Ambiance mamy be miaraka amin'ny feu de camp 🥰🥰 Vohimana harivariva 💚
Date manaraka : 27-28 avril 2024
Amin'ny 30-31 mars ndray fotoanatsika Vohimana manaraka hoan'izay rehetra tsy tafiditra tamin'ilay farany teo oooo 🥰🥰🥰
Aza tara manao réservation, ny Paf tsy miova.
🎥🎬 Nahim Madataly
Amin'ny 2-3 mars hoavy izao ndray isika hiaraka hankafy natiora any Vohimana 🥰🥰🥰🥰
Splendide vue sur la montagne des amoureux Manambato ❤️❤️
Traversée en bateau Lac RASOABE⛵⛵
Levé du soleil ☀️☀️
Plage Ambila Lemaitso 🥰🥰
📸Tia mi'Voyage
🥰❤️ Ny voyage organisé anay omaly 29-30 Juillet
Ho asitsika date 1 ny mois d'août "VOHIMANA"sady mafana ny andro mois d'août no sady vacances ny ankizy 😁😁😁ho avokatsika amin'ito semaine ito!
Ny date ny destination hafa kosa efa manao planning mitsy izahay 🥰🥰
📸 VOHIMANA
Ny valin'ilay Jeu izay natao teto amin'ny page 🥰🥰
Arabaina i Christian Eugène Zecl izay nahazo : Randonnée gratuit na Camping gratuit places 2 na ihany koa Voyage place 1 Gratuit amin'izay karakarainay amin'ny taona ho avy eo . Misafidy iray amin'ireo aventure be ireo ianao 🥰🥰🥰🥰
Miomana ianao Mr Christian an !!!!
Afondasy takariva miaraka aminay ❤️❤️ #tiamivoyage
Team building,camping,Voyage
Amin'iny faritra Ambatolampy iny!
Kaominina TSINJOARIVO Rova à 45km ny ville Ambatolampy.
Cascade d'Andriamamovoka
Kanto laotra i Gasikara 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
La verdure époustouflante de VOHIMANA,Les cascades,la forêt naturelle 🥰🥰
Ballade en pirogue nanao tour île Aux Nattes 🥰🥰
Sainte Marie 🥰🥰
Île paradisiaque
Karibotel Ranomafana Ifanadiana 🥰🥰🥰🥰
Camping Ambatolampy organisé par Tia mi'Voyage l'année dernière ❤️❤️
Extrait vidéo Camping 27-28 novembre 2021 🥰🥰🥰