Evamad tours

Evamad tours "L'Agence qui vous fait Voyager et Découvrir Madagascar"

Efa manakaiky ny fialan-tsasatra koa dia safidio dieny izao izay toerana handehananareo. 👉 Efa manomboka ny fisoratana a...
09/04/2024

Efa manakaiky ny fialan-tsasatra koa dia safidio dieny izao izay toerana handehananareo.

👉 Efa manomboka ny fisoratana anarana an, koa aza misalasala manontany anay :
:
Tel : 0340937004 / 0346299224
Bureau : Immeuble CITY CENTER ANALAKELY, BOX 412.






Ireto indray ary ny toerana handalovana rehefa miaraka aminay any Tuléar. Marihina fa ao amin'ny CHRIS 'ESPACE no toeran...
07/04/2024

Ireto indray ary ny toerana handalovana rehefa miaraka aminay any Tuléar. Marihina fa ao amin'ny CHRIS 'ESPACE no toerana hivantanana. Toerana tena mahafinaritra ravahin'ny voninkazo tsara fofona. Ary ity no tena mampiavaka azy, rehefa ianao tonga avy manao excursion iny dia afaka milomano na maka apéro kely eo amin'ny piscine. 😍😍😍
Ankafizo ary dia aza adino ny mamandrika ny toerana dieny izao. Efa manakaiky ny fialan-tsasatra.

Evamadtour : 0340937004 / 0346299224
BOX 412, Immeuble CITY CENTER ANALAKELY.


31/03/2024
🍀🍀 Homano dieny izao ny   any   🍀🍀8 JOURS ET 7 NUITÉES. :21/07 au 28/07/202401/08 au 08/08/202419/08 au 26/08/202403/09 ...
27/03/2024

🍀🍀 Homano dieny izao ny any 🍀🍀

8 JOURS ET 7 NUITÉES.

:
21/07 au 28/07/2024
01/08 au 08/08/2024
19/08 au 26/08/2024
03/09 au 10/09/2024 un
13/10 au 20/10/2024
17/11 au 24/11/2024
22/12 au 29/12/2024

: 1. 150. 000 Ariary

:
✔️ Transport terrestre et maritime, aller et retour.
Melissa Express à l' aller
El Condor au retour
✔️ Hébergement à l'hôtel : 2 par chambre
2 nuitées à Tamatave, Hôtel Villa Manantsoa
5 nuitées à Sainte Marie, Hôtel MAMISOA ou Esperanza
✔️ Repas sur place, REPAS MALAGASY au choix :
Petit déjeuner - Déjeuner - Dîner
✔️ Activités :
⭐ Excursion au Nord :
Cascade, Port Lokintsy, Phare Albrand, Point de vue et les 3 piscines naturelles, plage.
⭐ Excursion à l' Est :
Balade dans le canal de mangrove, forêt d' Ampanihy, plage
⭐ Excursion au SUD :
Îlot Madame, 1ère Église Catholique de Madagascar, La pointe, Tour de l'île en pirogue à moteur, visite Maison Blanche, Plage

🌴🌴 Nombreuses activités à faire pendant la journée libre :
Safari Baleine, Îlot sable, Pirates Island.

⛔⛔ NON INCLUS :
Repas sur route
Boissons
Dépenses personnelles

Infos et réservation :
0340937004
0346299224
BOX 412, Immeuble City Center ANALAKELY


🔉🔉  à  🙏🙏🍀🍀 29 MARS AU 01 AVRIL 2024🍀🍀TARIF :  450.000AriaryINCLUS :   ▶️ Transport aller-retour  ▶️ Hébergement à l'hôt...
22/03/2024

🔉🔉 à 🙏🙏
🍀🍀 29 MARS AU 01 AVRIL 2024🍀🍀

TARIF : 450.000Ariary
INCLUS :
▶️ Transport aller-retour
▶️ Hébergement à l'hôtel, 2 par chambre
▶️ Restauration sur place : petit déjeuner, déjeuner, dîner. Repas Malagasy au choix.
▶️ Les activités :
🍀 Visite Parc National Ranomafana
🍀 Visite Arboretum de Ranomafana
🍀 Visite Cascade Andriamamovoka
🍀 Piscine à la Station Thermale de Ranomafana, jour et nuit.

⛔⛔ NON INCLUS :
▶️ Déjeuner sur route aller et retour
▶️ Boissons
▶️ Dépenses personnelles

INFOS et RÉSERVATIONS :
☎️ 0340937004
🏠 Immeuble City Center ANALAKELY BOX 412
EVAMADTOUR mitondra anao hitety an'i Madagasikara.


🔉🔉  à  🙏🙏🍀🍀 29 MARS AU 01 AVRIL 2024🍀🍀TARIF :  450.000AriaryINCLUS :   ▶️ Transport aller-retour  ▶️ Hébergement à l'hôt...
20/03/2024

🔉🔉 à 🙏🙏
🍀🍀 29 MARS AU 01 AVRIL 2024🍀🍀

TARIF : 450.000Ariary
INCLUS :
▶️ Transport aller-retour
▶️ Hébergement à l'hôtel, 2 par chambre
▶️ Restauration sur place : petit déjeuner, déjeuner, dîner. Repas Malagasy au choix.
▶️ Les activités :
🍀 Visite Parc National Ranomafana
🍀 Visite Arboretum de Ranomafana
🍀 Visite Cascade Andriamamovoka
🍀 Piscine à la Station Thermale de Ranomafana, jour et nuit.

⛔⛔ NON INCLUS :
▶️ Déjeuner sur route aller et retour
▶️ Boissons
▶️ Dépenses personnelles

INFOS et RÉSERVATIONS :
☎️ 0340937004
🏠 Immeuble City Center ANALAKELY BOX 412
EVAMADTOUR mitondra anao hitety an'i Madagasikara.




Ny hakanton'i Madagasikara !!!Raha tianao ny hitsidika an'ireo dia Andao Hiaraka aminay.EVAMADTOUR:0340937004 / 03462992...
19/03/2024

Ny hakanton'i Madagasikara !!!
Raha tianao ny hitsidika an'ireo dia Andao Hiaraka aminay.

EVAMADTOUR:
0340937004 / 0346299224
Immeuble CITY CENTER ANALAKELY BOX 412
Aza adino ny mi j'aime ny page.🙏🙏🙏


Aza adino fa afaka manao voyage privé ho anareo koa izahay any amin'ny Faritra rehetra izay tianareo handehanana 🙏🙏Dia a...
13/03/2024

Aza adino fa afaka manao voyage privé ho anareo koa izahay any amin'ny Faritra rehetra izay tianareo handehanana 🙏🙏

Dia aza adino koa fa STAND N°3 no ahitana ny ao amin'ny TSENABEN' NY FIZAHANTANY eny amin'ny Zaridaina ANTANINARENINA ny 15-16-17 MARS ho avy izao.

Tongava maro fa hisy fihenambidy ho anareo izay manao famandrihana eny an-toerana.


🍀🍀 Ity ary ny vaovao masaka bé.🙏🙏🙏  , 7 JOURS ET 6 NUITÉES bé izao.🍀🍀Ye, nampitomboina ny andro fialan-tsasatra, dia nam...
09/03/2024

🍀🍀 Ity ary ny vaovao masaka bé.🙏🙏🙏
, 7 JOURS ET 6 NUITÉES bé izao.🍀🍀

Ye, nampitomboina ny andro fialan-tsasatra, dia nampitomboina ihany koa ny toerana ho tsidihina.🙏🙏🙏

Noho ny halaviran'ny toerana dia ao Ambondromamy no matory amin'ny J1.
Hôtel manara-penitra tsara no hipetrahana ao ary misy piscine. 🙏🙏🙏

Alohan'ny ahatongavana any Mahajanga dia entinay ianareo hitsidika ny PARC NATIONAL ANKARAFANTSIKA.🙏🙏🙏

: 1.050.000 Ariary
:
✔️ Transport terrestre et maritime, aller et retour
✔️ Hébergement à l'hôtel, 2 par chambre ou chambre familiale :
KAMORO Hôtel Ambondromamy, Hôtel moderne avec piscine
LES OLIVIERS Hôtel Mahajanga.
✔️ Repas : Matin - Midi - Soir sur place
✔️ Les activités :
⭐ Visite Parc National ANKARAFANTSIKA
⭐ Excursion à ANTSANITIA, plage, déjeuner à ANTSANITIA RESORT
⭐ Excursion à ANJOHIBE: visite Grotte, piscine naturelle Andranotsiriry, cascade Mahafanina.
⭐ Excursion à KATSEPY: visite Phare, Reserve KATSEPY, Baobab Sacré, plage, déjeuner à ANDAFIROI LODGE
⭐ Visite de la ville de Mahajanga et son histoire avec un guide de l' Office Régional du Tourisme Boeny.
Plage Grand Pavois ou après midi libre
✔️ Ticket d'entrée et frais de guidage dans les sites à visiter.

⛔⛔ NON INCLUS :
- Déjeuners sur route aller et retour J1 et J7
- Boissons
- Dépenses personnelles

Ireto avy ny date ahafahanao miomana. Azo aloa tsikelikely :
16 / 05 au 22 / 05 / 2024
22 / 06 au 28 /06 / 2024
14 / 07 au 20 / 07 / 2024
27 / 07 au 02 / 08 / 2024
01 / 09 au 07 / 09 / 2024
21 / 10 au 27 / 10 /2024
01 / 11 au 07 / 11 / 2024

:
TEL: 0340937004 / 0346299224
BUREAU : BOX 412, IMMEUBLE CITY CENTER ANALAKELY



.

Aza adino an ‼️15-16-17 MARS 2024, eo amin'ny zaridaina ANTANINARENINA . Ho hitanao ao ireo tolotra vaovao nomaninay ho ...
04/03/2024

Aza adino an ‼️15-16-17 MARS 2024, eo amin'ny zaridaina ANTANINARENINA
.
Ho hitanao ao ireo tolotra vaovao nomaninay ho anareo.

Evamadtour : 0340937004 / 0346299224
Bureau : Analakely Immeuble City Center Box 412.

Fantatrao ve fa ao amin'ny Valan-java-Boahary ny Mikea any amin'ny Faritra Atsimo Andrefana iny no misy ny Grotte inondé...
29/02/2024

Fantatrao ve fa ao amin'ny Valan-java-Boahary ny Mikea any amin'ny Faritra Atsimo Andrefana iny no misy ny Grotte inondée Anjanamba?
Mirefy 11km ny halavany ary izy no voasokajy ho Grotte inondée lava indrindra aty Afrika ary faharoa manerantany.
Ilay Spéléologue Allemand Philippe Lehmann no isan'ny efa nitsidika izany Grotte izany ka nilazany fa tsy marina ny hoe misy harena miafina ao na koa mercure. Manana ny lanjany ara-tsiantifika kosa anefa io Grotte io.

Source LEMANA Elysée.

Raha tianao ny fizarana nataonay dia manasa anao hanaraka ny pejy.

Aza adino fa ny 29 Mars au 05 Avril 2024 ny Voyage Organisé manaraka any Tuléar.


28/02/2024
Ireto avy ary ny programme mandritra ny Volana Mars sy ny Paka. Ataovy ny safidianao. ‼️ Ataovy mialoha ny fisoratana an...
23/02/2024

Ireto avy ary ny programme mandritra ny Volana Mars sy ny Paka. Ataovy ny safidianao.
‼️ Ataovy mialoha ny fisoratana anarana !!.

🙏🙏 Ity ary ilay nandrasantsika🙏🙏RANOMAFANA, 4 jours et 3 nuitées sur place.🎈🎈07-08-09-10 MARS 2024🎈🎈TARIF :  380000 Aria...
14/02/2024

🙏🙏 Ity ary ilay nandrasantsika🙏🙏
RANOMAFANA, 4 jours et 3 nuitées sur place.

🎈🎈07-08-09-10 MARS 2024🎈🎈

TARIF : 380000 Ariary
INCLUS :
▶️ Transport aller-retour
▶️ Hébergement à l'hôtel, 2 par chambre
▶️ Restauration sur place : petit déjeuner, déjeuner, dîner. Repas Malagasy au choix.
▶️ Les activités :
🍀 Visite Parc National Ranomafana
🍀 Visite Arboretum de Ranomafana
🍀 Visite Cascade Andriamamovoka
🍀 Piscine à la Station Thermale de Ranomafana, jour et nuit.

⛔⛔ NON INCLUS :
▶️ Déjeuner sur route aller et retour
▶️ Boissons
▶️ Dépenses personnelles

INFOS et RÉSERVATIONS :
☎️ 0340937004
🏠 Immeuble City Center ANALAKELY BOX 412
EVAMADTOUR mitondra anao hitety an'i Madagasikara.


💕💕 FETE du SAINT VALENTIN 2024💕💕  par la RN 7 et la RN 43DATE : 17- 18 Février 2024TARIF : 250000 ARIARY par personne IN...
03/02/2024

💕💕 FETE du SAINT VALENTIN 2024💕💕

par la RN 7 et la RN 43

DATE : 17- 18 Février 2024
TARIF : 250000 ARIARY par personne
INCLUS :
❤️ Transport Aller et Retour
❤️ Hébergement : HÔTEL LAZA ANDRAIKIBA
2 par chambre, avec accès piscine chauffée
❤️ Restauration sur place :
🍄 1 Petit déjeuner continental
🍄 2 Déjeuners
🍄 1 Dîner
❤️ Les activités :
🍀 Visite de la Ville d' Antsirabe
🍀 Visite Atelier Artisanal
🍀 Visite LAC ANDRAIKIBA
🍀 Visite LAC TRITRIVA
🍀 Visite Îlot de la Vierge
🍀 Visite Chute de la Lily

🍰🍰 GÂTEAU du SAINT VALENTIN 🍰🍰

NON INCLUS :
⛔ Boissons
⛔ Dépenses personnelles




Sainte Luce ou Manafiafy!!!
01/02/2024

Sainte Luce ou Manafiafy!!!

♥️♥️ SAINT VALENTIN à TULEAR ❤️💕Date : 10 au 17 FÉVRIER 2024TARIF : 960000 AriaryInclus :   ▶️ Transport terrestre et ma...
31/01/2024

♥️♥️ SAINT VALENTIN à TULEAR ❤️💕
Date : 10 au 17 FÉVRIER 2024
TARIF : 960000 Ariary
Inclus :
▶️ Transport terrestre et maritime, aller et retour, pendant les séjours.
▶️ Hébergement à l'hôtel : 2 par chambre
Fianarantsoa : SORATEL
Tuléar : CHRIS' Espace. Accès piscine et Wifi, très belle espace.
▶️ Restauration sur place : petit déjeuner, déjeuner, dîner. Repas Malagasy au choix terre et mer.
▶️ Les activités :
✔️ Excursion à Ifaty -Mangily-Madiorano
✔️ Visite Forêt des Baobabs à Mangily
✔️ Visite dune d'ANDABOY ( Dubaï Malagasy)
✔️ Excursion à Saint Augustin
✔️ Passage à BAKUBA Lodge
✔️ Passage à la Tropique du Capricorne
✔️ Visite Grotte de Sarodrano
✔️ Excursion à Anakao et Nosy Ve
✔️ Pose photo à la Montagne de Fandana
✔️ Pose photo à la Reine de l'Isalo
✔️ Pose photo à la fenêtre de l' Isalo

‼️‼️ Pendant la journée libre, nous organisons une excursion payante à Ambatomilo pour un tarif de 180000 Ariary, transport et déjeuner compris.

Non inclus :
▶️ Repas sur route aller et retour
▶️ Boissons
▶️ Dépenses personnelles

Infos et réservation :
Tél : 0340937004
Bureau : Immeuble CITY CENTER Analakely, BOX 412.

💕💕 FETE du SAINT VALENTIN 2024💕💕TANA-ANTSIRABE-AMPEFY -TANA par la RN 7 et la RN 43DATE : 17- 18 Février 2024TARIF : 250...
25/01/2024

💕💕 FETE du SAINT VALENTIN 2024💕💕

TANA-ANTSIRABE-AMPEFY -TANA par la RN 7 et la RN 43

DATE : 17- 18 Février 2024
TARIF : 250000 ARIARY par personne
INCLUS :
❤️ Transport Aller et Retour
❤️ Hébergement : HÔTEL LAZA ANDRAIKIBA
2 par chambre, avec accès piscine chauffée
❤️ Restauration sur place :
🍄 1 Petit déjeuner continental
🍄 2 Déjeuners
🍄 1 Dîner
❤️ Les activités :
🍀 Visite de la Ville d' Antsirabe
🍀 Visite Atelier Artisanal
🍀 Visite LAC ANDRAIKIBA
🍀 Visite LAC TRITRIVA
🍀 Visite Îlot de la Vierge
🍀 Visite Chute de la Lily

🍰🍰 GÂTEAU du SAINT VALENTIN 🍰🍰

NON INCLUS :
⛔ Boissons
⛔ Dépenses personnelles


💕💕 Efa manakakaiky ny Saint Valentin, maninona moa raha any   indray no mankalaza izany ?💕💕Efa betsaka ny niaraka tamina...
22/01/2024

💕💕 Efa manakakaiky ny Saint Valentin, maninona moa raha any indray no mankalaza izany ?💕💕

Efa betsaka ny niaraka taminay, indrindra tamin'ny faran'ny taona teo amin'ity tolotra miavaka ity koa anjaranao indray izao.🙏🙏

7 jours et 6 nuitées amin'izay fotoana mahamety anao.

TARIF : A partir de 1200000 Ariary par personne, tarif hors billet d'avion.

Inclus :
✔️ Transfert AÉROPORT - HÔTEL - AÉROPORT
✔️ Hébergement à l'hôtel, 2 par chambre
✔️ Restauration pendant les séjours :
Petit déjeuner, déjeuner, dîner au choix
✔️ Ticket d'entrée et guidage dans les sites à visiter
✔️ Les activités :
🍄 Visite de la ville de Fort Dauphin
🍄 Visite Musée Flacourt
🍄 Libanona Beach, Ankoba Beach, Crique du Monseigneur
🍄 Plage Bevava, Port Ehoala,
🍄 Coucher de soleil à Ambinanibe
🍄 Excursion à Evatraha et Lokaro
🍄 Excursion à Sainte Luce
🍄 Visite Reserve de Nahampoana
🍄 Visite Domaine de la Cascade à Manantantely

‼️ Activités payantes proposées pendant la journée libre :
🍀 Randonnée à Pic Saint Louis
🍀 Visite Reserve de BERENTY

Pour toutes informations et réservations :
☎️ : 0340937004
🏠 : Immeuble City Center ANALAKELY BOX 412


♥️♥️ ARARAOTY. ARARAOTY fa omena fanomezana be ianareo mpanjifa hajaina amin'ity fiandohan'ny taona 2024 ity ka hatramin...
19/01/2024

♥️♥️ ARARAOTY. ARARAOTY fa omena fanomezana be ianareo mpanjifa hajaina amin'ity fiandohan'ny taona 2024 ity ka hatramin'ny volana Avril 2024♥️♥️

Raha misafidy ny hiaraka aminay ianareo mandritra ny volana Janoary ka hatramin'ny volana Aprily 2024, dia mbola ny tarif teo aloha ihany no omena anareo.

👉👉 Ireto avy ary ny date sy ny toerana mba hiomananareo:

🍄AMPEFY : 35000 Ariary
13 JANVIER 2024
27 JANVIER 2024
17 FÉVRIER 2024
08 MARS 2024

🍄RANOMAFANA : 380000 Ariary (4jours et 3 nuitées)
25 au 28 JANVIER 2024
26 au 29 FÉVRIER 2024
29 Mars au 01er AVRIL 2024

🍄TULÉAR : 960000 Ariary (8jours et 7 nuitées)
10 au 17 FÉVRIER 2024 Saint Valentin
29 Mars au 05 Avril 2024 Pâques

🍄ITAMPOLO : 1850000 Ariary (8jours et 7 nuitées)
29 Mars au 05 Avril 2024 Pâques

🍄 FORT DAUPHIN 🐬🐬 : A partir de 1200000 Ariary (7 jours et 6 nuitées) , tarif Hors Billet d'avion. Afaka mandeha amin'ny fotoana izay mety aminareo.

🍄 SAINTE MARIE : A partir de 960000 Ariary (7 jours et 6 nuitées). Afaka mandeha amin'ny fotoana izay mety aminareo.

👉👉 Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manontany :
TEL : 0340937004
Bureau : BOX 412 Immeuble City Center ANALAKELY
e-mail : [email protected]



Address

Antsahabe
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Evamad tours posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Evamad tours:

Share

Category


Other Tour Agencies in Antananarivo

Show All

You may also like