NY AKANY - Mahajanga

NY AKANY - Mahajanga � Maison familiale � Auberge

30/01/2025

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA Ô.
TSY TARA ANGAMBA RAHA IZAO VAO MIRARY SOA HO AN'NY TAONA VAOVAO E 🥰🥰
MANDEHA NY FOTOANA, AZO ATAO DIENY IZAO NY FAMANDRIHANA ATO AMINAY HO ANAREO FIANAKAVIANA,FIANGONANA,SEKOLY,FIKAMBANANA MARO SAMIHAFA MANIRY HAKA RIVOTRA ATY MAJUNGA.
AZA TARA FA IFANDROMBANA NY TOERANA🙂🙂

ANDRO SISA ISAINA DIA HIDITRA NY MPIANATRA,EFA HO TAPITRA NY FIALANTSASATRA HO AZY IREO.IREO AMIN'NY AMBARATONGA AMBONY ...
22/08/2024

ANDRO SISA ISAINA DIA HIDITRA NY MPIANATRA,EFA HO TAPITRA NY FIALANTSASATRA HO AZY IREO.
IREO AMIN'NY AMBARATONGA AMBONY INDRAY IZAO VAO HANOMBOKA NY FIALANTSASATRA NY SASANY.
IZAHAY ETO AMIN'NY " NY AKANY" DIA MANOLOTRA FISAORANA SY FANKASITRAHANA HO ANAREO IZAY NISAFIDY ANAY,TENA NAHAFINARITRA NY FIARAHANA E🌅🏝️🏖️🥰🥰.
IALANA TSINY KOSA HO AN'IREO IZAY NANIRY NY HIVANTANA TATY NEFA TSY VOARAY NOHO NY FAHAFENOAN'NY TOERANA, AMIN'NY MANARAKA INDRAY E🙂🙂.
ETO FOANA IZAHAY RAHA MANIRY HO ATY MAHAJANGA IANAREO,NA FOTOANA FIALANTSASATRA, NA FIASANA ,DIA VONONA HANDRAY ANAREO IZAHAY.
" MIRARY SOA DAHOLO E🥰🥰🙏🙏"

20/08/2024
12/08/2024

HO ANTSIKA REHETRA MANGATAKA ANDININDININY AMIN'NY TRANO ATO AMINAY DIA IANGAVIANA TOMPOKO HIDITRA MP AVY HATRANY MBA HIALANA AMIN'NY MPISOLOKY.
IZANY NO TSY ILAZANAY MIVANTANA IZANY ETO FA MISY LASA MAMPIASA INY DÉTAILS INY ENTINA HISOLOKIANA
MISAOTRA TOMPOKO

MANKASITRAKA ANAREO MIANAKAVY NISAFIDY NY " NY AKANY"ARY NANOME IRETO SARY FENO FIFALIANA IRETO. AMIN'NY MANARAKA INDRAY...
30/07/2024

MANKASITRAKA ANAREO MIANAKAVY NISAFIDY NY " NY AKANY"ARY NANOME IRETO SARY FENO FIFALIANA IRETO. AMIN'NY MANARAKA INDRAY E.🌅🏝️🏖️🥰🥰

Dortoir et Maison familiale 🏖️🏝️🌅
19/07/2024

Dortoir et Maison familiale 🏖️🏝️🌅

19/07/2024
19/07/2024

Ho antsika hiala sasatra aty Mahajanga,vonona handray anareo izahay🏝️🏖️🌅

17/06/2024

Ho antsika rehetra mitady trano hivantanana aty Mahajanga,maro ny mpisoloky ary mindrana sary ato hakana vola. Izahay eto @ NY AKANY Dia manambara fa ity ihany no page ampiasainay fa tsisy anarana hafa.
Midira mp avy hatrany ary aza mandefa avance mintsy raha tsy tafaresaka aminay @ ity laharana ity: 0343740148.
Tsy tompon'andraikitra izahay @ resaka ifanaovanareo ankoatran'io page sy contact voalaza eo ambony Io.
Samia mailo fa ny ratsy tsy kely lalana

🌴Ho antsika hiala sasatra eto Mahajanga, afaka mandray anao Ny AKANY🏡Toerana mangina, milamina. Ary afaka mahandro koa i...
12/06/2024

🌴Ho antsika hiala sasatra eto Mahajanga, afaka mandray anao Ny AKANY

🏡Toerana mangina, milamina. Ary afaka mahandro koa ianao.

🏡NY AKANY ihany koa dia manana efitra malalaka afaka handraisana fetim-pianakaviana na koa fivoriana.

🙋Ary koa afaka hatoriana ho antsika izay betsabetsaka: voyage d'études, zaikabe, sns

🎯Akaikin'ny làlana makany amin'ny plage (Petite plage sy Grand pavois)

📲Aza misalasala miantso ireto laharana finday ireto
032 40 849 50
034 37 401 48
034 85 651 50

30/08/2023

IRETO NY LAHARANA HIFANDRAISANAREO MIVANTANA AMINAY HO ANAREO IZAY MANIRY HIVANTANA AO AMIN'NY "NY AKANY"
- 0343740148
TOMPONY MIVANTANA IZAHAY.
NATAO IZAO MBA HIALANA AMIN'IREO MPISOLOKY MARO SATRIA EFA BETSAKA IREO VELONTARAINA NOHO IZANY..

26/08/2023

Efa hifarana ity ny fotoampialantsasatra, mankasitraka anareo rehetra nandalo sy nivahiny tato aminay.Maro ianareo no nisafidy ny NY AKANY.
Teto isika nifampizara tsiky,fitiavana,tena fianakaviana iray tokoa🥰🥰
ANKASITRAHANA TANTERAKA IANAREO TOMPOKO
Eto foana izahay vonona ny handray anareo.

Mirary soa ho an'ireo izay mbola hiaraka aminay hamakivaky ny volana Septembre indray.
SOAVA LALANA TOMPOKO 🙏🙏🙏

15/08/2023

Ho antsika izay mbola tsy nahita trano hivantanana eto MAHAJANGA , mbola misy daty malalaka kely izahay.
Manasa anao hiditra Mp raha mahaliana anao izany
Tompony mivantana

Address

Amborovy
Mahajanga

Telephone

+261343740148

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NY AKANY - Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share