Akory aby! ๐๐๐ฆ๐ก๐๐ฌ๐๐๐ก๐ ๐ฃ๐๐ฅ๐๐ฆ, mitsidika an'izany ny groupe ny GMT+3 Great Madagascar Tours - Day Tours androany. Izy ito moa dia toeram-pialam-boly aty Marne-la-Vallรฉe, Frantsa, eo amin'ny 32 kilometatra atsinanan'i Paris no misy azy. Toerana fialam-boly anisan'ny lebibe indrindra raha eto Paris ary mahasitona olona maro be. Araho akaiky ny pejy fa hivoaka eto daholo ny sary rehtra rehefa avy eo. Misaotra tompoko.
#greatmadagascartours
#DMCtouroperatorinmadagascar
#bestlocaltouroperatorinmadagascar
๐๐๐+๐ (๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐)
* TRAVEL WITH THE EXPERT *
๐๐ป๐ณ๐ผ๐น๐ถ๐ป๐ฒ: ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐
๐๐จ๐ญ๐ฅ๐ข๐ง๐ & ๐๐ป๐ณ๐ผ๐น๐ถ๐ป๐ฒ ๐๐/๐ ๐๐ญ ๐๐ก๐๐ญ๐ฌ๐๐ฉ๐ฉ: ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐
Siรจge: LOT II C 18, AMPANDRANA OUEST, ANTANANARIVO IMMEUBLE EVERGREEN HOTEL et en face de la pharmacie d'Ampandrana et Extra Pizza.
Akory aby! Nitsidika ny ๐ ๐ผ๐ป๐๐บ๐ฎ๐ฟ๐๐ฟ๐ฒ izahay androany alahady.
Havoana lehibe hita ao amin'ny boriborintany faha-18 any Paris ary mitondra ny anaran'ny distrika manodidina azy. Montmartre dia fantatra indrindra amin'ny tantarany ara-javakanto, noho ny basilika Sacrรฉ-Cลur amin'ny tampony. Mbola eo @ ๐ ๐ผ๐ป๐๐บ๐ฎ๐ฟ๐๐ฟ๐ฒ ihany itony "cadenats" itony ary dia feno tokoa.
Aza hadino fa GMT+3 Great Madagascar Tours - Day Tours ihany no mbola manao voyage aty Europe hatreto. Ary facebook live foana no anaovanay izany ahafantaranareo fa tena misy ilay voyage fa tsy hoe sary na video mantsy dia afaka aseho @ ora izay tiana hanehoana azy. Fa ny facebook live dia @ iny fotoana iny mihitsy no eo @ ilay toerana ianao.
Afaka manao ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ihany koa izahay raha tsy te hanao ๐ฉ๐ข๐ฌ๐๐๐ ๐๐ก ๐๐ฅ๐ข๐จ๐ฃ๐ ho an'ny ๐ฃ๐๐ฌ๐ฆ ๐ฆ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฉ๐๐ฆ๐.
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mananonta ny biraonay, na miantso ny 034 64 797 18 / 034 08 287 00.
Misaotra tompoko dia mirary tontolo andro sambatra ho antsika rehetra indray ary.
#greatmadagascartours
#DMCtouroperatorinmadagascar
#bestlocaltouroperatorinmadagascar
๐๐๐+๐ (๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐)
* TRAVEL WITH THE EXPERT *
๐๐ป๐ณ๐ผ๐น๐ถ๐ป๐ฒ: ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐
๐๐จ๐ญ๐ฅ๐ข๐ง๐ & ๐๐ป๐ณ๐ผ๐น๐ถ๐ป๐ฒ ๐๐/๐ ๐๐ญ ๐๐ก๐๐ญ๐ฌ๐๐ฉ๐ฉ: ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐
Siรจge: LOT II C 18, AMPANDRANA OUEST, ANTANANARIVO IMMEUBLE EVERGREEN HOTEL et en face de la pharmacie d'Ampandrana et Extra Pizza.
Akory aby! "๐ง๐ข๐จ๐ฅ ๐๐๐๐๐๐ : ๐ญ๐ฒฬ๐ฟ๐ฒ & ๐ฎ๐ฒฬ๐บ๐ฒ ๐ฒฬ๐๐ฎ๐ด๐ฒ๐". Androany izahay no nitsidika azy. Ny tantarany moa dia izao manaraka izao.
Ny Tilikambo Eiffel dia tilikambo vita amin'ny vy vita amin'ny vy izay hita eo amin'ny Champ de Mars any Paris, Frantsa. Ny anarany dia avy amin'ny injeniera "๐๐๐๐๐ฎ๐๐ฒ ๐๐ถ๐ณ๐ณ๐ฒ๐น". Naorina ity tilikambo ity nanomboka tamin'ny 1887 ka hatramin'ny 1889.
Saika hadino, eo Ampasapito ihany koa misy anakiray.
Afaka manao ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ihany koa izahay raha tsy te hanao ๐ฉ๐ข๐ฌ๐๐๐ ๐๐ก ๐๐ฅ๐ข๐จ๐ฃ๐ ho an'ny ๐ฃ๐๐ฌ๐ฆ ๐ฆ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฉ๐๐ฆ๐.
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mananonta ny biraonay, na miantso ny 034 64 797 18 / 034 08 287 00.
Misaotra tompoko dia mirary tontolo andro sambatra ho antsika rehetra indray ary.
#greatmadagascartours
#DMCtouroperatorinmadagascar
#bestlocaltouroperatorinmadagascar
๐๐๐+๐ (๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐)
* TRAVEL WITH THE EXPERT *
๐๐ป๐ณ๐ผ๐น๐ถ๐ป๐ฒ: ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐
๐๐จ๐ญ๐ฅ๐ข๐ง๐ & ๐๐ป๐ณ๐ผ๐น๐ถ๐ป๐ฒ ๐๐/๐ ๐๐ญ ๐๐ก๐๐ญ๐ฌ๐๐ฉ๐ฉ: ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐
Siรจge: LOT II C 18, AMPANDRANA OUEST, ANTANANARIVO IMMEUBLE EVERGREEN HOTEL et en face de la pharmacie d'Ampandrana et Extra Pizza.
Nitsidika ny "๐ ๐๐๐ฒฬ๐ฒ ๐ฑ๐ ๐๐ผ๐๐๐ฟ๐ฒ" ny groupe GMT+3 Great Madagascar Tours - Day Tours tandroany, izay tranombakoka hita ao anatin'ny Lapan'i Louvre ao amin'ny boriborintany voalohany any Paris, Frantsa. Mizara ho sampana valo, ary mampiseho ny zavakanto tandrefana nanomboka tamin'ny "Moyen รge" ka hatramin'ny 1848, hitanao ao avokoa ny vakoka avy any Atsinanana, Ejiptiana, Grika, Etruscan ary Romana), ny zavakanton'ny Kristianina voalohany sy ny an'ny silamo. Miaraka amin'ny efitrano sy "galleries" mirefy 72.735 m2, io no tranombakoka zava-kanto lehibe indrindra eran-tany alohan'ny Hermitage Museum11 (66.842 mยฒ) any Rosia sy ny National Museum of China (65.000 mยฒ).

Siรจge: LOT II