25/09/2024
Hello les gens !!!
馃嚥馃嚞 Hoentiko hitaingina soavaly kely nareo ato amin'ito toerana mamy be ito 鈾ワ笍鈾ワ笍
Faka Ranch - Ferme Equestre du Rova , 133 km miala ny renivohitra, lalana mankany Tiroanomandidy iny.
Raha arak'izao anarany izao moa dia efa hainareo hoe inona no atao any 馃槈
Sady misy toerana hivantanana ao no misy fialamboly maro koa, dia misy tente ihany koa raha anao camping.
Marihako manokana ny fandraisana fa tena "Top", ekipa mahafinaritra be avokoa, sakafo tsy lazaina intsony fa tena hunnnnn 馃い馃い
Raha tia hisitaka sy haka rivotra kely ianareo dia tena mety be ito toerana ito.
Jereo anie ny sary eh!!!
_ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _
馃嚜馃嚫 Hoy me gustar铆a llevarte a montar a caballo conmigo en un lugar magn铆fico. 鈾ワ笍鈾ワ笍
A s贸lo 133 km de la capital, la carretera conduce a Tiroanomandidy.
Por su nombre, seguro que te das cuenta de lo que puedes hacer all铆.馃槈
Tambi茅n quer铆a hablarte de la recepci贸n y el servicio, que fueron "Top", con un equipo incre铆ble, sin olvidar la cocina, miammm 馃い馃い
Si quieres alejarte de todo y recargar las pilas, este es tu sitio.