07/11/2022
Aiza daholo eee😁❤
Reraka ny fiainana sy ny rotoroto lava ve ianao🥵,mba te haka rivotra kely☀,mety aminao indrindra amin'izao andro mafana zao ity tolotra ity☀🌴
Tolotra👉🏻VOYAGE MANAMBATO👈🌈🏻 4andro🌤 3 alina🌖
Ireto avy ary ny daty:
🍀25-28 novembre 2022
🍀18-21Décembre 2022
🍀26-29 Decembre 2022
Amin sarany:350000ar/pers
🍀🍀🍀🍀🍀🍀
Ireto avy no tafiditra anatin'ny tolotra:
🚌fitanterana mandroso sy miverina Tana-Manambato-Tana
🏠Toerana fivantanana(espace vacance Andrianina no mandray):2pers/chambre
🥗Sakafo:maraina-atoandro-Hariva
🌈Ny activités maro isankarazany:🚢balade en bateau vers les villages des
pecheurs,randonnée dans les montagnes des amoureux⛰❤,cascade🪨,piscine🏊🏻♀️,zumba💃🏻feu de camp🔥😁
,beach volley🏐,babyfoot,salle de sport,espace pour enfant,...
🍀Ny tsy tafiditra anatin'izay dia ny sakafo an-dalana sy ny gouter na ny besoins personnels
Ka araraoty ary😁fandrio dieny izao ny toerana sao taraiky eo
Réservation:0349188043
Bureau:Behoririka akain'ny banque BNI ranomaimbo