16/02/2023
🌿🍀'Ndao hibalady🍀🌿
Kely sisa,kely sisa.
J-2
Mbola misy places 6 ato ho an'izay mbola mazoto hibalady hiaraka aminay.✌
Handeha tongotra anaty ala, hankafia ny hankanton'ny natiora.
Hamahana akondro gidro ihany koa.🐒tonga dia any amin'ny toerana voanjanahary misy azy mihitsy isika no handeha.
Hilalao rano,hisy lalao sy fanentanana maro koa.
Ny namana ho azo amin'izany tsy lazaina intsony❤
Infoline:0343947428 raha liana ianareo.
Na tongava mp e.
Promo Saint Valentin❤
Randonnée Saha maintsoanala Mandraka
Sabotsy 18 février 2023
Fiaingana: 06:30 (CNAPS Ampefiloha)
Fiverenana :17h30 tonga Tanà
Fantatrao ve hoe any Mandraka no misy "habitat naturel" an'ny gidro akaiky indrindra an'Antananarivo?
Misy biby maro hafa ihany koa any,misy karazana hazo maro,misy cascade,misy lac.
Andao ary iaraka aminay mankany raha tia manao randonnée, manao découverte, manao aventure, milalao rano, maka namana vaovao ianao.
Inclus :fitanterana(transport aller et retour)
fiantohana (assurance)
saram-pitsidihana(droit de visite)
saram-pitarihan-dalana(frais de guidage)
sakafo atoandro(déjeuner):manampy 6000Ar(vary + laoka akoho gasy) na 7000Ar (vary +laoka trondro)
Inona avy no hataontsika any: randonnée dans la nature, visite cascade,lac naturel, hanome akondro gidro, hilalao rano, divers jeux, sareba sy fanentanana
NB: Aza adino ny maillot
Mp raha mila fanazavana fanampiny