Evamad

Evamad Voyager pour vivre, rêver et découvrir Madagascar Voyager pour s'évader de la vie quotidienne
(1)

Hé!!! Efa manakaiky ny  an‼️‼️‼️Safidio ary izay destination mety aminao. Betsaka ny fanavaozana natao mba hanomezana fa...
08/04/2024

Hé!!! Efa manakaiky ny
an‼️‼️‼️
Safidio ary izay destination mety aminao.
Betsaka ny fanavaozana natao mba hanomezana fahafampo anareo mpanjifa 😍😍😍
, 8 JOURS ET 7 NUITÉES, amin'ny sarany 1250000 Ariary, efa tafiditra ao ny sy ny piscine Andoharano
, 8 JOURS ET 7 NUITÉES ihany koa, amin'ny sarany 1150000 Ariary mahita ny Nord rehetra, ny any Est ( Baie d'Ampanihy), ny any amin'ny Sud ( île aux nattes), ary 2 nuitées ao Toamasina.
, 7 JOURS ET 6 Amin'ny sarany 1050000 Ariary. Ankoatra ireo toerana malaza hitondranay anareo dia mbola mahafaly anay hatrany ny mitondra anareo hitsidika ny Parc National ANKARAFANTSIKA.
, 4 JOURS ET 3 NUITÉES, hitondranay anareo hitsidika iny faritra iny amin'ny sarany 450000 Ariary
, 8 JOURS ET 7 NUITÉES amin'ny sarany 1850000 Ariary, hitsidihanao ny Parc National Tsimanampetsotsa sy ireo zavatra mahavariana ao Itampolo
, 7 JOURS ET 6 NUITÉES, hijerena ireo toerana malaza ao FORT DAUPHIN , manomboka amin'ny sarany 1550000 Ariary ( Tarif Hors Billet d' Avion )

‼️Koa aza adino ny maka ny andinindininy rehetra ao amin'ny :
TÉL : 0340937004 / 0346299224
BOX 412, Immeuble CITY CENTER ANALAKELY.

‼️‼️ Afaka manao voyage privé ho anareo koa izahay an!!



.

Mbola ao anatin'ny voyage hatrany, Ndao indray ary ho jerentsika ireo karazana sakafo tao amin'ny CENTREST SÉJOUR RANOMA...
07/04/2024

Mbola ao anatin'ny voyage hatrany, Ndao indray ary ho jerentsika ireo karazana sakafo tao amin'ny CENTREST SÉJOUR RANOMAFANA. 🙏🙏🙏
Marihina fa rehefa miaraka aminay dia au choix foana ny sakafo.😍😍

‼️ Voyage manaraka any ny 25-26-27-28 AVRIL na ny 2-3-4-5 MAI izao.
Efa misokatra ny fisoratana anarana.

Evamadtour :
TEL: 0340937004 / 0346299224
BUREAU : BOX 412 ,CITY CENTER ANALAKELY



Toerana roa bé izao indray no ampidirinay ao anatin'ny PACKAGE mankany Tuléar manomboka izao.🙏🙏Ho any Tuléar ihany ve di...
06/04/2024

Toerana roa bé izao indray no ampidirinay ao anatin'ny PACKAGE mankany Tuléar manomboka izao.🙏🙏
Ho any Tuléar ihany ve dia tsy ahita an'izany sy izany ❓❓
Ndao ary hiaraka aminay, omany dieny izao ny fialan-tsasatra.
8 JOURS et 7 NUITS amin'ny sarany 1250000 Ariary.
Efa tafiditra ao :
✔️ Ny transport rehetra terrestre et maritime
Partenaire : TOLISOA VEDETTE RAPIDE
✔️ Ny hébergement, 2 par chambre
Fianarantsoa : SORATEL
Tulear : CHRIS'ESPACE
✔️ Ny sakafo rehetra any an-toerana, matin - midi - soir, Repas Malagasy au choix.
✔️ Ny activités rehetra : 4 Excursions be izao.🙏🙏🙏
🍀 Excursion Ifaty -Mangily-Madiorano
🍀 Excursion Saint Augustin
🍀 Excursion Anakao et Nosy Ve
🍀 Excursion AMBATOMILO
🍀 Visite Forêt des Baobabs
🍀 Visite dune d'ANDABOY
🍀 Visite BAKUBA Lodge
🍀 Passage à la Tropique de Capricorne
🍀 Visite Grotte de Sarodrano
🍀 Baignade à la piscine naturelle Andoharano
🍀 Pose photo à La Reine de l'Isalo
🍀 Pose photo à La Fenêtre de l'Isalo
🍀 Pose photo à la montagne d'Ifandana Bonnet d' Évêque.

⛔⛔ Ny tsy tafiditra ao :
⚡Ny sakafo an-dalana mandroso sy miverina
⚡Ny rano fisotro
⚡ Izay mety ho filanao manokana.

Infos et réservation :
0340937004 / 0346299224
🏠 BOX 412 , Immeuble CITY CENTER ANALAKELY






‼️‼️VAOVAO BE eto amin'ny   TULEARHo fanomezana fahafampo anareo mpanjifa hatrany dia maro ny fanavaozana entinay mba ho...
04/04/2024

‼️‼️VAOVAO BE eto amin'ny TULEAR
Ho fanomezana fahafampo anareo mpanjifa hatrany dia maro ny fanavaozana entinay mba ho tena fahafinaretana tokoa ny fiarahanareo aminay.🙏🙏??

, 1250000 ARIARY par personne.
8 JOURS ET 7 NUITÉES
:
✔️ TRANSPORT, Terrestre et Maritime
Partenaire Maritime TOLISOA VEDETTE RAPIDE
✔️ HÉBERGEMENT, 2 par chambre
SORATEL ao Fianarantsoa
CHRIS'ESPACE ao Tuléar avec accès à la Piscine
✔️ RESTAURATION sur place, Repas Malagasy au choix
✔️ ACTIVITÉS : 4 Excursions
🏵️🏵️ Excursion à
🏵️🏵️ Visite Forêt des Baobabs à Mangily
🏵️🏵️ Excursion à VE
🏵️🏵️ Visite dune d'ANDABOY
🏵️🏵️ Excursion à
🏵️🏵️ Excursion à
🏵️🏵️ Passage à la Tropique de Capricorne
🏵️🏵️ Visite BAKUBA Lodge
🏵️🏵️ Visite Grotte de Sarodrano
🏵️🏵️ Piscine naturelle Andoharano
🏵️🏵️ Pose photo à la Montagne de Fandana ( Bonnet d' Évêque)
🏵️🏵️ Pose photo à La Reine de l'Isalo
🏵️🏵️ Pose photo à La Fenêtre de l'Isalo

⛔⛔⛔ :

⚡ Déjeuner sur route Aller et Retour
⚡ Boissons
⚡ Dépenses personnelles

INFOS et RÉSERVATIONS :
0340937004 / 0346299224
BOX 412, IMMEUBLE CITY CENTER ANALAKELY





🍀🍀 Ity ary ny vaovao masaka bé.🙏🙏🙏 , 7 JOURS ET 6 NUITÉES.🍀🍀YE, nampitomboina ny andro fialan-tsasatra, dia nampitomboin...
02/04/2024

🍀🍀 Ity ary ny vaovao masaka bé.🙏🙏🙏
, 7 JOURS ET 6 NUITÉES.🍀🍀

YE, nampitomboina ny andro fialan-tsasatra, dia nampitomboina ihany koa ny toerana ho tsidihina.🙏🙏🙏

Noho ny halaviran'ny toerana dia ao Ambondromamy no matory amin'ny J1.
Hôtel manara-penitra sady misy piscine no hipetrahana ao.🙏🙏🙏

Alohan'ny ahatongavana any Mahajanga dia entinay ianareo hitsidika ny PARC NATIONAL ANKARAFANTSIKA.🙏🙏🙏

: 1.050.000 Ariary
:
✔️ Transport terrestre et maritime, aller et retour.
✔️ Hébergement à l'hôtel, 2 par chambre ou chambre familiale.
Ambondromamy : KAMORO HÔTEL, hôtel moderne avec piscine.
Mahajanga : LES OLIVIERS HÔTEL
✔️ REPAS : Matin - Midi - Soir sur place
✔️ Les activités :
⭐ Visite PARC NATIONAL ANKARAFANTSIKA
⭐ Excursion à ANTSANITIA, plage, déjeuner à la ANTSANITIA RESORT
⭐ Excursion à ANJOHIBE : Visite Grotte d' ANJOHIBE, piscine naturelle Andranotsiriry, Cascade Mahafanina.
⭐ Excursion à KATSEPY : Visite Phare, BAOBAB SACRÉ, plage, déjeuner à ANDAFIROI LODGE.
⭐ Visite de la ville de Mahajanga et son histoire avec un guide de l' OFFICE RÉGIONAL DU TOURISME BOENY, plage Grand Pavois.
✔️ Ticket d'entrée et guidage dans les sites à visiter.

⛔⛔ NON INCLUS :
- Déjeuner sur route J1 et J7
- Boissons
- Dépenses personnelles

Ireto avy ary ny date ahafahanao miomana. Azo aloa tsikelikely ihany koa.
-16-05 au 22-05-24
-22-06 au 28-06-24
- 17-07 au 23-07-24
- 27-07 au 02-08-24
- 01-09 au 07-09-24
- 21- 10 au 27- 10-24
- 01- 11 au 07 -11-24

🏵️🏵️ INFOS ET RÉSERVATION :
0340937004/0346299224
Box 412, IMMEUBLE CITY CENTER ANALAKELY.




NY ANIO!!FIANARANTSOA - AMBALAVAO.Fitsidihana ny Tananan'i Fianarantsoa sy Ambalavao. Atelier de fabrication des papiers...
27/03/2024

NY ANIO!!
FIANARANTSOA - AMBALAVAO.
Fitsidihana ny Tananan'i Fianarantsoa sy Ambalavao.
Atelier de fabrication des papiers Antemoro sy ny Marché des Zébus. 🙏🙏
Aza adino fa manao VOYAGE PRIVÉ ho anareo koa izahay. ⭐⭐⭐⭐


TSARA loatra anie i Madagasikara e🥰🥰Izay no mahatonga anay ato amin'ny   tsy mitsahatra ny mikaroka ireo toerana rehetra...
26/03/2024

TSARA loatra anie i Madagasikara e🥰🥰
Izay no mahatonga anay ato amin'ny tsy mitsahatra ny mikaroka ireo toerana rehetra tsara ho tsidihina eto amin'ny tananantsika.
Isika Malagasy no tokony hisitraka izany hakanton'ny Nosintsika izany voalohany.🙏🙏
Sa ahoana hoy ianao ❓❓

Ndao ary hiaraka aminay hitsidika sy Haka Fy ny hakanton'ny Nosintsika.

0340937004, 0346299224
BOX 412, IMMEUBLE CITY CENTER ANALAKELY.

💕💕RY KALA VAZO !!!💕💕Iza koa ianareo no mankafy azy? 😍Dia inona ny hirany tena ankafizanareo azy ? 🎼🎧Sa hoe tiako fotsiny...
19/03/2024

💕💕RY KALA VAZO !!!💕💕
Iza koa ianareo no mankafy azy? 😍Dia inona ny hirany tena ankafizanareo azy ? 🎼🎧Sa hoe tiako fotsiny tsy misy hoe nahoana ? ❤Tsara e. 🥰🥰🥰

Fintina an-tsary ny TSENABEN' NY FIZAHANTANY andiany faha7 ny 15-16-17 Mars.Mankasitraka anareo rehetra nitsidika ny Sta...
18/03/2024

Fintina an-tsary ny TSENABEN' NY FIZAHANTANY andiany faha7 ny 15-16-17 Mars.
Mankasitraka anareo rehetra nitsidika ny Stand -nay sy ianareo rehetra nanao famandrihana teny an-toerana.

18/03/2024
J2 amin'ny TSENABEN' NY FIZAHANTANY androany. Manasa anao hatrany hitsidika ny STAND N°3, ahitanao ireo TOLOTRA samihafa...
16/03/2024

J2 amin'ny TSENABEN' NY FIZAHANTANY androany. Manasa anao hatrany hitsidika ny STAND N°3, ahitanao ireo TOLOTRA samihafa nomaninay ho anareo amin'izao Fetin'ny Paka izao.

Evamadtour : 0340937004 / 0346299224
Box 412, Immeuble City Center ANALAKELY




J - 1   Efa vonona izahay ny handray anareo amin'ireo TOLOTRA samihafa nomaninay ho anareo amin'ity Vacances de PÂQUES 2...
14/03/2024

J - 1 Efa vonona izahay ny handray anareo amin'ireo TOLOTRA samihafa nomaninay ho anareo amin'ity Vacances de PÂQUES 2024 ity.

Koa manasa anao sahady hitsidika ny , ao amin'ny TSENABEN' NY FIZAHANTANY eny amin'ny Zaridaina ANTANINARENINA.

Tél : 0340937004 / 0346299224
BOX 412 Immeuble City Center ANALAKELY

🔉🔉  à  🙏🙏🍀🍀 29 MARS AU 01 AVRIL 2024🍀🍀TARIF :  450.000AriaryINCLUS :   ▶️ Transport aller-retour  ▶️ Hébergement à l'hôt...
12/03/2024

🔉🔉 à 🙏🙏
🍀🍀 29 MARS AU 01 AVRIL 2024🍀🍀

TARIF : 450.000Ariary
INCLUS :
▶️ Transport aller-retour
▶️ Hébergement à l'hôtel, 2 par chambre
▶️ Restauration sur place : petit déjeuner, déjeuner, dîner. Repas Malagasy au choix.
▶️ Les activités :
🍀 Visite Parc National Ranomafana
🍀 Visite Arboretum de Ranomafana
🍀 Visite Cascade Andriamamovoka
🍀 Piscine à la Station Thermale de Ranomafana, jour et nuit.

⛔⛔ NON INCLUS :
▶️ Déjeuner sur route aller et retour
▶️ Boissons
▶️ Dépenses personnelles

INFOS et RÉSERVATIONS :
☎️ 0340937004
🏠 Immeuble City Center ANALAKELY BOX 412
EVAMADTOUR mitondra anao hitety an'i Madagasikara.




⭕⭕ Isan'ny destination bé mpandeha indrindra ato aminay i FORT-DAUPHIN.🙏🙏🙏⭕⭕ Ianao koa aza misalasala raha te ho any fa ...
10/03/2024

⭕⭕ Isan'ny destination bé mpandeha indrindra ato aminay i FORT-DAUPHIN.🙏🙏🙏

⭕⭕ Ianao koa aza misalasala raha te ho any fa afaka mikarakara ny voyage-nareo izahay.

⭕⭕ Tarif : à partir de 1200000 Ariary par personne. Tarif Hors Billet d'avion.

‼️‼️ Na olona iray na roa fotsiny dia efa vonona ny équipe rehetra any an-toerana handray anareo.

‼️‼️Manasa anao sahady hitsidika ny Stand N°3 mandritra ny TSENABEN' NY FIZAHANTANY eny amin'ny Zaridaina ANTANINARENINA.

Tel: 03409337004 Na 0346299224
Bureau : BOX 412, IMMEUBLE CITY CENTER ANALAKELY


Entinay hatrany ianao hizaha sy hamantatra toerana eto Madagasikara. Aiza indray ary ity lalana tsara ity??Ho entinay ha...
09/03/2024

Entinay hatrany ianao hizaha sy hamantatra toerana eto Madagasikara. Aiza indray ary ity lalana tsara ity??

Ho entinay handeha amin'io toerana io ianao ny 29 Mars au 05 Avril ho avy izao.
Tongava haingana misoratra anarana 🙏🙏🙏.




  any  Ny 29 Mars hatramin'ny 05 Avril 2024Ndao hiaraka aminay sady manararaotra ny tarif tsy mbola nasiana fanovana. ( ...
09/03/2024

any
Ny 29 Mars hatramin'ny 05 Avril 2024

Ndao hiaraka aminay sady manararaotra ny tarif tsy mbola nasiana fanovana. ( Manomboka ny volana volana Avril dia hisy ny fiovan'ny tarif )

: 960000 Ariary
:
⭐Transport terrestre et maritime aller et retour.
Partenaire Maritime :
⭐ HÉBERGEMENT : 2 par chambre
SORATEL à Fianarantsoa
CHRIS'ESPACE à Tuléar. Accès piscine et Wifi
⭐ Restauration sur place : matin -midi-soir.
Repas Malagasy au choix.
⭐ Activités :
▶️ Excursion à Ifaty -Mangily-Madiorano
▶️ Visite Forêt des Baobabs
▶️ Visite Dune d' ANDABOY
▶️ Excursion à Saint Augustin (* Piscine naturelle Andoharano )
▶️ Visite Grotte de Sarodrano
▶️ Pose photo à la Tropique de Capricorne
▶️ Excursion à Anakao et Nosy Ve
▶️ Pose photo à la montagne d'Ifandana ( Bonnet d' Évêque )
▶️ Pose photo à la Reine de l'Isalo
▶️ Pose photo à la Fenêtre de l'Isalo

‼️‼️ Pendant la journée libre, nous organisons une excursion payante à Ambatomilo au tarif de 200000 Ariary par personne, transport en 4 x4 et déjeuner inclus.

⛔⛔ Non inclus dans le tarif :
👉 Repas sur route
👉 Boissons
👉 Dépenses personnelles

INFOS ET RÉSERVATIONS:
0340937004
0346299224
BOX 412 IMMEUBLE CITY CENTER ANALAKELY




👰👰👰 Miarahaba ny vehivavy rehetra amin'izao andro manerantany ho an'ny Zon'ny Vehivavy izao.🙏🙏🙏
08/03/2024

👰👰👰 Miarahaba ny vehivavy rehetra amin'izao andro manerantany ho an'ny Zon'ny Vehivavy izao.🙏🙏🙏

ARARAOTY FA ITY NY PROMOTION FARANY ‼️‼️Ho anareo izay misoratra anarana alohan'ny 17 MARS dia ahazo fanomezana avokoa. ...
07/03/2024

ARARAOTY FA ITY NY PROMOTION FARANY ‼️‼️
Ho anareo izay misoratra anarana alohan'ny 17 MARS dia ahazo fanomezana avokoa.
‼️‼️STAND N°O3 no misy anay mandritra ny TSENABEN' NY FIZAHANTANY.

Aiza ary ny misy an'ity toerana ity??🍀🍀🍀🍀Raha tianao dia Ndao hiaraka Hizaha Tany aminay fa ho entinay any ianao.🙏🙏Evama...
06/03/2024

Aiza ary ny misy an'ity toerana ity??
🍀🍀🍀🍀
Raha tianao dia Ndao hiaraka Hizaha Tany aminay fa ho entinay any ianao.🙏🙏

Evamadtour : 0340937004 / 0346269224
Box 412, Immeuble City Center ANALAKELY.

🌴🌴Efa manomana ny     koa isika an..🌴🌴Iza daholo ilay mitady voyage ho any     sy      .❓❓DATE: 29 MARS au 05 AVRIL 2024...
05/03/2024

🌴🌴Efa manomana ny koa isika an..🌴🌴
Iza daholo ilay mitady voyage ho any
sy .❓❓

DATE: 29 MARS au 05 AVRIL 2024
DURÉE : 8 JOURS ET 7 NUITÉES
2 nuitées à Fianarantsoa ( )
2 nuitées à Tuléar ( )
2 nuitées à Anakao ( )
1 nuitée à Itampolo.( )
TARIF : 1850000 Ariary par personne
INCLUS :
▶️ Transport terrestre et maritime. Aller et retour.
▶️ Hébergement 2 par chambre
▶️ Repas sur place : matin - midi - soir
( Tuléar -Anakao - Itampolo) + 1 bouteille d'eau par jour.
▶️ Les activités :
✔️ Excursion à NOSY VE
✔️ Découverte de Nosy Ve et les pailles en queue, Plage
✔️ Visite du Parc National Tsimanampetsotsa :
🍀 Grotte MITOHO et les poissons aveugles
🍀 Baobab Grand - Mère
🍀 Le gouffre VINTA
🍀 Le LAC SALÉ et les Flamands Roses
✔️ Visite de la dune d'Itampolo
✔️ Point de vue
✔️ Forêt des Baobabs

⛔⛔ NON INCLUS :
🍁 REPAS et boissons sur route
🍁 Dépenses personnelles

Infos et réservation :
☎️☎️ 0340937004 / 0346299224
🏠🏠 Immeuble City Center ANALAKELY
BOX 412.



🏵️🏵️ Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra indray.🏵️🏵️Aza adino fa ny 15 - 16 - 17 MARS 2024 izao NY TSENAB...
04/03/2024

🏵️🏵️ Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra indray.🏵️🏵️
Aza adino fa ny 15 - 16 - 17 MARS 2024 izao NY TSENABEN' NY FIZAHANTANY eo amin'ny Jardin ANTANINARENINA.

Koa manasa anao sahady hitsidika izany ahitanao ny TOLOTRA rehetra amin'ity taona ity sy ny Promotion PÂQUES 2024.

EVAMADTOUR : 0340937004
0346299224
BUREAU : BOX 412 , IMMEUBLE CITY CENTER ANALAKELY



02/03/2024
  any  Ny 29 Mars hatramin'ny 05 Avril 2024Ndao hiaraka aminay sady manararaotra ny tarif tsy mbola nasiana fanovana. ( ...
27/02/2024

any
Ny 29 Mars hatramin'ny 05 Avril 2024

Ndao hiaraka aminay sady manararaotra ny tarif tsy mbola nasiana fanovana. ( Manomboka ny volana volana Avril dia hisy ny fiovan'ny tarif )

: 960000 Ariary
:
⭐Transport terrestre et maritime aller et retour.
Partenaire Maritime :
⭐ HÉBERGEMENT : 2 par chambre
SORATEL à Fianarantsoa
CHRIS'ESPACE à Tuléar. Accès piscine et Wifi
⭐ Restauration sur place : matin -midi-soir.
Repas Malagasy au choix.
⭐ Activités :
▶️ Excursion à Ifaty -Mangily-Madiorano
▶️ Visite Forêt des Baobabs
▶️ Visite Dune d' ANDABOY
▶️ Excursion à Saint Augustin (* Piscine naturelle Andoharano )
▶️ Visite Grotte de Sarodrano
▶️ Pose photo à la Tropique de Capricorne
▶️ Excursion à Anakao et Nosy Ve
▶️ Pose photo à la montagne d'Ifandana ( Bonnet d' Évêque )
▶️ Pose photo à la Reine de l'Isalo
▶️ Pose photo à la Fenêtre de l'Isalo

‼️‼️ Pendant la journée libre, nous organisons une excursion payante à Ambatomilo au tarif de 200000 Ariary par personne, transport en 4 x4 et déjeuner inclus.

⛔⛔ Non inclus dans le tarif :
👉 Repas sur route
👉 Boissons
👉 Dépenses personnelles

INFOS ET RÉSERVATIONS:
0340937004
0346299224
BOX 412 IMMEUBLE CITY CENTER ANALAKELY



🍀🍀🍀   any   🍀🍀🍀DATE: 29 MARS AU 02 AVRIL 2024TARIF : 750000 AriaryINCLUS :✔️ Transport aller et retour✔️ Hébergement à l...
24/02/2024

🍀🍀🍀 any 🍀🍀🍀

DATE: 29 MARS AU 02 AVRIL 2024
TARIF : 750000 Ariary
INCLUS :
✔️ Transport aller et retour
✔️ Hébergement à l'hôtel 2 par chambre
✔️ Restauration, matin -midi-soir
✔️ Les activités :
⭐ Visite Parc National de l'Isalo :
La crête, piscine naturelle, cascade des nymphes, piscine bleue, piscine noire, Reine de l'Isalo et fenêtre de l' Isalo.
⭐ Visite Ville de Fianarantsoa
⭐ Pose photo à la montagne d'Ifandana ( Bonnet d' Évêque )

⛔ Non inclus : Les 2 déjeuners sur route aller et retour. ( J1 et J5 )
Boissons et dépenses personnelles.

Infos et réservation : 03440937004/0346299224
Bureau : BOX 412, Immeuble City Center ANALAKELY.




🙏🙏 Ity ary ilay nandrasantsika🙏🙏RANOMAFANA, 4 jours et 3 nuitées sur place.🎈🎈07-08-09-10 MARS 2024🎈🎈TARIF :  380000 Aria...
21/02/2024

🙏🙏 Ity ary ilay nandrasantsika🙏🙏
RANOMAFANA, 4 jours et 3 nuitées sur place.

🎈🎈07-08-09-10 MARS 2024🎈🎈

TARIF : 380000 Ariary
INCLUS :
▶️ Transport aller-retour
▶️ Hébergement à l'hôtel, 2 par chambre
▶️ Restauration sur place : petit déjeuner, déjeuner, dîner. Repas Malagasy au choix.
▶️ Les activités :
🍀 Visite Parc National Ranomafana
🍀 Visite Arboretum de Ranomafana
🍀 Visite Cascade Andriamamovoka
🍀 Piscine à la Station Thermale de Ranomafana, jour et nuit.

⛔⛔ NON INCLUS :
▶️ Déjeuner sur route aller et retour
▶️ Boissons
▶️ Dépenses personnelles

INFOS et RÉSERVATIONS :
☎️ 0340937004
0346299224

EVAMADTOUR mitondra anao hitety an'i Madagasikara.


  à  .Indro averinay indray ny vacances des Pâques any  .Efa betsaka ny niaraka taminay nanao io circuit io . : 29 Mars ...
20/02/2024

à .

Indro averinay indray ny vacances des Pâques any .
Efa betsaka ny niaraka taminay nanao io circuit io .

: 29 Mars au 02 Avril 2024
5 jours et 4 nuitées (2 nuitées à Fianarantsoa et 2 nuitées à Ranohira)
: 750000 ARIARY ,
Inclus :
✔️ Transport aller et retour, pendant les séjours.
✔️ Hébergement à l'hôtel, 2 par chambre
✔️ Restauration: Repas matin -midi-soir sauf les 2 déjeuners sur route du J1 et J5-.
✔️ Ticket d'entrée et frais de guidage dans le Parc National de l'Isalo.

Toy izao ny programme :
J1- Tana-Fianarantsoa
Départ à 6 H
Déjeuner libre sur route
Arrivée à Fianarantsoa, installation à l'hôtel
Dîner et nuit à l'hôtel. Un

J2- Fianarantsoa -Ranohira
Départ après le petit déjeuner
Pose photo à la montagne d'Ifandana ( Bonnet d' Évêque)
Déjeuner à Ihosy
Pose photo à la Reine de l'Isalo
Coucher de soleil à la Fenêtre de l'Isalo
Dîner
Nuit à l'hôtel.

J3- Parc National Isalo
Petit déjeuner
Départ pour la visite du Parc National ( randonnée 11 km au total)
Piscine naturelle, La Crête, Cascade des Nymphes, Piscine Bleue et Piscine Noire.
Déjeuner des Pâques au Parc.
Menu complet : entrée + plat + dessert
Retour à l'hôtel, repos
Dîner et nuit à l'hôtel.

J4- Ranohira - Fianarantsoa
Petit déjeuner
Départ pour Fianarantsoa
Déjeuner à Ambalavao
Arrivée à Fianarantsoa vers 14 h
Visite de la ville Haute de Fianarantsoa.
Dîner et nuit à l'hôtel

J5- Fianarantsoa -Tana
Départ pour Tana après le petit déjeuner à l'hôtel
Déjeuner libre sur route
Arrivée probable à Tana vers 18 H.

Infos et réservation :

TEL: 0340937004 / 0346299224





  à  .Indro averinay indray ny vacances des Pâques any  .Efa betsaka ny niaraka taminay nanao io circuit io . : 29 Mars ...
13/02/2024

à .

Indro averinay indray ny vacances des Pâques any .
Efa betsaka ny niaraka taminay nanao io circuit io .

: 29 Mars au 02 Avril 2024
5 jours et 4 nuitées (2 nuitées à Fianarantsoa et 2 nuitées à Ranohira)
: 750000 ARIARY ,
Inclus :
✔️ Transport aller et retour, pendant les séjours.
✔️ Hébergement à l'hôtel, 2 par chambre
✔️ Restauration: Repas matin -midi-soir sauf les 2 déjeuners sur route du J1 et J5-.
✔️ Ticket d'entrée et frais de guidage dans le Parc National de l'Isalo.

Toy izao ny programme :
J1- Tana-Fianarantsoa
Départ à 6 H
Déjeuner libre sur route
Arrivée à Fianarantsoa, installation à l'hôtel
Dîner et nuit à l'hôtel. Un

J2- Fianarantsoa -Ranohira
Départ après le petit déjeuner
Pose photo à la montagne d'Ifandana ( Bonnet d' Évêque)
Déjeuner à Ihosy
Pose photo à la Reine de l'Isalo
Coucher de soleil à la Fenêtre de l'Isalo
Dîner
Nuit à l'hôtel.

J3- Parc National Isalo
Petit déjeuner
Départ pour la visite du Parc National :
Piscine naturelle, La Crête, Cascade des Nymphes, Piscine Bleue et Piscine Noire.
Déjeuner des Pâques au Parc.
Menu complet : entrée + plat + dessert
Retour à l'hôtel, repos
Dîner et nuit à l'hôtel.

J4- Ranohira - Fianarantsoa
Petit déjeuner
Départ pour Fianarantsoa
Déjeuner à Ambalavao
Arrivée à Fianarantsoa vers 14 h
Visite de la ville Haute de Fianarantsoa.
Dîner et nuit à l'hôtel

J5- Fianarantsoa -Tana
Départ pour Tana après le petit déjeuner à l'hôtel
Déjeuner libre sur route
Arrivée probable à Tana vers 18 H.

Infos et réservation :
'
TEL: 0340937004 / 0346299224





💕💕      ET  💕💕Ndao hiaraka aminay hankalaza ny   any   sy  . : 14 FÉVRIER 2024 : À 07 H30 à Mahavatsy : 150000 Ariary : ...
06/02/2024

💕💕 ET 💕💕

Ndao hiaraka aminay hankalaza ny any sy .

: 14 FÉVRIER 2024
: À 07 H30 à Mahavatsy
: 150000 Ariary
:
✔️ Transport en vedette rapide.
Partenaire Maritime :
✔️ Ticket d'entrée et guidage à Nosy Ve
✔️ Déjeuner à Anakao Chez Emile ( Repas Malagasy )

⛔⛔ Boissons et dépenses personnelles.

Infos et réservation : 0340937004



Address

Ny Havana Antsahabe
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261340937004

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Evamad posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Evamad:

Videos

Share

Category


Other Travel Agencies in Antananarivo

Show All