Rehefa tena mafana iny ny lagnonagna⚪🔴😁
Antananarivo à l'honneur⚪🔴
#Antananarivo #madagascar
Ankafobe avec Leha Tongotra Madagasikara 🇲🇬
Tanin'ny SAKALAVA 🔴⚪ 🇲🇬
#Mahajanga
#Lac_sacré_Mangatsa
#Antsanitia
Hira : Letombo - Marigny akitiny tenin'i dady
Salama aby ô👋🏿🇲🇬
Horonan-tsary kely mampiseho ny dianay tany Menabe⚪🔴🐂
Teo Belo an'i Tsiribihina izahay nihampita teo Tsimafana avy eo nandalo iny lalan'ny Baobaba iny
Salanitra eh👋🏿🇲🇬
Raha vao Ambanitsena no resahina🤔 matetika dia saosisy no tonga aloha ao an-tsaintsika nefa misy toerana hafa koa ao tsara ho fantarina.
Eny, misy toerana atao hoe Ambohibehasina sy Ankadindoha izay ao ary masina sy manan-tantara tsara tadidiana🔴⚪
Horonan-tsary mampiseho ny tsidi-bohitra nataonay mianakadahiavy tany Ambanitsena (Ambohibehasina - Ankadindoha)
Mozika: Fela Kuti & Egypt 70 - pansa pansa (live in Berlin 1978)
Une petite vidéo🙃avant-goût