Trèfle à 4 feuilles - Tsidika

Trèfle à 4 feuilles - Tsidika Pour passer des vacances inoubliables, voyagez avec Trefles à 4 feuilles. Faites nous confiance et venez avec nous pour découvrir la beauté de Madagascar
(18)

Avec nous, vous vivrez des aventures inoubliables et vous découvrirez la beauté de Madagascar en toutes quiétudes. Trèfle à 4 Feuille, Fondée en 2009, est une association qui organise des voyages, des vacances et des grandes aventures inoubliables.

🙋‍♀️Aody ÔÔ!🤔🤔Ela ela izay tsy niarahana nivoaka ny tanindrazantsika izay an !👉ALLEMANGE - FRANCE - GRÈCE- BRUXELLES- AM...
02/05/2024

🙋‍♀️Aody ÔÔ!

🤔🤔Ela ela izay tsy niarahana nivoaka ny tanindrazantsika izay an !

👉ALLEMANGE - FRANCE - GRÈCE- BRUXELLES- AMSTERDAM- SUISSE- ITALIE - HONG KONG - BALI - ....ÎLE MAURICE SY Seychelles Tsy adino

👉Ireo firenena ireo no efa niarahanareo nitsidika taminay ny taona 2019 - 2020

☝Hivoaka tsy ho ela ary ny

❤ TSIDIKA IVELAN'NY VALA❤

ARAHO HATRANY NY PEJY FA IZAHAY ETO@

🍀🍀 Trèfle à 4 feuilles - Tsidika 🍀🍀

🙏 DIA VONONA HANOME ANAREO FITSIDIHANA MAHAFA-PO HATRANY

🙏🙏Ho TSARA MANDROSO HO TSARA MIVERINA EO AMBANY FITANTANAN'I TOMPO 🙏🙏👉MIARAKA amin'ny 🍀 Trèfle à 4 feuilles - Tsidika🍀.....
02/05/2024

🙏🙏Ho TSARA MANDROSO HO TSARA MIVERINA
EO AMBANY FITANTANAN'I TOMPO 🙏🙏

👉MIARAKA amin'ny

🍀 Trèfle à 4 feuilles - Tsidika🍀.......

❤MANGA NY DIA❤

🙏Izahay mpikarakara: " DIA "SY FITSIDIHANA VOARINDRA  Trèfle à 4 feuilles - Tsidika 🍀🍀🍀🍀🍀🍀DIA MIRARY P***A FENO FITAHIAN...
31/03/2024

🙏Izahay mpikarakara: " DIA "SY FITSIDIHANA VOARINDRA

Trèfle à 4 feuilles - Tsidika 🍀🍀🍀🍀🍀🍀

DIA MIRARY P***A FENO FITAHIANA SY FAHASOAVANA HO ANTSIKA REHETRA NA IZA NA IZA NA MANINONA NA MANINONA 🥰🥰🥰🥰🥰

HAHATRATRA NY P***A @ TAONA MIHERINA INDRAY !

🙋‍♀️Finaritra ô! Nitsidika toerana iray malaza eto MADAGASIKARA izahay  androany 👉200 km  eo ho eo miala an'Antananarivo...
23/03/2024

🙋‍♀️Finaritra ô!
Nitsidika toerana iray malaza eto MADAGASIKARA izahay androany

👉200 km eo ho eo miala an'Antananarivo

👉Faritr'i BONGOLAVA

⏳4 ORA fotsiny no nizoranay t@ io lalana 250 km io
👍Tsara ny lalana tena tsara
☝Io no lalana anisan'ny mbola tsara eto MADAGASIKARA

😍Nahafinaritra loatra ilay mandeha @ lalana tsara fa sady tsy reraka no hahavitana zavatra marobe

🐂🐃Nijery ilay tsenan'omby izahay fa mba liana @ izany fivarotana sy vidin'omby kanjo tsy nahita na iray aza fa ny zezika avelany sisa no tao 🤪🤪

🤷🏻‍♀️Any herinay.... dia niandrandra nijery ilay omby tsy nisy mpividy teo afoavoan'ny tanàna

⛪Tsara tarehy koa ny "cathédrale "

🙏Milamina loatra ny tanàna fa tsy arak'ilay noeritreretina mihitsy

🤔🙄Te hanohy ny dianay any BELOBAKA na any MAINTIRANO izahay fa ....asa raha ho tapa-kevitra 😃😃

🤗....sahalan'ny Tsy te hanimba ilay fahafinaretana t@ fandehanana @ ilay lalana tsara aloha hatreto

😊😊😊ZAO ARY Ô! :

☝Fantatrareo ve hoe : taiza io tanàna nalehanay io !? .....

👍TSARA IZANY EUROPE IZANY AN !

👍 MALAZA HO TSY MISY TOMIKA IZANY AMERIKA IZANY

👍TSY HAY LAZAINA NY ANY ASIA ...SNS...

☝FA......
🇲🇬HAFA IHANY OA NY TANITSIKA E ! TENA TSARA TENA TSARA
INDRINDRA RAHA MIARAKA @

🍀🍀 Trèfle à 4 feuilles - Tsidika 🍀🍀

🥰Am-pitiavana be ô!🗣Handaha-teny kely @ anareo tia manao " AVENTURE"SY tia mandeha " VOYAGE ORGANISÉ  "Toy ny karakarain...
07/03/2024

🥰Am-pitiavana be ô!

🗣Handaha-teny kely @ anareo tia manao " AVENTURE"
SY tia mandeha " VOYAGE ORGANISÉ "
Toy ny karakarainay ato Trèfle à 4 feuilles - Tsidika izahay

💓Mahafinaritra ny misedra olana toa izao nefa tafavoaka sy tody soa aman-tsara @ toerana izay niangana ihany

😫Maro koa anefa ny tavela any @ ireny lalan-dratsy lalovana ireny satria
👉Mety hivadika ny fiara ;
👉mety mipitika ny kodiarana -
👉mety ho tapaka ny crémaillère ....
Sns...maro be tsy voatanisa

🚩Na maina aza io fotaka be io dia mbola lalan- dratsy foana no avelany eo fa tsy lalana tsara mihitsy

👉Na nieren-doza ;
👉n'a tratry ny loza
Dia misy foana ny fahasimbana ateraky ny haratsian-dalana

👍Ny tianay hambara ve @ izany resaka rehetra izany !?

😃AZA DIA AMBARA LOATRA FA MPANARARAOTRA NY MPIKARAKARA IRENY VOYAGE NA VACANCES ORGANISÉ IRENY
Havako ô!

👉HO ANTSIKA MPIKARAKARA KOA !
MBA ATAOVY ASA MATIANINA TSARA NY ASATSIKA FA AZA DIA ATAO> E !

👍ekena fa rehefa mahita zavatra tsara dia te hizara ary tena tiana hahita avokoa ny sarambabem-bahoaka rehetra eto Madagasikara

☹Saingy aoka ré mba ilay no jerena mialoha fa tsy matimatin'ity> ity e !

😉Teny kely tsy haritra io
Na mpikarakara n'a ny karakaraina no hoantefain' io resaka kely nataonay io
🙏Mankasitraka tompoko

Sary fanehoana nindramina t@ pejy hafa

🙋‍♂️Finaritra isika ! Vao mahita hoe : 🏠TRANON'I JEAN  LABORDE dia any MANTASOA Izay ny eritreritra 👍EKA ! Mantasoa toko...
03/03/2024

🙋‍♂️Finaritra isika !
Vao mahita hoe :
🏠TRANON'I JEAN LABORDE
dia any MANTASOA Izay ny eritreritra

👍EKA ! Mantasoa tokoa !🥰🥰

🙏Misaotra ireo mpakafý TSIDIKA niaraka taminay
🍀🍀Trèfle à 4FEUILLES-TSIDIKA 🍀🍀
tany MANTASOA ny 02- 03 -24

🧎‍♂️🧎‍♀️Toerana mampitony , fivoizana herin-tsaina - ...........
Hahalalana tantara ary tena tantara mahate - hianatra mihitsy t@ fomba fiasa sady mahaliana

🥰🥰Nahafinaritra ny fiarahana

🚩ARAHO HATRANY NY PEJY AHITANAO NY TOHINY E !

🙏🙏Mankasitraka anareo !....

27/02/2024

Hafa ihany ny miaraka Trèfle à 4 feuilles - Tsidika
SADY mahita toerana mahafianaritra marobe
No voky beee foana

Ampefy 17-18 février 2024 Misaotra anareo nanome fahatokisana anay Trèfle à 4FEUILLES-TSIDIKA hatrany Daty hiarahana man...
19/02/2024

Ampefy 17-18 février 2024
Misaotra anareo nanome fahatokisana anay Trèfle à 4FEUILLES-TSIDIKA hatrany
Daty hiarahana manaraka 08 -09MARS 2024 INDRAY
ARAHO FOANA NY PEJINAY

🙋‍♀️🙋‍♂️Aody isika ôôo!...   🍀🍀Trèfle à 4FEUILLES-TSIDIKA  🍀🍀           Ihany no manamafy hoe : 👬👫ANDEHA ISIKA HIARAKA H...
02/02/2024

🙋‍♀️🙋‍♂️Aody isika ôôo!...

🍀🍀Trèfle à 4FEUILLES-TSIDIKA 🍀🍀

Ihany no manamafy hoe :

👬👫ANDEHA ISIKA HIARAKA HANEO FITIAVANA @ OLONA TENA 💏TIANTSIKA sy 💑TINTSIKA ...
NA KOA HITADY ILAY NATAO HO TIANTSIKA💏 MIARAKA AMIN' NY

à 4 feuilles - Tsidika E !

✌2 ANDRO SY☝ 1 ALINA NY DIA

🚌FIARA MANDAMINA TSARA NO HITONDRA ANTSIKA MANDROSO SY MIVERINA.

🏡TRANO MAHAFINARITRA BE NO HIPETRAHANTSIKA

🏞TOERANA- TANTARA - MAROBE AO AMPEFY NO HO TSIDIHANTSIKA

🥙🥘SAKAFO ATOANDRO IN -2
🍲🍳SAKAFO HARIVA IN-1
🥞🧇SAKAFO MARAINA IN-1
🍶RANO 1 LITRA NY ANDRO HANAOVANA NY RANDONNÉE
🍗🥓🍖MIARAKA @ BARBECUE SY KILALAO MARO ISAN-KARAZANY rehefa TAKARIVA N'NY SABOTSY

👉HANAO 🚤TOUR DU LAC EN BATEAU🚤 ISIKA

👉TSY HADINO ny MITSIDIKA NY CHUTE DE LA LILY - GEYSER - ÎLOT DE LA VIERGE

🥰🤩HA ZALAHY E !.... BE DIA BE IZY IZANY AN !

☝ manomboka ( àpartir de )
💸 110 000 AR na ( 550 000 fmg) /
.isaky ny olona ny sarany

🔻🔺️( sarany raha toa ka 15 olona no mandray anjara )

🚩Aiza no misy toa izany raha tsy Trèfle À Quatres Feuilles -TSIDIKA ihany !!!!

✖Ny tsy tafiditra ao anatiny dia ny zavatra ilainareo ankoatr'ireo voalaza eo ambony

Fandrio dieny izao ary ny toerana fa @

📆 17 febroary sy 18 febroary 2024
Isika no handeha an !

Antsoy ary ny laharana
034 09 940 79
WhatsApp 034 17 803 17

Famandrihana toerana 25 % ( 30 000 ar )

Hisy " SURPRISE " MAHAFINARITRA BE any an !

💖💖FITIAVANA 💖💖FITIAVANA 💖💖                       ... Miaraka @ 🍀🍀" Trèfle à 4 feuilles - Tsidika " 🍀🍀📆Ny 14 FEBROARY  NO...
26/01/2024

💖💖FITIAVANA 💖💖FITIAVANA 💖💖
... Miaraka @

🍀🍀" Trèfle à 4 feuilles - Tsidika " 🍀🍀

📆Ny 14 FEBROARY NO NATAO HO ANDRO MANERAN-TANY HO AN'NY MPIFANKATIA

🔺️FA NY :

👉SABOTSY 17 SY ALAHADY 18 FEBROARY ISIKA
NO HIARAKA HIFAMPITORY FITIAVANA ANY AMPEFY

⚠️IZA ARY ILAY TIANAO INDRINDRA E ! !?
👐Ndao Ento izy

☝TSY VOATERY ILAY HOE :

💏MPIFAMPISIPA
Na koa
🫂MPIVADY ihany no atao hoe MPIFANKATIA AN !

👩‍👦‍👦FA i NENY SY NY ZANANY

👨‍👦‍👦DADA SY NY ZANANY IHANY KOA

🦳NA I BEBE NA I DADABE SY NY ZAFIKELINY

👬👫 IREO MPINAMANA - MPIARA -MIASA ...SNS.... koa anie e !

👨‍👩‍👧‍👦👨‍👧‍👦👩‍👧‍👧MANINONA MOA NA IANAREO AO ANKOHONANA AO MIHITSY E !

🏃‍♀️🏃ANDAO ISIKA HIFAMPITENY HOE

🥰🥰🥰💖" TIKO IANAO " 💖🥰🥰🥰

👩‍🦯🧑‍🦯SADY HIJERY CHUTE VAOVAO SY HITETY LAC TELO BE IZAO AVY EO HIHIAKA

🌹" I LOVE YOU " 🌹

👉ENY AN-TAMPON'NY TENDROMBOHITR'ITASY
( point de vue )

👉Sy eo @ ilay IVON'I MADAGADIKARA ( îlot de la vierge )

👉Ary rakofantsika FEO FENO FITIAVANA EO @ ILAY RIANDRANO BE ( chute de la lily ) MIKORIANA AO
ITASY IHANY E ! ...

👉DIA MISAIKA ANY @ ILAY RANO MANDROADROATRA ( GEYSERS )

🌭🍟🥙HISAKAFO BE ISIKA

🕺💃HIKORANA IHANY KOA.

🤸🤾‍♂️🧘HILALAO SY HITSIKITSIKY

🗣HIKIKIAKA

🗣HIHORAKORAKA...
💖💖." FITIAVANA"💖💖

❌TSY HAMONJIVONJY FOTOANA SY DODODONA HODY FA MILAMINA TSARA mandritra ny
2 andro sy 1 alina

Aza adino an !
WhatsApp : 034 07 803 17
NA 📲 034 09 940 79

NO antsoinao dia hamaly anao am-pitiavana izahay

Mamandria toerana.sao tara an !

Explorez la magie d'Ampefy avec nous le16 mars 2024! 🌋Rejoignez-nous pour une randonnée épique à travers les lacs volcan...
24/01/2024

Explorez la magie d'Ampefy avec nous le

16 mars 2024! 🌋

Rejoignez-nous pour une randonnée épique à travers les lacs volcaniques d'Ampefy.

Au menu de l'aventure :
- Découverte du lac de Cratère Antohomadinika et Ilempona 🏞️
- Vue panoramique sur le lac Itasy et la ville d'Ampefy 🏰
- Émerveillement devant le Geyser d'Analavory 💦

Le forfait comprend :
- Prix d'entrée
- Frais de guidage
- Goûter (Sandwich)
- Eau minérale 1L
- Assurance

Ce qui n'est pas inclus :
- Tout ce qui n'est pas mentionné
- Vos besoins personnels 🧳

Point de départ pour le ramassage : Anjanahary Masikara 🚐

Pour plus d'infos ou réservations, contactez-nous au : +261 34 09 940 79 - +261 34 17 803 17 📞
E-mail : [email protected] 📧

Rejoignez-nous pour une journée inoubliable pleine de nature, de rires et de découvertes! 🌿🥾

Andao indray hiaraka hizaha ny hatsaran'ny Mantasoa 🌳Ny 02 Martsa 2024Tena tontolo andro iray mahafinaritra tanteraka no...
22/01/2024

Andao indray hiaraka hizaha ny hatsaran'ny Mantasoa 🌳

Ny 02 Martsa 2024

Tena tontolo andro iray mahafinaritra tanteraka no hiarahantsika amin'io any anaty natiora

▪️Hitsidika ny Nosy soa Parc
▪️Ireo toerana manan-tantara toy ny tranon'i Jean Laborde, Dobo masina, ny tananan'ny Mantasoa, ireo lafaoro fahiny...
▪️Manao tour du Lac Mantasoa sady mianatra ny tantaran'ilay farihy

Ny hiantohanay dia :
▪️Fiara fitaterana mandroso sy miverina
▪️Sakafo atoandro
▪️Rano 1L
▪️Fitarihan-dia
▪️Saram-pitsidihana rehetra
▪️Assurance voyage

Ny tsy hiantohanay kosa dia ireo zavatra ilainao manokana sy izay tsy voatanisa ao ambony

Izay rehetra izay dia amin'ny sarany 70.000 Ar monja

⚠️ Voafetra dia voafetra ny toerana ka tsara mamandrika mialoha ⚠️

Raha mila fanazavana fanampiny ianao na hanoratra anarana dia miantso ny laharana +261 34 17 803 17 na 034 09 940 79

[email protected]

⚠️ Ny famandrian-toerana dia 25% ny sarany, ny ambony kosa afaka hefainao mialohan'ny daty hiaingana

Ry mpakafy fizahantany malala 👋🍀Ho sokafan-tsika amin'ny tsidika maivana ity taona 2024 ity 🍀Andao ary ho any   💚🗓 17 - ...
18/01/2024

Ry mpakafy fizahantany malala 👋🍀

Ho sokafan-tsika amin'ny tsidika maivana ity taona 2024 ity 🍀

Andao ary ho any 💚

🗓 17 - 18 Febroary

Hitsidika sy hijery :

▪️ Lac de Cratère Antohomadinika
▪️ Lac de Cratère Ilempona
▪️ Chute d'Ilempo 1
▪️ Chute d'Ilempo 2
▪️ Point de Vue
▪️ Chute de la Lily
▪️ Geyser
▪️ Ilot de la Vierge

Ny tafiditra anaty ny sarany :

▪️ Fiara fitaterana mandroso sy miverina
▪️ Trano hivahinianana
▪️ Sakafo mandritran'ny tsidika
▪️ Fitarihan-dia
▪️ Saram-pitsidihana rehetra
▪️ Assurance

Afaka jerenao ao amin'ny commentaire ao ny programa

Izay rehetra izay dia amin'ny sarany manomboka amin'ny 110.000 ar

⚠️ Voafetra dia voafetra ny toerana ka tsara misoratra anara mialoha

Aza misalasala manoratra amin'ny hafatra miafina na miantso avy hatrany ny laharana : +261 34 09 940 79 | +261 34 17 803 17

📧 [email protected]

🙋‍♀️Miarahaba antsika rehetra tsy hankanavaka izahay ato 🍀Trèfle à 4 feuilles - Tsidika  !🍀👉Efa namoaka daty izahay fa m...
14/01/2024

🙋‍♀️Miarahaba antsika rehetra tsy hankanavaka izahay ato 🍀Trèfle à 4 feuilles - Tsidika !🍀

👉Efa namoaka daty izahay fa mbola tsy nisy
"TARIF"

🔴Hisy ny fanovana @ ilay daty noho ny fifandrifiam-potoana izay tsy maintsy hanovana ilay fandaharana koa :

🍀ATOLOTRAY ANAREO ETO ILAY FANDAHARAM-POTOANA VAOVAO MIARAKA.@ SARANY @ MANARAKA Izay tsy ho ela.akory an !

🚩MANOMBOKA IZAO KOA DIA HIFAMPIZARA NY TSARA HO FANTATRA MOMBA IRENY "VOYAGE ORGANISÉ " IRENY ISIKA
MBA HANANANTSIKA FAHALALANA.BEBE KOKOA NY TOKONY ATAO SY NY METY MIANDRY ANTSIKA AMIN' IZY IRENY

🙏MIRARY SOA HO ANTSIKA REHETRA AN !

🍀🍀🍀AAAAOOOODDDYYYY Ô!🍀🍀🍀😃MBOLA TSY TARA AHO AN! 😘VAO 4 ANDRO IZAY NO LASA @ ITY TAONA 2024 ITY 👋MBOLA MANANA 362 ANDRO I...
04/01/2024

🍀🍀🍀AAAAOOOODDDYYYY Ô!🍀🍀🍀
😃MBOLA TSY TARA AHO AN!

😘VAO 4 ANDRO IZAY NO LASA @ ITY TAONA 2024 ITY

👋MBOLA MANANA 362 ANDRO ISIKA HIARAHANA SY HIFANOMEZANA FITSIDIHANA TENA TSARA - MAHAFINARITRA ARY - MAHAFAPO

🙇MIARAHABA ANTSIKA REHETRA NA IREO EFA MAHAFANTATRA ANAY NA IREO IZAY VAO HIARAKA AMINAY @ ITY TAONA ITY

👋NAHATRATRA NY TAONA 🎊🎈2024🎈🎊

👨‍👩‍👦👨‍👩‍👧HIARAKA ISIKA AN !

🚶‍♂️🚶‍♀️HOTETEZINTSIKA AVOKOA NA NY ANDREFANA, NA NY ANTSINANA, NA NY ATSIMO ,NA NY AVARATRA

👍👍MANINONA MOA NA IZAO TONTOLO.IZAO AZA E ! ?

🤷🏻‍♀️NA IRERY IANAO

🧑‍🤝‍🧑NA MIARA-DROA

👪NA FIANANKAVIANA

👨‍👩‍👧‍👧👨‍👩‍👦‍👦👨‍👦‍👦👨‍👦NA MPIARA-MIASA

👉NA IZA NA IZA ....🥰🥰🥰

☝MANANA TOLOTRA MARO IZAHAY
HAHAFAHANAREO MISAFIDY IZAY TINAREO ALEHA

🏃🏃‍♀️DIA ANDAO , FA TOLORANAY IZANY FIALAN-TSASATRA TENA MIALA SASATRA IZANY TOKOA AN !

🙏ARY HIRAIKITRA HO TANTARA EO @ FIAINANAREO IZANY

🙋‍♀️MANDRA-PIRESAKA VETIVETY an !

🔴ARAHO HATRANY NY PEJY

🍀🍀 À 4FEULLES-TSIDIKA #🍀🍀

🍀🍀FINARITRA Ô!🍀🍀🍀IZAHAY  ATO Trèfle à 4 feuilles - Tsidika  DIA MIARAHABA ANTSIKA REHETRA NAHATRATRA NY FARAN'NY TAONA 2...
31/12/2023

🍀🍀FINARITRA Ô!🍀🍀

🍀IZAHAY ATO Trèfle à 4 feuilles - Tsidika DIA MIARAHABA ANTSIKA REHETRA NAHATRATRA NY FARAN'NY TAONA 2023

🙏MANATITRA NY FISAORANA HO ANAREO NAMETRAKA FITOKISANA TAMINAY T@ IREO TSIDIKA MARO NIARAHANA TAMINAY

🚶‍♀️🚶‍♂️HITOHY HATRANY NY FIARAHANA
ARY HOTOHIZANTSIKA @ HAFALIANA SY HATSARANA HATRANY IZANY AMIN'NY TAONA HO AVY

🕺💃HAHATRATRA NY TAONA 2024 AVOKOA ISIKA AN ! DIA SAMIA HO TAHIAN'ANDRIAMANITRA

29/12/2023

Andro roa sisa dia hisolo 24 ilay 23
Tsy handrinantsika e.!..
Hahitana ny tohin'ny fianana....
Mirary soa ho antsika eee !

Vonona handroso ho @ tsara be hatrany Mandinika ny lasa hihatrehana ny ho avy MIRARY NOELY SAMBATRA HO ANTSIKA REHETRA (...
27/12/2023

Vonona handroso ho @ tsara be hatrany
Mandinika ny lasa hihatrehana ny ho avy
MIRARY NOELY SAMBATRA HO ANTSIKA REHETRA ( na somary taratata kely aza )

27/12/2023

Avec Teamikaly – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉

🌟 Découvrez l'aventure d'une journée inoubliable à Mantasoa avec notre prochain circuit ! 🚀🗓️ Date: 09 Décembre 2023 🕖 R...
28/11/2023

🌟 Découvrez l'aventure d'une journée inoubliable à Mantasoa avec notre prochain circuit ! 🚀

🗓️ Date: 09 Décembre 2023

🕖 Rassemblement: 6h30 au Lycée Miarantsoa | 🚗 Départ : 7h

🌿 Explorez la nature au Nosy Soa Parc : rencontrez des lémuriens et parcourez le majestueux Lac Mantasoa.

Découvrez les vestiges fascinants de Jean Laborde et plongez dans l'histoire du village et du musée.

🎫 Inclus dans le package : Transport A/R, bateau, guide passionné, entrée au site, boissons rafraîchissantes, délicieux repas de midi et assurance voyage - le tout pour seulement
70.000Ar 💼

🧀 Bonus spécial : En rentrant, une escale à Ambatomanga pour savourer du délicieux fromage!

🚨 Places limitées! Réservez dès maintenant pour une journée pleine d'aventures et de découvertes! 🌍✨

Ny tontolo andronay omaly 25 Novambra tany📍MantasoaMisaotra anareo rehetra izay nandray anjara ny ekipan'ny Trèfle à 4 f...
26/11/2023

Ny tontolo andronay omaly 25 Novambra tany

📍Mantasoa

Misaotra anareo rehetra izay nandray anjara ny ekipan'ny Trèfle à 4 feuilles - Tsidika 🍀
___
🗓
Daty manaraka ho an'izay liana : 16 Desambra 2023

Eo ary samy maminavina isika, 😁Toerana hanaovantsika reveillon 2023 - 2024 🎉Aiza ary o? 🎊Eo ary samy manoratra ao amin'n...
17/11/2023

Eo ary samy maminavina isika, 😁

Toerana hanaovantsika reveillon 2023 - 2024 🎉

Aiza ary o? 🎊
Eo ary samy manoratra ao amin'ny commentaire izay mahamarina

Hivoaka amin'ny herinandro ambony io ny tarif fa ny daty aloha dia :

🗓 26 Desambra hatramin'ny 04 Janoary

Antony 3 hitsidihana an'ny Mantasoa 🏞️1️⃣ Mantasoa dia isan'ireo toerana manan-tantara maro eto Madagasikara. Hahintana ...
17/11/2023

Antony 3 hitsidihana an'ny Mantasoa 🏞️

1️⃣ Mantasoa dia isan'ireo toerana manan-tantara maro eto Madagasikara. Hahintana ireo vakako sisa tavela nisian'ny indostria voalohany izay natsangan'i Jean Laborde izay mpanolotsainan'ny Mpanjaka Ranavalona voalohany

2️⃣ Mantasoa dia isan'ny toerana madio, na rivotra, na tontolo ianana ary azo hialalana sasatra tsara kanefa tsy dia alavitran'ny renivohitra no misy azy

3⃣ Maro ireo toerana azo tsidihina any Mantasoa, isan'izany ny Nosy soa Park, izay hahitana karazana Lémurien, Voay, Sokatra sy biby maro samihafa,

Ka ireo antony 3 ireo no tokony handehananao any miaraka aminay ny :

▪️ 25 Novambra ( Toerana 3 sisa)
▪️ 02 Desambra ( Mbola malalaka tsara)

Sorato dieny izao ary ny anaranao fa voafetra ny toerana 📖

Izahay no miantoka ny :

▪️ Rano 1l
▪️ Sakafo atoandro
▪️ Fiara fitaterana
▪️ Fitarihan-dia
▪️ Saram-pitsidihana rehetra
▪️ Assurance voyage

Ianao kosa no miantoka ny :

▪️ Saran-dalana : 70.000 Ar
▪️ Ny zavatra ilainao manokana
▪️ Izay tsy voalaza etsy ambony

Rehefa miverina kosa isika dia mijanona kely eo Ambatomanga afaka mividy fromazy 🧀

Antsoy aingana ny laharana :034 09 940 79 na ny 034 17 803 17 na mandefasa hafatra miafina
____

⚠️📢Ô ry zareo a! 📢⚠️Toerana 7 sisa dia feno ilay Mantasoa amin'ny 25 Novambra izaoFaingana ary manoratra anarana fa tsy ...
09/11/2023

⚠️📢Ô ry zareo a! 📢⚠️
Toerana 7 sisa dia feno ilay Mantasoa amin'ny 25 Novambra izao

Faingana ary manoratra anarana fa tsy mitondra olona maro be izahay fa vitsy ihany mba hisian'ny ambiansa mahafinaritra 🎉

▪️Hiaraka hitsidika an'ny Nosy soa Park isika 🐒
▪️Hanao tour du Lac Mantasoa 🛶
▪️Hijery ireo toerana manan-tantara sy vakoka 🗽 maro samihafa
▪️Hijanona kely ao Ambatomanga isika

Efa Hiantohanay daholo ny :

▪️ Fiara fitaterana mandroso sy miverina
▪️Fitarihan-dia
▪️Sakafo atoandro
▪️Rano fisotro 1l
▪️Assurance voyage
▪️Saram-pitsidihana rehetra

Ny hiantohanao kosa :
▪️Izay zavatra ilanao manokana
▪️Izay zavatra tsy voalaza etsy ambony
▪️Ny saran'ny tsangatsangana : 70.000 Ar

Raha toa ary ka hisoratra anarana ianao dia aza misalasala manoratra amin'ny hafatra miafina na miantso avy hatrany ny laharana : 034 09 940 79 na ny 034 17 803 17

Ho famandrian-toerana dia tsara mandoha ny 25% ny sarany

Andao daholo rankizy a!

📣 MANTASOA 📣Andao indray ary isika ry mpankafy "RANDONNÉE" hiaraka ho any Mantasoa, ilay tanàna "Industrialisé" voalohan...
01/11/2023

📣 MANTASOA 📣

Andao indray ary isika ry mpankafy "RANDONNÉE" hiaraka ho any Mantasoa, ilay tanàna "Industrialisé" voalohany teto Madagasikara 🇲🇬

🗓 18 Novambra 2023
🗓️ 25 Novambra 2023
🗓️ 02 Desambra 2023

Ny ho atao amin'izany dia :
▪️ Fitsidihana ny Nosy soa Parc , ahitana ireo karazana Lémurien kely maro dia maro sady mahafatifaty

▪️ Hamantatra indray ny tantaran'ny Mantasoa isika amin'ny fitsidihana ireo vakoka maro samihafa toy :
🔸️ny dobon'ny mpanjaka vavy,
🔸️ireo lafaoro fanefena vy nampiasaina tamin'izany fotoana izany
🔸️Mozea, sy ny sisa.... mahaliana sady mahafinaritra

▪️Tour du Lac Mantasoa

▪️Hijanona kely ao Ambatomanga isika rehefa miverina

Hiaraka hanao randonnée anaty natiora mahafinaritra be isika mandritran'ny fitsidihana

Ny tolotra omeany dia ireto :

▪️ Fiara fitaterana mandroso sy miverina
▪️ Lakana miampita rano
▪️ Fitarihan-dia
▪️ Sakafo atoandro
▪️ Rano fisotro 1L
▪️ Assurance voyage
▪️ Saram-pitsidihana rehetra

♦️Ireo rehetra ireo dia @ sarany

💰70 000 ar ( 350 000 fmg)/ olona

Ny tsy ao anatin"ny sarany kosa dia :

▪️ Ny zavatra ilainao manokana
▪️ sy izay tsy voalaza eo ambony

⚠️ Voafetra ny toerana ka tsara raha toa ka dieny izao dia manoratra anarana ianao

Antsoy malaky ary ny laharana : 034 09 940 79 na ny 034 17 803 17

Afaka tonga dia mandefa hafatra miafina ihany koa

🍀🍀🍀COUCOU DAHOLO Ô! 🍀🍀🍀🍀🗣VOARESAKA TETO NY 🏡TRANO -NY🚌 FITAOVAM-PITANTERANA - NY INONA KOA MOA ....!? Aleo aloha  ho any...
13/09/2023

🍀🍀🍀COUCOU DAHOLO Ô! 🍀🍀🍀🍀

🗣VOARESAKA TETO NY 🏡TRANO -NY🚌 FITAOVAM-PITANTERANA - NY INONA KOA MOA ....!? Aleo aloha ho any e !

FA ANIO AN ! DIA SAKAFO 😱🍲🍲NO HO RESAHANAY ETO

👉IZAHAY ETO Trèfle à 4 feuilles - Tsidika DIA TSY MANAO AMBANIN-JAVATRA NY SAKAFO MIHITSY
🏝TSY " VACANCES NY VACANCES " RAHA IO SAKAFO 🍲IO NO TSY TOMOMBANA

👉RAHA NOANA MANTSY IANAREO DIA MATAHOTRA IZAHAY SAO TSY MAHARAKA NY NAMANAREO

❤❤TIANAY NY MAHANDRO SAKAFO ARY DIA ANISAN'NY FAHAFINARETANAY NY MAHITA ANAREO MPIARA- MITSIDIKA AMINAY TENA VOKY

☝NA AIZA NA AIZA ALEHA KA MBOLA MISY AZO HANDRAHOANAY SAKAFO DIA EFA EO AMBODY FATANA IZAHAY ARY MANOMANA SAKAFO MATSIRO BEEE HO ANAREO

🏝MIALA -SASATRA DIA MITSANGATSANGANA🏃 DIA MIHINANA 😘😘😘
ANATY TRANO 🏡TSARA TAREHY
ENTINA @ FIARA🚌 MAHAFINARITRA BEEE !
NITAINGINA LAKANA ⛵NA SAMBO🚤 MITETY RANO BEEEE !
🏃MiTSIDIKA TOERANA MAROBEEE !
NA SOMARY MI-RYTHME KELY AZA REEE !
INDRINDRA MITSIKITSIKY 😁😁BEEEEE!

❤❤❤MISY LAFATRA TOA IZANY VA REEEE!?

🥣🥐🥖🥞Ny SAKAFO MARAINA !?
SADY MISOTRO KAFE -DITE - CHOCOLAT CHAUD - RONONO IZAY TIANAO SY LANINAO IO AN !
MIARAKA @ M**O SPECIALE TRÈFLE A4 FEUILLES
NO MIHINANA VARY @ ANANA SY KITOZA NA SAOSISY NA KOTOLETA ... IZAY EFA HOMAMININAY EO.ARY IZAY LANY IHANY KOA

🍲🥙NY ATOANDRO MBOLA IZAHAY IHANY NO MIKARAKARA NY SAKAFO ANY @ EXCURSIONS REHETRA ALEHANTSIKA ARY IZAY LANY AN !

👉AVY MANAO EXCURSION INDRAY ILAY RERAKA AVY NANDEHA LALAN-DAVITRA INY , MIANDRY ANAO NY GOÛTER 🍜🥮🥧 AO AN-TRANO

🫕NY HARIVA : MISY NY VELOUTÉ DE LEGUME na POTAGE MIARAKA @ FROMAGE SY NY VARY SY LAOKA ARAK'IZAY ZAVA-MISY ANY AN-TOERANA

☝TOA IZANY FOANA NY MIANDRY ANAREO ISAN'ANDRO MANDRITRA NY 4 NA 5 NA ....MANINONA MOA NA 10 ANDRO AZA E !

☝NY ENY AN-DALANA INDRAY SAMY MIVIDY NY AZY FA ENY FOANA ILAY TOLOTOLOTRA KELY MANENTSINA NY HANOAHANANA E !

☝ANISAN'NY TOLOTRA ATAONAY KOA.ILAY MISAKAFO HOTELY TSARA TAREHY BE ANY @ TOERANA ALEHA IRENY

🚩TSY ADINO AN !
MISY "NY ANIMATEURS "IZAY MAMPIALA -VOLY HATRANY
HIHOMEHEZANA ,
SY HITSIKIANA

🔺️HO AVY IZAO NY VANCANCES DE TOUSSAIN

🚩NY REVEILLON INDRAY !?
MIARAKA @ MPAMPANDIHY IZAHAY ARY DIA MIARA -MISAKAFO ISIKA @ IO SADY HIKORANA BE

🍀🍀ARAHO HATRANY NY PEJINAY
ARY IZAY EFA NANDEHA NIARAKA TAMINAY ANDAO INDRAY HANDEHA E !

☝IREO IZAY MBOLA TSY NANDEHA INDRAY
ANDEHA KA ZAHAO FA
Hafa ihany anie ny miaraka 🍀🍀Trèfle À Quatres Feuilles -TSIDIKA E ! 🍀🍀

👍ANTSOY ARY NY
WHATSAPP : 034 17 803 17
TÉLÉPHONE ☎️ : 034 09 940 79
NA MANORATA @ e-MAIL : ho fenoiko eto fa tsy tadidiko an!

Tsiky avy amin'ny fo tia manolotra zava-tsoa ho anareo hatrany no handraisanay anareo

06/09/2023

Un grand merci à mes nouveaux followers !

Lalaina Bouré Randriantavy, Varotra Maro Samihafa, Andrianantenaina Nandrianina

🍀🍀🍀NOSY BE .....HUMMM ....NOSY MANITRA 😊😊😊🍀🍀🍀❤Vitasoa koa ny" DIA  MANOKANA "( voyage particulier) nokarakarainay ho an'...
03/09/2023

🍀🍀🍀NOSY BE .....HUMMM ....NOSY MANITRA 😊😊😊🍀🍀🍀

❤Vitasoa koa ny" DIA MANOKANA "( voyage particulier) nokarakarainay ho an'olona 6 Tany NOSY BE

🚌🏝🚤NIZOTRA TSARA NY DIA , tsy nisy "panne " afatsy ny vaky kodiarana in-2

🚍Lalana 2500 KM no natao tsy nisaina ny niampita rano

🙏Isaorana :👉 izy 6 mianaka nisafidy manokana an'i Trèfle à 4 feuilles - Tsidika
👉 ny mpamily sy ny fiarany nitondra anay am-pahamailoana tokoa
👉Ny mpiara -miasa rehetra nahatontosana ny dia t@ fahatoniana sy am-pilaminana tanteraka
🙇‍♂️indrindra Ilay NAHARY Nitondra sy niaro ary nitahy anay t@ izay rehetra nalehanay

🙏Henika hatsarana ny dia
🙏Voky fifaliana sy sakafo avokoa na ny saina n'a ny fanahy n'a ny vatana

👍Vita tsy nisy tomika ny fandaharam-potoana( programmes ) nokasaina natao

🔺️Fa nandeha ny resaka t@ izahay tany

tsapan'ilay nentina fa fohy loatra ilay 8 andro e !

✌2 andro eny an-dalana mandroso
✌2 andro eny an-dalana miverina
✌✌4 andro no hanaovana ilay TSIDIKA tsy mijanona mihitsy
😁8 andro ny faharetany
Toa lasa hénjikakenjika 🏃‍♀️🏃be ilay izy hoy ny resaka nifanankalozanay
🚩 indrindra ho an'ireo nahazo taona izay tena mavitrika tokoa mandeha @ itony " voyage organisé " itony

🗒Mila asiana 1 n'a 2 andro fanampiny araka ny soso-kevitra ; izany hoe raha 8andro dia lasa 9 n'a 10 andro ilay TSIDIKA

🤡Hitanay izany ary tsapanay 🧤tokoa
Fa @ manaraka dia raisainay ny soso-kevitra omenareo

🍀Izahay ekipan'ny
🍀 Trèfle à 4FEUILLES-TSIDIKA 🍀dia tia mihaino 👂- tia mikarakara 🤲- tia manome fahafaham-po,🫀; indrindra tia mikaroka ny hanatsarana hatrany ny TSIDIKA ATAONAY

🤩Tena mandamina ny mitondra olona vitsivitsy
Fa sady manavitsy fahasahiranana @ ny fandaminana ny olona entina ,no afaka manolotra ny tsara indrindra ho anareo entina

👉Noho izany antony izany dia averinay foana hoe 18 - 20 ihany fara-fahabetsany no olona entinay isaky ny tsidika
Ary 2 farafaha keliny
Na iray aza mety foana

🚩Ary marihina fa ny saram-pandraisana anjara dia
⬆️miakatra rehefa mihena ny isan'ny olona mandray anjara
⬇️Mihena rehefa maro ny olona mandray anjara

🔰Ny sarany alefanay eto dia ny sarany @ isan'ny mpandray anjara maro hatrany (20 personnes)

🔰Fa am-pahalalanay anareo hatrany ny sarany isaky ny isan'ny olona izay vinavinay ho entina

🙏Ny fahafaham-ponareo no tombony ho anay
Koa dia aza miala @ TRÈFLES À 4FEUILLES-TSIDIKA fa sady ho afa-po ianareo no hilamina ny dianareo

📞Antsoy avy hatrany ny laharana
034 17 803 17 - 034 09 940 79
📬Na mandefasa hafatra @ WhatsApp
034 17 803 17
📬Na mp @ page nay
Na e-mail
Ilay numéro 034 09 940 79 izay efa fiantson'ny maro misy fahasimbana kely hatreto

🙋‍♀️🙋Coucou nareo EKIPA SOLIDA NOSY KOMBA 2022🍀🍀NIHERINA NY TAONA EEEE!🍀🍀
24/08/2023

🙋‍♀️🙋Coucou nareo EKIPA SOLIDA NOSY KOMBA 2022
🍀🍀NIHERINA NY TAONA EEEE!🍀🍀

6 new items · Memory by Mbola Andriantsizafy

🍀🍀Ny tafatafa manaraka indray ary e ! 🍀🍀☝EfA VOARESAKAY NY : 🏡TRANO FIVANTANANA 🥘NY SAKAFO BE DIA BE KARAKARAINAY 🧎‍♀️NY...
23/08/2023

🍀🍀Ny tafatafa manaraka indray ary e ! 🍀🍀

☝EfA VOARESAKAY NY :
🏡TRANO FIVANTANANA
🥘NY SAKAFO BE DIA BE KARAKARAINAY
🧎‍♀️NY FILAMINAN-TSAINA AZONAREO REHEFA MIARAKA AMINAY

👍DIA ASIANA TENY KELY NY FITAOVAM-PITANTERANA :

👉REHEFA MANDEHA @ IRENY RN ( ROUTE NATIONALE ) IRENY KA MBOLA MISY TARA (GOUDRON )SY AZO ALEHA IHANY DIA: MAMPIASA🚍FIARA LEHIBE HIOMBONANA IZAHAY ( 18 isa ny mpandray anjara entinay farafahabetsany )

👉REHEFA ILAY" VOYAGE PERSONNALISÉ " DIA IRENY FIARA KELIKELY🚕 SAHAZA NY ISAN'NY MPANDEHA IRENY INDRAY NO AMPIASAINA

👉REHEFA ILAY LALANA FENO FASIKA SY POTIKA TANTERAKA IRENY NA" ROUTE NATIONALE " AZA DIA :
FIARA 🚙TSY MATAHO -DALANA NO ENTINA

😁😁Mazava ho azy angamba izany hoy ianareo , fa mba hampatsiahivinay kely fotsiny koa anie eee!🥰🥰

🚩 ILAY MANDEHA IRENY KOA AN !DIA ANISAN'NY ATAONAY NY MAMPITSIDIKA ANAREO @ IZAY REHETRA TOKONY HO HITA ( INCONTOURNABLES) @ TOERANA IZAY TSIDIHINA SATRIA :

🔺️ METY TSY HO TAFAVERINA @ ILAY TOERANA INTSONY INDRAY IANAREO RAHA TSY ELA BE ANY AORIANA ANY

🔺️TADIDIO FA AZO ATAO NY MIVERIMBERINA @ TOERANA EFA NALEHA AN !

🙏MIKAROKA ZAVA -BAOVAO HATRANY IZAHAY MBA HAMPIAVAKA NY MAHA Trèfle à 4 feuilles - Tsidika ANAY

🚩iNDRINDRA ATAONAY TANTARA IRAY VOASORATRA AO.AM-PONAREO SY @ FIAINANAREO NY FIARAHANA TAMINAY

📬Manorata @ MP
📲ANTSOY AHO DIA VALIAKO IANAREO REHEFA HENOKO AO ANATY POKETRA NY TELEPHONE A! 🤪🤪

📱034 09 940 79
WhatsApp 034 17 803 17

Address

Lot II N 3 Anjanahary
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 05:00

Telephone

+261340994079

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trèfle à 4 feuilles - Tsidika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Trèfle à 4 feuilles - Tsidika:

Videos

Share

Notre histoire

Trèfle à 4 Feuille, Fondée en 2009, est une association qui organise des voyages , des vacances et des grandes aventures inoubliables. Faites nous confiance et venez avec nous pour découvrir la beauté de Madagascar



You may also like