Antshow Madagascar

Antshow Madagascar Arts and Cultural Centre - Guest House Bienvenue dans la maison d'hôtes et Centre d'Art Culturel Antshow Madagascar! We wish you a very pleasant stay with us.
(6)

La maison est conçue selon la tradition architecturale Malagasy. Votre maison d'hôtes est un endroit unique pour découvrir l'art de vivre, la musique et notre culture. Antshow est dédié à la création artistique et musicale traditionnelle et contemporaine. En tant que résident ou simple visiteur, vous vivrez une immersion totale dans un environnement créatif. Grâce aux nombreuses activités du Centr

e, vous rencontrerez les artistes et créateurs malagasy, vous aurez la chance de découvrir leur art et aussi de créer le votre, partager votre expérience, ou tout simplement apprécier la qualité extraordinaire de votre séjour. Le complexe a été érigé selon le rêve de Rasoanaivo Hanitrarivo, artiste Malagasy reconnue mondialement pour son travail avec son groupe Tarika. Informez vous auprès du Centre pour plus d'informations sur ses oeuvres, sa nouvelle création et son engagement exceptionnel. Nous vous souhaitons par avance un merveilleux séjour. Welcome to Antshow Madagascar, Arts and Cultural Centre Guest house.The house was designed and built in the traditional Malagasy style. A unique place to experience the Malagasy way of life, music and culture. Antshow is dedicated to the creation and promotion of traditional and contemporary arts and culture. As a resident or a simple visitor you will be immersed in its creative environment. Through many of its activities and services you can meet Malagasy artists and designers, have a chance to discover their work, create your own, share experiences or simply enjoy your stay as a visitor in this extraordinary residence. The building was designed based on the dream of Rasoanaivo Hanitrarivo, a well-known Malagasy musical artist whose group Tarika has toured worldwide. You can find out more about her work, her creation and achievement at Antshow Madagascar.

Music playing and food tasting plus lots of cultural exchange in North meets the South
29/03/2019

Music playing and food tasting plus lots of cultural exchange in North meets the South

29/03/2019
17/01/2019

One minute message on tree planting in Madagascar

Nofaranan'i Andry Solofo ny hetsika tao amin'ny Antshow Madagascar tamin'ity taona 2018 ity! Mirary taona vaovao sambatr...
17/12/2018

Nofaranan'i Andry Solofo ny hetsika tao amin'ny Antshow Madagascar tamin'ity taona 2018 ity! Mirary taona vaovao sambatra ho an'ny rehetra! Mankasitraka feno Andry Solofo sy ny ekipany!

08/12/2018

Girls dancing rehearsal

07/12/2018

Annulé Concert de Gaëlle Ratianarimanana demain 8 Decembre

Aza hadino fa efa nirotsaka tsara be ny orana e!
04/12/2018

Aza hadino fa efa nirotsaka tsara be ny orana e!

Aza hadino tokoa ny mandefa ilay 500Ar e! 0344184329 no handefasana azy ary mirotsàha volontaires ao amin'ny pejy dia misoratana anarana mamboly eo aminn'y calendrier des évenements o!

22/11/2018

Plateforme d'association des gens qui oeuvrent bénévolement pour le reboisement et l'éducation en

21/11/2018

Ato amin'ity no clicker-na ilay APPLY NOW dia ho tafiditra anatin'ilay volontaires amin'ny fambolena hazo ianao. Mankasitraka anao mizara ity tompoko!

Indro ny fotoana manaraka
14/11/2018

Indro ny fotoana manaraka

Ampitiavana be no hilazana amintsika liana tena liana ny amin'ny atao hoe fa manomana conférence isika izao.

Ny Sabotsy 17 novembre amin'ny 2ora eny amin'ny Antshow Madagascar Ambohitsoa Antananarivo !

Hiresaka aminao ny ambany indrindra amin'izany atao hoe izany izahay sy Hanitra Tarika Bé satria izay no kely hay e. Raha miteny aho hoe ambany dia ampanetrentena no hilazako fa ny fototra no lazaiko.

Ho resahina ao ny tena Malagasy ary mifanaraka amin'izay mety ho lazaina fa fampandrosoana. Ho dinihina ao ny hoe inona ny antony mahatonga ny tsy fahombiazana ary ahoana no atao hamaritana Vina sy tanjona ary ny fepetra takiana mba hahatonga azy ho tratra.

? Hainao ve fa efa nomen'i Zanahary ho anao daholo izay kasainao fa isika no tsy ambinina matetika

? Fantatrao ve fa misy olona tsy mifanambina amin'ny asa na finamanana na fanambadiana vokatr'ilay antsoina hoe incompatibilité des Tempéraments.

? Fantatrao ve fa tsy ny asa na fianarana rehetra akory no mety aminao.

?Hainao ve fa isika olombelona dia misy lalàna iray iraisana hoe: izay tsapatsika lalina dia sintomitsika na ratsy na tsara, na olona na toe-javatra.

: Artiste internationale, tompon'ny centre d'art Antshow Madagascar, nampahafantatra an'i Madagascar erak'izao tontolo izao, personnage anaty BD, nanao ilay film "ISLAND OF LEMURS" niaraka tamin'i Morgan Freeman... etc

: Life Coach, Président fondateur du réseau social IORS Madagascar, promoteur du projet BOSS, CARMA, CARTEL, Gérant propriétaire du FAKA PROCESS SARL, Malagasy fo sy fanahy ary fisaina, Ary ny lehibe indrindra dia sy no iresaka aminao.

Isaorako ireo silampanahiko anaty tetikasa.

Isaorako sahady ianareo mpanohana ny hetsika.

Isaorako koa ianao tsy tia tena fa mizara ho an'ny mpiray tanindrazana .

Izay ho tonga dia afaka miditra ho mpikambana ao amin'ny projet

Vidi-pidirana: 10 000ar
Mandrampihaona!

Sombitsombiny tamin'ireo sary tamin'ny hetsika farany tamin'ny Asabotsy 3 Novembre teo!
04/11/2018

Sombitsombiny tamin'ireo sary tamin'ny hetsika farany tamin'ny Asabotsy 3 Novembre teo!

Open mic Samedi, 3 novembre de 18h à 22h! L'inscription pour cet évenement est maintenant close. Venez nombreux!!!
01/11/2018

Open mic Samedi, 3 novembre de 18h à 22h! L'inscription pour cet évenement est maintenant close. Venez nombreux!!!

31/10/2018

Tamin'ny fihatombohana

Mpampianatra sy mpianatra mazoto be! Mahafinaritra fa dia amin'ny Asabotsy indray ny conference Dev Pers manaraka sy ny ...
31/10/2018

Mpampianatra sy mpianatra mazoto be! Mahafinaritra fa dia amin'ny Asabotsy indray ny conference Dev Pers manaraka sy ny fety aorinan'izay

28/10/2018

Raha omena famaritana tsotsotra ny atao hoe, professionnalisation des métiers des arts dia: fanovana ny zavatra iray natao satria tiana fotsiny (amateur) ho an'ny amin'ny zavatra tiana hampiditra vola hivelomana!--- Mila fandaminana matotra sy tetik'asa maty paika ary fampivoarana ny fahatongavana amin'izay ary izay ilay hianarana!

28/10/2018

Raha mpanakanto te hanao fampisehoana ianao dia misorata anarana dieny izao, raha mpijery dia isaky ny Asabotsy manomboka 3Nov

28/10/2018

Hisy fampisehoana isaky ny asabotsy ato amin'ny Antshow Madagascar manomboka ny 3 Novembre raha liana ianareo

26/10/2018
Hizara traikefa aminao! Let's move on! Be ready for changeAvec toutes les menaces qui pesent sur l'humanité, changement ...
25/10/2018

Hizara traikefa aminao! Let's move on! Be ready for change
Avec toutes les menaces qui pesent sur l'humanité, changement climatique extreme, catastrophe écologique, chute de système politique et économique, je m'engage a partager mes experiences de vie aux jeunes et moins jeunes Malagasy. Humblement votre.

25/10/2018

Toy izao no tatitra nataon'i LaChasse info ny hetsika! Mankasitraka indrindra tompoko

Nahafinaritra ny nahita anareo tonga maro be! Rahampitso ny vaovao o!
24/10/2018

Nahafinaritra ny nahita anareo tonga maro be! Rahampitso ny vaovao o!

Hanomboka indray ny asam-pikarohana sy asam-pamoronana! Afaka mitsidika izay te ahita fa mila mampilaza mialoha e!
17/05/2018

Hanomboka indray ny asam-pikarohana sy asam-pamoronana! Afaka mitsidika izay te ahita fa mila mampilaza mialoha e!

14/11/2017

Great moments

03/03/2017

Arts and Cultural Centre - Guest House

Address

Rue Ramilijaona
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261 20 22 565 47

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antshow Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Antshow Madagascar:

Videos

Share


Other Antananarivo travel agencies

Show All