Le picnic

Le picnic Organisateur de voyage et vacances à Ranomafana

10/06/2023

💚💚💚💚💚

❌ Alerte réservation ❌Efa kely sisa dia hiditra tanteraka ao anatin'ny fialantsasatra an💚☺️👉 Te hijery spectacle de lému...
01/06/2023

❌ Alerte réservation ❌

Efa kely sisa dia hiditra tanteraka ao anatin'ny fialantsasatra an💚☺️

👉 Te hijery spectacle de lémurien ve ianao?
👉 Mpakafy randonnée ?
👉 Akaman'ny natiora?
👉 Indrindra moa fa piscine Thermale.

Tsy votery hisahirana intsony ianao, Izahay dia afaka mandray antanana:
✅Transport aller et retour
✅ Famandrihana mialoha ny toerana hivatananao (mifanaraka amin'ny qualité sy ny isa mety aminao)
✅ Fandrindrana ireo fialamboly azo atao aty antoerana.

Manao réservation mialoha fotsiny dia afaka mihanoka ilay vacances tianao araky ny budget anao.

Tél.☎️0346830024
Le Picnic : mandray antanana ny vacances-nao aty Ranomafana

Parc national Ranomafana
31/05/2023

Parc national Ranomafana

Iza no efa teto? Maromaro ihany ianareo manana sary teto Zay....Ao koa anefa no.mbola tsy teto mintsy.✅ Azo anaovana fit...
02/05/2023

Iza no efa teto?
Maromaro ihany ianareo manana sary teto Zay....
Ao koa anefa no.mbola tsy teto mintsy.

✅ Azo anaovana fitsanganana tsara.
✅Dia atongotra 40 min eo ho eo mandeha miadana tsara.
✅Tsy de misy fikarana ny lalana: afaka itondrana Zaza sy ireo olona efa nahazo taona.🙂
✅Eny andalan Dia mahita ny fomba fiveloman'ireo "Tanala"

Raha toa ianao maniry ho any rehefa mitsidika an'i Ranomafana Dia antsoy avy hatrany ny
☎️0346830024

02/05/2023
'Ndao horesahantsika ity Arboretum ity.1km miala ny tananan'i Ranomafana no misy azy.✅Ny activités azo atao ao- Picnic (...
26/04/2023

'Ndao horesahantsika ity Arboretum ity.
1km miala ny tananan'i Ranomafana no misy azy.

✅Ny activités azo atao ao
- Picnic ( afaka misakafo ao sady mankafy natiora ihany.....
- Lalao maro samihafa
-Méditation
---

✅Ny Zavatra hita ao
- zavamaniry no tena betsaka ao....misy karazany maro, indrindra fa ireo mampiavaka an'i Madagasikara.
- Tanalahy ngeza indrindra eto Madagasikara
( Ao amin'ny commentaire ny sary)

✅Afaka mandeha fiara isika Ary afaka mandeha tongotra ihany koa rehefa handeha ho any.

Azo atao tsara arak'izany ny mitondra ireo zanatsika, ireo Ray aman-drenitsika efa nahazohazo taona MBA haka rivotra Madio any.

👉Aza hadino
Izahay Dia mandray antanana tanteraka ny fitsangatsanganareo aty Ranomafana.

Ho fialantsasatra, milamina, mivavaka, mahafapo.

☝️☝️Ao amin'ny commentaire ireo sary fanampiny o

Réservation: 0346830024

Bon dimanche à tous.💚Aty Ranomafana Io annnn.Superbe vue avy amni'ireo hôtel miaramiasa amitsika.
23/04/2023

Bon dimanche à tous.

💚Aty Ranomafana Io annnn.

Superbe vue avy amni'ireo hôtel miaramiasa amitsika.

Takariva aty RanomafanaRivotra Madio, Saina milamina, vatana Salama.Photo: Ihary hotelAza misahirana intsony fa Raisinay...
21/04/2023

Takariva aty Ranomafana

Rivotra Madio, Saina milamina, vatana Salama.

Photo: Ihary hotel

Aza misahirana intsony fa Raisinay antanana ny vacances nareo aty Ranomafana.
Fanazavana fanampiny: 0336830024

21/04/2023

Iza no efa nahita ity Cascade ity isika efa taty Ranomafana?
Jereo anieeeeee......

20/04/2023

Fikafika 06 mba hampisy '' motivation '' ny mpiasanao

Ny mpiasa tsisy fahavitrihana dia mitondra fatiantoka be ho an'ny orinasanao ka izay no hitondrako vahaolana kely ho anareo androany.

1. Mizarà vina ho an'ny mpiasa.
Ny fahafantaran'ny mpiasa ny tanjona ao anaty orinasa sy ny anjara asany amin'izany dia mety hitondra fahavitrihana ho azy.

2. Manàna fahatokisana ho an'ny mpiasa.
Aza dia mitaintaina be fa apetraho ny fahatokisana fa anisany mampirehareha ny mpiasa ny fahatsapany fa atokisan'ny mpampiasa azy izy ka mahatonga azy havitrika hiasa.

3. Mamorona Challenge ho an'ny mpiasa.
Ny fisian'ny Challenge dia anisany mampiakatra ny fahavitrihan'ny mpiasa hamokatra. Ohatra teneninao izy hoe izay mahatratra chiffre ohatrizao isambolana dia mahazo Prime ohatrizao.

4. Manomeza fankasitrahana.
Rehefa nahita fiezahana na nahita azy mba nahomby kely ianao dia mba omeo fankasitrahana kely izy mba hahatonga azy havitrika hanohy foana ny ezaka nataony fa tsy ny zavatra tsy nety nataony foana no teneninao aminy.

5. Manomeza tombotsoa ho azy ankoatran'ny karama.
Ny karama moa raha ny tena marina dia tsy tombotsoa fa valin-kasasarana.
Azonao atao ny manolotra karazana fiofanana ho azy . Manolotra fialantsasatra kely.

6. Mambolia fialamboly ao am-piasana.
Azo atao tsara ny mamorona karazana fialamboly kely mba hampisy connection amin'ny mpiasa ao ampiasana toy ny hoe :
Mba mikarakara fety mitambatra indraindray.
Mba mikarakara club ho azy.
Mba mikarakara fanatanjahantena miaraka ohatra.

Izay fa tadidio fa tsy ny karama ambony loatra no mahatonga ny mpiasa hijanona sy havitrika amin'ny orinasa iray fa ny fahatsapany ny toerana misy azy ao tsy toy ny fonja.

Réussir avec Martin

-Mpandeha aty Ranomafana ve ianao anefa piscine irery ihany no toerana hitanao?-Maniry MBA hahaita toerana maro ve ianao...
20/04/2023

-Mpandeha aty Ranomafana ve ianao anefa piscine irery ihany no toerana hitanao?

-Maniry MBA hahaita toerana maro ve ianao rehefa makaty Ranomafana?

-Te hakanfy tanteraka ny hakanton'ny natiora ve ianao rehefa mitsidika an'i Ranomafana?

✅Indro ary atolotray anao ireo toerana azonao tsidihina rehefa mitsangatsanagana aty Ranomafana ianao.

1: Parc National Ranomafana: natao ho antsika malagasy iany koa Io an....
Eo ho eo amin'ny 5km alohan'ny hiditra ny tanana no misy azy.

2: Arboretum: toerana maintso tsara azo anaovana picnic sy jeu, 1Km miala ny tananan'i Ranomafana no misy azy.

3: Réserve naturel: aitana vidéo ihany koa, espace jeu ho an'i ankizy, Ary piscine rano mangatsika.
8km miala ny tanana no misy azy

4: Cascade: Manao Randonnée kely rehefa makany, tsy de misy fikarana,
Eo ho eo amin'ny 5 km ihany koa. Afaka anaovana déjeuner picnic koa any.

5: Village Tanala: aitanao ny fombanfiainan'ny Tanala amin'ny andava'andro.

6: Piscine sy bain.... Izay tena ahafantaratsika an'i Ranomafana, rehefa reradreraka ny fitsidihana iny Dia milona RANOMAFANA.

👉👉Soraty ao amin'ny commentaire Ary hoe Aiza amin'ireo no efa nadehananao Ary aiza no Tianao hotsidihina amin'ny manaraka?

Mbola hitohy.........

✅Izahay Dia afaka mandray antanana ny fikarakarana ny vacances nareo aty Ranomafana

☎️0346830024

Isan'ny fanotania be manotany indrindra izy ity.✅ Raha Tia ianao olona Tia toerana milamindamina.✅ Raha toa ianao Tsy Di...
19/04/2023

Isan'ny fanotania be manotany indrindra izy ity.
✅ Raha Tia ianao olona Tia toerana milamindamina.
✅ Raha toa ianao Tsy Dia Tia mifangaro bé amin'ny olona fa tena hoe te k'hankafy fotoana mamy miarak amin'ireo namanao sy fianakavianao
✅Raha toa ianao manana fotoana Malalaka
👉Ny larobia hatramin'ny Zoma no tena tsara

✅Raha toa kosa ianao isan'ireo Tia filaminana, Tia natiora, nefa tsy manana fotoana Malalaka fa miasa lava
👉Week_ end mety ihany koa
🚫Atao aloha fotsiny ny réservation ny toerana hatorian sy ny guide amin'izay tsy votery motety hôtel vao mahita ilay mifandraika amin'ny isan'ny fianakavianao sy ny budget anao

✅Raha toa kosa ilay ambiance miaraka amin'ny daholobe no Tianao Dia rehefa fety toy ny Pâques, Pentecôte no tsara andehananay aty Ranomafana.
🚫 Aza adino foana ny réservation an....

Raha toa ianao mbola tsy taty Ranomafana na efa taty ihany fa tsy afapo ka te hiverina, Le picnic Dia afaka mandray antanana ny fikarakarana ny vacances tsika,

Ny tolotra omenay Dia mifanaraka amin'ny filan'ny fianakavianao tsirairay sy ny fahafahany.
☎️0346830024

💚Tia mitsangatsanagana ve ianao? 💚Te hampifalifaly ny ankohonanao ve ianao amin'ny PAQUES?💚Tianao hiavaka ve ny fitsanga...
10/03/2023

💚Tia mitsangatsanagana ve ianao?
💚Te hampifalifaly ny ankohonanao ve ianao amin'ny PAQUES?
💚Tianao hiavaka ve ny fitsangatsangabana PAQUES amin'ity 2023 ity.

✅Hanolotra offre "spécial PAQUES" ho an'ireo Tia filaminana sy Natiora izahay.

Manasa anao hanaraka hatrany ny pejy, ( Sao Dia tara indray)

🔵Mitohy hatrany ny fandraisana réservation.

Le picnic: mandray antanana 100% ny fitsangatsangananao aty Ranomafana.

☎️0346830024

Hôtel iray isan'ny ahafantarana an'i Ranomafana. 😍Manana chambre double et familiale ry zareo.😍Afaka mivatana ato isika ...
26/02/2023

Hôtel iray isan'ny ahafantarana an'i Ranomafana.
😍Manana chambre double et familiale ry zareo.
😍Afaka mivatana ato isika rehefa mandeha manao week end na vacances kely aty Ranomafana.
😍 Tsy lavitra ny tanana izy ( idéale ho an'ireo famille tsy manana fiara hivezivezena)

✅Amboary Ary programme de vacances tsika e....

Le picnic : mandray antanana ny fikarakarana ny vacances nao aty Ranomafana.
0346830024

Eny, ao anatin'ny fotoana ny cyclone isika izao...fa na izany aza miala lavitra fa hoavy ny tolotra vaovao be ho antsika...
21/02/2023

Eny, ao anatin'ny fotoana ny cyclone isika izao...fa na izany aza miala lavitra fa hoavy ny tolotra vaovao be ho antsika tia voyage anaty natiora💚💚💚💚💚

Tsara be ny andro 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰
08/02/2023

Tsara be ny andro 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰

Rehefa MBA te hitsangatsangana aty Ranomafana Dia Anisan'ny olana hoaantsika avy any Tana sy Antsirabe ny fitaterana Ary...
22/01/2023

Rehefa MBA te hitsangatsangana aty Ranomafana Dia Anisan'ny olana hoaantsika avy any Tana sy Antsirabe ny fitaterana Ary ny fijerena ny trano hivatana.

Indrayndray Dia mivezivezy mitety hôtels maro isika vao tojo ilay Tiantsika sy mifanaraka amin'ny filantsika.

✅TAPITRA hatreto Zay rehefa miarak amin'ny Le picnic ✅

✅MISY fiara maka anareo any amin'izay misy anareo Tana, antsirabe , sns.....
✅ Omaninay mialoha ny toerana hivatananareo
✅ MANKAFY vacances avy hatrany ianao rehefa Tonga aty.... Tsy misahirana intsony

☎️0346830024

✅OLANA HO ANAO VE NY FITADIAVANA TRANO HIVATANANA: RANOMAFANA✅👉Isan'ireo tena manahirana antsika mpitsangatsangana ny mi...
19/01/2023

✅OLANA HO ANAO VE NY FITADIAVANA TRANO HIVATANANA: RANOMAFANA✅

👉Isan'ireo tena manahirana antsika mpitsangatsangana ny mijery ny toerana hivatanana rehefa ho aty Ranomafana.

👉Indraindray isika mivezivezy mitety Hôtel maromaro vao mahita amin'ilay tena mifanaraka amin'ny filantsika sy ny budget antsika.

👉Indraindray aza Dia mionona amin'izay hita isika n'a Dia ts amin'ilay tena tianatsika aza.

Izany indrindra no nahatonga anay ato amin'ny Le picnic manolotra anareo ireto vahaolana ireto:

Misy karazany 3 ny trano azonareo ivatanana rehefa mano vacances aty Ranomafana:
✅Chambre d'hôtes , dortoir:
Samy mahazaka olona maromaro,

✅Chambre standard ( misy eau chaude, misy ny misy wifi, misy ihany koa ny tsy misy mahazaka olona iray hatramin'ny 5)

✅ Bungalow confort ( araka izay anarany izay dia confortable kokoa izy ireto mioatra amin'ilay chambre standard, misy eau chaude, wifi, mahazaka olona 1 hatramin'ny 5 ihany koa.

Miteny fotsiny izay karazana chambre mety aminareo ianreo Dia izahay manao ny réservation, tsy votery mivezivezy intsony rehefa Tonga aty fa vacances sy voyage efa mipetrapetraka tsara, efa vonona daholo ny Zavatra rehetra. Le
Le Le Picniccnic: 0346830024

Ity ndray Ary ny sarintsika androany.🔵Iza no manana plan handeha hiala sasatra sy hilona rano aty Ranomafana amin'ity 20...
18/01/2023

Ity ndray Ary ny sarintsika androany.

🔵Iza no manana plan handeha hiala sasatra sy hilona rano aty Ranomafana amin'ity 2023 ity?

✅Ity Ary ny patipatin'ny hakanton'ny voyage e.
Samia mankafy,❤️

Inona no mampiavaka ny voyagetsika amin'ny 03, 04,05,06 février 2023?  ❤️Mitohy ny fandraisana réservation ho an'ny voya...
11/01/2023

Inona no mampiavaka ny voyagetsika amin'ny 03, 04,05,06 février 2023?

❤️Mitohy ny fandraisana réservation ho an'ny voyage découverte et détente à Ranomafana ❤️

👉 Hitsidika ireo toerana mbola tsy de fa dehanantsika isika ....... Ohatra cascade ..........

👉 Hisy ny séance de développement personnel et méditation. Izay samy hatao any anaty natiora avokoa.....sady manao découverte natiora isika no manao découverte ny tenatsika ihany koa.

👉Voafetra ihany ny mpandray Anjara hitsinjovana ny kalitaon'ny voyage....

Aza atara ary
Réservation: 0346830024
Fadraisana Anjara: 479 000ar /personne
Tout compris

🚫Exclus: sakafo en andalana, goûter, Eau

Vao miresaka Ranomafan Dia piscine thermale avy hatrany no Tonga ao antsaintsika volohany e?☺️Ndao Ary horesahantsika ke...
09/01/2023

Vao miresaka Ranomafan Dia piscine thermale avy hatrany no Tonga ao antsaintsika volohany e?
☺️Ndao Ary horesahantsika kely ny momba azy Io.

👉Maro ny fanavaoazana natao teo amin'ny lafiny infrastructures ( vestiaire, fasina entana notafoana hiarovana ny entatsika, ny gegy ihany koa nohavaozina hanomezana endrika tsara azy ....

👉 Nohatsaraina ny fomba fiasa:
Diovina isaky ny adin'ny 2 ny vestiaire

👉 Tsy maintsy manao maillot sy Bonet ireo mpilomano, eny na ny Zaza.

Izany eo ihany fa nde atombotsika amin'ny fianarana sary mahafinaritra teto amin'ity piscine ity aloha ny alatsinaniny e.....
☺️☺️☺️☺️☺️
Ity ny lien ny Voyage organisé antsika manaraka
Date: 03,04,05,06 février 2023
https://www.facebook.com/100083221927446/posts/155032697280794/?app=fbl

Lahady ny andro, nde hankafy natiora☺️☺️☺️☺️Sombitsombiny amin'ny hakanton'ny Ranomafana ihany ireto.Efa mandeha ny rése...
08/01/2023

Lahady ny andro, nde hankafy natiora☺️☺️☺️☺️

Sombitsombiny amin'ny hakanton'ny Ranomafana ihany ireto.
Efa mandeha ny réservation antsika amin'ilay voyage " détente et découverte à Ranomafana"

💥Bonus bé ho antsika amn'io voyage Io Ankoatra ny visite maro samihafa sy activités
👉Méditation
👉 Développement personnel izay samy hatao en plein nature daholo.

☘️Afaka jeretsika ato am page ny tsara ho fantatra momba Io voyage Io,
☘️afaka mandefa hafatra miafina ihany koa raha Mila fanazavana fanampiny
☘️Afaka miantso ny 0346830024 avy hatrany ihany koa

🚫Voafetra ny toerana hitsinjovana ny kalitaon'ny voyage...
Bon dimanche

Maniry hisitaka kely ny tabataban'ny tanan-dehibe ve ianao? Maniry hi recharger batterie hiatrehana ny taona vaovao?Te h...
04/01/2023

Maniry hisitaka kely ny tabataban'ny tanan-dehibe ve ianao?
Maniry hi recharger batterie hiatrehana ny taona vaovao?
Te haka Aina anaty natiora miaraka amin'ny fianakavianao?

Natao ho anao indrindra ity voyage découverte any Ranomafana ity.

AU PROGRAMME
Visite parc national Ranomafana
Visite Arboretum
Randonnée Cascade
Séance de méditation
Séance de développement personnel ( avec coach)
Piscine jour et nocturne

Fandraisana Anjara: 479 000ar Par personne monja mandritra ny 4 andro

Date: 03, 04, 05, 06 février 2023

Inclus:
Transport: Tana - Ranomafana - Tana (statex)
Hébergement : bungalow confort
Pension complète : petit déjeuner, déjeuner, dîner
Droit d'entrée parc, arboretum
Frais de guidage
Coaching ( méditation et développement personnel)
Accès piscine thermale

Exclus:
Sakafo eny andalana
Goûter
Besoin personnel
Eau.

Antsirabe: Raisinay eo Antsirabe ianareo.

Réservation: 0346830024

Inona no ilainao amin'izao fiandohan'ny taona izao?👉Mila énergie sy motivation hanatratrarana tanjona ve?👉Mila misitaka ...
03/01/2023

Inona no ilainao amin'izao fiandohan'ny taona izao?
👉Mila énergie sy motivation hanatratrarana tanjona ve?
👉Mila misitaka kely maka rivotra vao2 ve satria reraka ny fety?
👉Mila vacances hakana bahana hiatrehana nity 2023 ity ve?

Ho avy tsy ho ela ny VO " développement personnel dans la nature"
Hatao aty Ranomafana.....

Aza miala Ary araho hatrany ny pejy😍

(Sary indrana)

🤣Tsikitsiky kely entina mamarana ny taona e🤣☘️Mnomana pack voyage Ranomafana tsarabe ho antsika izahay amin'ny 2023 Io a...
31/12/2022

🤣Tsikitsiky kely entina mamarana ny taona e🤣

☘️Mnomana pack voyage Ranomafana tsarabe ho antsika izahay amin'ny 2023 Io an☘️☘️☘️😍😍😍

Araho hatrany ny pejy.

Ankoatra ireo activités efa  nahafantarantsika an'i Ranomafana Dia Afaka manao kyaking izahay koa rehefa manao vacances ...
30/12/2022

Ankoatra ireo activités efa nahafantarantsika an'i Ranomafana Dia Afaka manao kyaking izahay koa rehefa manao vacances kely sy mandalo aty.

Afaka mandeha irery raha efa zatra sy mahay. Miaraka amin'ny tompon'andraikitra kosa raha mbola tsy mahay na matahotra mandeha irery.

Raha maniry hanao Kyaking ianareo Dia afaka miditra mp avy hatrany. (Sous réservation)
☎️0346830024

Iza no efa nitsidika ny parc national Ranomafana ka nandalo teto amin'ity cascade ity?Tena Mahatamana eo annn....Ary mah...
29/12/2022

Iza no efa nitsidika ny parc national Ranomafana ka nandalo teto amin'ity cascade ity?

Tena Mahatamana eo annn....Ary mahafinaritra ny milalao Rano eo rehefa mafana bé toy izao
Le picnic Ranomafana
☎️0346830024

Ranomafana Dia isan'ireo toerana 100 maninyona eto Madagasikara💚❤️Efa taty ve ianao? Sa mbola maniry?Le picnic: afaka ma...
26/12/2022

Ranomafana Dia isan'ireo toerana 100 maninyona eto Madagasikara💚❤️

Efa taty ve ianao? Sa mbola maniry?

Le picnic: afaka mandray antanana ny fivahiniananao aty Ranomafana
Info et réservation: 0346830024

☘️Fikafika kely hahatomombana tsara ny fitsangatsangana☘️Satria fialatsasatra no hatao Dia tsara ny miomana MBA hilamina...
20/12/2022

☘️Fikafika kely hahatomombana tsara ny fitsangatsangana☘️

Satria fialatsasatra no hatao Dia tsara ny miomana MBA hilamina tsara ny Dia.

Isika rehetra izay efa nanao réservation tato aminay Dia tsara raha miomana kely amin'ireo.

👉Kiraro: ilaina tokoa rehefa handeha anaty ala sy hanao randonnée, kendreo MBA tsy kiraro tery na malama...ilay mahazaka Dona ireny☺️ tsy sahirana isika amin'izay.

👉 Satroka : isika tsy Dia mahazaka hafanana no tena Mila azy ity satria lasa voahelingelina tsy afaka mijery ny eny ambony isika raha toa ka hitondra elo any anaty parc.☺️

👉 Imperméable : tsarovy fa Ranomafana Dia tena mbola rakotra ala,,,,, matetika arak'izany nomisy erikerika manify sy orana rehefa hariva iny Dia tsara isika mivonona hatrany

👉Sac à dos na poketra: izay maha alaise antsika mety daholo. Hasiana ny téléphone (manaraka antsika foana iny amin'ny fakana sary), rano, goûter, mouchoir, Dia MBA libre tsara ny tanatsika fa tsy votery itsitsina sachet Dia sahirana bé.

Afaka jerena ao ambanimbany ao ilay tolotra promotion ho an'ny volana décembre.

Réservation: 0346830024

☘️Kely sisa Dia ho Tonga ny fialatsasatry ny Noely, Aiza Ary no haleha?☘️Rehefa foatona fialatsasatry Dia tsara ny manao...
19/12/2022

☘️Kely sisa Dia ho Tonga ny fialatsasatry ny Noely, Aiza Ary no haleha?☘️

Rehefa foatona fialatsasatry Dia tsara ny manao ireto Zavatra 2 ireto:
👉Entina mivoaka ny fahitany andavanandro izy.....oahatra: mandeha restaurant kely, entina miantsena, entina mitsangatsanagana amin'ny toerana milamina.....
👉 Miaraka manao activités aminy: isanandro mantsy samy Revo amin'ny asa amandraharahara sy ny fianarana ny mpianakavy.
Azo atao tsara ireto:
💚mitsidika parc
💚manao piscine
💚mandehandeha anaty natiora

💗amin'izao vacances izao Dia manao tolotra miavaka ho an'ireo mpianakavy maniry hitsangatsangana aty Ranomafana "le picnic" 💗

Réservation et informations:
☎️0346830024

Afaka mandefa hafatra miafina ihany koa ianareo.

Ireo mpianatry ☘️Nature center☘️ nitsidika ny parc national Ranomafana....Faly ny ankizy naita ireo karazambiby sy zavam...
07/12/2022

Ireo mpianatry ☘️Nature center☘️ nitsidika ny parc national Ranomafana....

Faly ny ankizy naita ireo karazambiby sy zavamaniry 🥰

👉Le picnic : mikarakara sy mandray antanana ny vacances tsika aty Ranomafana.
☎️0346830024

Tianareo ve raha manao déjeuner picnic en face d'une cascade hoatra an'izao sady anaty natiora tanteraka?👉Tongava aty Ra...
02/12/2022

Tianareo ve raha manao déjeuner picnic en face d'une cascade hoatra an'izao sady anaty natiora tanteraka?

👉Tongava aty Ranomafana Ary e👈

Aza hadino fa mbola mitohy mandritra ity volana décembre ity an....
Alefaso ao amin'ny mp ny date mahafaka anareo.
☎️0346830024

"La piscine de  Ranomafana vue d'en haut"Copyright : Rado Raza
30/11/2022

"La piscine de Ranomafana vue d'en haut"

Copyright : Rado Raza

Inona avy ireo Antony tokony hanaovanao vacances aty Ranomafana? Maro tokoa ny Antony saingy ireto misy vitsy2  ☘️Tanana...
29/11/2022

Inona avy ireo Antony tokony hanaovanao vacances aty Ranomafana?

Maro tokoa ny Antony saingy ireto misy vitsy2
☘️Tanana iray: activités maro
Maro isakarazany azo isafidianana ny activités azo atao eto Ranomafana:
👉Piscine eau thermale/ eau froide
👉Visite parc national Ranomafana
👉visite arboretum
👉 Randonnée dans la nature
👉Picnic en face d'une cascade
👉 kyaking

☘️ Anaty natiora, lavitra korotana, manamaivana ny rarintsaina
Ilaina ny mi "s'évader dans la nature" hoy isika izay MBA hanalana ny stresse, indrindra hoantsika izay miaina ao anaty rotoroto lava sy routine lava any andrenivohitra. Mitombo ny fahazotoana sy ny créativités rehefa tsy reraka bé loatra ny saina.

☘️Efa misy agence afaka mandray antanana ny vacances na séjour nareo aty Ranomafana. Na Aza adino fa manao promotion bé le picnic amin'izao volana décembre izao an.
☎️0346830024

💚Promotion week-end à Ranomafana❤️☘️ Matory in-telo aty RanomafanaSarany:- Fianakaviana  2  à 3 personnes: 320.000 Ar is...
26/11/2022

💚Promotion week-end à Ranomafana❤️

☘️ Matory in-telo aty Ranomafana
Sarany:
- Fianakaviana 2 à 3 personnes: 320.000 Ar isaky ny fianakaviana
-Fianakaviana 4 à 6 personnes: 450.000 Ar isaky ny fianakaviana

☘️Matory in-droa aty ranomafana
Sarany:
Fianakaviana 2 à 3 personnes : 260.000 Ar isaky ny fianakaviana
Fianakaviana 4 à 6 personnes : 340.000 Ar isaky ny fianakaviana

👉Ao amin'ny 1er commentaire ny détails ny voyage

Réservation :0346830024

Address

Ranomafana
Fianarantsoa

Telephone

+261346830024

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le picnic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Le picnic:

Share

Category


Other Travel Companies in Fianarantsoa

Show All