—ฑ๐—ฒฬ ๐Ÿ†—] [ ๐•๐ข๐ฌ๐š ๐๐ž ๐œ๐ข๐ซ๐œ๐ฎ๐ฅ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ŸŽ๐Ÿ ๐€๐ ]

โœ…Miarahaba an'i Madame D izahay ary mankasitraka foana ny amin'ny nifidianany anay ID'ALL SERVICES sy ny nametrahany fitokisana anay.

๐Ÿ“Raha te hifandray aminay dia ireto ambany ireto ny laharana. Vonona hatrany izahay ekipan'ny ID'ALL SERVICES hanome ny tsara indrindra aty aminay ahasoa anareo.

๐Ÿ“ž+261 34 49 773 66
๐Ÿ“ž +261 33 31 976 60
WhatsApp: +33 6 19 29 73 98
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿฆ 67 ha derriรจre Cenam

๐„๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž ๐ž๐ญ ๐ž๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž๐Ÿ˜ [๐—ฉ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—”๐—ฐ๐—ฐ๐—ผ๐—ฟ๐—ฑ๐—ฒฬ ๐Ÿ†—] [ ๐—–๐—ข๐—จ๐—ฅ๐—ง ๐—ฆ๐—˜๐—๐—ข๐—จ๐—ฅ, ๐—ฉ๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—˜ ๐—™๐—”๐— ๐—œ๐—Ÿ๐—œ๐—”๐—Ÿ๐—˜ ๐—˜๐—ก ๐—™๐—ฅ๐—”๐—ก๐—–๐—˜] ๐Ÿญ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ- Motif: Ande hitsidika ny z...
23/03/2024

๐„๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž ๐ž๐ญ ๐ž๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž๐Ÿ˜
[๐—ฉ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—”๐—ฐ๐—ฐ๐—ผ๐—ฟ๐—ฑ๐—ฒฬ ๐Ÿ†—] [ ๐—–๐—ข๐—จ๐—ฅ๐—ง ๐—ฆ๐—˜๐—๐—ข๐—จ๐—ฅ, ๐—ฉ๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—˜ ๐—™๐—”๐— ๐—œ๐—Ÿ๐—œ๐—”๐—Ÿ๐—˜ ๐—˜๐—ก ๐—™๐—ฅ๐—”๐—ก๐—–๐—˜] ๐Ÿญ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ
- Motif: Ande hitsidika ny zanany mianatra any Paris izy
- Hรฉbergement: ร  l'hotรชl satria tsy afaka manome hรฉbergement azy ilay zanany
- Durรฉe du sรฉjour demandรฉ: 20 jours
- Visa accordรฉ: ๐Ÿ’๐ŸŽ ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ
- Durรฉe du traitement du dossier au consulat: 03 jours

โœ…๐—–๐—ผ๐—ป๐˜€๐—ฒ๐—ถ๐—น๐˜€ ๐—ฝ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ๐˜€ ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐˜‡๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฉ๐—ถ๐˜€๐—ฎ:
- raha mbola vao voalohany ianao no angataka visa court sรฉjour dia aleo mangataka durรฉe kely aloha (10 ร  20 jours) en gรฉnรฉral, fa miankina amin'ny cas ny tsirairay ihany anefa izany. Zay ihany ko no mahatsara manontona anay professionnel alohany ny anao dossier mba anome orientation anao;
- mahaiza mamantatra tsara ny choix du type de visa angatahinav fa tsy manao tsianjery hoe raha hipetraka amin(ny hotel dia tsy maintsy hoe visa touristique no angatahina, tena fahadisona goavana atorony olona anefa izany;
- aza miandry efa nisy refus vao manantona anay professionnel mba tsy animbana dossier an, tsara ho fantatra fa ny dossier anao dia enregistrรฉ ao amin'ny bases de donnรฉes ny consulat pendant 05 ans rehefa manao demande de visa ianao.
- tena aleo milaza ny marina foana rehefa manao dossier fa tsy mamorona lainga toy ny hoe cรฉlibataire ianao dia atao mariรฉ anatiny dossier, vao maheno olona manoro hevitra anzay isika dia alaviro fa tena tsy professionnel izy zay ary mety hanimba ny dossier anao sy ny avenir anao tanteraka.

๐Ÿ“ž+261 34 49 773 66
๐Ÿ“ž +261 33 31 976 60
WhatsApp: +33 6 19 29 73 98
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿฆ 67 ha derriรจre Cenam

Address

67ha Derriรจre CENAM
Antananarivo
101

Telephone

+261344977366

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mikarakara sy manampy ireo olona hangataka VISA France eto Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mikarakara sy manampy ireo olona hangataka VISA France eto Madagasikara:

Videos

Share


Other Passport & Visa Services in Antananarivo

Show All

You may also like