Office Regional du Tourisme de Fianarantsoa - ORTF

Office Regional du Tourisme de Fianarantsoa - ORTF Nous avons le plaisir de vous faire découvrir les charmes et les secrets de cette région multicolore.

24/05/2024
19/05/2024

Mankasitraka e !

Tongava daholo
18/05/2024

Tongava daholo

Bonjour à tous,Nous vous prions de visiter notre site web : https://fianarantsoa-tourisme.comORTF : "Ensemble, développo...
17/05/2024

Bonjour à tous,

Nous vous prions de visiter notre site web : https://fianarantsoa-tourisme.com

ORTF : "Ensemble, développons le tourisme à Fianarantsoa "

La ville a été érigée en 1831 par la reine Ranavalona I qui souhaitait édifier une ville jumelle d’Antananarivo et en faire la capitale de la partie sud du pays Betsileo.

17/05/2024

Ordre du jour de l'assemblée générale ordinaire de l'ORTF qui se tiendra le Samedi 18 Mai 2024 à 9h à l'hôtel ZOMATEL :

- Rapport d'activité du premier trimestre, présenté par Mr Le PCA (15 mn).

- Rapport budgétaire durant ce premier trimestre, présenté par Mme Felana ,Trésorière de l'ORTF (10mn)

- Présentation du PTA 2024 par Mr Le PCA (25mn)

- Passation au vote du PTA par les membres de l'assemblée générale (5mn)

- Divers (30mn)
-Preparation de l'ITM
-Les projets à court terme (roll-up tour, embellissement du bureau de l'ORTF dans le hall de la gare FCE
- Diffusion des spots vidéos des 5 randonnées organiser par l'ORTF dans les établissements hôteliers, des coopératives de transport tel que Cotisse, Soatrans et les établissements de microfinance Accès banque, Sipem, baobab.....

-Hay fy an'arabe du 20 Mai 2024

- Discours de clôture de l'assemblée générale ordinaire (5mn)

Fin de l'AG prévue à 11h45.

Merci pour votre attention.

ORTF "Ensemble, développons le tourisme à Fianarantsoa"

Ndao ndray hoany IALANANINDRO e !
15/05/2024

Ndao ndray hoany IALANANINDRO e !

A vos agendas ! Tsy Mila mikarakara sakafo intsony amin'ny lundi de Pentecôte fa Dia efa eny🍀🍀
13/05/2024

A vos agendas !
Tsy Mila mikarakara sakafo intsony amin'ny lundi de Pentecôte fa Dia efa eny🍀🍀

🍁🍁Les membres du Groupement des hôteliers et restaurateurs de Fianarantsoa ont l'honneur de vous inviter à ce grand événement gastronomique.
Une grande première à Fianarantsoa ! 👌😊
Rendez-vous donc le lundi de Pentecôte 20 mai 2024 à partir de 11h00
Ne ratez pas cette occasion unique !
Rejoignez nous 🍁😊

13/05/2024
13/05/2024

🇲🇬Ry namako isany mpankafy natiora💚🌱🌱
Inty ary ilay fandaharam-potoana nandrasantsika rehetra mahakasika ny rodorodo🚶🚶🏞️
Aza misalasala manoratra anarana ary tompoko 🥰

🇫🇷Mes chers amis passionné de la nature💚🌱🌱
Voici le programme pour la randonnée que nous attendions tous 🚶🚶🏞️
N'hésitez pas à s'inscrire 🥰

Eny indray izany isika rehetra !!!
13/05/2024

Eny indray izany isika rehetra !!!

ALEFA ALEFA ALEFA !!!!"Ensemble, développons le tourisme à Fianarantsoa"
25/04/2024

ALEFA ALEFA ALEFA !!!!
"Ensemble, développons le tourisme à Fianarantsoa"

🇲🇬 𝗥𝗔𝗡𝗗𝗢𝗡𝗘𝗘 𝗔𝗨 𝗩𝗜𝗟𝗟𝗔𝗚𝗘 𝗗'𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗧𝗦𝗜𝗠𝗔
𝗩𝗜𝗟𝗟𝗘: FIANARANTSOA 301
𝗗𝗔𝗧𝗘: 11 MAI 2024
𝗗𝗨𝗥𝗘𝗘 : DEMI-JOURNEE
𝗡𝗜𝗩𝗘𝗔𝗨: MOYEN
𝗗𝗜𝗦𝗧𝗔𝗡𝗖𝗘 𝗔 𝗣𝗔𝗥𝗖𝗢𝗨𝗥𝗜𝗥: +/- 4 km
𝐃𝐀𝐓𝐄 𝐋𝐈𝐌𝐈𝐓𝐄 𝐃'𝐈𝐍𝐒𝐂𝐑𝐈𝐏𝐓𝐈𝐎𝐍 : 01/05/2024
𝗣𝗥𝗜𝗫: 0 Ariary (GRATUIT)
𝗣𝗟𝗔𝗖𝗘𝗦: 𝗟𝗜𝗠𝗜𝗧𝗘𝗘𝗦 (60)

𝗜𝗡𝗖𝗟𝗨𝗦:
Le transport A/R
Le guide historien de GMT+3

𝗘𝗫𝗖𝗟𝗨𝗦:
Le dejeuner pique nique
La bouteille d'eau
Vos depenses personnelles

𝗟𝗜𝗘𝗨 𝗗𝗘 𝗗𝗘𝗣𝗔𝗥𝗧/𝗔𝗥𝗥𝗜𝗩𝗘𝗘: ROND POINT D'AMBOZONTANY
𝗛𝗘𝗨𝗥𝗘 𝗗𝗘 𝗗𝗘𝗣𝗔𝗥𝗧: 09:00 DU MATIN
𝗜𝗡𝗙𝗢𝗟𝗜𝗡𝗘/𝗜𝗡𝗦𝗖𝗥𝗜𝗣𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢𝗔: 034 03 124 01

𝐆𝐌𝐓+𝟑 (𝐆𝐑𝐄𝐀𝐓 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝐓𝐎𝐔𝐑𝐒)
* TRAVEL WITH THE EXPERT *
☎️: 𝐇𝐨𝐭𝐥𝐢𝐧𝐞 & 𝗜𝗻𝗳𝗼𝗹𝗶𝗻𝗲 𝟐𝟒/𝟕 𝐞𝐭 𝐖𝐡𝐚𝐭𝐬𝐀𝐩𝐩: 𝟎𝟑𝟒 𝟔𝟒 𝟕𝟗𝟕 𝟏𝟖
Siège : LOT II C 18, AMPANDRANA OUEST, ANTANANARIVO IMMEUBLE EVERGREEN HOTEL et en face de la pharmacie d'Ampandrana et Extra Pizza
Email: [email protected]
Website: https://www.great-madagascar-tours.com/

22/04/2024

À la plantation de thé de Sahambavy et l'Agro-tourisme de SOTHEMAD le 20 Avril 2024 avec l'ORTF
" Ensemble, développons le tourisme à Fianarantsoa"

20/04/2024
Any Sahambavy indray isika rahampitso miaraka amin'ny ORTF !
19/04/2024

Any Sahambavy indray isika rahampitso miaraka amin'ny ORTF !

Tobilehibe SOATANANA an-tsary !Pic by Famatoraniaina René Valisoa
19/04/2024

Tobilehibe SOATANANA an-tsary !
Pic by Famatoraniaina René Valisoa

18/04/2024

Miarahaba antsika rehetra.

Efa tapitra ny fisoratana anarana ho eny Sahambavy amin'ny Sabotsy hoavy izao.

Efa feno tanteraka ny fiara natokan'ny ORTF hitaterana ny mpandeha (3500 Ariary hiantohan'ny ORTF, ary 3500 antohan'ny mpandeha)

Ho an'izay mbola manam-paniriana ny hoany dia manao izay fomba hahatongavany eo anoloan'ny vavahadin'ny SIDEXAM Sahambavy amin'ny 8h30 maraina ny Sabotsy 20 Avril 2024, ary miantoka ihany koa ny fomba andehanany miverina aty Fianarantsoa, fa maimaim-poana hatrany kosa ny fitsidihina rehetra atao any an-toerana raha tafiaraka amin'ny ORTF.

Mankasitraka indrindra tompoko.

ORTF.

Eny Sahambavy no hamaranantsika ny "randonnée" maimaim-poana atolotry ny Ofisim-paritry ny Fizahan-tany eto Fianarantsoa...
15/04/2024

Eny Sahambavy no hamaranantsika ny "randonnée" maimaim-poana atolotry ny Ofisim-paritry ny Fizahan-tany eto Fianarantsoa antsika nandritra izay volana Marsa sy Aprily izay.

Mino sy manantena fa hiaraka sy hifanome tànana isika rehetra ho amin'ny fampiroboroboana ny Fizahan-tany eto Fianarantsoa.

Araka ny fandaminana, dia ny ORTF no miantoka ny frais aller (3500 Ariary) fa ny mpandeha kosa no miantoka ny frais retour.

Ary voafetra ihany ny toerana.

Mankasitraka indrindra

" Ensemble, développons le tourisme à Fianarantsoa"

SOATANANA indray ô !
11/04/2024

SOATANANA indray ô !

11/04/2024

Miarahaba antsika namana mpanao randonnée miaraka amin'ny ORTF rehetra.

Amin'ny Alahady 14 Avril 2024 hoavy izao no hoany Soatanana indray isika, manoloana ny mbola tena haratsin'ny làlana sy ny tsy fisian'ny Taxi-brousse Alahady dia fiara tsy mataho-dalana iray ihany no afaka hitondra antsika hoany.

Olona vitsikely no zakan'ny fiara, ka noho izany dia mangataka solontena iray avy avy aminareo Établissement mianatra momban'ny Tourisme : ISTE, INSCO, GTU hiaraka ami'ny Office hoany.

Marihina fa izay olona tena mazoto ny hikarakara excursion mankany Soatanana ao aoriana kely ao no tokony handeha fa tsy sanatria olona handeha hitsangatsangana fotsiny ary koa olona mba afaka hifampizara tsara amin'ireo namana mpiara-mianatra aminy ny expérience hitany tany.

Départ Alahady 14 Avril 2024 amin'ny 6h00 maraina eo amin'ny terminus Bus 29 Ankofafa Andrefana.

Fiverenana, prévu tonga eo Ankofafa Andrefana Alahady après-midi vers 16h30 - 17h00.

Hiangaviana mba hiantso ny laharana 0340327515 ilay solontena handeha tompoko.

Efa lazaina eto sahady ny manaraka, amin'ny Sabotsy 20 Avril 2024 hoavy izao dia eny Sahambavy indray isika, afaka ary irariana raha mandeha daholo isika rehetra amin'io fotoana io satria io ihany koa ny randonnée farany gratuit atolotry ny ORTF antsika.

Mankasitraka indrindra.

" Ensemble, développons le tourisme à Fianarantsoa"

ORTF.

Fianarantsoa, un endroit pour vivre ...❤️
10/04/2024

Fianarantsoa, un endroit pour vivre ...❤️

La randonnée du Samedi 30 Mars 2024 à Ambatomainty en photos.ORTF : "Ensemble, développons le tourisme à Fianarantsoa"Pi...
04/04/2024

La randonnée du Samedi 30 Mars 2024 à Ambatomainty en photos.

ORTF : "Ensemble, développons le tourisme à Fianarantsoa"

Pic by Famatoraniaina René Valisoa

03/04/2024

La randonnée du Samedi 30 Mars 2024 organisée par l'ORTF à Ambatomainty, village des Potiers, en vidéo !
Pic by Famatoraniaina René Valisoa

Toujours dans le cadre de la promotion du tourisme à Fianarantsoa.

La randonnée du 23 Mars 2024 à Andraitsima en photos.Pic by Famatoraniaina René Valisoa " Ensemble, développons le touri...
28/03/2024

La randonnée du 23 Mars 2024 à Andraitsima en photos.
Pic by Famatoraniaina René Valisoa
" Ensemble, développons le tourisme à Fianarantsoa"

Raikitra indray amin'ny Sabotsy izao, eny Ambatomainty indray izany e !Miaraka amintsika eny foana ny photographe tsika ...
27/03/2024

Raikitra indray amin'ny Sabotsy izao, eny Ambatomainty indray izany e !
Miaraka amintsika eny foana ny photographe tsika à Famatoraniaina René Valisoa
Alefaso haingana ary ny fisoratana anarana.
Ao anatin'ny tolotra maimaim-poana atolotry ny ORTF isaky ny Sabotsy hatrany !!!!

Address

Antananarivo
FIANARANTSOA

Telephone

+261340327515

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Office Regional du Tourisme de Fianarantsoa - ORTF posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Office Regional du Tourisme de Fianarantsoa - ORTF:

Videos

Share


Other Tourist Information Centers in Antananarivo

Show All